1. O clap your hands, all ye people; shout unto God with the voice of triumph.
1. (47:1) Au chef des chantres. Des fils de Koré. Psaume. (47:2) Vous tous, peuples, battez des mains! Poussez vers Dieu des cris de joie!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo ho an' ny zanak' i Kora.] MITEHAFA tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an' Andriamanitra amin' ny feom-pandresena."
2. For the LORD most high is terrible; he is a great King over all the earth.
2. (47:3) Car l`Éternel, le Très Haut, est redoutable, Il est un grand roi sur toute la terre.
2. "Fa Jehovah no Avo Indrindra ka mahatahotra; Mpanjaka lehibe ambonin' ny tany rehetra Izy."
3. He shall subdue the people under us, and the nations under our feet.
3. "(47:4) Il nous assujettit des peuples, Il met des nations sous nos pieds;"
3. Handresy ny vahoaka ho ambanintsika Izy, ary ny firenena ho ambanin' ny tongotsika.
4. He shall choose our inheritance for us, the excellency of Jacob whom he loved. Selah.
4. (47:5) Il nous choisit notre héritage, La gloire de Jacob qu`il aime. -Pause.
4. Hifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr' i Jakoba izay tiany. [Sela.]
5. God is gone up with a shout, the LORD with the sound of a trumpet.
5. (47:6) Dieu monte au milieu des cris de triomphe, L`Éternel s`avance au son de la trompette.
5. Efa niakatra tamin' ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin' ny fitsofana ny anjomara.
6. Sing praises to God, sing praises: sing praises unto our King, sing praises.
6. (47:7) Chantez à Dieu, chantez! Chantez à notre roi, chantez!
6. "Mihirà fiderana ho an' Andriamanitra, mihirà fiderana; mihirà fiderana ho an' ny Mpanjakantsika, mihirà fiderana."
7. For God is the King of all the earth: sing ye praises with understanding.
7. (47:8) Car Dieu est roi de toute la terre: Chantez un cantique!
7. "Fa Mpanjakan' ny tany rehetra Andriamanitra; mihirà fiderana amin' ny fahalalana ianareo."
8. God reigneth over the heathen: God sitteth upon the throne of his holiness.
8. (47:9) Dieu règne sur les nations, Dieu a pour siège son saint trône.
8. "Manjaka amin' ny jentilisa Andriamanitra; mipetraka eo ambonin' ny sezafiandrianan' ny fahamasinany Andriamanitra."
9. The princes of the people are gathered together, even the people of the God of Abraham: for the shields of the earth belong unto God: he is greatly exalted.
9. "(47:10) Les princes des peuples se réunissent Au peuple du Dieu d`Abraham; Car à Dieu sont les boucliers de la terre: Il est souverainement élevé."
9. "Miara-miangona ny mpanapaky ny firenena, dia ny olon' Andriamanitr' i Abrahama; fa an' Andriamanitra ny ampingan' ny tany; asandratra avo indrindra izy."