The Second Census

1. And it came to pass after the plague, that the LORD spake unto Moses and unto Eleazar the son of Aaron the priest, saying,
1. A la suite de cette plaie, l`Éternel dit à Moïse et à Éléazar, fils du sacrificateur Aaron:
1. Ary izao no niseho, taorian' ny areti-mandringana, Jehovah dia niteny tamin' i Mosesy sy Eleazara, zanakalahin' i Arona mpisorona, ka nanao hoe:
2. Take the sum of all the congregation of the children of Israel, from twenty years old and upward, throughout their fathers' house, all that are able to go to war in Israel.
2. Faites le dénombrement de toute l`assemblée des enfants d`Israël, depuis l`âge de vingt ans et au-dessus, selon les maisons de leurs pères, de tous ceux d`Israël en état de porter les armes.
2. Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin' ny Isiraely azo alefa hanafika.
3. And Moses and Eleazar the priest spake with them in the plains of Moab by Jordan near Jericho, saying,
3. Moïse et le sacrificateur Éléazar leur parlèrent dans les plaines de Moab, près du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho. Ils dirent:
3. Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona dia nilaza taminy teo amin' ny lemak' i Moaba amoron' i Jordana akaikin' i Jeriko, ka nanao hoe:
4. Take the sum of the people, from twenty years old and upward; as the LORD commanded Moses and the children of Israel, which went forth out of the land of Egypt.
4. On fera le dénombrement, depuis l`âge de vingt ans et au-dessus, comme l`Éternel l`avait ordonné à Moïse et aux enfants d`Israël, quand ils furent sortis du pays d`Égypte.
4. Ny hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra no alao isa, araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy sy ny Zanak' Isiraely izay nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta.
5. Reuben, the eldest son of Israel: the children of Reuben; Hanoch, of whom cometh the family of the Hanochites: of Pallu, the family of the Palluites:
5. "Ruben, premier-né d`Israël. Fils de Ruben: Hénoc de qui descend la famille des Hénokites; Pallu, de qui descend la famille des Palluites;"
5. "Robena, lahimatoan' Isiraely; ny zanak' i Robena dia Hanoka izay niavian' ny ankohonan' ny Hanokita; avy tamin' i Palo no niavian' ny ankohonan' ny Paloita;"
6. Of Hezron, the family of the Hezronites: of Carmi, the family of the Carmites.
6. "Hetsron, de qui descend la famille des Hetsronites; Carmi, de qui descend la famille des Carmites."
6. "Avy tamin' i Hezrona, ny ankohonan' ny Hezronita; avy tamin' i Karmy, ny ankohonan' ny Karmita."
7. These are the families of the Reubenites: and they that were numbered of them were forty and three thousand and seven hundred and thirty.
7. Ce sont là les familles des Rubénites: ceux dont on fit le dénombrement furent quarante-trois mille sept cent trente. -
7. "Ireo no ankohonan' ny Robenita; ary izay voaisa taminy dia telopolo amby fitonjato sy telo arivo sy efatra alina."
8. And the sons of Pallu; Eliab.
8. Fils de Pallu: Éliab.
8. Ary ny zanakalahin' i Palo dia Eliaba.
9. And the sons of Eliab; Nemuel, and Dathan, and Abiram. This is that Dathan and Abiram, which were famous in the congregation, who strove against Moses and against Aaron in the company of Korah, when they strove against the LORD:
9. Fils d`Éliab: Nemuel, Dathan et Abiram. C`est ce Dathan et cet Abiram, qui étaient de ceux que l`on convoquait à l`assemblée, et qui se soulevèrent contre Moïse et Aaron, dans l`assemblée de Koré, lors de leur révolte contre l`Éternel.
9. Ary ny zanakalahin' i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olo-malaza teo amin' ny fiangonana izay niady tamin' i Mosesy sy Arona teo amin' ny antokon' i Kora, raha niady tamin' i Jehovah ireo.
10. And the earth opened her mouth, and swallowed them up together with Korah, when that company died, what time the fire devoured two hundred and fifty men: and they became a sign.
10. La terre ouvrit sa bouche, et les engloutit avec Koré, quand moururent ceux qui s`étaient assemblés, et que le feu consuma les deux cent cinquante hommes: ils servirent au peuple d`avertissement.
10. Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin' i Kora, tamin' ny nahafatesan' izany antoko izany, ary levon' ny afo ny dimampolo amby roanjato lahy, ka tonga famantarana ireo.
11. Notwithstanding the children of Korah died not.
11. Les fils de Koré ne moururent pas.
11. Na dia izany aza, dia tsy mba maty ny zanak' i Kora.
12. The sons of Simeon after their families: of Nemuel, the family of the Nemuelites: of Jamin, the family of the Jaminites: of Jachin, the family of the Jachinites:
12. "Fils de Siméon, selon leurs familles: de Nemuel descend la famille des Nemuélites; de Jamin, la famille des Jaminites; de Jakin, la famille des Jakinites;"
12. "Ny taranak' i Simeona araka ny ankohonany: Avy tamin' i Nemoela, ny ankohonan' ny Nemoelita; avy tamin' i Jamina, ny ankohonan' ny Jaminita; avy tamin' i Jakina, ny ankohonan' i Jakinita;"
13. Of Zerah, the family of the Zarhites: of Shaul, the family of the Shaulites.
13. "de Zérach, la famille des Zérachites; de Saül, la famille des Saülites."
13. "Avy tamin' i Zera, ny ankohonan' ny Zerita; avy tamin' i Saoly, ny ankohonan' ny Saolita."
14. These are the families of the Simeonites, twenty and two thousand and two hundred.
14. "Ce sont là les familles des Siméonites; vingt-deux mille deux cents."
14. Ireo no ankohonan' ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina.
15. The children of Gad after their families: of Zephon, the family of the Zephonites: of Haggi, the family of the Haggites: of Shuni, the family of the Shunites:
15. "Fils de Gad, selon leurs familles: de Tsephon descend la famille des Tsephonites; de Haggi, la famille des Haggites; de Schuni, la famille des Schunites;"
15. "Ny taranak' i Gada araka ny ankohonany: Avy tamin' i Zefona, ny ankohonan' ny Zefonita; avy tamin' i Hagy, ny ankohonan' ny Hagita; avy tamin' i Sony, ny ankohonan' i Sonita;"
16. Of Ozni, the family of the Oznites: of Eri, the family of the Erites:
16. "d`Ozni, la famille des Oznites; d`Éri, la famille des Érites;"
16. "Avy tamin' i Ozny, ny ankohonan' ny Oznita; avy tamin' i Ery, ny ankohonan' ny Erita."
17. Of Arod, the family of the Arodites: of Areli, the family of the Arelites.
17. "d`Arod, la famille des Arodites; d`Areéli, la famille des Areélites."
17. "Avy tamin' i Aroda, ny ankohonan' ny Arodita; avy tamin' i Arely, ny ankohonan' ny Arelita."
18. These are the families of the children of Gad according to those that were numbered of them, forty thousand and five hundred.
18. Ce sont là les familles des fils de Gad, d`après leur dénombrement: quarante mille cinq cents.
18. Ireo no ankohonan' ny zanak' i Gada, araka izay voaisa teo aminy dia dimanjato amby efatra alina.
19. The sons of Judah were Er and Onan: and Er and Onan died in the land of Canaan.
19. "Fils de Juda: Er et Onan; mais Er et Onan moururent au pays de Canaan."
19. "Ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana; fa Era sy Onana dia maty tany amin' ny tany Kanana."
20. And the sons of Judah after their families were; of Shelah, the family of the Shelanites: of Pharez, the family of the Pharzites: of Zerah, the family of the Zarhites.
20. "Voici les fils de Juda, selon leurs familles: de Schéla descend la famille des Schélanites; de Pérets, la famille des Péretsites; de Zérach, la famille des Zérachites."
20. "Ary ny taranak' i Joda, araka ny ankohonany dia izao: Avy tamin' i Sela, ny ankohonan'ny Selita; avy tamin'i Fareza, ny ankohonan' ny Farezita; avy tamin' i Zera, ny ankohonan' ny Zerita."
21. And the sons of Pharez were; of Hezron, the family of the Hezronites: of Hamul, the family of the Hamulites.
21. "Les fils de Pérets furent: Hetsron, de qui descend la famille des Hetsronites; Hamul, de qui descend la famille des Hamulites."
21. "Ary ny zanakalahin' i Fareza dia: avy tamin' i Hezrona, ny ankohonan' ny Hezronita; avy tamin' i Hamola, ny ankohonan' ny Hamolita."
22. These are the families of Judah according to those that were numbered of them, threescore and sixteen thousand and five hundred.
22. Ce sont là les familles de Juda, d`après leur dénombrement: soixante-seize mille cinq cents.
22. Ireo no ankohonan' i Joda araka izay voaisa taminy dia dimanjato amby enina arivo sy fito alina.
23. Of the sons of Issachar after their families: of Tola, the family of the Tolaites: of Pua, the family of the Punites:
23. "Fils d`Issacar, selon leurs familles: de Thola descend la famille des Tholaïtes; de Puva, la famille des Puvites;"
23. "Ny taranak' i Isakara, araka ny ankohonany: avy tamin' i Tola, ny ankohonan' ny Tolita; avy tamin' i Pova, ny ankohonan' ny Povita;"
24. Of Jashub, the family of the Jashubites: of Shimron, the family of the Shimronites.
24. "de Jaschub, la famille des Jaschubites; de Schimron, la famille des Schimronites."
24. "Avy tamin' i Jasoba, ny ankohonan' ny Jasobita; avy tamin' i Simrona, ny ankohonan' ny Simronita;"
25. These are the families of Issachar according to those that were numbered of them, threescore and four thousand and three hundred.
25. Ce sont là les familles d`Issacar, d`après leur dénombrement: soixante quatre mille trois cents.
25. Ireo no ankohonan' i Isakara, araka izay voaisa taminy, dia telonjato amby efatra arivo sy enina alina.
26. Of the sons of Zebulun after their families: of Sered, the family of the Sardites: of Elon, the family of the Elonites: of Jahleel, the family of the Jahleelites.
26. "Fils de Zabulon, selon leurs familles: de Séred descend la famille des Sardites; d`Élon, la famille des Élonites; de Jahleel, la famille des Jahleélites."
26. "Ny taranak' i Zebolona, araka izay voaisa taminy dia: Avy tamin' i Sereda, ny ankohonan' ny Seredita; avy tamin' i Jahalela, ny ankohonan' ny Jahalelita;"
27. These are the families of the Zebulunites according to those that were numbered of them, threescore thousand and five hundred.
27. Ce sont là les familles des Zabulonites, d`après leur dénombrement: soixante mille cinq cents.
27. Ireo no ankohonan' ny Zebolonita, araka izay voaisa taminy, dia dimanjato amby enina alina.
28. The sons of Joseph after their families were Manasseh and Ephraim.
28. Fils de Joseph, selon leurs familles: Manassé et Éphraïm.
28. Ny taranak' i Josefa, araka ny ankohonany, dia Manase sy Efraima.
29. Of the sons of Manasseh: of Machir, the family of the Machirites: and Machir begat Gilead: of Gilead come the family of the Gileadites.
29. Fils de Manassé: de Makir descend la famille des Makirites. -Makir engendra Galaad. De Galaad descend la famille des Galaadites.
29. "Ny taranak' i Manase dia izao: Avy tamin' i Makira ny ankohonan' ny Makirita; ary Makira niteraka an' i Gileada; avy tamin' i Gileada ny ankohonan' ny Gileadita;"
30. These are the sons of Gilead: of Jeezer, the family of the Jeezerites: of Helek, the family of the Helekites:
30. "Voici les fils de Galaad: Jézer, de qui descend la famille des Jézerites; Hélek, la famille des Hélekites;"
30. "Izao no taranak' i Gileada: Avy tamin' i Jezera, ny ankohonan' ny Jezerita; avy tamin' i Heleka ny ankohonan' i Helekita;"
31. And of Asriel, the family of the Asrielites: and of Shechem, the family of the Shechemites:
31. "Asriel, la famille des Asriélites; Sichem, la famille des Sichémites;"
31. "Ary avy tamin' i Asriela ny ankohonan' ny Asrielita; ary avy tamin' i Sekema, ny ankohonan' ny Sekemita;"
32. And of Shemida, the family of the Shemidaites: and of Hepher, the family of the Hepherites.
32. "Schemida, la famille des Schemidaïtes; Hépher, la famille des Héphrites."
32. "Ary avy tamin' i Semida, ny ankohonan' ny Semidita; ary avy tamin' i Hefera, ny ankohonan' ny Heferita."
33. And Zelophehad the son of Hepher had no sons, but daughters: and the names of the daughters of Zelophehad were Mahlah, and Noah, Hoglah, Milcah, and Tirzah.
33. Tselophchad, fils de Hépher, n`eut point de fils, mais il eut des filles. Voici les noms des filles de Tselophchad: Machla, Noa, Hogla, Milca et Thirsta.
33. "Ary Zelofada Zanak' i Hefera tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran' ny zanakavavin' i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza."
34. These are the families of Manasseh, and those that were numbered of them, fifty and two thousand and seven hundred.
34. Ce sont là les familles de Manassé, d`après leur dénombrement: cinquante-deux mille sept cents.
34. Ireo no ankohonan' i Manase, araka izay voaisa taminy, dia fitonjato amby roa arivo amby dimy alina.
35. These are the sons of Ephraim after their families: of Shuthelah, the family of the Shuthalhites: of Becher, the family of the Bachrites: of Tahan, the family of the Tahanites.
35. "Voici les fils d`Éphraïm, selon leurs familles: de Schutélach descend la famille des Schutalchites; de Béker, la famille des Bakrites; de Thachan, la famille des Thachanites. -"
35. "Izao no taranak' i Efraima, araka ny ankohonany; avy tamin' i Sotela, ny ankohonan' ny Sotelita; avy tamin' i Bekera, ny ankohonan' ny Bekerita; avy tamin' i Tahana, ny ankohonan' ny Tahanita."
36. And these are the sons of Shuthelah: of Eran, the family of the Eranites.
36. Voici les fils de Schutélach: d`Éran est descendue la famille des Éranites.
36. Ary izao no taranak' i Sotela: Avy amin' i Erana, ny ankohonan' ny Eranita.
37. These are the families of the sons of Ephraim according to those that were numbered of them, thirty and two thousand and five hundred. These are the sons of Joseph after their families.
37. Ce sont là les familles des fils d`Éphraïm, d`après leur dénombrement: trente-deux mille cinq cents. Ce sont là les fils de Joseph, selon leurs familles.
37. Ireo no ankohonan' ny zanakalahin' i Efraima, araka izay voaisa taminy, dia dimanjato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak' i Josefa araka ny ankohonany avy.
38. The sons of Benjamin after their families: of Bela, the family of the Belaites: of Ashbel, the family of the Ashbelites: of Ahiram, the family of the Ahiramites:
38. "Fils de Benjamin, selon leurs familles: de Béla descend la famille des Balites; d`Aschbel, la famille des Aschbélites; d`Achiram, la famille des Achiramites;"
38. "Ny taranak' i Benjamina, araka ny ankohonany: Avy tamin' i Bela, ny ankohonan' ny Belita; avy tamin' ny Asbela, ny ankohonan' ny Asbelita; avy tamin' i Ahirama, ny ankohonan' ny Ahiramita;"
39. Of Shupham, the family of the Shuphamites: of Hupham, the family of the Huphamites.
39. "de Schupham, la famille des Schuphamites; de Hupham, la famille des Huphamites. -"
39. "Avy tamin' i Sefofama, ny ankohonan' i Sefofamita; avy tamin' i Hofama, ny ankohonan' ny Hofamita;"
40. And the sons of Bela were Ard and Naaman: of Ard, the family of the Ardites: and of Naaman, the family of the Naamites.
40. "Les fils de Béla furent: Ard et Naaman. D`Ard descend la famille des Ardites; de Naaman, la famille des Naamanites."
40. "Ary ny zanakalahin' i Bela dia Arda sy Namana; avy tamin' i Arda dia ny ankohonan' ny Ardita; ary avy tamin' i Namana ny ankohonan' ny Namanita;"
41. These are the sons of Benjamin after their families: and they that were numbered of them were forty and five thousand and six hundred.
41. "Ce sont là les fils de Benjamin, selon leurs familles et d`après leur dénombrement; quarante-cinq mille six cents."
41. "Ireo no taranak' i Benjamina araka ny ankohonany; ary izay voaisa taminy, dia eninjato amby dimy arivo sy efatra alina."
42. These are the sons of Dan after their families: of Shuham, the family of the Shuhamites. These are the families of Dan after their families.
42. Voici les fils de Dan, selon leurs familles: de Schucham descend la famille des Schuchamites. Ce sont là les familles de Dan, selon leurs familles.
42. "Izao ny taranak' i Dana, araka ny ankohonany; avy tamin' i Sohana, ny ankohonan' ny Sohanita. Ireo no ankohonan' i Dana araka ny ankohonany."
43. All the families of the Shuhamites, according to those that were numbered of them, were threescore and four thousand and four hundred.
43. Total pour les familles des Schuchamites, d`après leur dénombrement: soixante-quatre mille quatre cents.
43. Ny ankohonan' ny Sohanita rehetra, araka izay voaisa taminy, dia efajato amby efatra arivo sy enina alina.
44. Of the children of Asher after their families: of Jimna, the family of the Jimnites: of Jesui, the family of the Jesuites: of Beriah, the family of the Beriites.
44. "Fils d`Aser, selon leurs familles: de Jimna descend la famille des Jimnites; de Jischvi, la famille des Jischvites; de Beria, la famille des Beriites."
44. "Ny taranak' i Asera, araka ny ankohonany: Avy tamin' i Jimna, ny ankohonan' ny Jimnita; avy tamin' i Jisvy, ny ankohonan' ny Jisvita; avy tamin' i Beria, ny ankohonan' i Berita"
45. Of the sons of Beriah: of Heber, the family of the Heberites: of Malchiel, the family of the Malchielites.
45. "Des fils de Beria descendent: de Héber, la famille des Hébrites; de Malkiel, la famille des Malkiélites."
45. "Avy tamin' ny taranak' i Beria, dia izao: avy tamin' i Hebera, ny ankohonan' ny Heberita; avy tamin' i Malkiela, ny ankohonan' ny Malkielita;"
46. And the name of the daughter of Asher was Sarah.
46. Le nom de la fille d`Aser était Sérach.
46. Ary ny anaran' ny zanakavavin' i Asera dia Sera.
47. These are the families of the sons of Asher according to those that were numbered of them; who were fifty and three thousand and four hundred.
47. Ce sont là les familles des fils d`Aser, d`après leur dénombrement: cinquante-trois mille quatre cents.
47. Ireo no ankohonan' ny taranak' i Asera, araka izay voaisa taminy, dia efajato amby telo arivo sy dimy alina.
48. Of the sons of Naphtali after their families: of Jahzeel, the family of the Jahzeelites: of Guni, the family of the Gunites:
48. "Fils de Nephthali, selon leurs familles: de Jahtseel descend la famille des Jahtseélites; de Guni, la famille des Gunites;"
48. "Ny taranak' i Naftaly, araka ny ankohonany dia izao: Avy tamin' i Jaziela, ny ankohonan' ny Jazielita; avy tamin' i Gony ny ankohonan' ny Gonita;"
49. Of Jezer, the family of the Jezerites: of Shillem, the family of the Shillemites.
49. "de Jetser, la famille des Jitsrites; de Schillem, la famille des Schillémites."
49. "Avy tamin' i Jezera, ny ankohonan' ny Jezerita; avy tamin' i Silema, ny ankohonan' ny Silemita;"
50. These are the families of Naphtali according to their families: and they that were numbered of them were forty and five thousand and four hundred.
50. Ce sont là les familles de Nephthali, selon leurs familles et d`après leur dénombrement: quarante-cinq mille quatre cents.
50. "Ireo no ankohonan' i Naftaly, araka ny ankohonany; ary izay voaisa taminy, dia efajato amby dimy arivo sy efatra alina."
51. These were the numbered of the children of Israel, six hundred thousand and a thousand seven hundred and thirty.
51. Tels sont ceux des enfants d`Israël dont on fit le dénombrement: six cent un mille sept cent trente.
51. Ireo no voaisa tamin' ny Zanak' Isiraely, dia telopolo amby fitonjato sy arivo sy enina hetsy.
52. And the LORD spake unto Moses, saying,
52. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
52. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
53. Unto these the land shall be divided for an inheritance according to the number of names.
53. Le pays sera partagé entre eux, pour être leur propriété, selon le nombre des noms.
53. Ireo no hizarana ny tany ho lovany araka ny isan' ny anarany.
54. To many thou shalt give the more inheritance, and to few thou shalt give the less inheritance: to every one shall his inheritance be given according to those that were numbered of him.
54. "A ceux qui sont en plus grand nombre tu donneras une portion plus grande, et à ceux qui sont en plus petit nombre tu donneras une portion plus petite; on donnera à chacun sa portion d`après le dénombrement."
54. "Ny maro homenao lova bebe kokoa, ary ny vitsy homenao lova kelikely kokoa; samy araka ny voaisa ao aminy no hanomezana ny lovany."
55. Notwithstanding the land shall be divided by lot: according to the names of the tribes of their fathers they shall inherit.
55. "Mais le partage du pays aura lieu par le sort; ils le recevront en propriété selon les noms des tribus de leurs pères."
55. "Kanefa antsapaka no hizarana ny tany; araka ny anaran' ny fokon' ny razany no handovany."
56. According to the lot shall the possession thereof be divided between many and few.
56. C`est par le sort que le pays sera partagé entre ceux qui sont en grand nombre et ceux qui sont en petit nombre.
56. Dia antsapaka no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an' ny maro, na ny ho an' ny vitsy.
57. And these are they that were numbered of the Levites after their families: of Gershon, the family of the Gershonites: of Kohath, the family of the Kohathites: of Merari, the family of the Merarites.
57. "Voici les Lévites dont on fit le dénombrement, selon leurs familles: de Guerschon descend la famille des Guerschonites; de Kehath, la famille des Kehathites; de Merari, la famille des Merarites."
57. "Ary izao no voaisa tamin' ny Levita, araka ny ankohonany: avy tamin' i Gersona ny ankohonan' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny ankohonan' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny ankohonan' ny Merarita."
58. These are the families of the Levites: the family of the Libnites, the family of the Hebronites, the family of the Mahlites, the family of the Mushites, the family of the Korathites. And Kohath begat Amram.
58. Voici les familles de Lévi: la famille des Libnites, la famille des Hébronites, la famille des Machlites, la famille des Muschites, la famille des Korites. Kehath engendra Amram.
58. Izao no ankohonan' ny Levita: ny ankohonan' ny Libnita, ny ankohonan' ny Hebronita, ny ankohonan' ny Mahalalita, ny ankohonan' ny Mosita, ny ankohonan' ny Koraïta. Ary Kehata niteraka an' i Amrama.
59. And the name of Amram's wife was Jochebed, the daughter of Levi, whom her mother bare to Levi in Egypt: and she bare unto Amram Aaron and Moses, and Miriam their sister.
59. "Le nom de la femme d`Amram était Jokébed, fille de Lévi, laquelle naquit à Lévi, en Égypte; elle enfanta à Amram: Aaron, Moïse, et Marie, leur soeur."
59. "Ary ny anaran' ny vadin' i Amrama dia Jokebeda, zanakavavin' i Levy, izay nateraky ny reniny tamin' i Levy tany Egypta; dia niteraka an' i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin' i Amrama izy."
60. And unto Aaron was born Nadab, and Abihu, Eleazar, and Ithamar.
60. Il naquit à Aaron: Nadab et Abihu, Éléazar et Ithamar.
60. Ary ny naterak' i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.
61. And Nadab and Abihu died, when they offered strange fire before the LORD.
61. Nadab et Abihu moururent, lorsqu`ils apportèrent devant l`Éternel du feu étranger.
61. Fa maty Nadaba sy Abiho tamin' izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan' i Jehovah.
62. And those that were numbered of them were twenty and three thousand, all males from a month old and upward: for they were not numbered among the children of Israel, because there was no inheritance given them among the children of Israel.
62. Ceux dont on fit le dénombrement, tous les mâles depuis l`âge d`un mois et au-dessus, furent vingt-trois mille. Ils ne furent pas compris dans le dénombrement des enfants d`Israël, parce qu`il ne leur fut point donné de possession au milieu des enfants d`Israël.
62. "Ary izay voaisa taminy dia telo arivo amby roa alina, dia ny lahy rehetra hatramin' ny iray volana no ho miakatra; fa tsy niaraka nisaina tamin' ny Zanak' Isiraely izy, satria tsy mba nomena lova teo amin' ny Zanak' Isiraely."
63. These are they that were numbered by Moses and Eleazar the priest, who numbered the children of Israel in the plains of Moab by Jordan near Jericho.
63. Tels sont ceux des enfants d`Israël dont Moïse et le sacrificateur Éléazar firent le dénombrement dans les plaines de Moab, près du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho.
63. Ireo no voaisan' i Mosesy sy Eleazara mpisorona izay nanisa ny Zanak' Isiraely teo amin' ny lemak' i Moaba amoron' i Jordana akaikin' i Jeriko.
64. But among these there was not a man of them whom Moses and Aaron the priest numbered, when they numbered the children of Israel in the wilderness of Sinai.
64. Parmi eux, il n`y avait aucun des enfants d`Israël dont Moïse et le sacrificateur Aaron avaient fait le dénombrement dans le désert de Sinaï.
64. Fa tamin' ireo dia tsy nisy olona avy tamin' izay nisain' i Mosesy sy Arona mpisorona tamin' izy ireo nanisa ny Zanak' Isiraely tany an' efitr' i Sinay.
65. For the LORD had said of them, They shall surely die in the wilderness. And there was not left a man of them, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun.
65. Car l`Éternel avait dit: ils mourront dans le désert, et il n`en restera pas un, excepté Caleb, fils de Jephunné, et Josué, fils de Nun.
65. Fa Jehovah efa nilaza momba ireo hoe: Ho faty any an' efitra tokoa ireo. Koa tsy nisy olona sisa tamin' izy ireny afa-tsy Kaleba, zanakalahin' i Jefone sy Josoa, zanakalahin' i Nona.
<
>