The Transjordan Tribes

1. Now the children of Reuben and the children of Gad had a very great multitude of cattle: and when they saw the land of Jazer, and the land of Gilead, that, behold, the place was a place for cattle;
1. Les fils de Ruben et les fils de Gad avaient une quantité considérable de troupeaux, et ils virent que le pays de Jaezer et le pays de Galaad étaient un lieu propre pour des troupeaux.
1. "Ary nanana biby fiompy be indrindra ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada; ary rehefa nahita ny tany Jazera sy ny tany Gileada izy, fa, indro, ilay toerana dia toerana ho an' ny biby fiompy;"
2. The children of Gad and the children of Reuben came and spake unto Moses, and to Eleazar the priest, and unto the princes of the congregation, saying,
2. Alors les fils de Gad et les fils de Ruben vinrent auprès de Moïse, du sacrificateur Éléazar et des princes de l`assemblée, et ils leur dirent:
2. Dia avy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka niteny tamin' i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin' ny lohan' ny fiangonana ka nanao hoe:
3. Ataroth, and Dibon, and Jazer, and Nimrah, and Heshbon, and Elealeh, and Shebam, and Nebo, and Beon,
3. Atharoth, Dibon, Jaezer, Nimra, Hesbon, Élealé, Sebam, Nebo et Beon,
3. Atarota sy Dibona sy Jazera sy Nimra sy Hesbona sy Elale sy Sebama sy Nebo ary Beona,
4. Even the country which the LORD smote before the congregation of Israel, is a land for cattle, and thy servants have cattle:
4. ce pays que l`Éternel a frappé devant l`assemblée d`Israël, est un lieu propre pour des troupeaux, et tes serviteurs ont des troupeaux.
4. "Ireo tany noresen' i Jehovah teo anoloan' ny fiangonan' ny Isiraely, dia tany ho an' ny biby fiompy ary manana biby fiompy ny mpanomponao;"
5. Wherefore, said they, if we have found grace in thy sight, let this land be given unto thy servants for a possession, and bring us not over Jordan.
5. Ils ajoutèrent: Si nous avons trouvé grâce à tes yeux, que la possession de ce pays soit accordée à tes serviteurs, et ne nous fais point passer le Jourdain.
5. "Noho izany, dia hoy izy: Raha mahita fitia eo imasonao izahay, aoka homena anay mpanomponao ho fanananay io tany io; fa aza ampitaina an' i Jordana izahay."
6. And Moses said unto the children of Gad and to the children of Reuben, Shall your brethren go to war, and shall ye sit here?
6. Moïse répondit aux fils de Gad et aux fils de Ruben: Vos frères iront-ils à la guerre, et vous, resterez-vous ici?
6. Dia hoy Mosesy tamin' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika ka ianareo kosa hijanona eto va?
7. And wherefore discourage ye the heart of the children of Israel from going over into the land which the LORD hath given them?
7. Pourquoi voulez-vous décourager les enfants d`Israël de passer dans le pays que l`Éternel leur donne?
7. Nahoana ianareo no mampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy?
8. Thus did your fathers, when I sent them from Kadeshbarnea to see the land.
8. Ainsi firent vos pères, quand je les envoyai de Kadès Barnéa pour examiner le pays.
8. "Toy izany no nataon' ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy;"
9. For when they went up unto the valley of Eshcol, and saw the land, they discouraged the heart of the children of Israel, that they should not go into the land which the LORD had given them.
9. Ils montèrent jusqu`à la vallée d`Eschcol, et, après avoir examiné le pays, ils découragèrent les enfants d`Israël d`aller dans le pays que l`Éternel leur donnait.
9. Fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay efa nomen' i Jehovah azy.
10. And the LORD's anger was kindled the same time, and he sware, saying,
10. La colère de l`Éternel s`enflamma ce jour-là, et il jura en disant:
10. Ary nirehitra ny fahatezeran' i Jehovah tamin' izany fotoana izany, dia nianiana Izy ka nanao hoe:
11. Surely none of the men that came up out of Egypt, from twenty years old and upward, shall see the land which I sware unto Abraham, unto Isaac, and unto Jacob; because they have not wholly followed me:
11. Ces hommes qui sont montés d`Égypte, depuis l`âge de vingt ans et au-dessus, ne verront point le pays que j`ai juré de donner à Abraham, à Isaac et à Jacob, car ils n`ont pas suivi pleinement ma voie,
11. Ny olona izay niakatra avy tany Egypta hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, dia tsy hisy hahita mihitsy ny tany izay efa nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba homena azy, satria tsy nanaraka Ahy tanteraka ireo.
12. Save Caleb the son of Jephunneh the Kenezite, and Joshua the son of Nun: for they have wholly followed the LORD.
12. excepté Caleb, fils de Jephunné, le Kenizien, et Josué, fils de Nun, qui ont pleinement suivi la voie de l`Éternel.
12. Afa-tsy i Kaleba, zanakalahin' i Jefone Kenizita, sy Josoa, zahakalahin' i Nona, fa nanaraka tanteraka an' i Jehovah izy ireo.
13. And the LORD's anger was kindled against Israel, and he made them wander in the wilderness forty years, until all the generation, that had done evil in the sight of the LORD, was consumed.
13. La colère de l`Éternel s`enflamma contre Israël, et il les fit errer dans le désert pendant quarante années, jusqu`à l`anéantissement de toute la génération qui avait fait le mal aux yeux de l`Éternel.
13. Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nampirenireny azy tany an' efitra efapolo taona Izy mandra-pahalany ritra ny taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imason' i Jehovah.
14. And, behold, ye are risen up in your fathers' stead, an increase of sinful men, to augment yet the fierce anger of the LORD toward Israel.
14. Et voici, vous prenez la place de vos pères comme des rejetons d`hommes pécheurs, pour rendre la colère de l`Éternel encore plus ardente contre Israël.
14. Ary, indreto, mitsangana ianareo hisolo ny rainareo, manamaro ny olona mpanota, hampitombo ny firehetan' ny fahatezeran' i Jehovah amin' ny Isiraely.
15. For if ye turn away from after him, he will yet again leave them in the wilderness; and ye shall destroy all this people.
15. Car, si vous vous détournez de lui, il continuera de laisser Israël au désert, et vous causerez la perte de tout ce peuple.
15. "Fa raha miala amin' ny fanarahana Azy ianareo dia hamela azy any an' efitra indray Izy; ka dia ianareo no handringana izao olona rehetra izao."
16. And they came near unto him, and said, We will build sheepfolds here for our cattle, and cities for our little ones:
16. "Ils s`approchèrent de Moïse, et ils dirent: Nous construirons ici des parcs pour nos troupeaux et des villes pour nos petits enfants;"
16. "Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an' ny biby fiompinay, sy tanàna koa ho an' ny zanakay madinika;"
17. But we ourselves will go ready armed before the children of Israel, until we have brought them unto their place: and our little ones shall dwell in the fenced cities because of the inhabitants of the land.
17. "puis nous nous équiperons en hâte pour marcher devant les enfants d`Israël, jusqu`à ce que nous les ayons introduits dans le lieu qui leur est destiné; et nos petits enfants demeureront dans les villes fortes, à cause des habitants du pays."
17. "Fa ny tenanay dia hiomana faingana handroso eo alohan' ny Zanak' Isiraely mandra-pitondranay azy ho any amin' ny taniny; ary ny zanakay madinika dia hitoetra amin' ny tanàna mimanda noho ny mponina amin' ny tany."
18. We will not return unto our houses, until the children of Israel have inherited every man his inheritance.
18. "Nous ne retournerons point dans nos maisons avant que les enfants d`Israël aient pris possession chacun de son héritage;"
18. Tsy hody any an-tranonay izahay, mandra-pahazon' ny Zanak' Isiraely ny lovany avy.
19. For we will not inherit with them on yonder side Jordan, or forward; because our inheritance is fallen to us on this side Jordan eastward.
19. et nous ne posséderons rien avec eux de l`autre côté du Jourdain, ni plus loin, puisque nous aurons notre héritage de ce côté-ci du Jourdain, à l`orient.
19. Fa tsy hiara-mandova aminy hatrany an-dafin' i Jordana no ho miankandrefana izahay, satria efa azonay aty an-dafy atsinanan' i Jordana ny lovanay
20. And Moses said unto them, If ye will do this thing, if ye will go armed before the LORD to war,
20. Moïse leur dit: Si vous faites cela, si vous vous armez pour combattre devant l`Éternel,
20. Dia hoy Mosesy taminy: Raha hanao izany zavatra izany ianareo ka hiomana eo anatrehan' i Jehovah ho any an-tafika,
21. And will go all of you armed over Jordan before the LORD, until he hath driven out his enemies from before him,
21. si tous ceux de vous qui s`armeront passent le Jourdain devant l`Éternel jusqu`à ce qu`il ait chassé ses ennemis loin de sa face,
21. Ary rehefa voaomana handeha hiady avokoa dia hita ho any an-dafin' i Jordana eo anatrehan' i Jehovah ianareo, mandra-pandroakany ny fahavalony hiala eo anoloany,
22. And the land be subdued before the LORD: then afterward ye shall return, and be guiltless before the LORD, and before Israel; and this land shall be your possession before the LORD.
22. et si vous revenez seulement après que le pays aura été soumis devant l`Éternel, -vous serez alors sans reproche vis-à-vis de l`Éternel et vis-à-vis d`Israël, et cette contrée-ci sera votre propriété devant l`Éternel.
22. "Ka ho resy eo anatrehan' i Jehovah ny tany; ary rehefa vita izany, dia hody ianareo ka tsy hanan-tsiny, na amin' i Jehovah, na amin' ny Isiraely; ary ity tany ity dia ho zara-taninareo eo anatrehan' i Jehovah."
23. But if ye will not do so, behold, ye have sinned against the LORD: and be sure your sin will find you out.
23. "Mais si vous ne faites pas ainsi, vous péchez contre l`Éternel; sachez que votre péché vous atteindra."
23. "Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo, dia manota amin' i Jehovah; ary aoka ho azonareo antoka fa hanody anareo ny fahotanareo."
24. Build you cities for your little ones, and folds for your sheep; and do that which hath proceeded out of your mouth.
24. Construisez des villes pour vos petits enfants et des parcs pour vos troupeaux, et faites ce que votre bouche a déclaré.
24. Manaova tanàna ho an' ny zanakareo madinika sy vala ho an' ny ondrinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
25. And the children of Gad and the children of Reuben spake unto Moses, saying, Thy servants will do as my lord commandeth.
25. Les fils de Gad et les fils de Ruben dirent à Moïse: Tes serviteurs feront ce que mon seigneur ordonne.
25. Dia niteny tamin' i Mosesy ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko:
26. Our little ones, our wives, our flocks, and all our cattle, shall be there in the cities of Gilead:
26. "Nos petits enfants, nos femmes, nos troupeaux et tout notre bétail, resteront dans les villes de Galaad;"
26. "Ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman' osinay ary ny biby fiompinay rehetra, dia hitoetra ato amin' ny tanànan' i Gileada;"
27. But thy servants will pass over, every man armed for war, before the LORD to battle, as my lord saith.
27. et tes serviteurs, tous armés pour la guerre, iront combattre devant l`Éternel, comme dit mon seigneur.
27. Fa ny mpanomponao handeha hita, samy efa voaomana hiady eo anatrehan' i Jehovah, ho any an-tafika, araka izay nolazainao, tompoko.
28. So concerning them Moses commanded Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the chief fathers of the tribes of the children of Israel:
28. Moïse donna des ordres à leur sujet au sacrificateur Éléazar, à Josué, fils de Nun, et aux chefs de famille dans les tribus des enfants d`Israël.
28. "Ary Mosesy dia nandidy an' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanakalahin' i Nona ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ireo fokon' ny Zanak' Isiraely ny amin' ireo;"
29. And Moses said unto them, If the children of Gad and the children of Reuben will pass with you over Jordan, every man armed to battle, before the LORD, and the land shall be subdued before you; then ye shall give them the land of Gilead for a possession:
29. Il leur dit: Si les fils de Gad et les fils de Ruben passent avec vous le Jourdain, tous armés pour combattre devant l`Éternel, et que le pays soit soumis devant vous, vous leur donnerez en propriété la contrée de Galaad.
29. "Dia hoy Mosesy taminy: Raha handeha hita an' i Jordana hiaraka aminareo ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena, samy efa voaomana hiady eo anatrehan' i Jehovah, ka ho resy ny tany eo anoloanareo dia homenareo azy ny tany Gileada ho fananany;"
30. But if they will not pass over with you armed, they shall have possessions among you in the land of Canaan.
30. Mais s`ils ne marchent point en armes avec vous, qu`ils s`établissent au milieu de vous dans le pays de Canaan.
30. Fa raha tsy handeha voaomana hiady avokoa miaraka aminareo izy, dia ho eo aminareo amin' ny tany Kanana ihany no hahazoany ny zara-taniny.
31. And the children of Gad and the children of Reuben answered, saying, As the LORD hath said unto thy servants, so will we do.
31. Les fils de Gad et les fils de Ruben répondirent: Nous ferons ce que l`Éternel a dit à tes serviteurs.
31. Dia namaly ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ka nanao hoe: Araka izay nolazain' i Jehovah tamin' ny mpanomponao no hataonay:
32. We will pass over armed before the LORD into the land of Canaan, that the possession of our inheritance on this side Jordan may be ours.
32. "Nous passerons en armes devant l`Éternel au pays de Canaan; mais que nous possédions notre héritage de ce côté-ci du Jourdain."
32. Handeha hita eo anatrehan' i Jehovah izahay ho any amin' ny tany Kanana, samy efa voaomana hiady, mba ho ety an-dafin' i Jordana ety ny ho anjara lovanay.
33. And Moses gave unto them, even to the children of Gad, and to the children of Reuben, and unto half the tribe of Manasseh the son of Joseph, the kingdom of Sihon king of the Amorites, and the kingdom of Og king of Bashan, the land, with the cities thereof in the coasts, even the cities of the country round about.
33. Moïse donna aux fils de Gad et aux fils de Ruben, et à la moitié de la tribu de Manassé, fils de Joseph, le royaume de Sihon, roi des Amoréens, et le royaume d`Og, roi de Basan, le pays avec ses villes, avec les territoires des villes du pays tout alentour.
33. Dia nomen' i Mosesy ho an' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, zanakalahin' i Josefa, ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basana, dia ny tany mbamin' ny tanànany eo amin' ny faritany, dia ny tanàna eny amin' ny tany manodidina.
34. And the children of Gad built Dibon, and Ataroth, and Aroer,
34. Les fils de Gad bâtirent Dibon, Atharoth, Aroër,
34. Ary ny taranak' i Gada nanao an' i Dibona sy Atarota sy Aroera
35. And Atroth, Shophan, and Jaazer, and Jogbehah,
35. Athroth Schophan, Jaezer, Jogbeha,
35. Sy Atrota-sofana sy Jazera ary Jogbehay
36. And Bethnimrah, and Bethharan, fenced cities: and folds for sheep.
36. Beth Nimra et Beth Haran, villes fortes, et ils firent des parcs pour les troupeaux.
36. Sy Beti-nimra sy Beti-harana, tanàna mimanda, ary vala ho an' ny ondry.
37. And the children of Reuben built Heshbon, and Elealeh, and Kirjathaim,
37. Les fils de Ruben bâtirent Hesbon, Élealé et Kirjathaïm,
37. Ary ny taranak' i Robena nanao an' i Hesbona sy Elale sy Kiriataima,
38. And Nebo, and Baalmeon, (their names being changed,) and Shibmah: and gave other names unto the cities which they builded.
38. Nebo et Baal Meon, dont les noms furent changés, et Sibma, et ils donnèrent des noms aux villes qu`ils bâtirent.
38. "Sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran' ireo) ary Sibma; ary nomeny anarana vaovao ny tanàna izay nataony."
39. And the children of Machir the son of Manasseh went to Gilead, and took it, and dispossessed the Amorite which was in it.
39. "Les fils de Makir, fils de Manassé, marchèrent contre Galaad, et s`en emparèrent; ils chassèrent les Amoréens qui y étaient."
39. Ary ny taranak' i Makira, zanakalahin' i Manase nankany Gileada ka nahafaka azy, dia nandroaka ny Amorita izay nonina teo.
40. And Moses gave Gilead unto Machir the son of Manasseh; and he dwelt therein.
40. Moïse donna Galaad à Makir, fils de Manassé, qui s`y établit.
40. Ary Gileada dia nomen' i Mosesy an' i Makira, zanakalahin' i Manase, ka nonina tao izy.
41. And Jair the son of Manasseh went and took the small towns thereof, and called them Havothjair.
41. Jaïr, fils de Manassé, se mit en marche, prit les bourgs, et les appela bourgs de Jaïr.
41. Ary Jaïra, zanakalahin' i Manase, nandeha ka nahafaka ny tanàna madinika teo, ary ny anarany nataony hoe Havota -jaïra.
42. And Nobah went and took Kenath, and the villages thereof, and called it Nobah, after his own name.
42. Nobach se mit en marche, prit Kenath avec les villes de son ressort, et l`appela Nobach, d`après son nom.
42. Ary Noba nandeha ka nahafaka an' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.
<
>