Towns for the Levites

1. And the LORD spake unto Moses in the plains of Moab by Jordan near Jericho, saying,
1. L`Éternel parla à Moïse, dans les plaines de Moab, près du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho. Il dit:
1. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy teo amin' ny tany lemak' i Moaba amoron' i Jordana akaikin' i Jeriko, ka nanao hoe:
2. Command the children of Israel, that they give unto the Levites of the inheritance of their possession cities to dwell in; and ye shall give also unto the Levites suburbs for the cities round about them.
2. Ordonne aux enfants d`Israël d`accorder aux Lévites, sur l`héritage qu`ils posséderont, des villes où ils puissent habiter. Vous donnerez aussi aux Lévites une banlieue autour de ces villes.
2. Mandidia ny Zanak' Isiraely mba hanome tanàna honenan' ny Levita avy amin' ny lova fananany, ary homenareo zana-bohitra ihany koa ny Levita ho tanàna manodidina azy.
3. And the cities shall they have to dwell in; and the suburbs of them shall be for their cattle, and for their goods, and for all their beasts.
3. "Ils auront les villes pour y habiter; et les banlieues seront pour leur bétail, pour leurs biens et pour tous leurs animaux."
3. Koa ny tanàna dia honenany ary ny zana-bohitra dia ho an' ny biby fiompiny sy ny fananany mbamin' ny bibiny rehetra.
4. And the suburbs of the cities, which ye shall give unto the Levites, shall reach from the wall of the city and outward a thousand cubits round about.
4. Les banlieues des villes que vous donnerez aux Lévites auront, à partir du mur de la ville et au dehors, mille coudées tout autour.
4. Ary ny zana-bohitry ny tanàna izay homenareo ny Levita dia izao: Hatramin' ny mandan' ny tanàna, ka hatramin' ny faritry ny taniny dia arivo hakiho amin' ny lafiny efatra avy.
5. And ye shall measure from without the city on the east side two thousand cubits, and on the south side two thousand cubits, and on the west side two thousand cubits, and on the north side two thousand cubits; and the city shall be in the midst: this shall be to them the suburbs of the cities.
5. Vous mesurerez, en dehors de la ville, deux mille coudées pour le côté oriental, deux mille coudées pour le côté méridional, deux mille coudées pour le côté occidental, et deux mille coudées pour le côté septentrional. La ville sera au milieu. Telles seront les banlieues de leurs villes.
5. Dia handrefy roa arivo hakiho eo ivelan' ny tanàna ianareo amin' ny lafiny atsinanana, ary roa arivo hakiho amin' ny lafiny atsimo, ary roa arivo hakiho amin' ny lafiny andrefana ary roa arivo hakiho amin' ny lafiny avaratra, ary ny tanàna dia ho afovoany, izany no ho zana-bohitry ny tanàna.

Cities of Refuge

6. And among the cities which ye shall give unto the Levites there shall be six cities for refuge, which ye shall appoint for the manslayer, that he may flee thither: and to them ye shall add forty and two cities.
6. Parmi les villes que vous donnerez aux Lévites, il y aura six villes de refuge où pourra s`enfuir le meurtrier, et quarante-deux autres villes.
6. Ary amin' ny tanàna izay homenareo ny Levita dia hisy tanàna enina fandosirana, izay hotendrenareo handosiran' izay nahafaty olona, ary ampianareo tanàna roa amby efapolo koa.
7. So all the cities which ye shall give to the Levites shall be forty and eight cities: them shall ye give with their suburbs.
7. Total des villes que vous donnerez aux Lévites: quarante-huit villes, avec leurs banlieues.
7. "Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia tanàna valo amby efapolo; dia omenareo miaraka amin' ny zana-bohiny izany."
8. And the cities which ye shall give shall be of the possession of the children of Israel: from them that have many ye shall give many; but from them that have few ye shall give few: every one shall give of his cities unto the Levites according to his inheritance which he inheriteth.
8. "Les villes que vous donnerez sur les propriétés des enfants d`Israël seront livrées en plus grand nombre par ceux qui en ont le plus, et en plus petit nombre par ceux qui en ont moins; chacun donnera de ses villes aux Lévites à proportion de l`héritage qu`il possédera."
8. "Ary ny tanàna izay homenareo dia ho avy amin' ny fananan' ny Zanak' Isiraely, izay be no hanalanareo be, ary izay kely no hanalanareo kely; samy hanome avy amin' ny tanànany ho an' ny Levita izy rehetra araka ny lova izay lovany."
9. And the LORD spake unto Moses, saying,
9. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
9. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe :
10. Speak unto the children of Israel, and say unto them, When ye be come over Jordan into the land of Canaan;
10. Parle aux enfants d`Israël, et dis-leur: Lorsque vous aurez passé le Jourdain et que vous serez entrés dans le pays de Canaan,
10. "Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafita an' i Jordana ianareo ka tonga any amin' ny tany Kanana;"
11. Then ye shall appoint you cities to be cities of refuge for you; that the slayer may flee thither, which killeth any person at unawares.
11. vous vous établirez des villes qui soient pour vous des villes de refuge, où pourra s`enfuir le meurtrier qui aura tué quelqu`un involontairement.
11. Dia hifidy tanàna ianareo, ho tanàna fandosirana ho anareo, mba handosiran' izay nahafaty olona tsy nahy.
12. And they shall be unto you cities for refuge from the avenger; that the manslayer die not, until he stand before the congregation in judgment.
12. Ces villes vous serviront de refuge contre le vengeur du sang, afin que le meurtrier ne soit point mis à mort avant d`avoir comparu devant l`assemblée pour être jugé.
12. Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon' ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan' ny fiangonana.
13. And of these cities which ye shall give six cities shall ye have for refuge.
13. Des villes que vous donnerez, six seront pour vous des villes de refuge.
13. Ary ireo tanàna homenareo ireo dia ho tanàna fandosirana enina ho anareo.
14. Ye shall give three cities on this side Jordan, and three cities shall ye give in the land of Canaan, which shall be cities of refuge.
14. Vous donnerez trois villes au delà du Jourdain, et vous donnerez trois villes dans le pays de Canaan: ce seront des villes de refuge.
14. "Ny tanàna telo dia homenareo ety an-dafin' i Jordana ety, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin' ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo."
15. These six cities shall be a refuge, both for the children of Israel, and for the stranger, and for the sojourner among them: that every one that killeth any person unawares may flee thither.
15. Ces six villes serviront de refuge aux enfants d`Israël, à l`étranger et à celui qui demeure au milieu de vous: là pourra s`enfuir tout homme qui aura tué quelqu`un involontairement.
15. Ireo tanàna enina ireo dia ho fandosirana ho an' ny Zanak' Isiraely sy ny vahiny ary ny mpivahiny tonga ao aminy, mba handosiran' izay rehetra nahafaty olona tsy nahy.
16. And if he smite him with an instrument of iron, so that he die, he is a murderer: the murderer shall surely be put to death.
16. Si un homme frappe son prochain avec un instrument de fer, et que la mort en soit la suite, c`est un meurtrier: le meurtrier sera puni de mort.
16. "Ary raha misy mamely olona amin' ny vy ka mahafaty azy, dia mpamono olona izy; hatao maty tokoa ny mpamono olona."
17. And if he smite him with throwing a stone, wherewith he may die, and he die, he is a murderer: the murderer shall surely be put to death.
17. S`il le frappe, tenant à la main une pierre qui puisse causer la mort, et que la mort en soit la suite, c`est un meurtrier: le meurtrier sera puni de mort.
17. "Ary raha misy mamely olona amin' ny vato, izay mety hahafaty azy ka maty izy, dia mpamono olona izy; hatao maty tokoa ny mpamono olona."
18. Or if he smite him with an hand weapon of wood, wherewith he may die, and he die, he is a murderer: the murderer shall surely be put to death.
18. S`il le frappe, tenant à la main un instrument de bois qui puisse causer la mort, et que la mort en soit la suite, c`est un meurtrier: le meurtrier sera puni de mort.
18. "Na raha misy mamely olona amin' ny tanany, na amin' ny fiadiana hazo izay mety mahafaty azy ka maty izy, dia mpamono olona izy; hatao maty tokoa ny mpamono olona."
19. The revenger of blood himself shall slay the murderer: when he meeteth him, he shall slay him.
19. "Le vengeur du sang fera mourir le meurtrier; quand il le rencontrera, il le tuera."
19. "Ny mpamaly rà no hamono ilay mpamono olona; raha mihaona aminy izy, dia hamono azy."
20. But if he thrust him of hatred, or hurl at him by laying of wait, that he die;
20. Si un homme pousse son prochain par un mouvement de haine, ou s`il jette quelque chose sur lui avec préméditation, et que la mort en soit la suite,
20. Fa raha misy mamely olona noho ny lolompo, na mitoraka azy amin' ny fanotrehana, ka mahafaty azy,
21. Or in enmity smite him with his hand, that he die: he that smote him shall surely be put to death; for he is a murderer: the revenger of blood shall slay the murderer, when he meeteth him.
21. ou s`il le frappe de sa main par inimitié, et que la mort en soit la suite, celui qui a frappé sera puni de mort, c`est un meurtrier: le vengeur du sang tuera le meurtrier, quand il le rencontrera.
21. "Na mamely amin' ny tanany noho ny fandrafiana ka mahafaty azy, dia hatao maty tokoa ilay namely, fa mpamono olona izy; ny mpamaly rà no hamono ilay mpamono olona raha mihaona aminy izy."
22. But if he thrust him suddenly without enmity, or have cast upon him any thing without laying of wait,
22. Mais si un homme pousse son prochain subitement et non par inimitié, ou s`il jette quelque chose sur lui sans préméditation,
22. Fa raha misy nahavoa olona tsy nahy, ka tsy noho ny fandrafiana, na nahatoraka olona na amin' inona na amin' inona, nefa tsy tamin' ny fanotrehana,
23. Or with any stone, wherewith a man may die, seeing him not, and cast it upon him, that he die, and was not his enemy, neither sought his harm:
23. ou s`il fait tomber sur lui par mégarde une pierre qui puisse causer la mort, et que la mort en soit la suite, sans qu`il ait de la haine contre lui et qu`il lui cherche du mal,
23. "Na sendra nanjera vato ka mahafaty olona, nefa tsy hitany; nazerany taminy izany ka nahafaty azy, nefa tsy fahavalony izy, na nitady handratra azy,"
24. Then the congregation shall judge between the slayer and the revenger of blood according to these judgments:
24. voici les lois d`après lesquelles l`assemblée jugera entre celui qui a frappé et le vengeur du sang.
24. Dia hotsarain' ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly rà araka izany lalàna izany.
25. And the congregation shall deliver the slayer out of the hand of the revenger of blood, and the congregation shall restore him to the city of his refuge, whither he was fled: and he shall abide in it unto the death of the high priest, which was anointed with the holy oil.
25. L`assemblée délivrera le meurtrier de la main du vengeur du sang, et le fera retourner dans la ville de refuge où il s`était enfui. Il y demeurera jusqu`à la mort du souverain sacrificateur qu`on a oint de l`huile sainte.
25. "Ary hovonjen' ny fiangonana ho afaka amin' ny mpamaly rà ilay nahafaty olona, ka hateriny indray ho ao amin' ny tanàna fandosirana izay nalehany tamin' izy nandositra; ary hitoetra ao izy mandra-pahafatin' ny mpisoronabe izay voahosotra tamin' ny diloilo masina."
26. But if the slayer shall at any time come without the border of the city of his refuge, whither he was fled;
26. Si le meurtrier sort du territoire de la ville de refuge où il s`est enfui,
26. Fa raha mivoaka ho eo ivelan' ny tanàna fandosirana izay nalehany tamin' izy nandositra ilay nahafaty olona,
27. And the revenger of blood find him without the borders of the city of his refuge, and the revenger of blood kill the slayer; he shall not be guilty of blood:
27. et si le vengeur du sang le rencontre hors du territoire de la ville de refuge et qu`il tue le meurtrier, il ne sera point coupable de meurtre.
27. ka hitan' ny mpamaly rà eo ivelan' ny tanàna fandosirana, ka vonoin' ny mpamaly rà ilay nahafaty olona,dia tsy ho meloka ny amin' ny rà izy.
28. Because he should have remained in the city of his refuge until the death of the high priest: but after the death of the high priest the slayer shall return into the land of his possession.
28. "Car le meurtrier doit demeurer dans sa ville de refuge jusqu`à la mort du souverain sacrificateur; et après la mort du souverain sacrificateur, il pourra retourner dans sa propriété."
28. "Satria tokony ho nitoetra tao an-tanàna fandosirana izy mandra-pahafatin' ny mpisoronabe; fa rehefa maty ny mpisoronabe dia hody any amin' ny zara-taniny ilay nahafaty olona."
29. So these things shall be for a statute of judgment unto you throughout your generations in all your dwellings.
29. Voici des ordonnances de droit pour vous et pour vos descendants, dans tous les lieux où vous habiterez.
29. Koa izany zavatra izany dia ho lalàm-pitsarana eo aminareo amin' ny taranakareo mifandimby eny amin' ny fonenanareo rehetra.
30. Whoso killeth any person, the murderer shall be put to death by the mouth of witnesses: but one witness shall not testify against any person to cause him to die.
30. Si un homme tue quelqu`un, on ôtera la vie au meurtrier, sur la déposition de témoins. Un seul témoin ne suffira pas pour faire condamner une personne à mort.
30. "Ny amin' izay rehetra nahafaty olona dia hatao maty ilay mpamono olona araka ny tenin' ny vavolombelona; nefa raha vavolombelona iray monja dia tsy ampy hanameloka hahafaty olona izany."
31. Moreover ye shall take no satisfaction for the life of a murderer, which is guilty of death: but he shall be surely put to death.
31. Vous n`accepterez point de rançon pour la vie d`un meurtrier qui mérite la mort, car il sera puni de mort.
31. "Ary ianareo tsy handray onitra ny amin' ny ain' ny mpamono olona, izay meloka tokony ho faty; fa hatao maty tokoa izy."
32. And ye shall take no satisfaction for him that is fled to the city of his refuge, that he should come again to dwell in the land, until the death of the priest.
32. Vous n`accepterez point de rançon, qui lui permette de s`enfuir dans sa ville de refuge, et de retourner habiter dans le pays après la mort du sacrificateur.
32. Ary ianareo tsy handray onitra ny amin' izay mandositra ho eo an-tanàna fandosirana, mba hodiany indray hitoetra amin' ny taniny, mandra-pahafatin' ny mpisoronabe.
33. So ye shall not pollute the land wherein ye are: for blood it defileth the land: and the land cannot be cleansed of the blood that is shed therein, but by the blood of him that shed it.
33. "Vous ne souillerez point le pays où vous serez, car le sang souille le pays; et il ne sera fait pour le pays aucune expiation du sang qui y sera répandu que par le sang de celui qui l`aura répandu."
33. "Koa aza mandoto ny tany izay onenanareo, fa ny rà dia fandotoana ny tany; ary ny tany dia tsy ho voadio amin' ny rà izay nalatsaka teo aminy afa-tsy amin' ny ràn' izay nandatsaka azy ihany."
34. Defile not therefore the land which ye shall inhabit, wherein I dwell: for I the LORD dwell among the children of Israel.
34. "Vous ne souillerez point le pays où vous allez demeurer, et au milieu duquel j`habiterai; car je suis l`Éternel, qui habite au milieu des enfants d`Israël."
34. "Koa aza lotoinareo ny tany onenanareo izay itoerako; fa Izaho Jehovah no mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely."
<
>