The Kohathites

1. And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
1. L`Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit:
1. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
2. Take the sum of the sons of Kohath from among the sons of Levi, after their families, by the house of their fathers,
2. Compte les fils de Kehath parmi les enfants de Lévi, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères,
2. Alao isa ny taranak' i Kehata eo amin' ny zanakalahin' i Levy, araka ny fianakaviany, araka ny ankohonan' ny rainy,
3. From thirty years old and upward even until fifty years old, all that enter into the host, to do the work in the tabernacle of the congregation.
3. depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, tous ceux qui sont propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation.
3. Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona, dia izay rehetra miditra amin' ny antokony hanao raharaha ao amin' ny tranolay fihaonana.
4. This shall be the service of the sons of Kohath in the tabernacle of the congregation, about the most holy things:
4. Voici les fonctions des fils de Kehath, dans la tente d`assignation: elles concernent le lieu très saint.
4. Izao no ho fanompoan' ny taranak' i Kehata ao amin' ny tranolay fihaonana, dia ny zavatra masina indrindra.
5. And when the camp setteth forward, Aaron shall come, and his sons, and they shall take down the covering vail, and cover the ark of testimony with it:
5. "Au départ du camp, Aaron et ses fils viendront démonter le voile, et ils en couvriront l`arche du témoignage;"
5. Ary raha hifindra ny toby, dia hiditra Arona sy ny zanany lahy ka hampidina ny efitra lamba fanakonana, ary hasarony ny fiaran' ny Vavolombelona izany.
6. And shall put thereon the covering of badgers' skins, and shall spread over it a cloth wholly of blue, and shall put in the staves thereof.
6. "ils mettront dessus une couverture de peaux de dauphins, et ils étendront par-dessus un drap entièrement d`étoffe bleue; puis ils placeront les barres de l`arche."
6. Ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon' ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin' io, dia hataony eo aminy ny baony.
7. And upon the table of shewbread they shall spread a cloth of blue, and put thereon the dishes, and the spoons, and the bowls, and covers to cover withal: and the continual bread shall be thereon:
7. "Ils étendront un drap bleu sur la table des pains de proposition, et ils mettront dessus les plats, les coupes, les tasses et les calices pour les libations; le pain y sera toujours;"
7. "Ary hamelatra lamba volon' ondry manga eo ambonin' ny latabatry ny mofo aseho izy, ka hataony eo ny lovia sy ny sotro sy ny tsangambava ary ny fanaronana izay anaronana azy; ary ny mofo aseho dia hataony eo amboniny."
8. And they shall spread upon them a cloth of scarlet, and cover the same with a covering of badgers' skins, and shall put in the staves thereof.
8. "ils étendront sur ces choses un drap de cramoisi, et ils l`envelopperont d`une couverture de peaux de dauphins; puis ils placeront les barres de la table."
8. "Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony."
9. And they shall take a cloth of blue, and cover the candlestick of the light, and his lamps, and his tongs, and his snuffdishes, and all the oil vessels thereof, wherewith they minister unto it:
9. "Ils prendront un drap bleu, et ils couvriront le chandelier, ses lampes, ses mouchettes, ses vases à cendre et tous ses vases à l`huile, destinés à son service;"
9. Dia haka lamba volon' ondry manga izy, ka hasarony ny fanaovanjiro fanazavana sy ny lela fanaovanjirony sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony ary ny fitoeran-diloilo rehetra eo, izay anaovany ny asa fanompoana.
10. And they shall put it and all the vessels thereof within a covering of badgers' skins, and shall put it upon a bar.
10. "ils le mettront, avec tous ses ustensiles, dans une couverture de peaux de dauphins; puis ils le placeront sur le brancard."
10. Ary ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony ao anatin' ny sarona hodi-takasy ka hatainginy eo ambonin' ny filanjana azy.
11. And upon the golden altar they shall spread a cloth of blue, and cover it with a covering of badgers' skins, and shall put to the staves thereof:
11. "Ils étendront un drap bleu sur l`autel d`or, et ils l`envelopperont d`une couverture de peaux de dauphins; puis ils placeront les barres de l`autel."
11. "Ary hamelatra lamba manga eo ambonin' ny alitara volamena izy, dia hosaronany sarona hodi-takasy, ary hataony eo aminy ny baony;"
12. And they shall take all the instruments of ministry, wherewith they minister in the sanctuary, and put them in a cloth of blue, and cover them with a covering of badgers' skins, and shall put them on a bar:
12. "Ils prendront tous les ustensiles dont on se sert pour le service dans le sanctuaire, et ils les mettront dans un drap bleu, et ils les envelopperont d`une couverture de peaux de dauphins; puis ils les placeront sur le brancard."
12. Dia halainy ny fanaka rehetra enti-manompo, dia izay fanaovany fanompoana ao amin' ny fitoerana masina, dia hataony ao anaty lamba manga ka hosaronany sarona hodi-takasy, dia hatainginy eo ambonin' ny filanjana.
13. And they shall take away the ashes from the altar, and spread a purple cloth thereon:
13. "Ils ôteront les cendres de l`autel, et ils étendront sur l`autel un drap de pourpre;"
13. Dia hanaisotra ny lavenona amin' ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.
14. And they shall put upon it all the vessels thereof, wherewith they minister about it, even the censers, the fleshhooks, and the shovels, and the basons, all the vessels of the altar; and they shall spread upon it a covering of badgers' skins, and put to the staves of it.
14. "ils mettront dessus tous les ustensiles destinés à son service, les brasiers, les fourchettes, les pelles, les bassins, tous les ustensiles de l`autel, et ils étendront par-dessus une couverture de peaux de dauphins; puis ils placeront les barres de l`autel."
14. "Ary hapetrany eo amboniny ny fanaka rehetra momba azy, izay fanaovany ny asa fanompoana eo, dia ny fitondran' afo, ny fitrebika sy ny sotron' afo ary ny lovia famafazana, dia ny fanaka rehetra momba ny alitara; ary hovelarany sarona hodi-takasy eo amboniny izy, dia hataony eo aminy ny baony."
15. And when Aaron and his sons have made an end of covering the sanctuary, and all the vessels of the sanctuary, as the camp is to set forward; after that, the sons of Kohath shall come to bear it: but they shall not touch any holy thing, lest they die. These things are the burden of the sons of Kohath in the tabernacle of the congregation.
15. "Après qu`Aaron et ses fils auront achevé de couvrir le sanctuaire et tous les ustensiles du sanctuaire, les fils de Kehath viendront, au départ du camp, pour les porter; mais ils ne toucheront point les choses saintes, de peur qu`ils ne meurent. Telles sont les fonctions de porteurs, imposées aux fils de Kehath dans la tente d`assignation."
15. "Ary rehefa vitan' i Arona sy ny zanany lahy ny manarona ny fitoerana masina sy ny fanaka rehetra momba ny fitoerana masina, ka efa hifindra ny toby, dia vao izay no ho avy ny zanakalahin' i Kehata hitondra azy; fa tsy hikasika ny zavatra masina izy, fandrao maty. Izany zavatra momba ny tranolay fihaonana izany no ho anjara entan' ny zanakalahin' i Kehata."
16. And to the office of Eleazar the son of Aaron the priest pertaineth the oil for the light, and the sweet incense, and the daily meat offering, and the anointing oil, and the oversight of all the tabernacle, and of all that therein is, in the sanctuary, and in the vessels thereof.
16. "Éléazar, fils du sacrificateur Aaron, aura sous sa surveillance l`huile du chandelier, le parfum odoriférant, l`offrande perpétuelle et l`huile d`onction; il aura sous sa surveillance tout le tabernacle et tout ce qu`il contient, le sanctuaire et ses ustensiles."
16. Ary ny raharahan' i Eleazara, zanakalahin' i Arona mpisorona, dia ny momba ny diloilo hatao fanazavana sy ny ditin-kazo mani-pofona sy ny fanatitra hohanina fanao isan' andro ary ny diloilo fanosorana, dia ny raharaha rehetra amin' ny tabernakely sy izay rehetra ao anatiny amin' ny fitoerana masina sy ny fanaka momba azy.
17. And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
17. L`Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit:
17. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
18. Cut ye not off the tribe of the families of the Kohathites from among the Levites:
18. N`exposez point la race des familles des Kehathites à être retranchée du milieu des Lévites.
18. "Aza avela ho fongana tsy ho amin' ny Levita ny fokon' ny fianakavian' ny Kehatita;"
19. But thus do unto them, that they may live, and not die, when they approach unto the most holy things: Aaron and his sons shall go in, and appoint them every one to his service and to his burden:
19. Faites ceci pour eux, afin qu`ils vivent et qu`ils ne meurent point, quand ils s`approcheront du lieu très saint: Aaron et ses fils viendront, et ils placeront chacun d`eux à son service et à sa charge.
19. Fa izao no hataonareo aminy, mba ho velona izy fa tsy ho faty, raha manatona ny zavatra masina indrindra: Arona sy ny zanany lahy no hiditra ao ka hanendry azy rehetra samy ho amin' ny fanompoany sy amin' ny entany avy.
20. But they shall not go in to see when the holy things are covered, lest they die.
20. Ils n`entreront point pour voir envelopper les choses saintes, de peur qu`ils ne meurent.
20. Fa tsy hiditra hijery izy rehefa voasarona ny zava-masina, fandrao maty izy.

The Gershonites

21. And the LORD spake unto Moses, saying,
21. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
21. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
22. Take also the sum of the sons of Gershon, throughout the houses of their fathers, by their families;
22. "Compte aussi les fils de Guerschon, selon les maisons de leurs pères, selon leurs familles;"
22. "Alao isa koa ny zanakalahin' i Gersona araka ny ankohonan-drainy, araka ny fianakaviany;"
23. From thirty years old and upward until fifty years old shalt thou number them; all that enter in to perform the service, to do the work in the tabernacle of the congregation.
23. tu feras le dénombrement, depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, de tous ceux qui sont propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation.
23. Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona no isainareo dia izay rehetra miditra hanao ny fanompoana hanao ny asa ao amin' ny tranolay fihaonana.
24. This is the service of the families of the Gershonites, to serve, and for burdens:
24. Voici les fonctions des familles des Guerschonites, le service qu`ils devront faire et ce qu`ils devront porter.
24. Izao no fanompoan' ny fianakavian' ny Gersonita: hanompo sy hitondra ny entana.
25. And they shall bear the curtains of the tabernacle, and the tabernacle of the congregation, his covering, and the covering of the badgers' skins that is above upon it, and the hanging for the door of the tabernacle of the congregation,
25. "Ils porteront les tapis du tabernacle et la tente d`assignation, sa couverture et la couverture de peaux de dauphins qui se met par-dessus, le rideau qui est à l`entrée de la tente d`assignation;"
25. Hitondra ny lambam-baravaran' ny tabernakely izy, sy ny tranolay fihaonana sy ny firakony sy ny sarona hodi-takasy izay eo amboniny ary ny varavarana lamba amin' ny varavaran' ny tranolay fihaonana,
26. And the hangings of the court, and the hanging for the door of the gate of the court, which is by the tabernacle and by the altar round about, and their cords, and all the instruments of their service, and all that is made for them: so shall they serve.
26. les toiles du parvis et le rideau de l`entrée de la porte du parvis, tout autour du tabernacle et de l`autel, leurs cordages et tous les ustensiles qui en dépendent. Et ils feront tout le service qui s`y rapporte.
26. "Ary ny fefy lamban' ny kianja sy ny vavahady lamba amin' ny vavahadin' ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehiny mbamin' ny fiasàna rehetra momba azy; ary izay rehetra atao amin' ireo no ho fanompoany."
27. At the appointment of Aaron and his sons shall be all the service of the sons of the Gershonites, in all their burdens, and in all their service: and ye shall appoint unto them in charge all their burdens.
27. "Dans leurs fonctions, les fils des Guerschonites seront sous les ordres d`Aaron et de ses fils, pour tout ce qu`ils porteront et pour tout le service qu`ils devront faire; vous remettrez à leurs soins tout ce qu`ils ont à porter."
27. "Araka ny fanendren' i Arona sy ny zanany lahy no hanaovan' ny zanakalahin' ny Gersonita ny asa fanompoana eo amin' ny entany rehetra sy ny fanompoany rehetra; ka ianareo no hanendry azy ireo ny amin' ireo entany rehetra."
28. This is the service of the families of the sons of Gershon in the tabernacle of the congregation: and their charge shall be under the hand of Ithamar the son of Aaron the priest.
28. Telles sont les fonctions des familles des fils des Guerschonites dans la tente d`assignation, et ce qu`ils ont à garder sous la direction d`Ithamar, fils du sacrificateur Aaron.
28. "Ireo no asa fanompoan' ny fianakavian' ny zanakalahin' i Gersona eo amin' ny tranolay fihaonana; ary ny anjara raharahany dia eo ambany fifehezan' Itamara zanakalahin' i Arona mpisorona."

The Merarites

29. As for the sons of Merari, thou shalt number them after their families, by the house of their fathers;
29. "Tu feras le dénombrement des fils de Merari, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères;"
29. Ny amin' ny zanakalahin' i Merary dia isao araka ny fianakaviany, araka ny ankohonan' ny rainy.
30. From thirty years old and upward even unto fifty years old shalt thou number them, every one that entereth into the service, to do the work of the tabernacle of the congregation.
30. tu feras le dénombrement, depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, de tous ceux qui sont propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation.
30. Ny hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona no isainao, dia izay rehetra miditra ao amin' ny fanompoana hanao ny asa amin' ny tranolay fihaonana.
31. And this is the charge of their burden, according to all their service in the tabernacle of the congregation; the boards of the tabernacle, and the bars thereof, and the pillars thereof, and sockets thereof,
31. Voici ce qui est remis à leurs soins et ce qu`ils ont à porter, pour toutes leurs fonctions dans la tente d`assignation: les planches du tabernacle, ses barres, ses colonnes, ses bases,
31. Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin' ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin' ny tranolay fihaonana: ny hazofisaka amin' ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,
32. And the pillars of the court round about, and their sockets, and their pins, and their cords, with all their instruments, and with all their service: and by name ye shall reckon the instruments of the charge of their burden.
32. les colonnes du parvis formant l`enceinte, leurs bases, leurs pieux, leurs cordages, tous les ustensiles qui en dépendent et tout ce qui est destiné à leur service. Vous désignerez par leurs noms les objets qui sont remis à leurs soins et qu`ils ont à porter.
32. "Sy ny tsangantsangan' ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany rehetra ary ny kofehy momba ny fiasàna rehetra sy ny zavatra rehetra enti-manao fanompoana ao; ary araka ny anarany avy no handaminanareo ny fanaka izay anjarany hoentina."
33. This is the service of the families of the sons of Merari, according to all their service, in the tabernacle of the congregation, under the hand of Ithamar the son of Aaron the priest.
33. Telles sont les fonctions des familles des fils de Merari, toutes leurs fonctions dans la tente d`assignation, sous la direction d`Ithamar, fils du sacrificateur Aaron.
33. Ireo no ho fanompoan' ny fianakavian' ny zanakalahin' i Merary, araka ny asa fanompoany rehetra ao amin' ny tranolay fihaonana, eo ambany fifehezan' Itamara, zanakalahin' i Arona mpisorona.

The Numbering of the Levite Clans

34. And Moses and Aaron and the chief of the congregation numbered the sons of the Kohathites after their families, and after the house of their fathers,
34. Moïse, Aaron et les princes de l`assemblée firent le dénombrement des fils des Kehathites, selon leurs familles et selon les maisons de leurs pères,
34. Ary Mosesy sy Arona ary ny lohan' ny fiangonana dia nanisa ny zanakalahin' ny Kehatita araka ny fianakaviany sy araka ny ankohonan' ny rainy,
35. From thirty years old and upward even unto fifty years old, every one that entereth into the service, for the work in the tabernacle of the congregation:
35. de tous ceux qui, depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, étaient propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation.
35. "Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona, dia izay rehetra niditra ho amin' ny fanompoana amin' ny asa ao amin' ny tranolay fihaonana;"
36. And those that were numbered of them by their families were two thousand seven hundred and fifty.
36. Ceux dont ils firent le dénombrement, selon leurs familles, furent deux mille sept cent cinquante.
36. Ary ireo izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany dia dimampolo amby fitonjato sy roa arivo.
37. These were they that were numbered of the families of the Kohathites, all that might do service in the tabernacle of the congregation, which Moses and Aaron did number according to the commandment of the LORD by the hand of Moses.
37. "Tels sont ceux des familles des Kehathites dont on fit le dénombrement, tous ceux qui exerçaient des fonctions dans la tente d`assignation; Moïse et Aaron en firent le dénombrement sur l`ordre de l`Éternel par Moïse."
37. Ireo no voaisa tamin' ny fianakavian' ny Kehatita, dia izay rehetra tokony hanao ny asa fanompoana ao amin' ny tranolay fihaonana, ka nisain' i Mosesy sy Arona araka ny didin' i Jehovah tamin' ny alalan' i Mosesy.
38. And those that were numbered of the sons of Gershon, throughout their families, and by the house of their fathers,
38. Les fils de Guerschon dont on fit le dénombrement, selon leurs familles et selon les maisons de leurs pères,
38. Ary ireo izay voaisa tamin' ny zanakalahin' i Gersona, araka ny fianakaviany, araka ny ankohonan' ny rainy,
39. From thirty years old and upward even unto fifty years old, every one that entereth into the service, for the work in the tabernacle of the congregation,
39. depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, tous ceux qui étaient propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation,
39. Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona, dia izay rehetra niditra amin' ny fanompoana ho amin' ny asan' ny tranolay fihaonana,
40. Even those that were numbered of them, throughout their families, by the house of their fathers, were two thousand and six hundred and thirty.
40. ceux dont on fit le dénombrement, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, furent deux mille six cent trente.
40. Ary ireo izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, araka ny ankohonan' ny rainy, dia telopolo amby eninjato sy roa arivo.
41. These are they that were numbered of the families of the sons of Gershon, of all that might do service in the tabernacle of the congregation, whom Moses and Aaron did number according to the commandment of the LORD.
41. "Tels sont ceux des familles des fils de Guerschon dont on fit le dénombrement, tous ceux qui exerçaient des fonctions dans la tente d`assignation; Moïse et Aaron en firent le dénombrement sur l`ordre de l`Éternel."
41. Ireo no nisaina tamin' ny fianakavian' ny zanakalahin' i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin' ny tranolay fihaonana, dia izay nisain' i Mosesy sy Arona araka ny didin' i Jehovah.
42. And those that were numbered of the families of the sons of Merari, throughout their families, by the house of their fathers,
42. Ceux des familles des fils de Merari dont on fit le dénombrement, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères,
42. Ary ireo izay voaisa tamin' ny fianakavian' ny zanakalahin' i Merary araka ny fianakaviany sy ny ankohonan' ny rainy,
43. From thirty years old and upward even unto fifty years old, every one that entereth into the service, for the work in the tabernacle of the congregation,
43. depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, tous ceux qui étaient propres à exercer quelque fonction dans la tente d`assignation,
43. Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona, dia izay rehetra miditra amin' ny fanompoana, ho amin' ny asan' ny tranolay fihaonana,
44. Even those that were numbered of them after their families, were three thousand and two hundred.
44. ceux dont on fit le dénombrement, selon leurs familles, furent trois mille deux cents.
44. "Ireo izay voaisa taminy araka ny fianakaviany, dia roanjato sy telo arivo;"
45. These be those that were numbered of the families of the sons of Merari, whom Moses and Aaron numbered according to the word of the LORD by the hand of Moses.
45. "Tels sont ceux des familles des fils de Merari dont on fit le dénombrement; Moïse et Aaron en firent le dénombrement sur l`ordre de l`Éternel par Moïse."
45. Ireo no voaisa tamin' ny fianakaviana avy tamin'ny zanakalahin'i Merary, izay nisain' i Mosesy sy Arona araka ny tenin' i Jehovah tamin' ny alalan' i Mosesy.
46. All those that were numbered of the Levites, whom Moses and Aaron and the chief of Israel numbered, after their families, and after the house of their fathers,
46. Tous ceux des Lévites dont Moïse, Aaron et les princes d`Israël firent le dénombrement, selon leurs familles et selon les maisons de leurs pères,
46. Ireo rehetra voaisa tamin' ny Levita izay nisain' i Mosesy sy Arona mbamin' ny lohan' ny Isiraely, araka ny fianakaviany sy araka ny ankohonan' ny rainy,
47. From thirty years old and upward even unto fifty years old, every one that came to do the service of the ministry, and the service of the burden in the tabernacle of the congregation,
47. depuis l`âge de trente ans et au-dessus jusqu`à l`âge de cinquante ans, tous ceux qui étaient propres à exercer quelque fonction et à servir de porteurs dans la tente d`assignation,
47. Hatramin' ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin' ny dimampolo taona, dia izay rehetra tonga hanao ny asa fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin' ny tranolay fihaonana,
48. Even those that were numbered of them, were eight thousand and five hundred and fourscore.
48. tous ceux dont on fit le dénombrement furent huit mille cinq cent quatre-vingts.
48. Izay voaisa taminy dia valopolo amby dimanjato sy valo arivo.
49. According to the commandment of the LORD they were numbered by the hand of Moses, every one according to his service, and according to his burden: thus were they numbered of him, as the LORD commanded Moses.
49. "On en fit le dénombrement sur l`ordre de l`Éternel par Moïse, en indiquant à chacun le service qu`il devait faire et ce qu`il devait porter; on en fit le dénombrement selon l`ordre que l`Éternel avait donné à Moïse."
49. "Araka ny didin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy no nanisany azy samy araka ny fanompoany sy araka ny entany avy; toy izany no nanisany azy araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy."
<
>