1. The fool hath said in his heart, There is no God. Corrupt are they, and have done abominable iniquity: there is none that doeth good.
1. "(53:1) Au chef des chantres. Sur la flûte. Cantique de David. (53:2) L`insensé dit en son coeur: Il n`y a point de Dieu! Ils se sont corrompus, ils ont commis des iniquités abominables; Il n`en est aucun qui fasse le bien."
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-mahalath. Maskila nataon' i Davida.] NY adala manao anakampo hoe: Tsy misy Andriamanitra. Simba izy, ary manao heloka mahatsiravina; tsy misy manao ny tsara."
2. God looked down from heaven upon the children of men, to see if there were any that did understand, that did seek God.
2. (53:3) Dieu, du haut des cieux, regarde les fils de l`homme, Pour voir s`il y a quelqu`un qui soit intelligent, Qui cherche Dieu.
2. Eny an-danitra Andriamanitra miondrika mijery ny zanak' olombelona, mba hizaha raha misy mahalala mitady an' Andriamanitra.
3. Every one of them is gone back: they are altogether become filthy; there is none that doeth good, no, not one.
3. "(53:4) Tous sont égarés, tous sont pervertis; Il n`en est aucun qui fasse le bien, Pas même un seul."
3. "Samy efa nivily izy rehetra ka tonga maloto avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray akory aza."
4. Have the workers of iniquity no knowledge? who eat up my people as they eat bread: they have not called upon God.
4. "(53:5) Ceux qui commettent l`iniquité ont-ils perdu le sens? Ils dévorent mon peuple, ils le prennent pour nourriture; Ils n`invoquent point Dieu."
4. Tsy manam-pahalalana va ny mpanao ratsy? izay mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina, ary Andriamanitra tsy antsoiny.
5. There were they in great fear, where no fear was: for God hath scattered the bones of him that encampeth against thee: thou hast put them to shame, because God hath despised them.
5. "(53:6) Alors ils trembleront d`épouvante, Sans qu`il y ait sujet d`épouvante; Dieu dispersera les os de ceux qui campent contre toi; Tu les confondras, car Dieu les a rejetés."
5. "Indreo, matahotra dia matahotra ireo, nefa tsy misy tokony hatahorany; fa Andriamanitra efa nanely ny taolan' izay nitoby hamely anao; nampahamenatra azy ianao, satria efa nanamavo azy Andriamanitra."
6. Oh that the salvation of Israel were come out of Zion! When God bringeth back the captivity of his people, Jacob shall rejoice, and Israel shall be glad.
6. (53:7) Oh! qui fera partir de Sion la délivrance d`Israël? Quand Dieu ramènera les captifs de son peuple, Jacob sera dans l`allégresse, Israël se réjouira.
6. Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin' Andriamanitra avy amin' ny fahababoana ny olony, dia hiravoravo Jakoba ary ho faly Isiraely.
<
>