1. Blessed is he that considereth the poor: the LORD will deliver him in time of trouble.
1. "(41:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (41:2) Heureux celui qui s`intéresse au pauvre! Au jour du malheur l`Éternel le délivre;"
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] SAMBATRA izay mahatsiaro ny mahantra; Jehovah hamonjy azy amin' ny andro fahoriana."
2. The LORD will preserve him, and keep him alive; and he shall be blessed upon the earth: and thou wilt not deliver him unto the will of his enemies.
2. (41:3) L`Éternel le garde et lui conserve la vie. Il est heureux sur la terre, Et tu ne le livres pas au bon plaisir de ses ennemis.
2. "Jehovah hiaro azy sy hitandrina azy tsy ho faty; hatao ho sambatra ambonin' ny tany izy, ary tsy mba hatolotrao amin' ny sitrapon' ny fahavalony."
3. The LORD will strengthen him upon the bed of languishing: thou wilt make all his bed in his sickness.
3. "(41:4) L`Éternel le soutient sur son lit de douleur; Tu le soulages dans toutes ses maladies."
3. "Jehovah hanatanjaka azy eo amin' ny farafara itsaboana azy; hamboarinao ny fandriany rehetra eo am-paharariany."
4. I said, LORD, be merciful unto me: heal my soul; for I have sinned against thee.
4. (41:5) Je dis: Éternel, aie pitié de moi! Guéris mon âme! car j`ai péché contre toi.
4. "Hoy aho: Jehovah ô, mamindrà fo amiko; sitrano ny fanahiko, fa efa nanota taminao aho."
5. Mine enemies speak evil of me, When shall he die, and his name perish?
5. (41:6) Mes ennemis disent méchamment de moi: Quand mourra-t-il? quand périra son nom?
5. Ny fahavaloko miteny ratsy ahy hoe: Rahoviana no ho faty izy, ka ho very ny anarany?
6. And if he come to see me, he speaketh vanity: his heart gathereth iniquity to itself; when he goeth abroad, he telleth it.
6. "(41:7) Si quelqu`un vient me voir, il prend un langage faux, Il recueille des sujets de médire; Il s`en va, et il parle au dehors."
6. "Ary raha avy mamangy izy, dia mAry raha avy mamangy izy, dia miteny zava-poana; ny fony mamory faharatsiana ho an' ny tenany; rehefa mivoaka eny ivelany izy dia milazalaza izany."
7. All that hate me whisper together against me: against me do they devise my hurt.
7. "(41:8) Tous mes ennemis chuchotent entre eux contre moi; Ils pensent que mon malheur causera ma ruine:"
7. "Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy."
8. An evil disease, say they, cleaveth fast unto him: and now that he lieth he shall rise up no more.
8. (41:9) Il est dangereusement atteint, Le voilà couché, il ne se relèvera pas!
8. "Aretin-dratsy, hoy izy, no miraikitra aminy; ary raha mandry izy izao dia tsy hitsangana intsony."
9. Yea, mine own familiar friend, in whom I trusted, which did eat of my bread, hath lifted up his heel against me.
9. (41:10) Celui-là même avec qui j`étais en paix, Qui avait ma confiance et qui mangeait mon pain, Lève le talon contre moi.
9. Eny, ny sakaizako, izay nahatoky ahy sady nihinana ny haniko, no nanangana ny ombelahin-tongony hamely ahy.
10. But thou, O LORD, be merciful unto me, and raise me up, that I may requite them.
10. (41:11) Toi, Éternel, aie pitié de moi et rétablis-moi! Et je leur rendrai ce qui leur est dû.
10. Fa Ianao kosa, Jehovah ô, mamindrà fo amiko, ka atsangano aho, mba hamaliako azy.
11. By this I know that thou favourest me, because mine enemy doth not triumph over me.
11. (41:12) Je connaîtrai que tu m`aimes, Si mon ennemi ne triomphe pas de moi.
11. Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Ianao, dia ny tsy hanakoran' ny fahavaloko ahy.
12. And as for me, thou upholdest me in mine integrity, and settest me before thy face for ever.
12. (41:13) Tu m`as soutenu à cause de mon intégrité, Et tu m`as placé pour toujours en ta présence.
12. Ary ny amiko, dia manohana ahy amin' ny fahitsiako Ianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
13. Blessed be the LORD God of Israel from everlasting, and to everlasting. Amen, and Amen.
13. (41:14) Béni soit l`Éternel, le Dieu d`Israël, d`éternité en éternité! Amen! Amen!
13. Isaorana anie, Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, hatramin' ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Amena dia amena.