Salamo 62.2
en.He only is my rock and my salvation; he is my defence; I shall not be greatly moved.
fr."(62:3) Oui, c`est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai guère."
mg."Izy ihany no vatolampiko sy famonjena ahy; Izy no fiarovana ahy ka tsy hangozohozo aho."
Marka 16.16
en.He that believeth and is baptized shall be saved; but he that believeth not shall be damned.
fr.Celui qui croira et qui sera baptisé sera sauvé, mais celui qui ne croira pas sera condamné.
mg."Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina."
Lioka 18.27
en.And he said, The things which are impossible with men are possible with God.
fr.Jésus répondit: Ce qui est impossible aux hommes est possible à Dieu.
mg.Fa hoy Jesosy: Ny zavatra izay tsy hay atao amin' olona dia hay atao amin' Andriamanitra.
Romana 10.10
en.For with the heart man believeth unto righteousness; and with the mouth confession is made unto salvation.
fr.Car c`est en croyant du coeur qu`on parvient à la justice, et c`est en confessant de la bouche qu`on parvient au salut, selon ce que dit l`Écriture:
mg.Fa amin' ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin' ny vava no anekena hahazoana famonjena.
1 Korintiana 6.9
en.Know ye not that the unrighteous shall not inherit the kingdom of God? Be not deceived: neither fornicators, nor idolaters, nor adulterers, nor effeminate, nor abusers of themselves with mankind,
fr.Ne savez-vous pas que les injustes n`hériteront point le royaume de Dieu? Ne vous y trompez pas: ni les impudiques, ni les idolâtres, ni les adultères,
mg.Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa na ny mpanao vetaveta, na ny mpanompo sampy, na ny mpaka vadin’olona, na ny sarim-bavy, na ny sodomita,
2 Timoty 1.9
en.Who hath saved us, and called us with an holy calling, not according to our works, but according to his own purpose and grace, which was given us in Christ Jesus before the world began,
fr.par la puissance de Dieu qui nous a sauvés, et nous a adressé une sainte vocation, non à cause de nos oeuvres, mais selon son propre dessein, et selon la grâce qui nous a été donnée en Jésus Christ avant les temps éternels,
mg.Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany, izay nomena antsika ao amin’i Kristy Jesosy talohan’ny niandohan’izao tontolo izao,