1. How amiable are thy tabernacles, O LORD of hosts!
1. (84:1) Au chef des chantres. Sur la guitthith. Des fils de Koré. Psaume. (84:2) Que tes demeures sont aimables, Éternel des armées!
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo ho an' ireo zanak' i Kora.] Endrey, maha-te-ho tia ny tabernakelinao Jehovah Tompon' ny maro ô!
2. My soul longeth, yea, even fainteth for the courts of the LORD: my heart and my flesh crieth out for the living God.
2. (84:3) Mon âme soupire et languit après les parvis de l`Éternel, Mon coeur et ma chair poussent des cris vers le Dieu vivant.
2. "Manina ny fanahiko, eny, vonton' alahelo ny kianjan' i Jehovah; mitaraina mafy amin' Andriamanitra velona ny foko sy ny nofoko."
3. Yea, the sparrow hath found an house, and the swallow a nest for herself, where she may lay her young, even thine altars, O LORD of hosts, my King, and my God.
3. (84:4) Le passereau même trouve une maison, Et l`hirondelle un nid où elle dépose ses petits... Tes autels, Éternel des armées! Mon roi et mon Dieu!
3. Eny, nahita trano ny tsikirity, ary nahita akany ho azy hametrahany ny zanany ny sidintsidina, dia ny alitaranao Jehovah, Tompon' ny maro ô, Mpanjakako sy Andriamanitro.
4. Blessed are they that dwell in thy house: they will be still praising thee. Selah.
4. (84:5) Heureux ceux qui habitent ta maison! Ils peuvent te célébrer encore. Pause.
4. "Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy. [Sela.]"
5. Blessed is the man whose strength is in thee; in whose heart are the ways of them.
5. (84:6) Heureux ceux qui placent en toi leur appui! Ils trouvent dans leur coeur des chemins tout tracés.
5. "Sambatra izay olona manan-kery avy aminao; ao am-pony ny lalany;"
6. Who passing through the valley of Baca make it a well; the rain also filleth the pools.
6. (84:7) Lorsqu`ils traversent la vallée de Baca, Ils la transforment en un lieu plein de sources, Et la pluie la couvre aussi de bénédictions.
6. "Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, dia ataovy misy loharano izany; ny ranonorana koa mameno ny kamory."
7. They go from strength to strength, every one of them in Zion appeareth before God.
7. (84:8) Leur force augmente pendant la marche, Et ils se présentent devant Dieu à Sion.
7. "Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan' Andriamanitra any Ziona izy rehetra."
8. O LORD God of hosts, hear my prayer: give ear, O God of Jacob. Selah.
8. (84:9) Éternel, Dieu des armées, écoute ma prière! Prête l`oreille, Dieu de Jacob! Pause.
8. "Jehovah Andriamanitry ny maro ô, henoy ny fivavako; mandrenesa ry Andriamanitr' i Jakoba ô. [Sela.]"
9. Behold, O God our shield, and look upon the face of thine anointed.
9. (84:10) Toi qui es notre bouclier, vois, ô Dieu! Et regarde la face de ton oint!
9. Andriamanitra, Ampinganay ô, tsinjovy, ka jereo ny tavan' ny voahosotrao.
10. For a day in thy courts is better than a thousand. I had rather be a doorkeeper in the house of my God, than to dwell in the tents of wickedness.
10. "(84:11) Mieux vaut un jour dans tes parvis que mille ailleurs; Je préfère me tenir sur le seuil de la maison de mon Dieu, Plutôt que d`habiter sous les tentes de la méchanceté."
10. "Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko ho mpiandry varavarana ao an-tranon' Andriamanitra toy izay mitoetra ao an-dain' ny ratsy fanahy."
11. For the LORD God is a sun and shield: the LORD will give grace and glory: no good thing will he withhold from them that walk uprightly.
11. (84:12) Car l`Éternel Dieu est un soleil et un bouclier, L`Éternel donne la grâce et la gloire, Il ne refuse aucun bien à ceux qui marchent dans l`intégrité.
11. "Fa Masoandro sy Ampinga Jehovah Andriamanitra; fahasoavana sy voninahitra no homen' i Jehovah; tsy hiaro zava-tsoa amin' izay mandeha amin' ny fahitsiana Izy."
12. O LORD of hosts, blessed is the man that trusteth in thee.
12. (84:13) Éternel des armées! Heureux l`homme qui se confie en toi!
12. Jehovah, Tompon' ny maro ô, sambatra izay olona matoky Anao.
<
>