1. Keep not thou silence, O God: hold not thy peace, and be not still, O God.
1. (83:1) Cantique. Psaume d`Asaph. (83:2) O Dieu, ne reste pas dans le silence! Ne te tais pas, et ne te repose pas, ô Dieu!
1. "[Tononkira na Salamo nataon' i Asafa.] ANDRIAMANITRA ô, aza mangina; Aza mikombom-bava Ianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô."
2. For, lo, thine enemies make a tumult: and they that hate thee have lifted up the head.
2. (83:3) Car voici, tes ennemis s`agitent, Ceux qui te haïssent lèvent la tête.
2. "Fa, indro, mitabataba ny fahavalonao; ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany."
3. They have taken crafty counsel against thy people, and consulted against thy hidden ones.
3. (83:4) Ils forment contre ton peuple des projets pleins de ruse, Et ils délibèrent contre ceux que tu protèges.
3. "Ny olonao no iokoany amin' ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voàfinao izy."
4. They have said, Come, and let us cut them off from being a nation; that the name of Israel may be no more in remembrance.
4. (83:5) Venez, disent-ils, exterminons-les du milieu des nations, Et qu`on ne se souvienne plus du nom d`Israël!
4. Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran' ny Isiraely.
5. For they have consulted together with one consent: they are confederate against thee:
5. "(83:6) Ils se concertent tous d`un même coeur, Ils font une alliance contre toi;"
5. Fa efa niray tetika tokoa ireo ka nanao fanekena hanohitra Anao,
6. The tabernacles of Edom, and the Ishmaelites; of Moab, and the Hagarenes;
6. (83:7) Les tentes d`Édom et les Ismaélites, Moab et les Hagaréniens,
6. Ny tabernakelin' i Edoma sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,
7. Gebal, and Ammon, and Amalek; the Philistines with the inhabitants of Tyre;
7. "(83:8) Guebal, Ammon, Amalek, Les Philistins avec les habitants de Tyr;"
7. Gebala sy Amona ary Amaleka, ny Filistina mbamin' ny mponina any Tyro.
8. Assur also is joined with them: they have holpen the children of Lot. Selah.
8. (83:9) L`Assyrie aussi se joint à eux, Elle prête son bras aux enfants de Lot. Pause.
8. "Asyria koa nikambana taminy; efa nanampy ny taranak' i Lota ireo.[Sela.]"
9. Do unto them as unto the Midianites; as to Sisera, as to Jabin, at the brook of Kison:
9. (83:10) Traite-les comme Madian, Comme Sisera, comme Jabin au torrent de Kison!
9. "Ataovy tahaka ny Midianita izy, tahaka an' i Sisera sy Jabina teo amin' ny Ony Kisona;"
10. Which perished at Endor: they became as dung for the earth.
10. (83:11) Ils ont été détruits à En Dor, Ils sont devenus du fumier pour la terre.
10. "Izay maty tany En-dora ka tonga zeziky ny tany ireo;"
11. Make their nobles like Oreb, and like Zeeb: yea, all their princes as Zebah, and as Zalmunna:
11. (83:12) Traite leurs chefs comme Oreb et Zeeb, Et tous leurs princes comme Zébach et Tsalmunna!
11. "Ataovy tahaka an' i Oreba sy Zeba ny andrianany; eny, ataovy tahaka an' i Zebaha ary tahaka an' i Zalmona ny mpanapaka azy ireo;"
12. Who said, Let us take to ourselves the houses of God in possession.
12. (83:13) Car ils disent: Emparons-nous Des demeures de Dieu!
12. "Izay nanao hoe: Aoka halaintsika ho antsika ny fonenan' Andriamanitra;"
13. O my God, make them like a wheel; as the stubble before the wind.
13. (83:14) Mon Dieu! rends-les semblables au tourbillon, Au chaume qu`emporte le vent,
13. Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny kodiarana ireo, tahaka ny mololo entin' ny rivotra.
14. As the fire burneth a wood, and as the flame setteth the mountains on fire;
14. (83:15) Au feu qui brûle la forêt, A la flamme qui embrase les montagnes!
14. Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra,
15. So persecute them with thy tempest, and make them afraid with thy storm.
15. (83:16) Poursuis-les ainsi de ta tempête, Et fais-les trembler par ton ouragan!
15. No anenjeho azy amin' ny tadionao sy ampitahory azy amin' ny tafio-drivotrao.
16. Fill their faces with shame; that they may seek thy name, O LORD.
16. (83:17) Couvre leur face d`ignominie, Afin qu`ils cherchent ton nom, ô Éternel!
16. Saròny henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.
17. Let them be confounded and troubled for ever; yea, let them be put to shame, and perish:
17. (83:18) Qu`ils soient confus et épouvantés pour toujours, Qu`ils soient honteux et qu`ils périssent!
17. "Aoka ho menatra sy azom-pahoriana mandrakizay ireo; eny, aoka hangaihay sy haringana izy;"
18. That men may know that thou, whose name alone is JEHOVAH, art the most high over all the earth.
18. (83:19) Qu`ils sachent que toi seul, dont le nom est l`Éternel, Tu es le Très Haut sur toute la terre!
18. Mba ho fantatry ny olona fa Ianao izay hany manana ny anarana hoe Jehovah, no Ilay Ambony Indrindra manerana ny tany rehetra.