1. O God, thou art my God; early will I seek thee: my soul thirsteth for thee, my flesh longeth for thee in a dry and thirsty land, where no water is;
1. "(63:1) Psaume de David. Lorsqu`il était dans le désert de Juda. (63:2) O Dieu! tu es mon Dieu, je te cherche; Mon âme a soif de toi, mon corps soupire après toi, Dans une terre aride, desséchée, sans eau."
1. "[Salamo nataon' i Davida, fony tany an' efitr' i Joda izy.] ANDRIAMANITRA ô, Andriamanitro Ianao; mitady Anao fatratra aho; mangetaheta Anao ny fanahiko, maniry Anao ny nofoko eto amin' ny tany maina sy mangentana tsy misy rano;"
2. To see thy power and thy glory, so as I have seen thee in the sanctuary.
2. (63:3) Ainsi je te contemple dans le sanctuaire, Pour voir ta puissance et ta gloire.
2. Toy izany no nijereko Anao tao amin' ny fitoerana masina, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
3. Because thy lovingkindness is better than life, my lips shall praise thee.
3. (63:4) Car ta bonté vaut mieux que la vie: Mes lèvres célèbrent tes louanges.
3. Fa tsara noho ny aina ny indrafonao ka hidera Anao ny molotro.
4. Thus will I bless thee while I live: I will lift up my hands in thy name.
4. (63:5) Je te bénirai donc toute ma vie, J`élèverai mes mains en ton nom.
4. "Toy izany no isaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin' ny anaranao no anandratako ny tanako."
5. My soul shall be satisfied as with marrow and fatness; and my mouth shall praise thee with joyful lips:
5. (63:6) Mon âme sera rassasiée comme de mets gras et succulents, Et, avec des cris de joie sur les lèvres, ma bouche te célébrera.
5. "Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan' ny fanahiko; ary amin' ny molotra falifaly no hideran' ny vavako Anao."
6. When I remember thee upon my bed, and meditate on thee in the night watches.
6. (63:7) Lorsque je pense à toi sur ma couche, Je médite sur toi pendant les veilles de la nuit.
6. Raha mahatsiaro Anao eo am-pandriako aho, dia mieritreritra Anao amin' ny fiambenan' alina.
7. Because thou hast been my help, therefore in the shadow of thy wings will I rejoice.
7. (63:8) Car tu es mon secours, Et je suis dans l`allégresse à l`ombre de tes ailes.
7. Satria efa namonjy ahy Ianao, noho izany dia ao amin' ny aloky ny elatrao no hihobiako.
8. My soul followeth hard after thee: thy right hand upholdeth me.
8. "(63:9) Mon âme est attachée à toi; Ta droite me soutient."
8. "Mifikitra aminao ny fanahiko; manohana ahy ny tananao ankavanana."
9. But those that seek my soul, to destroy it, shall go into the lower parts of the earth.
9. "(63:10) Mais ceux qui cherchent à m`ôter la vie Iront dans les profondeurs de la terre;"
9. Fa ireo izay mitady hamongotra ny fanahiko dia ho any amin' ny faritra ambanin' ny tany.
10. They shall fall by the sword: they shall be a portion for foxes.
10. (63:11) Ils seront livrés au glaive, Ils seront la proie des chacals.
10. "Hatolotra ho amin' ny herin' ny sabatra izy; ho anjaran' ny amboahaolo izy."
11. But the king shall rejoice in God; every one that sweareth by him shall glory: but the mouth of them that speak lies shall be stopped.
11. "(63:12) Et le roi se réjouira en Dieu; Quiconque jure par lui s`en glorifiera, Car la bouche des menteurs sera fermée."
11. "Fa hifaly amin' Andriamanitra ny mpanjaka; ho ravoravo izay rehetra mianiana aminy. Fa hakombona ny vavan' izay mandainga."