1. Truly my soul waiteth upon God: from him cometh my salvation.
1. "(62:1) Au chef des chantres. D`après Jeduthun. Psaume de David. (62:2) Oui, c`est en Dieu que mon âme se confie; De lui vient mon salut."
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon' i Davida.] ANDRIAMANITRA tokoa no iantombenan' ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy."
2. He only is my rock and my salvation; he is my defence; I shall not be greatly moved.
2. "(62:3) Oui, c`est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai guère."
2. "Izy ihany no vatolampiko sy famonjena ahy; Izy no fiarovana ahy ka tsy hangozohozo aho."
3. How long will ye imagine mischief against a man? ye shall be slain all of you: as a bowing wall shall ye be, and as a tottering fence.
3. (62:4) Jusqu`à quand vous jetterez-vous sur un homme, Chercherez-vous tous à l`abattre, Comme une muraille qui penche, Comme une clôture qu`on renverse?
3. "Mandra-pahoviana no hirohotanareo hamely olona? Ho voarodana avokoa ianareo rehetra toy ny manda mirona sy ny rova mihozongozona;"
4. They only consult to cast him down from his excellency: they delight in lies: they bless with their mouth, but they curse inwardly. Selah.
4. "(62:5) Ils conspirent pour le précipiter de son poste élevé; Ils prennent plaisir au mensonge; Ils bénissent de leur bouche, Et ils maudissent dans leur coeur. -Pause."
4. "Misaina hatrany ny hanongana azy hiala amin' ny voninahiny ireny; lainga no ifaliany; misaotra amin' ny vavany izy, fa manozona ao anatiny.[Sela.]"
5. My soul, wait thou only upon God; for my expectation is from him.
5. (62:6) Oui, mon âme, confie-toi en Dieu! Car de lui vient mon espérance.
5. "Miantombena amin' Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko."
6. He only is my rock and my salvation: he is my defence; I shall not be moved.
6. "(62:7) Oui, c`est lui qui est mon rocher et mon salut; Ma haute retraite: je ne chancellerai pas."
6. "Izy ihany no vatolampiko sy famonjena ahy; izy no fiarovana ahy, ka tsy hangozohozo aho."
7. In God is my salvation and my glory: the rock of my strength, and my refuge, is in God.
7. "(62:8) Sur Dieu reposent mon salut et ma gloire; Le rocher de ma force, mon refuge, est en Dieu."
7. "Ao amin' Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampin' ny heriko, ary ny fialofako dia ao amin' Andriamanitra."
8. Trust in him at all times; ye people, pour out your heart before him: God is a refuge for us. Selah.
8. (62:9) En tout temps, peuples, confiez-vous en lui, Répandez vos coeurs en sa présence! Dieu est notre refuge, -Pause.
8. "Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no fialofana ho antsika.[Sela.]"
9. Surely men of low degree are vanity, and men of high degree are a lie: to be laid in the balance, they are altogether lighter than vanity.
9. (62:10) Oui, vanité, les fils de l`homme! Mensonge, les fils de l`homme! Dans une balance ils monteraient Tous ensemble, plus légers qu`un souffle.
9. "Zava-poana tokoa ny olona ambany ary lainga ny olona ambony; raha atao eo ambony mizana izy ireo dia maivana avokoa noho ny zava-poana."
10. Trust not in oppression, and become not vain in robbery: if riches increase, set not your heart upon them.
10. "(62:11) Ne vous confiez pas dans la violence, Et ne mettez pas un vain espoir dans la rapine; Quand les richesses s`accroissent, N`y attachez pas votre coeur."
10. "Aza matoky ny fanaovana an-keriny; aoka tsy ho tonga tsinontsinona amin' ny fandrobana; raha mitombo ny harena, dia aza anorenana ny fonareo."
11. God hath spoken once; twice have I heard this; that power belongeth unto God.
11. "(62:12) Dieu a parlé une fois; Deux fois j`ai entendu ceci: C`est que la force est à Dieu."
11. "Indray mandeha no nitenenan' Andriamanitra; indroa no nandrenesako hoe: An' Andriamanitra ny hery."
12. Also unto thee, O Lord, belongeth mercy: for thou renderest to every man according to his work.
12. "(62:13) A toi aussi, Seigneur! la bonté; Car tu rends à chacun selon ses oeuvres."
12. Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindrampo, fa Ianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany.
<
>