1. Praise waiteth for thee, O God, in Sion: and unto thee shall the vow be performed.
1. (65:1) Au chef des chantres. Psaume de David. Cantique. (65:2) Avec confiance, ô Dieu! on te louera dans Sion, Et l`on accomplira les voeux qu`on t`a faits.
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo sy hira nataon' i Davida.] MIANDRY Anao ny fiderana, ry Andriamanitra any Ziona ô; ary aminao no hanefana ny voady."
2. O thou that hearest prayer, unto thee shall all flesh come.
2. (65:3) O toi, qui écoutes la prière! Tous les hommes viendront à toi.
2. Ry Mpihaino vavaka ô, Ianao no hohatonin' ny nofo rehetra.
3. Iniquities prevail against me: as for our transgressions, thou shalt purge them away.
3. (65:4) Les iniquités m`accablent: Tu pardonneras nos transgressions.
3. "Ny heloka mandresy ahy; nefa Ianao no mamela ny fahadisoanay."
4. Blessed is the man whom thou choosest, and causest to approach unto thee, that he may dwell in thy courts: we shall be satisfied with the goodness of thy house, even of thy holy temple.
4. (65:5) Heureux celui que tu choisis et que tu admets en ta présence, Pour qu`il habite dans tes parvis! Nous nous rassasierons du bonheur de ta maison, De la sainteté de ton temple.
4. "Sambatra izay olona fidinao ka ampanatoninao Anao hitoetra eo an-kianjanao; ho voky ny zava-tsoa ao amin' ny tranonao izahay, dia ny tempolinao masina."
5. By terrible things in righteousness wilt thou answer us, O God of our salvation; who art the confidence of all the ends of the earth, and of them that are afar off upon the sea:
5. (65:6) Dans ta bonté, tu nous exauces par des prodiges, Dieu de notre salut, Espoir de toutes les extrémités lointaines de la terre et de la mer!
5. "Zava-mahatahotra no ataonao amin' ny fahamarinana mba hamaliana anay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, Izay tokin' ny faran' ny tany rehetra sy izay eny amin' ny ranomasina lavitra eny;"
6. Which by his strength setteth fast the mountains; being girded with power:
6. "(65:7) Il affermit les montagnes par sa force, Il est ceint de puissance;"
6. Mampiorina ny tendrombohitra amin' ny heriny Izy, misikina fahatanjahana Izy.
7. Which stilleth the noise of the seas, the noise of their waves, and the tumult of the people.
7. (65:8) Il apaise le mugissement des mers, le mugissement de leurs flots, Et le tumulte des peuples.
7. Mampitsahatra ny firohondrohon' ny ranomasina sy ny feon' ny onja Izy, ary ny fitabataban' ny olona.
8. They also that dwell in the uttermost parts are afraid at thy tokens: thou makest the outgoings of the morning and evening to rejoice.
8. "(65:9) Ceux qui habitent aux extrémités du monde s`effraient de tes prodiges; Tu remplis d`allégresse l`orient et l`occident."
8. "Dia matahotra noho ny famantaranao ny mponina any am-paran' ny tany; ny any amin' ny fiposahan' ny maraina sy ny hariva no ampihobianao."
9. Thou visitest the earth, and waterest it: thou greatly enrichest it with the river of God, which is full of water: thou preparest them corn, when thou hast so provided for it.
9. "(65:10) Tu visites la terre et tu lui donnes l`abondance, Tu la combles de richesses; Le ruisseau de Dieu est plein d`eau; Tu prépares le blé, quand tu la fertilises ainsi."
9. "Mamangy ny tany Ianao, ka manondraka azy; mampahavokatra be azy Ianao amin' ny onin'Andriamanitra izay feno rano. Mamboatra varimbazaha ho azy Ianao, rehefa avy nanomana ny tany."
10. Thou waterest the ridges thereof abundantly: thou settlest the furrows thereof: thou makest it soft with showers: thou blessest the springing thereof.
10. (65:11) En arrosant ses sillons, en aplanissant ses mottes, Tu la détrempes par des pluies, tu bénis son germe.
10. "Mahampo-drano ny tany voasa Ianao ka mampiravona azy; ranonorana mivatravatra no andemanao azy; mitahy ny fitsimohany Ianao."
11. Thou crownest the year with thy goodness; and thy paths drop fatness.
11. "(65:12) Tu couronnes l`année de tes biens, Et tes pas versent l`abondance;"
11. "Satrohanao voninahitra ny taona amin' ny fahatsaranao; ary ny dianao mitete menaka."
12. They drop upon the pastures of the wilderness: and the little hills rejoice on every side.
12. "(65:13) Les plaines du désert sont abreuvées, Et les collines sont ceintes d`allégresse;"
12. Vonton-drano ny fiandrasan' ondry any an' efitra, ary misikina fifaliana ny havoana kely.
13. The pastures are clothed with flocks; the valleys also are covered over with corn; they shout for joy, they also sing.
13. (65:14) Les pâturages se couvrent de brebis, Et les vallées se revêtent de froment. Les cris de joie et les chants retentissent.
13. "Rakotra ondry ny saha; voasarona varimbazaha koa ny lohasaha; mihoby izy ireo sady mihira koa."
<
>