1. Great is the LORD, and greatly to be praised in the city of our God, in the mountain of his holiness.
1. (48:1) Cantique. Psaume des fils de Koré. (48:2) L`Éternel est grand, il est l`objet de toutes les louanges, Dans la ville de notre Dieu, sur sa montagne sainte.
1. [Tononkira. Salamo ho an' ny zanak' i Kora.] LEHIBE Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, ao an-tanànan' Andriamanitsika, ao an-tendrombohitry ny fahamasinany.
2. Beautiful for situation, the joy of the whole earth, is mount Zion, on the sides of the north, the city of the great King.
2. "(48:3) Belle est la colline, joie de toute la terre, la montagne de Sion; Le côté septentrional, c`est la ville du grand roi."
2. Toera-mahafinaritra, fifalian' ny tany rehetra, ny tendrombohitra Ziona, eo amin' ny ilany avaratra, tanànan' ny Mpanjaka lehibe.
3. God is known in her palaces for a refuge.
3. (48:4) Dieu, dans ses palais, est connu pour une haute retraite.
3. Fantatra ho fialofana Andriamanitra ao amin' ny lapan' andrianany.
4. For, lo, the kings were assembled, they passed by together.
4. (48:5) Car voici, les rois s`étaient concertés: Ils n`ont fait que passer ensemble.
4. Fa indreo, niangona ny mpanjaka ary niara-nandroso izy ireo.
5. They saw it, and so they marvelled; they were troubled, and hasted away.
5. (48:6) Ils ont regardé, tout stupéfaits, Ils ont eu peur, et ont pris la fuite.
5. "Nijery izy ireo ka talanjona tokoa; very hevitra izy ka nalaky nandositra;"
6. Fear took hold upon them there, and pain, as of a woman in travail.
6. (48:7) Là un tremblement les a saisis, Comme la douleur d`une femme qui accouche.
6. Tahotra no nahazo azy teo, ary fanaintainana tahaka ny vehivavy mihetsi-jaza.
7. Thou breakest the ships of Tarshish with an east wind.
7. (48:8) Ils ont été chassés comme par le vent d`orient, Qui brise les navires de Tarsis.
7. Amin' ny rivotra avy any atsinanana no namakianao ny sambon' i Tarsisy.
8. As we have heard, so have we seen in the city of the LORD of hosts, in the city of our God: God will establish it for ever. Selah.
8. (48:9) Ce que nous avions entendu dire, nous l`avons vu Dans la ville de l`Éternel des armées, Dans la ville de notre Dieu: Dieu la fera subsister à toujours. -Pause.
8. "Araka izay efa rentsika no hitantsika tao an-tanànan' i Jehovah, Tompon' ny maro, tao an-tanànan' Andriamanitsika; Andriamanitra hampitoetra azy mandrakizay. [Sela.]"
9. We have thought of thy lovingkindness, O God, in the midst of thy temple.
9. (48:10) O Dieu, nous pensons à ta bonté Au milieu de ton temple.
9. Efa nieritreritra ny indrafonao izahay, Andriamanitra ô, tao anatin' ny tempolinao.
10. According to thy name, O God, so is thy praise unto the ends of the earth: thy right hand is full of righteousness.
10. "(48:11) Comme ton nom, ô Dieu! Ta louange retentit jusqu`aux extrémités de la terre; Ta droite est pleine de justice."
10. "Araka ny anaranao, Andriamanitra ô, no fiderana anao hatramin' ny faran' ny tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana."
11. Let mount Zion rejoice, let the daughters of Judah be glad, because of thy judgments.
11. (48:12) La montagne de Sion se réjouit, Les filles de Juda sont dans l`allégresse, A cause de tes jugements.
11. Aoka hifaly ny tendrombohitra Ziona, aoka hifaly ny zanakavavin' i Joda, noho ny fitsaranao.
12. Walk about Zion, and go round about her: tell the towers thereof.
12. (48:13) Parcourez Sion, parcourez-en l`enceinte, Comptez ses tours,
12. "Manodidìna an' i Ziona ianareo, eny mandehana manodidina azy; isao ny tilikambony,"
13. Mark ye well her bulwarks, consider her palaces; that ye may tell it to the generation following.
13. (48:14) Observez son rempart, Examinez ses palais, Pour le raconter à la génération future.
13. Hevero tsara ny màndany, diniho ny tranon' andrianany, mba hambaranareo amin' ny taranaka mandimby.
14. For this God is our God for ever and ever: he will be our guide even unto death.
14. "(48:15) Voilà le Dieu qui est notre Dieu éternellement et à jamais; Il sera notre guide jusqu`à la mort."
14. "Fa izany Andriamanitra izany no Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika na dia hatramin' ny fahafatesana aza."