Offerings at the Dedication of the Tabernacle

1. And it came to pass on the day that Moses had fully set up the tabernacle, and had anointed it, and sanctified it, and all the instruments thereof, both the altar and all the vessels thereof, and had anointed them, and sanctified them;
1. "Lorsque Moïse eut achevé de dresser le tabernacle, il l`oignit et le sanctifia avec tous ses ustensiles, de même que l`autel avec tous ses ustensiles; il les oignit et les sanctifia."
1. "Ary izao no niseho tamin' ny andro izay nahavitan' i Mosesy ny fananganana ny tabernakely ka nanosorany azy sy nanamasinany azy mbamin' ny fanaka rehetra momba azy; dia ny alitara sy ny fanaka rehetra momba azy, ary nanosotra sy nanamasina ireo izy;"
2. That the princes of Israel, heads of the house of their fathers, who were the princes of the tribes, and were over them that were numbered, offered:
2. Alors les princes d`Israël, chefs des maisons de leurs pères, présentèrent leur offrande: c`étaient les princes des tribus, ceux qui avaient présidé au dénombrement.
2. Dia nanolotra fanatitra ny andrianan' ny Isiraely, lohan' ny ankohonan' ny rainy, izay andrianan' ny foko ka nifehy ireo izay voaisa.
3. And they brought their offering before the LORD, six covered wagons, and twelve oxen; a wagon for two of the princes, and for each one an ox: and they brought them before the tabernacle.
3. "Ils amenèrent leur offrande devant l`Éternel: six chars en forme de litières et douze boeufs, soit un char pour deux princes et un boeuf pour chaque prince; et ils les offrirent devant le tabernacle."
3. "Ary nitondra ny fanatiny teo anatrehan' i Jehovah izy ireo, dia sarety enina mirakotra sy omby roa ambin' ny folo, dia sarety iray no avy amin' ny andriana roa, ary omby iray avy; dia nitondra ireo teo anoloan' ny tabernakely izy."
4. And the LORD spake unto Moses, saying,
4. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
4. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
5. Take it of them, that they may be to do the service of the tabernacle of the congregation; and thou shalt give them unto the Levites, to every man according to his service.
5. "Prends d`eux ces choses, afin de les employer pour le service de la tente d`assignation; tu les donneras aux Lévites, à chacun selon ses fonctions."
5. Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny fanaovana ny tranolay fihaonana ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.
6. And Moses took the wagons and the oxen, and gave them unto the Levites.
6. Moïse prit les chars et les boeufs, et il les remit aux Lévites.
6. Dia noraisin' i Mosesy ny sarety sy ny omby ka nomeny ny Levita.
7. Two wagons and four oxen he gave unto the sons of Gershon, according to their service:
7. "Il donna deux chars et quatre boeufs aux fils de Guerschon, selon leurs fonctions;"
7. "Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an' ny zanakalahin' i Gersona, araka ny fanompoany;"
8. And four wagons and eight oxen he gave unto the sons of Merari, according unto their service, under the hand of Ithamar the son of Aaron the priest.
8. il donna quatre chars et huit boeufs aux fils de Merari, selon leurs fonctions, sous la conduite d`Ithamar, fils du sacrificateur Aaron.
8. Ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ho an' ny zanakalahin' i Merary araka ny fanompoany eo amin' ny fehin' Itamara, zanakalahin' i Arona mpisorona.
9. But unto the sons of Kohath he gave none: because the service of the sanctuary belonging unto them was that they should bear upon their shoulders.
9. Mais il n`en donna point aux fils de Kehath, parce que, selon leurs fonctions, ils devaient porter les choses saintes sur les épaules.
9. Fa ny zanakalahin' i Kehata kosa dia tsy mba nomeny, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina dia azy, mba hitondrany azy eo an-tsorony.
10. And the princes offered for dedicating of the altar in the day that it was anointed, even the princes offered their offering before the altar.
10. "Les princes présentèrent leur offrande pour la dédicace de l`autel, le jour où on l`oignit; les princes présentèrent leur offrande devant l`autel."
10. Ary ny lehibe nanolotra ho fitokanana ny alitara tamin' ny andro izay nanosorana azy, dia samy nanolotra ny fanatiny teo anoloan' ny alitara ireo lehibe.
11. And the LORD said unto Moses, They shall offer their offering, each prince on his day, for the dedicating of the altar.
11. L`Éternel dit à Moïse: Les princes viendront un à un, et à des jours différents, présenter leur offrande pour la dédicace de l`autel.
11. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Hanolotra ny fanatiny ny lehibe rehetra amin' ny androny, ho amin' ny fitokanana ny alitara.
12. And he that offered his offering the first day was Nahshon the son of Amminadab, of the tribe of Judah:
12. Celui qui présenta son offrande le premier jour fut Nachschon, fils d`Amminadab, de la tribu de Juda.
12. Ary izay nanolotra ny fanatiny tamin' ny andro voalohany, dia Nasona, zanakalahin' i Aminadaba avy tamin' ny fokon' i Joda.
13. And his offering was one silver charger, the weight thereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them were full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
13. "Il offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
13. "Ary ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo, araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;"
14. One spoon of ten shekels of gold, full of incense:
14. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
14. Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra,
15. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
15. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
15. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona ho fanatitra dorana;"
16. One kid of the goats for a sin offering:
16. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
16. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
17. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nahshon the son of Amminadab.
17. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande de Nachschon, fils d`Amminadab.
17. "Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona; ireo no fanatitr' i Nasona, zanakalahin' i Aminadaba."
18. On the second day Nethaneel the son of Zuar, prince of Issachar, did offer:
18. Le second jour, Nethaneel, fils de Tsuar, prince d`Issacar, présenta son offrande.
18. "Ary tamin' ny andro faharoa dia Netanela, zanakalahin' i Zoara, lehiben' Isakara no nanolotra;"
19. He offered for his offering one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
19. "Il offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
19. "Nanolotra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
20. One spoon of gold of ten shekels, full of incense:
20. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
20. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
21. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
21. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
21. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
22. One kid of the goats for a sin offering:
22. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
22. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
23. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nethaneel the son of Zuar.
23. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande de Nethaneel, fils de Tsuar.
23. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona, ireo no fanatitr' i Netanela, zanakalahin' i Zoara.
24. On the third day Eliab the son of Helon, prince of the children of Zebulun, did offer:
24. Le troisième jour, le prince des fils de Zabulon, Éliab, fils de Hélon,
24. "Ary tamin' ny andro fahatelo dia Eliaba zanakalahin' i Helona, lehiben' ny zanak' i Zebolona no nanolotra;"
25. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
25. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
25. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
26. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
26. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
26. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
27. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
27. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
27. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
28. One kid of the goats for a sin offering:
28. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
28. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
29. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Eliab the son of Helon.
29. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Éliab, fils de Hélon.
29. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Eliaba zanakalahin' i Helona.
30. On the fourth day Elizur the son of Shedeur, prince of the children of Reuben, did offer:
30. Le quatrième jour, le prince des fils de Ruben, Élitsur, fils de Schedéur,
30. "Ary tamin' ny andro fahefatra dia Elizora zanakalahin' i Sedeora, lehiben' ny zanak' i Robena no nanolotra;"
31. His offering was one silver charger of the weight of an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
31. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
31. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
32. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
32. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
32. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
33. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
33. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
33. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
34. One kid of the goats for a sin offering:
34. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
34. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
35. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elizur the son of Shedeur.
35. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Élitsur, fils de Schedéur.
35. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Elizora zanakalahin' i Sedeora.
36. On the fifth day Shelumiel the son of Zurishaddai, prince of the children of Simeon, did offer:
36. Le cinquième jour, le prince des fils de Siméon, Schelumiel, fils de Tsurischaddaï,
36. "Ary tamin' ny andro fahadimy dia Selomiela, zanakalahin' i Zorisaday, lehiben' ny zanakalahin' i Simeona no nanolotra;"
37. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
37. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
37. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
38. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
38. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
38. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
39. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
39. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
39. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
40. One kid of the goats for a sin offering:
40. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
40. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
41. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Shelumiel the son of Zurishaddai.
41. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande de Schelumiel, fils de Tsurischaddaï.
41. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Selomiela, zanakalahin' i Zorisaday.
42. On the sixth day Eliasaph the son of Deuel, prince of the children of Gad, offered:
42. Le sixième jour, le prince des fils de Gad, Éliasaph, fils de Déuel,
42. "Ary tamin' ny andro fahenina dia Eliasafa zanakalahin' i Doela, lehiben' ny zanak' i Gada no nanolotra;"
43. His offering was one silver charger of the weight of an hundred and thirty shekels, a silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
43. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
43. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
44. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
44. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
44. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
45. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
45. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
45. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
46. One kid of the goats for a sin offering:
46. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
46. "Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
47. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Eliasaph the son of Deuel.
47. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Éliasaph, fils de Déuel.
47. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Eliasafa zanakalahin' i Doela.
48. On the seventh day Elishama the son of Ammihud, prince of the children of Ephraim, offered:
48. Le septième jour, le prince des fils d`Éphraïm, Élischama, fils d`Ammihud,
48. "Ary tamin' ny andro fahafito dia Elisama zanakalahin' i Amihoda, lehiben' ny zanak' i Efraima no nanolotra;"
49. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
49. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
49. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
50. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
50. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
50. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
51. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
51. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
51. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
52. One kid of the goats for a sin offering:
52. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
52. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
53. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elishama the son of Ammihud.
53. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Élischama, fils d`Ammihud.
53. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondrilahy dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Elisama zanakalahin' i Amihoda.
54. On the eighth day offered Gamaliel the son of Pedahzur, prince of the children of Manasseh:
54. Le huitième jour, le prince des fils de Manassé, Gamliel, fils de Pedahtsur,
54. "Ary tamin' ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanakalahin' i Pedazora, lehiben' ny zanak' i Manase no nanolotra;"
55. His offering was one silver charger of the weight of an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
55. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
55. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
56. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
56. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
56. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
57. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
57. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
57. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
58. One kid of the goats for a sin offering:
58. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
58. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
59. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Gamaliel the son of Pedahzur.
59. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande de Gamliel, fils de Pedahtsur.
59. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Gamaliela zanakalahin' i Pedazora.
60. On the ninth day Abidan the son of Gideoni, prince of the children of Benjamin, offered:
60. Le neuvième jour, le prince des fils de Benjamin, Abidan, fils de Guideoni,
60. "Ary tamin' ny andro fahasivy dia Abidana zanakalahin' i Gideony, lehiben' ny zanak' i Benjamina no nanolotra;"
61. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
61. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
61. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
62. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
62. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
62. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
63. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
63. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
63. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
64. One kid of the goats for a sin offering:
64. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
64. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
65. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Abidan the son of Gideoni.
65. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Abidan, fils de Guideoni.
65. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Abidana zanakalahin' i Gideony.
66. On the tenth day Ahiezer the son of Ammishaddai, prince of the children of Dan, offered:
66. Le dixième jour, le prince des fils de Dan, Ahiézer, fils d`Ammischaddaï,
66. "Ary tamin' ny andro fahafolo dia Ahiezera zanakalahin' i Amisaday, lehiben' ny zanak' i Dana no nanolotra;"
67. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
67. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
67. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
68. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
68. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
68. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
69. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
69. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
69. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
70. One kid of the goats for a sin offering:
70. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
70. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
71. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Ahiezer the son of Ammishaddai.
71. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Ahiézer, fils d`Ammischaddaï.
71. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Ahiezera, zanakalahin' i Amisaday.
72. On the eleventh day Pagiel the son of Ocran, prince of the children of Asher, offered:
72. Le onzième jour, le prince des fils d`Aser, Paguiel fils d`Ocran,
72. "Ary tamin' ny andro fahiraika ambin' ny folo dia Pagiela zanakalahin' i Okrana, lehiben' ny zanak' i Asera, no nanolotra;"
73. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
73. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
73. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
74. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
74. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
74. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
75. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
75. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
75. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
76. One kid of the goats for a sin offering:
76. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
76. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
77. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Pagiel the son of Ocran.
77. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande de Paguiel, fils d`Ocran.
77. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Pagiela, zanakalahin' i Okrana.
78. On the twelfth day Ahira the son of Enan, prince of the children of Naphtali, offered:
78. Le douzième jour, le prince des fils de Nephthali, Ahira, fils d`Énan,
78. "Ary tamin' ny andro faharoa ambin' ny folo dia Ahira, zanakalahin' i Enana, lehiben' ny zanak' i Naftaly no nanolotra;"
79. His offering was one silver charger, the weight whereof was an hundred and thirty shekels, one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mingled with oil for a meat offering:
79. "offrit: un plat d`argent du poids de cent trente sicles, un bassin d`argent de soixante-dix sicles selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l`huile, pour l`offrande;"
79. "Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telopolo amby zato no lanjany sy tsangambava volafotsy iray, sekely fitopolo araka ny sekelin' ny fitoerana masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina."
80. One golden spoon of ten shekels, full of incense:
80. "une coupe d`or de dix sicles, pleine de parfum;"
80. "Sotro volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;"
81. One young bullock, one ram, one lamb of the first year, for a burnt offering:
81. "un jeune taureau, un bélier, un agneau d`un an, pour l`holocauste;"
81. "Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry iray, izay iray taona, ho fanatitra dorana;"
82. One kid of the goats for a sin offering:
82. "un bouc, pour le sacrifice d`expiation;"
82. "Zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;"
83. And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Ahira the son of Enan.
83. et, pour le sacrifice d`actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d`un an. Telle fut l`offrande d`Ahira, fils d`Énan.
83. Ary ho sorona amin' ny fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, izay iray taona. Ireo no fanatitr' i Ahira, zanakalahin' i Enana.
84. This was the dedication of the altar, in the day when it was anointed, by the princes of Israel: twelve chargers of silver, twelve silver bowls, twelve spoons of gold:
84. "Tels furent les dons des princes d`Israël pour la dédicace de l`autel, le jour où on l`oignit. Douze plats d`argent, douze bassins d`argent, douze coupes d`or;"
84. Izany no fitokanana ny alitara tamin' ny andro izay nanosorana azy nataon' ny lehiben' ny Isiraely: lovia volafotsy roa ambin' ny folo, tsangambava volafotsy roa ambin' ny folo, sotro volamena roa ambin' ny folo.
85. Each charger of silver weighing an hundred and thirty shekels, each bowl seventy: all the silver vessels weighed two thousand and four hundred shekels, after the shekel of the sanctuary:
85. "chaque plat d`argent pesait cent trente sicles, et chaque bassin soixante-dix, ce qui fit pour l`argent de ces ustensiles un total de deux mille quatre cents sicles, selon le sicle du sanctuaire;"
85. "Sekely telopolo amby zato avy no lanjan' ny lovia volafotsy, ary sekely fitopolo avy ny tsangambava; nilanja sekely efajato amby roa arivo, araka ny sekelin' ny fitoerana masina, ny fanaka volafotsy rehetra;"
86. The golden spoons were twelve, full of incense, weighing ten shekels apiece, after the shekel of the sanctuary: all the gold of the spoons was an hundred and twenty shekels.
86. les douze coupes d`or pleines de parfum, à dix sicles la coupe, selon le sicle du sanctuaire, firent pour l`or des coupes un total de cent vingt sicles.
86. "Ny sotro volamena roa ambin' ny folo feno ditin-kazo manitra, dia sekely folo tsirairay avy araka ny sekelin' ny fitoerana masina; ny sotro volamena rehetra dia sekely roapolo amby zato."
87. All the oxen for the burnt offering were twelve bullocks, the rams twelve, the lambs of the first year twelve, with their meat offering: and the kids of the goats for sin offering twelve.
87. Total des animaux pour l`holocauste: douze taureaux, douze béliers, douze agneaux d`un an, avec les offrandes ordinaires. Douze boucs, pour le sacrifice d`expiation.
87. "Ny omby rehetra ho an' ny fanatitra dorana dia vantotr' ombilahy roa ambin' ny folo, ondrilahy roa ambin' ny folo, zanak' ondry iray taona roa ambin' ny folo, mbamin' ny fanatitra hohanina momba azy; ary zanak' osilahy roa ambin' ny folo ho fanatitra noho ny ota."
88. And all the oxen for the sacrifice of the peace offerings were twenty and four bullocks, the rams sixty, the he goats sixty, the lambs of the first year sixty. This was the dedication of the altar, after that it was anointed.
88. Total des animaux pour le sacrifice d`actions de grâces: vingt-quatre boeufs, soixante béliers, soixante boucs, soixante agneaux d`un an. Tels furent les dons pour la dédicace de l`autel, après qu`on l`eut oint.
88. Ary ny omby rehetra ho an' ny fanati-pihavanana dia vantotr' ombilahy efatra amby roapolo, ondrilahy enimpolo, osilahy enimpolo, zanak' ondry izay iray taona enimpolo. Izany no fitokanana ny alitara, rahefa izany dia voahosotra izy.
89. And when Moses was gone into the tabernacle of the congregation to speak with him, then he heard the voice of one speaking unto him from off the mercy seat that was upon the ark of testimony, from between the two cherubims: and he spake unto him.
89. Lorsque Moïse entrait dans la tente d`assignation pour parler avec l`Éternel, il entendait la voix qui lui parlait du haut du propitiatoire placé sur l`arche du témoignage, entre les deux chérubins. Et il parlait avec l`Éternel.
89. "Ary rehefa niditra tao amin' ny tranolay fihaonana Mosesy mba hiteny amin' Andriamanitra, dia nandre ny feon' Izay miresaka aminy avy tao amin' ny rakotra fanaovam-panavotana izay teo ambonin' ny Vavolombelona, avy eo anelanelan' ny kerobima roa; dia niresaka taminy Jehovah."
<
>