1. Be merciful unto me, O God, be merciful unto me: for my soul trusteth in thee: yea, in the shadow of thy wings will I make my refuge, until these calamities be overpast.
1. "(57:1) Au chef des chantres. <<Ne détruis pas.>> Hymne de David. Lorsqu`il se réfugia dans la caverne, poursuivi par Saül. (57:2) Aie pitié de moi, ô Dieu, aie pitié de moi! Car en toi mon âme cherche un refuge; Je cherche un refuge à l`ombre de tes ailes, Jusqu`à ce que les calamités soient passées."
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon' i Davida tamin' ny nandosirany an' i Saoly tao anaty zohy.] MAMINDRÀ fo amiko, Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko; fa matoky Anao ny fanahiko, eny, ao amin' ny aloky ny elatrao no ialofako mandra-pahalasan' ireo loza."
2. I will cry unto God most high; unto God that performeth all things for me.
2. (57:3) Je crie au Dieu Très Haut, Au Dieu qui agit en ma faveur.
2. Hitaraina amin' Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia Andriamanitra izay manatanteraka ny zavatra rehetra ho ahy.
3. He shall send from heaven, and save me from the reproach of him that would swallow me up. Selah. God shall send forth his mercy and his truth.
3. "(57:4) Il m`enverra du ciel le salut, Tandis que mon persécuteur se répand en outrages; -Pause. Dieu enverra sa bonté et sa fidélité."
3. Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy amin' ny latsa ataon' izay te-hitelina ahy. [Sela.] Haniraka ny famindrampony sy ny fahamarinany Andriamanitra.
4. My soul is among lions: and I lie even among them that are set on fire, even the sons of men, whose teeth are spears and arrows, and their tongue a sharp sword.
4. "(57:5) Mon âme est parmi des lions; Je suis couché au milieu de gens qui vomissent la flamme, Au milieu d`hommes qui ont pour dents la lance et les flèches, Et dont la langue est un glaive tranchant."
4. "Ny fanahiko dia eo afovoan' ny liona; mandry eo amin' ny mpamoky olona aho, dia ny zanak' olombelona, izay lefona sy zana-tsipìka ny nifiny, ary sabatra maranitra ny lelany."
5. Be thou exalted, O God, above the heavens; let thy glory be above all the earth.
5. (57:6) Élève-toi sur les cieux, ô Dieu! Que ta gloire soit sur toute la terre!
5. "Misandrata any ambonin' ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin' ny tany rehetra ny voninahitrao."
6. They have prepared a net for my steps; my soul is bowed down: they have digged a pit before me, into the midst whereof they are fallen themselves. Selah.
6. "(57:7) Ils avaient tendu un filet sous mes pas: Mon âme se courbait; Ils avaient creusé une fosse devant moi: Ils y sont tombés. -Pause."
6. "Efa namela-pandrika harato haningorana ny diako izy, ka nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny. [Sela.]"
7. My heart is fixed, O God, my heart is fixed: I will sing and give praise.
7. "(57:8) Mon coeur est affermi, ô Dieu! mon coeur est affermi; Je chanterai, je ferai retentir mes instruments."
7. "Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho."
8. Awake up, my glory; awake, psaltery and harp: I myself will awake early.
8. (57:9) Réveille-toi, mon âme! réveillez-vous, mon luth et ma harpe! Je réveillerai l`aurore.
8. "Mifohaza, ry voninahitro; mifohaza, ry valiha sy harpa; hifoha maraina koa aho."
9. I will praise thee, O Lord, among the people: I will sing unto thee among the nations.
9. (57:10) Je te louerai parmi les peuples, Seigneur! Je te chanterai parmi les nations.
9. "Hidera Anao eny amin' ny vahoaka aho, Jehovah ô; hankalaza Anao eny amin' ny firenena aho."
10. For thy mercy is great unto the heavens, and thy truth unto the clouds.
10. (57:11) Car ta bonté atteint jusqu`aux cieux, Et ta fidélité jusqu`aux nues.
10. Fa lehibe mihatra amin' ny lanitra ny famindramponao, ary mihatra amin' ny rahona ny fahamarinanao.
11. Be thou exalted, O God, above the heavens: let thy glory be above all the earth.
11. (57:12) Élève-toi sur les cieux, ô Dieu! Que ta gloire soit sur toute la terre!
11. "Misandrata any ambonin' ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin' ny tany rehetra ny voninahitrao."
<
>