1. Rejoice in the LORD, O ye righteous: for praise is comely for the upright.
1. Justes, réjouissez-vous en l`Éternel! La louange sied aux hommes droits.
1. "MIHOBIA ho an' i Jehovah ianareo, ry olo-marina; fa mendrika hataon' ny olo-mahitsy ny fiderana."
2. Praise the LORD with harp: sing unto him with the psaltery and an instrument of ten strings.
2. Célébrez l`Éternel avec la harpe, Célébrez-le sur le luth à dix cordes.
2. "Miderà an' i Jehovah amin' ny harpa; mihirà ho Azy amin' ny salamo sy ny valiha tory folo."
3. Sing unto him a new song; play skilfully with a loud noise.
3. Chantez-lui un cantique nouveau! Faites retentir vos instruments et vos voix!
3. "Mihirà fihiram-baovao ho azy; mitendre tsara amin' ny feo mafy."
4. For the word of the LORD is right; and all his works are done in truth.
4. "Car la parole de l`Éternel est droite, Et toutes ses oeuvres s`accomplissent avec fidélité;"
4. "Fa mahitsy ny tenin' i Jehovah; ary ny asany rehetra dia natao tamim-pahamarinana."
5. He loveth righteousness and judgment: the earth is full of the goodness of the LORD.
5. "Il aime la justice et la droiture; La bonté de l`Éternel remplit la terre."
5. Tia fahamarinana sy rariny Izy. Henika ny fahatsaran' i Jehovah ny tany.
6. By the word of the LORD were the heavens made; and all the host of them by the breath of his mouth.
6. Les cieux ont été faits par la parole de l`Éternel, Et toute leur armée par le souffle de sa bouche.
6. "Ny tenin' i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain' ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra."
7. He gathereth the waters of the sea together as an heap: he layeth up the depth in storehouses.
7. Il amoncelle en un tas les eaux de la mer, Il met dans des réservoirs les abîmes.
7. "Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitahirizana Izy."
8. Let all the earth fear the LORD: let all the inhabitants of the world stand in awe of him.
8. Que toute la terre craigne l`Éternel! Que tous les habitants du monde tremblent devant lui!
8. "Aoka hatahotra an' i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin' izao tontolo izao."
9. For he spake, and it was done; he commanded, and it stood fast.
9. "Car il dit, et la chose arrive; Il ordonne, et elle existe."
9. "Fa Izy no niteny dia ary izany; izy no nandidy dia nitoetra mafy izany."
10. The LORD bringeth the counsel of the heathen to nought: he maketh the devices of the people of none effect.
10. "L`Éternel renverse les desseins des nations, Il anéantit les projets des peuples;"
10. "Mahafoana ny fisainan' ny jentilisa Jehovah; mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy."
11. The counsel of the LORD standeth for ever, the thoughts of his heart to all generations.
11. Les desseins de l`Éternel subsistent à toujours, Et les projets de son coeur, de génération en génération.
11. "Maharitra mandrakizay ny tolo-tsain' i Jehovah; mahatratra ny taranaka mifandimby rehetra ny hevitry ny fony."
12. Blessed is the nation whose God is the LORD; and the people whom he hath chosen for his own inheritance.
12. Heureuse la nation dont l`Éternel est le Dieu! Heureux le peuple qu`il choisit pour son héritage!
12. Sambatra ny firenena izay manana an' i Jehovah ho Andriamaniny sy ny olona nofidiny ho lovany.
13. The LORD looketh from heaven; he beholdeth all the sons of men.
13. "L`Éternel regarde du haut des cieux, Il voit tous les fils de l`homme;"
13. "Eny an-danitra no itsinjovan' i Jehovah; mijery ny zanak' olombelona rehetra Izy;"
14. From the place of his habitation he looketh upon all the inhabitants of the earth.
14. Du lieu de sa demeure il observe Tous les habitants de la terre,
14. Eo amin' ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin' ny tany,
15. He fashioneth their hearts alike; he considereth all their works.
15. Lui qui forme leur coeur à tous, Qui est attentif à toutes leurs actions.
15. Eo amin' ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin' ny tany,
16. There is no king saved by the multitude of an host: a mighty man is not delivered by much strength.
16. "Ce n`est pas une grande armée qui sauve le roi, Ce n`est pas une grande force qui délivre le héros;"
16. "Tsy misy mpanjaka voavonjin' ny hamaroan' ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin' ny haben' ny heriny."
17. An horse is a vain thing for safety: neither shall he deliver any by his great strength.
17. Le cheval est impuissant pour assurer le salut, Et toute sa vigueur ne donne pas la délivrance.
17. Zava-poana tsy mahavonjy ny soavaly, na mahafaka ny haben' ny heriny.
18. Behold, the eye of the LORD is upon them that fear him, upon them that hope in his mercy;
18. Voici, l`oeil de l`Éternel est sur ceux qui le craignent, Sur ceux qui espèrent en sa bonté,
18. Indro, ny mason' i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindrampony,
19. To deliver their soul from death, and to keep them alive in famine.
19. Afin d`arracher leur âme à la mort Et de les faire vivre au milieu de la famine.
19. Mba hanafaka ny fanahiny amin' ny fahafatesana sy hamelona azy, raha misy mosary.
20. Our soul waiteth for the LORD: he is our help and our shield.
20. "Notre âme espère en l`Éternel; Il est notre secours et notre bouclier."
20. "Miandry an' i Jehovah ny fanahintsika; famonjena antsika sy ampingantsika izy."
21. For our heart shall rejoice in him, because we have trusted in his holy name.
21. Car notre coeur met en lui sa joie, Car nous avons confiance en son saint nom.
21. Fa Izy no hifalian' ny fontsika, satria ny anarany masina no itokiantsika.
22. Let thy mercy, O LORD, be upon us, according as we hope in thee.
22. Éternel! que ta grâce soit sur nous, Comme nous espérons en toi!
22. Jehovah ô, aoka ny famindramponao hitoetra aminay araka ny anantenanay anao.
<
>