1. Have mercy upon me, O God, according to thy lovingkindness: according unto the multitude of thy tender mercies blot out my transgressions.
1. "(51:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (51:2) Lorsque Nathan, le prophète, vint à lui, après que David fut allé vers Bath Schéba. (51:3) O Dieu! aie pitié de moi dans ta bonté; Selon ta grande miséricorde, efface mes transgressions;"
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida, fony Natana mpaminany nankao aminy, rehefa naka an' i Batseba izy.] MAMINDRÀ fo amiko, Andriamanitra ô, araka ny indrafonao; araka ny haben' ny fiantranao vonoy ny fahadisoako."
2. Wash me throughly from mine iniquity, and cleanse me from my sin.
2. (51:4) Lave-moi complètement de mon iniquité, Et purifie-moi de mon péché.
2. Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.
3. For I acknowledge my transgressions: and my sin is ever before me.
3. (51:5) Car je reconnais mes transgressions, Et mon péché est constamment devant moi.
3. Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
4. Against thee, thee only, have I sinned, and done this evil in thy sight: that thou mightest be justified when thou speakest, and be clear when thou judgest.
4. (51:6) J`ai péché contre toi seul, Et j`ai fait ce qui est mal à tes yeux, En sorte que tu seras juste dans ta sentence, Sans reproche dans ton jugement.
4. "Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary nanao izao ratsy izao teo imasonao aho; mba ho marina Ianao raha miteny, ary tsy hanan-tsiny ianao raha mitsara."
5. Behold, I was shapen in iniquity; and in sin did my mother conceive me.
5. (51:7) Voici, je suis né dans l`iniquité, Et ma mère m`a conçu dans le péché.
5. Indro, tamin' ny heloka no niterahana ahy, ary tamin' ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.
6. Behold, thou desirest truth in the inward parts: and in the hidden part thou shalt make me to know wisdom.
6. (51:8) Mais tu veux que la vérité soit au fond du coeur: Fais donc pénétrer la sagesse au dedans de moi!
6. "Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin' ny miafina no ampahafantarinao ahy."
7. Purge me with hyssop, and I shall be clean: wash me, and I shall be whiter than snow.
7. "(51:9) Purifie-moi avec l`hysope, et je serai pur; Lave-moi, et je serai plus blanc que la neige."
7. "Diovy amin' ny hysopa aho, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy noho ny orampanala."
8. Make me to hear joy and gladness; that the bones which thou hast broken may rejoice.
8. (51:10) Annonce-moi l`allégresse et la joie, Et les os que tu as brisés se réjouiront.
8. Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian' ny taolako izay voavakivakinao.
9. Hide thy face from my sins, and blot out all mine iniquities.
9. (51:11) Détourne ton regard de mes péchés, Efface toutes mes iniquités.
9. Afeno ny tavanao ny fahotako, ary vonoy ny heloko rehetra.
10. Create in me a clean heart, O God; and renew a right spirit within me.
10. (51:12) O Dieu! crée en moi un coeur pur, Renouvelle en moi un esprit bien disposé.
10. "Amoròny fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy ho fanahy marina ny ato anatiko."
11. Cast me not away from thy presence; and take not thy holy spirit from me.
11. (51:13) Ne me rejette pas loin de ta face, Ne me retire pas ton esprit saint.
11. "Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko."
12. Restore unto me the joy of thy salvation; and uphold me with thy free spirit.
12. (51:14) Rends-moi la joie de ton salut, Et qu`un esprit de bonne volonté me soutienne!
12. "Ampodio amiko ny fifalian' ny famonjenao; ary tohàno fanahy mazoto aho."
13. Then will I teach transgressors thy ways; and sinners shall be converted unto thee.
13. (51:15) J`enseignerai tes voies à ceux qui les transgressent, Et les pécheurs reviendront à toi.
13. "Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho; ary ny mpanota hampiverenina aminao."
14. Deliver me from bloodguiltiness, O God, thou God of my salvation: and my tongue shall sing aloud of thy righteousness.
14. (51:16) O Dieu, Dieu de mon salut! délivre-moi du sang versé, Et ma langue célébrera ta miséricorde.
14. "Afaho amin' ny valin-drà aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy; ary hihira mafy ny fahamarinanao ny lelako."
15. O Lord, open thou my lips; and my mouth shall shew forth thy praise.
15. (51:17) Seigneur! ouvre mes lèvres, Et ma bouche publiera ta louange.
15. Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana anao ny vavako.
16. For thou desirest not sacrifice; else would I give it: thou delightest not in burnt offering.
16. "(51:18) Si tu eusses voulu des sacrifices, je t`en aurais offert; Mais tu ne prends point plaisir aux holocaustes."
16. "Fa tsy fanatitra no sitrakao, raha izany, dia ho nomeko ihany; ny fanatitra dorana tsy mahafaly anao."
17. The sacrifices of God are a broken spirit: a broken and a contrite heart, O God, thou wilt not despise.
17. (51:19) Les sacrifices qui sont agréables à Dieu, c`est un esprit brisé: O Dieu! tu ne dédaignes pas un coeur brisé et contrit.
17. "Ny fanatitra ho an' Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba hataonao tsinontsinona."
18. Do good in thy good pleasure unto Zion: build thou the walls of Jerusalem.
18. (51:20) Répands par ta grâce tes bienfaits sur Sion, Bâtis les murs de Jérusalem!
18. "Manaova soa amin' i Ziona araka ny sitraponao tsara; ataovy ny mandan' i Jerosalema."
19. Then shalt thou be pleased with the sacrifices of righteousness, with burnt offering and whole burnt offering: then shall they offer bullocks upon thine altar.
19. "(51:21) Alors tu agréeras des sacrifices de justice, Des holocaustes et des victimes tout entières; Alors on offrira des taureaux sur ton autel."
19. "Dia ho sitrakao ny fanati-pahamarinana sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra levonina amin' ny afo; dia hanatitra vantotr' ombilahy eo amin' ny alitaranao ny olona."