1. I will bless the LORD at all times: his praise shall continually be in my mouth.
1. "(34:1) De David. Lorsqu`il contrefit l`insensé en présence d`Abimélec, et qu`il s`en alla chassé par lui. (34:2) Je bénirai l`Éternel en tout temps; Sa louange sera toujours dans ma bouche."
1. "[Salamo nataon' i Davida, tamin' izy nody adala teo anatrehan' i Abimeleka, dia noroahiny ka lasa nandeha.] HISAOTRA an' i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy."
2. My soul shall make her boast in the LORD: the humble shall hear thereof, and be glad.
2. (34:3) Que mon âme se glorifie en l`Éternel! Que les malheureux écoutent et se réjouissent!
2. "Jehovah no ho reharehan' ny fanahiko; hahare izany ny manetry tena ka ho faly."
3. O magnify the LORD with me, and let us exalt his name together.
3. (34:4) Exaltez avec moi l`Éternel! Célébrons tous son nom!
3. "Miaraha mankalaza an' i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika."
4. I sought the LORD, and he heard me, and delivered me from all my fears.
4. "(34:5) J`ai cherché l`Éternel, et il m`a répondu; Il m`a délivré de toutes mes frayeurs."
4. Nitady an' i Jehovah aho, dia nihaino ahy Izy, ka nanafaka ahy tamin' ny tahotro rehetra.
5. They looked unto him, and were lightened: and their faces were not ashamed.
5. (34:6) Quand on tourne vers lui les regards, on est rayonnant de joie, Et le visage ne se couvre pas de honte.
5. Nijery azy ireo ka miramirana, sady tsy nangaihay ny tavany.
6. This poor man cried, and the LORD heard him, and saved him out of all his troubles.
6. (34:7) Quand un malheureux crie, l`Éternel entend, Et il le sauve de toutes ses détresses.
6. Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin' ny fahoriany rehetra.
7. The angel of the LORD encampeth round about them that fear him, and delivereth them.
7. (34:8) L`ange de l`Éternel campe autour de ceux qui le craignent, Et il les arrache au danger.
7. Ny anjelin' i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy.
8. O taste and see that the LORD is good: blessed is the man that trusteth in him.
8. (34:9) Sentez et voyez combien l`Éternel est bon! Heureux l`homme qui cherche en lui son refuge!
8. "E! andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra ny olona izay matoky azy."
9. O fear the LORD, ye his saints: for there is no want to them that fear him.
9. (34:10) Craignez l`Éternel, vous ses saints! Car rien ne manque à ceux qui le craignent.
9. Matahora an' i Jehovah ianareo olony masina, fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
10. The young lions do lack, and suffer hunger: but they that seek the LORD shall not want any good thing.
10. (34:11) Les lionceaux éprouvent la disette et la faim, Mais ceux qui cherchent l`Éternel ne sont privés d`aucun bien.
10. "Ny liona tanora tsy ampy hanina ka noana; fa izay mitady an' i Jehovah kosa dia tsy ho orin-java-tsoa akory."
11. Come, ye children, hearken unto me: I will teach you the fear of the LORD.
11. (34:12) Venez, mes fils, écoutez-moi! Je vous enseignerai la crainte de l`Éternel.
11. "Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an' i Jehovah no hampianariko anareo."
12. What man is he that desireth life, and loveth many days, that he may see good?
12. (34:13) Quel est l`homme qui aime la vie, Qui désire la prolonger pour jouir du bonheur?
12. Iza no olona maniry fiainana, ka tia andro maro hahitana ny soa?
13. Keep thy tongue from evil, and thy lips from speaking guile.
13. "(34:14) Préserve ta langue du mal, Et tes lèvres des paroles trompeuses;"
13. Arovy ny lelanao amin' ny ratsy, ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.
14. Depart from evil, and do good; seek peace, and pursue it.
14. "(34:15) Éloigne-toi du mal, et fais le bien; Recherche et poursuis la paix."
14. "Mialà amin' ny ratsy, ka manaova ny soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany."
15. The eyes of the LORD are upon the righteous, and his ears are open unto their cry.
15. (34:16) Les yeux de l`Éternel sont sur les justes, Et ses oreilles sont attentives à leurs cris.
15. Ny mason' i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.
16. The face of the LORD is against them that do evil, to cut off the remembrance of them from the earth.
16. (34:17) L`Éternel tourne sa face contre les méchants, Pour retrancher de la terre leur souvenir.
16. Ny tavan' i Jehovah dia tezitra amin' ny mpanao ratsy kosa, mba hofongorany tsy eo amin' ny tany ny fahatsiarovana azy.
17. The righteous cry, and the LORD heareth, and delivereth them out of all their troubles.
17. "(34:18) Quand les justes crient, l`Éternel entend, Et il les délivre de toutes leurs détresses;"
17. Mitaraina ny marina, ary mihaino azy Jehovah, ka mamonjy azy amin' ny fahoriany rehetra.
18. The LORD is nigh unto them that are of a broken heart; and saveth such as be of a contrite spirit.
18. (34:19) L`Éternel est près de ceux qui ont le coeur brisé, Et il sauve ceux qui ont l`esprit dans l`abattement.
18. Akaikin' izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torotoro fanahy.
19. Many are the afflictions of the righteous: but the LORD delivereth him out of them all.
19. (34:20) Le malheur atteint souvent le juste, Mais l`Éternel l`en délivre toujours.
19. "Maro ny fahorian' ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany."
20. He keepeth all his bones: not one of them is broken.
20. (34:21) Il garde tous ses os, Aucun d`eux n`est brisé.
20. "Miaro ny taolany rehetra Izy; tsy misy tapaka ireny na dia iray aza."
21. Evil shall slay the wicked: and they that hate the righteous shall be desolate.
21. (34:22) Le malheur tue le méchant, Et les ennemis du juste sont châtiés.
21. "Hahafaty ny ratsy fanahy ny faharatsiana; ary ny mankahala olo-marina ho ringana."
22. The LORD redeemeth the soul of his servants: and none of them that trust in him shall be desolate.
22. (34:23) L`Éternel délivre l`âme de ses serviteurs, Et tous ceux qui l`ont pour refuge échappent au châtiment.
22. Manavotra ny fanahin' ny mpanompony Jehovah, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.
<
>