1. Deliver me from mine enemies, O my God: defend me from them that rise up against me.
1. (59:1) Au chef des chantres. <<Ne détruis pas.>> Hymne de David. Lorsque Saül envoya cerner la maison, pour le faire mourir. (59:2) Mon Dieu! délivre-moi de mes ennemis, Protège-moi contre mes adversaires!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon' i Davida, fony Saoly naniraka ka nisy niambina ny trano hamonoana azy.] AFAHO amin' ny fahavaloko aho,Andriamanitro ô; arovy aho tsy ho azon' ireo izay mitsangana hanohitra ahy."
2. Deliver me from the workers of iniquity, and save me from bloody men.
2. (59:3) Délivre-moi des malfaiteurs, Et sauve-moi des hommes de sang!
2. Afaho amin' ny mpanao ratsy aho ary vonjeo amin' ny mpandatsa-dra.
3. For, lo, they lie in wait for my soul: the mighty are gathered against me; not for my transgression, nor for my sin, O LORD.
3. "(59:4) Car voici, ils sont aux aguets pour m`ôter la vie; Des hommes violents complotent contre moi, Sans que je sois coupable, sans que j`aie péché, ô Éternel!"
3. "Fa, indro, manotrika hahazo ny aiko izy; miangona hanohitra ahy ny mahery, nefa tsy noho ny fahadisoako, na noho ny fahotako, Jehovah ô!"
4. They run and prepare themselves without my fault: awake to help me, and behold.
4. (59:5) Malgré mon innocence, ils courent, ils se préparent: Réveille-toi, viens à ma rencontre, et regarde!
4. Tsy heloko no hihazakazahany sy hiomanany, koa mifohaza hitsena ahy, ka jereo.
5. Thou therefore, O LORD God of hosts, the God of Israel, awake to visit all the heathen: be not merciful to any wicked transgressors. Selah.
5. (59:6) Toi, Éternel, Dieu des armées, Dieu d`Israël, Lève-toi, pour châtier toutes les nations! N`aie pitié d`aucun de ces méchants infidèles! -Pause.
5. "Noho izany, Ianao, Jehovah ô, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, mifohaza hamely ny jentilisa rehetra; aza mamindra fo amin' izay mpivadika ratsy fanahy.[Sela.]"
6. They return at evening: they make a noise like a dog, and go round about the city.
6. (59:7) Ils reviennent chaque soir, ils hurlent comme des chiens, Ils font le tour de la ville.
6. Miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika sady mandehandeha eran' ny tanàna.
7. Behold, they belch out with their mouth: swords are in their lips: for who, say they, doth hear?
7. "(59:8) Voici, de leur bouche ils font jaillir le mal, Des glaives sont sur leurs lèvres; Car, qui est-ce qui entend?"
7. "Indro, mirezadrezatra amin' ny vavany izy; sabatra no eo amin' ny molony, fa iza, hoy izy, no handre."
8. But thou, O LORD, shalt laugh at them; thou shalt have all the heathen in derision.
8. (59:9) Et toi, Éternel, tu te ris d`eux, Tu te moques de toutes les nations.
8. "Kanjo Ianao, Jehovah ô, hihomehy azy; haneso ny jentilisa rehetra Ianao."
9. Because of his strength will I wait upon thee: for God is my defence.
9. (59:10) Quelle que soit leur force, c`est en toi que j`espère, Car Dieu est ma haute retraite.
9. "Koa noho ny herin' ireny dia hiandry Anao aho; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy."
10. The God of my mercy shall prevent me: God shall let me see my desire upon mine enemies.
10. (59:11) Mon Dieu vient au-devant de moi dans sa bonté, Dieu me fait contempler avec joie ceux qui me persécutent.
10. "Andriamanitra, Izay mamindra fo amiko, no hialoha ahy; hataon' Andriamanitra faly mijery ny amin' ny fahavaloko aho."
11. Slay them not, lest my people forget: scatter them by thy power; and bring them down, O Lord our shield.
11. "(59:12) Ne les tue pas, de peur que mon peuple ne l`oublie; Fais-les errer par ta puissance, et précipite-les, Seigneur, notre bouclier!"
11. "Aza mahafaty azy Ianao, fandrao hanadino izany ny oloko;ampirenireneo amin' ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo Ampinganay ô."
12. For the sin of their mouth and the words of their lips let them even be taken in their pride: and for cursing and lying which they speak.
12. (59:13) Leur bouche pèche à chaque parole de leurs lèvres: Qu`ils soient pris dans leur propre orgueil! Ils ne profèrent que malédictions et mensonges.
12. Aoka hosamborina amin' ny fireharehany izy noho ny fahotan' ny vavany sy ny tenin' ny molony, ary noho ny ozona sy ny lainga ataony.
13. Consume them in wrath, consume them, that they may not be: and let them know that God ruleth in Jacob unto the ends of the earth. Selah.
13. (59:14) Détruis-les, dans ta fureur, détruis-les, et qu`ils ne soient plus! Qu`ils sachent que Dieu règne sur Jacob, Jusqu`aux extrémités de la terre! -Pause.
13. "Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy ho ao intsony;ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin' i Jakoba, ka hatramin' ny faran' ny tany.[Sela.]"
14. And at evening let them return; and let them make a noise like a dog, and go round about the city.
14. (59:15) Ils reviennent chaque soir, ils hurlent comme des chiens, Ils font le tour de la ville.
14. Ary aoka hiverina amin' ny hariva izy ireny, ary aoka hierona tahaka ny alika sady handehandeha eran' ny tanàna.
15. Let them wander up and down for meat, and grudge if they be not satisfied.
15. (59:16) Ils errent çà et là, cherchant leur nourriture, Et ils passent la nuit sans être rassasiés.
15. "Aoka hiriorio hitady hanina izy; ary raha tsy voky izy dia any ihany mandritra ny alina."
16. But I will sing of thy power; yea, I will sing aloud of thy mercy in the morning: for thou hast been my defence and refuge in the day of my trouble.
16. "(59:17) Et moi, je chanterai ta force; Dès le matin, je célébrerai ta bonté. Car tu es pour moi une haute retraite, Un refuge au jour de ma détresse."
16. "Fa izaho kosa dia hihira ny herinao, eny, hihoby mafy ny famindramponao nony maraina; fa fiarovana avo ho ahy sy fialofako amin' ny andro fahoriana Ianao."
17. Unto thee, O my strength, will I sing: for God is my defence, and the God of my mercy.
17. (59:18) O ma force! c`est toi que je célébrerai, Car Dieu, mon Dieu tout bon, est ma haute retraite.
17. "Ry Heriko ô, Ianao no hohiraiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra izay mamindra fo amiko."