1. Hear my voice, O God, in my prayer: preserve my life from fear of the enemy.
1. (64:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (64:2) O Dieu, écoute ma voix, quand je gémis! Protège ma vie contre l`ennemi que je crains!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] HENOY ny feoko, Andriamanitra ô, ao amin' ny fivavahako; arovy ny aiko amin' ny tahotra ny fahavalo."
2. Hide me from the secret counsel of the wicked; from the insurrection of the workers of iniquity:
2. (64:3) Garantis-moi des complots des méchants, De la troupe bruyante des hommes iniques!
2. Afeno aho tsy ho azon' ny tolo-tsaina miafin' ny ratsy fanahy sy ny fitabataban' ny mpanao heloka,
3. Who whet their tongue like a sword, and bend their bows to shoot their arrows, even bitter words:
3. (64:4) Ils aiguisent leur langue comme un glaive, Ils lancent comme des traits leurs paroles amères,
3. "Izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra, ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy;"
4. That they may shoot in secret at the perfect: suddenly do they shoot at him, and fear not.
4. "(64:5) Pour tirer en cachette sur l`innocent; Ils tirent sur lui à l`improviste, et n`ont aucune crainte."
4. "Mba hitifitra mangingina ny mahitsy; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra."
5. They encourage themselves in an evil matter: they commune of laying snares privily; they say, Who shall see them?
5. (64:6) Ils se fortifient dans leur méchanceté: Ils se concertent pour tendre des pièges, Ils disent: Qui les verra?
5. "Fikiriny ny hevi-dratsiny; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka manao hoe: iza no hahita izany?"
6. They search out iniquities; they accomplish a diligent search: both the inward thought of every one of them, and the heart, is deep.
6. (64:7) Ils méditent des crimes: Nous voici prêts, le plan est conçu! La pensée intime, le coeur de chacun est un abîme.
6. "Mikaroka faharatsiana izy; manatanteraka ny fikarohany fatratra izy: ny fisainana anatin' ny tsirairay avy amin' izy ireo sy ny fony dia samy lalina."
7. But God shall shoot at them with an arrow; suddenly shall they be wounded.
7. (64:8) Dieu lance contre eux ses traits: Soudain les voilà frappés.
7. "Nefa, hitifitra azy amin' ny zana-tsipìka Andriamanitra; tampoka no hahavoazany."
8. So they shall make their own tongue to fall upon themselves: all that see them shall flee away.
8. "(64:9) Leur langue a causé leur chute; Tous ceux qui les voient secouent la tête."
8. "Ho voasingotry ny lelany ihany izy ka ho potraka; handositra izay rehetra mahita azy."
9. And all men shall fear, and shall declare the work of God; for they shall wisely consider of his doing.
9. (64:10) Tous les hommes sont saisis de crainte, Ils publient ce que Dieu fait, Et prennent garde à son oeuvre.
9. Ary hatahotra ny olona rehetra ka hanambara ny asan' Andriamanitra sady handinika tsara ny ataony.
10. The righteous shall be glad in the LORD, and shall trust in him; and all the upright in heart shall glory.
10. (64:11) Le juste se réjouit en l`Éternel et cherche en lui son refuge, Tous ceux qui ont le coeur droit se glorifient.
10. "Hifaly amin' i Jehovah ny marina ka hatoky Azy; ary hifaly tena ny mahitsy fo rehetra."