1. Judge me, O God, and plead my cause against an ungodly nation: O deliver me from the deceitful and unjust man.
1. Rends-moi justice, ô Dieu, défends ma cause contre une nation infidèle! Délivre-moi des hommes de fraude et d`iniquité!
1. Tsarao aho, Andriamanitra ô, ary alaharo ny teniko haharesy ny firenena tsy araka an' Andriamanitra. Vonjeo aho ho afaka amin' ny lehilahy mpamitaka sy tsy marina.
2. For thou art the God of my strength: why dost thou cast me off? why go I mourning because of the oppression of the enemy?
2. Toi, mon Dieu protecteur, pourquoi me repousses-tu? Pourquoi dois-je marcher dans la tristesse, Sous l`oppression de l`ennemi?
2. "Fa Ianao no Andriamanitry ny heriko; nahoana no manary ahy Ianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian' ny fahavaloko?"
3. O send out thy light and thy truth: let them lead me; let them bring me unto thy holy hill, and to thy tabernacles.
3. Envoie ta lumière et ta fidélité! Qu`elles me guident, Qu`elles me conduisent à ta montagne sainte et à tes demeures!
3. "E, iraho ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy any an-kavoanao masina, dia ho any amin' ny tabernakelinao."
4. Then will I go unto the altar of God, unto God my exceeding joy: yea, upon the harp will I praise thee, O God my God.
4. J`irai vers l`autel de Dieu, de Dieu, ma joie et mon allégresse, Et je te célébrerai sur la harpe, ô Dieu, mon Dieu!
4. "Dia hankany amin' ny alitaran' Andriamanitra aho, dia any amin' Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin' ny harpa aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro."
5. Why art thou cast down, O my soul? and why art thou disquieted within me? hope in God: for I shall yet praise him, who is the health of my countenance, and my God.
5. "Pourquoi t`abats-tu, mon âme, et gémis-tu au dedans de moi? Espère en Dieu, car je le louerai encore; Il est mon salut et mon Dieu."
5. Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? Manantenà an' Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho, Izy no famonjen' ny tavako sady Andriamanitro.
<
>