1. Save me, O God, by thy name, and judge me by thy strength.
1. (54:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Cantique de David. (54:2) Lorsque les Ziphiens vinrent dire à Saül: David n`est-il pas caché parmi nous? (54:3) O Dieu! sauve-moi par ton nom, Et rends-moi justice par ta puissance!
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Neginoth Maskila nataon' i Davida fony tonga ny Zifita ka nanao tamin' i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida?] VONJEO amin' ny anaranao aho, Andriamanitra ô! ary tsarao aho araka ny herinao.
2. Hear my prayer, O God; give ear to the words of my mouth.
2. (54:4) O Dieu! écoute ma prière, Prête l`oreille aux paroles de ma bouche!
2. "Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin' ny vavako."
3. For strangers are risen up against me, and oppressors seek after my soul: they have not set God before them. Selah.
3. "(54:5) Car des étrangers se sont levés contre moi, Des hommes violents en veulent à ma vie; Ils ne portent pas leurs pensées sur Dieu. -Pause."
3. "Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an' Andriamanitra ho eo anatrehany izy. [Sela.]"
4. Behold, God is mine helper: the Lord is with them that uphold my soul.
4. (54:6) Voici, Dieu est mon secours, Le Seigneur est le soutien de mon âme.
4. "Indro, Andriamanitra no Mpamonjy ahy; ny Tompo no mpanohana ny fanahiko."
5. He shall reward evil unto mine enemies: cut them off in thy truth.
5. "(54:7) Le mal retombera sur mes adversaires; Anéantis-les, dans ta fidélité!"
5. "Hamaly ny ratsy ataon' ny fahavaloko ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy."
6. I will freely sacrifice unto thee: I will praise thy name, O LORD; for it is good.
6. "(54:8) Je t`offrirai de bon coeur des sacrifices; Je louerai ton nom, ô Éternel! car il est favorable,"
6. "Sitrapoko ihany no anaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izany."
7. For he hath delivered me out of all trouble: and mine eye hath seen his desire upon mine enemies.
7. (54:9) Car il me délivre de toute détresse, Et mes yeux se réjouissent à la vue de mes ennemis.
7. "Fa efa namonjy ahy ho afaka amin' ny fahoriako rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin' ny fahavaloko."
<
>