1. Why boastest thou thyself in mischief, O mighty man? the goodness of God endureth continually.
1. (52:1) Au chef des chantres. Cantique de David. (52:2) A l`occasion du rapport que Doëg, l`Édomite, vint faire à Saül, en lui disant: David s`est rendu dans la maison d`Achimélec. (52:3) Pourquoi te glorifies-tu de ta méchanceté, tyran? La bonté de Dieu subsiste toujours.
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Maskila nataon' i Davida fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin' i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon' i Ahimeleka.] NAHOANA no mandoka tena amin' ny haratsiana ianao, ry lehilahy mahery? Ny fahatsaran' Andriamanitra maharitra mandrakizay.
2. Thy tongue deviseth mischiefs; like a sharp razor, working deceitfully.
2. (52:4) Ta langue n`invente que malice, comme un rasoir affilé, fourbe que tu es!
2. Loza no foronin' ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry manao fitaka.
3. Thou lovest evil more than good; and lying rather than to speak righteousness. Selah.
3. (52:5) Tu aimes le mal plutôt que le bien, Le mensonge plutôt que la droiture. -Pause.
3. Efa tia ny ratsy noho ny tsara ianao, ary ny lainga noho ny miteny ny marina.[Sela.]
4. Thou lovest all devouring words, O thou deceitful tongue.
4. (52:6) Tu aimes toutes les paroles de destruction, Langue trompeuse!
4. Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
5. God shall likewise destroy thee for ever, he shall take thee away, and pluck thee out of thy dwelling place, and root thee out of the land of the living. Selah.
5. "(52:7) Aussi Dieu t`abattra pour toujours, Il te saisira et t`enlèvera de ta tente; Il te déracinera de la terre des vivants. -Pause."
5. Andriamanitra kosa handringana anao mandrakizay, hanaisotra anao sy hamongotra anao eo amin' ny fonenanao Izy, ary hanongotra anao tsy ho eo amin' ny tanin' ny velona.[Sela.]
6. The righteous also shall see, and fear, and shall laugh at him:
6. (52:8) Les justes le verront, et auront de la crainte, Et ils feront de lui le sujet de leurs moqueries:
6. Hijery koa ny marina, dia hatahotra ka hihomehy azy.
7. Lo, this is the man that made not God his strength; but trusted in the abundance of his riches, and strengthened himself in his wickedness.
7. (52:9) Voilà l`homme qui ne prenait point Dieu pour protecteur, Mais qui se confiait en ses grandes richesses, Et qui triomphait dans sa malice!
7. "Indro, ny lehilahy izay tsy nanao an' Andriamanitra ho heriny ; fa natoky ny haben' ny hareny ka nampahery ny tenany tamin' ny faharatsiany."
8. But I am like a green olive tree in the house of God: I trust in the mercy of God for ever and ever.
8. (52:10) Et moi, je suis dans la maison de Dieu comme un olivier verdoyant, Je me confie dans la bonté de Dieu, éternellement et à jamais.
8. Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao an-tranon' Andriamanitra. Matoky ny famindrampon' Andriamanitra mandrakizay doria aho.
9. I will praise thee for ever, because thou hast done it: and I will wait on thy name; for it is good before thy saints.
9. "(52:11) Je te louerai toujours, parce que tu as agi; Et je veux espérer en ton nom, parce qu`il est favorable, En présence de tes fidèles."
9. "Hidera Anao mandrakizay aho fa efa nataonao izany; ary hiandry ny anaranao aho, fa tsara eo anatrehan' ny olonao masina izany."
<
>