1. Do ye indeed speak righteousness, O congregation? do ye judge uprightly, O ye sons of men?
1. (58:1) Au chef des chantres. <<Ne détruis pas.>> Hymne de David. (58:2) Est-ce donc en vous taisant que vous rendez la justice? Est-ce ainsi que vous jugez avec droiture, fils de l`homme?
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon' i Davida.] MOA milaza ny marina tokoa va ianareo, ry fiangonana? Moa mitsara mahitsy va ianareo, ry zanak' olombelona?
2. Yea, in heart ye work wickedness; ye weigh the violence of your hands in the earth.
2. "(58:3) Loin de là! Dans le coeur, vous consommez des iniquités; Dans le pays, c`est la violence de vos mains que vous placez sur la balance."
2. "Tsy izany, fa ao am-po no amoronanareo faharatsiana; mandanja ny fandozan' ny tananareo ety an-tany ianareo."
3. The wicked are estranged from the womb: they go astray as soon as they be born, speaking lies.
3. (58:4) Les méchants sont pervertis dès le sein maternel, Les menteurs s`égarent au sortir du ventre de leur mère.
3. "Mivily hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy; mania izy raha vantany vao teraka, ka miteny lainga."
4. Their poison is like the poison of a serpent: they are like the deaf adder that stoppeth her ear;
4. (58:5) Ils ont un venin pareil au venin d`un serpent, D`un aspic sourd qui ferme son oreille,
4. "Ny poiziny dia tahaka ny poizin' ny menarana; eny, tahaka ny vipera marenina izay manentsin-tadìny izy,"
5. Which will not hearken to the voice of charmers, charming never so wisely.
5. (58:6) Qui n`entend pas la voix des enchanteurs, Du magicien le plus habile.
5. Ka tsy mihaino ny feon' ny mpanao ody, na dia izay mpahay ody indrindra aza.
6. Break their teeth, O God, in their mouth: break out the great teeth of the young lions, O LORD.
6. (58:7) O Dieu, brise-leur les dents dans la bouche! Éternel, arrache les mâchoires des lionceaux!
6. "Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny eo am-bavany; omboty ny vazan' ny liona tanora, Jehovah ô."
7. Let them melt away as waters which run continually: when he bendeth his bow to shoot his arrows, let them be as cut in pieces.
7. (58:8) Qu`ils se dissipent comme des eaux qui s`écoulent! Qu`ils ne lancent que des traits émoussés!
7. "Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; raha atraniny ny zana-tsipìkany, dia aoka ho torotoro ireny."
8. As a snail which melteth, let every one of them pass away: like the untimely birth of a woman, that they may not see the sun.
8. "(58:9) Qu`ils périssent en se fondant, comme un limaçon; Sans voir le soleil, comme l`avorton d`une femme!"
8. "Aoka ho tahaka ny lelosy, izay mihalevona eny am-pandehanana izy; tahaka ny zaza tsy tonga volana izay tsy mahita masoandro."
9. Before your pots can feel the thorns, he shall take them away as with a whirlwind, both living, and in his wrath.
9. (58:10) Avant que vos chaudières sentent l`épine, Verte ou enflammée, le tourbillon l`emportera.
9. Dieny tsy mbola mafanan' ny afon-tsilo ny vilaninareo, ka hoentiny toy ny amin' ny tafio-drivotra mbola velona izy, no sady ao anatin' ny fahatezerany.
10. The righteous shall rejoice when he seeth the vengeance: he shall wash his feet in the blood of the wicked.
10. "(58:11) Le juste sera dans la joie, à la vue de la vengeance; Il baignera ses pieds dans le sang des méchants."
10. "Hifaly ny marina, raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin' ny ràn' ny ratsy fanahy izy;"
11. So that a man shall say, Verily there is a reward for the righteous: verily he is a God that judgeth in the earth.
11. "(58:12) Et les hommes diront: Oui, il est une récompense pour le juste; Oui, il est un Dieu qui juge sur la terre."
11. "Dia hiteny ny olona ka hanao hoe: Misy valiny tokoa ho an' ny marina; Izy tokoa no Andriamanitra Izay mitsara ety an-tany."