1. Blessed is he whose transgression is forgiven, whose sin is covered.
1. De David. Cantique. Heureux celui à qui la transgression est remise, A qui le péché est pardonné!
1. [Salamo nataon' i Davida. Maskila.] SAMBATRA ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
2. Blessed is the man unto whom the LORD imputeth not iniquity, and in whose spirit there is no guile.
2. Heureux l`homme à qui l`Éternel n`impute pas d`iniquité, Et dans l`esprit duquel il n`y a point de fraude!
2. Sambatra ny olona izay tsy isain' i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
3. When I kept silence, my bones waxed old through my roaring all the day long.
3. "Tant que je me suis tu, mes os se consumaient, Je gémissais toute la journée;"
3. Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra noho ny fitarainako mandritra ny andro.
4. For day and night thy hand was heavy upon me: my moisture is turned into the drought of summer. Selah.
4. Car nuit et jour ta main s`appesantissait sur moi, Ma vigueur n`était plus que sécheresse, comme celle de l`été. -Pause.
4. "Fa efa navesatra tamiko andro aman' alina ny tananao; niova ny fahatanjahako toy ny azon' ny fahamainana amin' ny lohataona. [Sela.]"
5. I acknowledged my sin unto thee, and mine iniquity have I not hid. I said, I will confess my transgressions unto the LORD; and thou forgavest the iniquity of my sin. Selah.
5. "Je t`ai fait connaître mon péché, je n`ai pas caché mon iniquité; J`ai dit: J`avouerai mes transgressions à l`Éternel! Et tu as effacé la peine de mon péché. -Pause."
5. "Ny fahotako nambarako taminao, ary ny heloko tsy mba nafeniko; hoy aho: Hiaiky ny fandikan-dalàko amin' i Jehovah aho; ary Ianao dia mamela ny heloky ny fahotako.[Sela.]"
6. For this shall every one that is godly pray unto thee in a time when thou mayest be found: surely in the floods of great waters they shall not come nigh unto him.
6. Qu`ainsi tout homme pieux te prie au temps convenable! Si de grandes eaux débordent, elles ne l`atteindront nullement.
6. "Izany no hivavahan' ny tsara fanahy rehetra aminao amin' ny andro hahitana Anao; eny tokoa, na dia tondraka aza ny rano be, tsy hahatratra azy izany."
7. Thou art my hiding place; thou shalt preserve me from trouble; thou shalt compass me about with songs of deliverance. Selah.
7. Tu es un asile pour moi, tu me garantis de la détresse, Tu m`entoures de chants de délivrance. -Pause.
7. "Ianao no fiereko; hiaro ahy tsy ho azon' ny fahoriana Ianao. Hiram-panafahana no ahodidinao ahy. [Sela.]"
8. I will instruct thee and teach thee in the way which thou shalt go: I will guide thee with mine eye.
8. "Je t`instruirai et te montrerai la voie que tu dois suivre; Je te conseillerai, j`aurai le regard sur toi."
8. "Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao aho; hitsinjo anao ny masoko ka hitarika anao."
9. Be ye not as the horse, or as the mule, which have no understanding: whose mouth must be held in with bit and bridle, lest they come near unto thee.
9. "Ne soyez pas comme un cheval ou un mulet sans intelligence; On les bride avec un frein et un mors, dont on les pare, Afin qu`ils ne s`approchent point de toi."
9. "Aza manahaka ny soavaly na ny mole tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no hihazonana azy; fandrao manakaiky anao izy."
10. Many sorrows shall be to the wicked: but he that trusteth in the LORD, mercy shall compass him about.
10. Beaucoup de douleurs sont la part du méchant, Mais celui qui se confie en l`Éternel est environné de sa grâce.
10. "Be ny fanaintainan' ny ratsy fanahy; fa izay matoky an' i Jehovah kosa hohodidinin' ny famindrampo."
11. Be glad in the LORD, and rejoice, ye righteous: and shout for joy, all ye that are upright in heart.
11. Justes, réjouissez-vous en l`Éternel et soyez dans l`allégresse! Poussez des cris de joie, vous tous qui êtes droits de coeur!
11. "Mifalia amin' i Jehovah, ary miravoravoa ianareo olo-marina; ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra."
<
>