Feast of Trumpets

1. And in the seventh month, on the first day of the month, ye shall have an holy convocation; ye shall do no servile work: it is a day of blowing the trumpets unto you.
1. Le septième mois, le premier jour du mois, vous aurez une sainte convocation: vous ne ferez aucune oeuvre servile. Ce jour sera publié parmi vous au son des trompettes.
1. "Ary amin' ny andro voalohany amin' ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, aza mampanao asam-panompoana akory ianareo;ho andro fitsofana trompetra ho anareo izany."
2. And ye shall offer a burnt offering for a sweet savour unto the LORD; one young bullock, one ram, and seven lambs of the first year without blemish:
2. Vous offrirez en holocauste, d`une agréable odeur à l`Éternel, un jeune taureau, un bélier, et sept agneaux d`un an sans défaut.
2. Ary hanolotra fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah ianareo: Vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray, ary zanak' ondry fito, izay iray taona, sady tsy misy kilema.
3. And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals for a bullock, and two tenth deals for a ram,
3. Vous y joindrez l`offrande de fleur de farine pétrie à l`huile, trois dixièmes pour le taureau, deux dixièmes pour le bélier,
3. Ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina, telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy iray, roa am-pahafolon' ny efaha amin' ny isan' ondrilahy iray.
4. And one tenth deal for one lamb, throughout the seven lambs:
4. et un dixième pour chacun des sept agneaux.
4. "Ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia ny zanak' ondry fito;"
5. And one kid of the goats for a sin offering, to make an atonement for you:
5. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, afin de faire pour vous l`expiation.
5. "Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo;"
6. Beside the burnt offering of the month, and his meat offering, and the daily burnt offering, and his meat offering, and their drink offerings, according unto their manner, for a sweet savour, a sacrifice made by fire unto the LORD.
6. Vous offrirez ces sacrifices, outre l`holocauste et l`offrande de chaque mois, l`holocauste perpétuel et l`offrande, et les libations qui s`y joignent, d`après les règles établies. Ce sont des sacrifices consumés par le feu, d`une agréable odeur à l`Éternel.
6. Ho fanampin' ny fanatitra dorana noho ny voaloham-bolana sy ny fanatitra hohanina ary ny fanatiny dorana isan' andro sy ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina, araka ny fanaony ho hanitra ankasitrahana, dia fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah.

Day of Atonement

7. And ye shall have on the tenth day of this seventh month an holy convocation; and ye shall afflict your souls: ye shall not do any work therein:
7. Le dixième jour de ce septième mois, vous aurez une sainte convocation, et vous humilierez vos âmes: vous ne ferez aucun ouvrage.
7. "Ary amin' ny andro fahafolo amin' izany volana fahafito izany dia hisy fivoriana masina ho anareo, dia hampahory ny fanahinareo ianareo; aza manao raharaha akory ianareo."
8. But ye shall offer a burnt offering unto the LORD for a sweet savour; one young bullock, one ram, and seven lambs of the first year; they shall be unto you without blemish:
8. Vous offrirez en holocauste, d`une agréable odeur à l`Éternel, un jeune taureau, un bélier, et sept agneaux d`un an sans défaut.
8. "Fa hanolotra fanatitra dorana ho an' i Jehovah ianareo ho hanitra ankasitrahana; vantotr' ombilahy iray, ondrilahy iray ary zanak' ondry fito, izay iray taona, sady tsy misy tsininy eo aminareo."
9. And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals to a bullock, and two tenth deals to one ram,
9. Vous y joindrez l`offrande de fleur de farine pétrie à l`huile, trois dixièmes pour le taureau,
9. Ary koba voaharo diloilo no ho fanatiny hohanina, telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy iray, roa ampahafolon' ny efaha amin' ny isan' ondrilahy iray,
10. A several tenth deal for one lamb, throughout the seven lambs:
10. deux dixièmes pour le bélier, et un dixième pour chacun des sept agneaux.
10. "Ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia amin' ny zanak' ondry fito;"
11. One kid of the goats for a sin offering; beside the sin offering of atonement, and the continual burnt offering, and the meat offering of it, and their drink offerings.
11. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre le sacrifice des expiations, l`holocauste perpétuel et l`offrande, et les libations ordinaires.
11. "Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota; ho fanampin' ny fanatitra noho ny ota ho fanavotana sy ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina."

Feast of Tabernacles

12. And on the fifteenth day of the seventh month ye shall have an holy convocation; ye shall do no servile work, and ye shall keep a feast unto the LORD seven days:
12. Le quinzième jour du septième mois, vous aurez une sainte convocation: vous ne ferez aucune oeuvre servile. Vous célébrerez une fête en l`honneur de l`Éternel, pendant sept jours.
12. "Ary amin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza mampanao asam-panompoana akory, fa mitandrema ny andro firavoravoana hafitoana ho an' i Jehovah."
13. And ye shall offer a burnt offering, a sacrifice made by fire, of a sweet savour unto the LORD; thirteen young bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year; they shall be without blemish:
13. Vous offrirez en holocauste un sacrifice consumé par le feu, d`une agréable odeur à l`Éternel: treize jeunes taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut.
13. Ary manolora fanatitra dorana, dia fanatitra atao amin' ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah: Vantotr' ombilahy telo ambin' ny folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona, sady tsy misy kilema.
14. And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals unto every bullock of the thirteen bullocks, two tenth deals to each ram of the two rams,
14. Vous y joindrez l`offrande de fleur de farine pétrie à l`huile, trois dixièmes pour chacun des treize taureaux, deux dixièmes pour chacun des deux béliers,
14. Ary koba tsara toto voaharo diloilo no ho fanatiny hohanina, telo ampahafolon' ny efaha amin' ny isam-bantotr' ombilahy, dia vantotr' ombilahy telo ambin' ny folo, ary roa ampahafolon' ny efaha amin' ny isan' ondrilahy, dia ny ondrilahy roa,
15. And a several tenth deal to each lamb of the fourteen lambs:
15. et un dixième pour chacun des quatorze agneaux.
15. "Ary ampahafolon' ny efaha amin' ny isan-janak' ondry, dia ny zanak' ondry efatra ambin' ny folo;"
16. And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering.
16. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
16. "Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota; ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina, ary ny fanatiny aidina."
17. And on the second day ye shall offer twelve young bullocks, two rams, fourteen lambs of the first year without spot:
17. Le second jour, vous offrirez douze jeunes taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
17. "Ary amin' ny andro faharoa dia hanolotra vantotr' ombilahy roa ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema ianareo;"
18. And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
18. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
18. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry dia araka ny isany, araka ny fanao;"
19. And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, and the meat offering thereof, and their drink offerings.
19. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
19. Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatiny aidina.
20. And on the third day eleven bullocks, two rams, fourteen lambs of the first year without blemish;
20. Le troisième jour, vous offrirez onze taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
20. Ary amin' ny andro fahatelo dia vantotr' ombilahy iraika ambin' ny folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema.
21. And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
21. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
21. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
22. And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering.
22. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
22. Ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
23. And on the fourth day ten bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish:
23. Le quatrième jour, vous offrirez dix taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
23. Ary amin' ny andro fahefatra dia vantotr' ombilahy folo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema.
24. Their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
24. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
24. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
25. And one kid of the goats for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering.
25. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
25. Ary zanak' osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
26. And on the fifth day nine bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without spot:
26. Le cinquième jour, vous offrirez neuf taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
26. Ary amin' ny andro fahadimy dia vantotr' ombilahy sivy sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema.
27. And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
27. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux selon leur nombre, d`après les règles établies.
27. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
28. And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering.
28. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
28. Ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
29. And on the sixth day eight bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish:
29. Le sixième jour, vous offrirez huit taureaux, deux béliers et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
29. Ary amin' ny andro fahenina dia vantotr' ombilahy valo sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema.
30. And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
30. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
30. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
31. And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering.
31. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
31. Ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
32. And on the seventh day seven bullocks, two rams, and fourteen lambs of the first year without blemish:
32. Le septième jour, vous offrirez sept taureaux, deux béliers, et quatorze agneaux d`un an sans défaut,
32. Ary amin' ny andro fahafito dia vantotr' ombilahy fito sy ondrilahy roa ary zanak' ondry efatra ambin' ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema.
33. And their meat offering and their drink offerings for the bullocks, for the rams, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
33. avec l`offrande et les libations pour les taureaux, les béliers et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
33. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
34. And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, his meat offering, and his drink offering.
34. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation. -
34. Ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
35. On the eighth day ye shall have a solemn assembly: ye shall do no servile work therein:
35. Le huitième jour, vous aurez une assemblée solennelle: vous ne ferez aucune oeuvre servile.
35. "Amin' ny andro fahavalo dia hisy fivoriana masina ho anareo, aza mampanao asam-panompoana akory ianareo;"
36. But ye shall offer a burnt offering, a sacrifice made by fire, of a sweet savour unto the LORD: one bullock, one ram, seven lambs of the first year without blemish:
36. Vous offrirez en holocauste un sacrifice consumé par le feu, d`une agréable odeur à l`Éternel: un taureau, un bélier, et sept agneaux d`un an sans défaut,
36. Fa hanolotra fanatitra dorana ianareo dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah, dia vantotr' ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak' ondry fito, izay iray taona sady tsy misy kilema.
37. Their meat offering and their drink offerings for the bullock, for the ram, and for the lambs, shall be according to their number, after the manner:
37. avec l`offrande et les libations pour le taureau, le bélier et les agneaux, selon leur nombre, d`après les règles établies.
37. "Ary ny fanatiny hohanina sy ny fanatiny aidina amin' ny vantotr' ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak' ondry, dia araka ny isany, araka ny fanao;"
38. And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering.
38. Vous offrirez un bouc en sacrifice d`expiation, outre l`holocauste perpétuel, l`offrande et la libation.
38. Ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota ho fanampin' ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatiny hohanina ary ny fanatiny aidina.
39. These things ye shall do unto the LORD in your set feasts, beside your vows, and your freewill offerings, for your burnt offerings, and for your meat offerings, and for your drink offerings, and for your peace offerings.
39. Tels sont les sacrifices que vous offrirez à l`Éternel dans vos fêtes, outre vos holocaustes, vos offrandes et vos libations, et vos sacrifices de prospérité, en accomplissement d`un voeu ou en offrandes volontaires.
39. Ireo zavatra ireo no hataonareo ho an' i Jehovah amin' ny andro firavoravoana voatendry, afa-tsy ny voadinareo sy ny fanati-tsitra-ponareo, izay atolotrareo ho fanatitra dorana sy fanatitra hohanina ary ho fanatitra aidina sy fanati-pihavanana.
40. And Moses told the children of Israel according to all that the LORD commanded Moses.
40. (30:1) Moïse dit aux enfants d`Israël tout ce que l`Éternel lui avait ordonné.
40. Dia nolazain' i Mosesy tamin' ny Zanak' Isiraely izany araka izay rehetra nandidian' i Jehovah an' i Mosesy.
<
>