The Arrangement of the Tribal Camps

1. And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
1. L`Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit:
1. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
2. Every man of the children of Israel shall pitch by his own standard, with the ensign of their father's house: far off about the tabernacle of the congregation shall they pitch.
2. "Les enfants d`Israël camperont chacun près de sa bannière, sous les enseignes de la maison de ses pères; ils camperont vis-à-vis et tout autour de la tente d`assignation."
2. "Samy eo amin' ny fanevany sy eo amin' ny faneva kelin' ny fianakaviany avy no hitobian' ny Zanak' Isiraely; manodidina lavitra ny tranolay fihaonana no hitobiany."
3. And on the east side toward the rising of the sun shall they of the standard of the camp of Judah pitch throughout their armies: and Nahshon the son of Amminadab shall be captain of the children of Judah.
3. A l`orient, le camp de Juda, avec sa bannière, et avec ses corps d`armée. Là camperont le prince des fils de Juda, Nachschon, fils d`Amminadab,
3. "Ary ny hitoby eo amin' ny lafiny atsinanana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia izay momba ny fanevan' ny tobin' i Joda, araka ny antokony; ary Nasona zanakalahin' i Aminadaba no ho mpifehy ny taranak' i Joda."
4. And his host, and those that were numbered of them, were threescore and fourteen thousand and six hundred.
4. et son corps d`armée composé de soixante-quatorze mille six cents hommes, d`après le dénombrement.
4. Ary ny antokony sy ireo izay nisaina teo aminy dia eninjato amby efatra arivo sy fito alina.
5. And those that do pitch next unto him shall be the tribe of Issachar: and Nethaneel the son of Zuar shall be captain of the children of Issachar.
5. A ses côtés camperont la tribu d`Issacar, le prince des fils d`Issacar, Nethaneel, fils de Tsuar,
5. "Ary ireo izay hitoby eo anilany dia ny fokon' Isakara; ary Netanela zanakalahin' i Zoara no ho mpifehy ny taranak' Isakara;"
6. And his host, and those that were numbered thereof, were fifty and four thousand and four hundred.
6. "et son corps d`armée composé de cinquante-quatre mille quatre cents hommes, d`après le dénombrement;"
6. Ary ny antokony sy ireo izay nisaina taminy dia efajato amby efatra arivo sy dimy alina.
7. Then the tribe of Zebulun: and Eliab the son of Helon shall be captain of the children of Zebulun.
7. puis la tribu de Zabulon, le prince des fils de Zabulon, Éliab, fils de Hélon,
7. "Dia vao ny fokon' i Zebolona; ary Eliaba, zanakalahin' i Helona no ho mpifehy ny taranak' i Zebolona."
8. And his host, and those that were numbered thereof, were fifty and seven thousand and four hundred.
8. et son corps d`armée composé de cinquante-sept mille quatre cents hommes, d`après le dénombrement.
8. Ary ny antokony sy ireo izay nisaina taminy dia efajato amby fito arivo sy dimy alina.
9. All that were numbered in the camp of Judah were an hundred thousand and fourscore thousand and six thousand and four hundred, throughout their armies. These shall first set forth.
9. Total pour le camp de Juda, d`après le dénombrement: cent quatre-vingt six mille quatre cents hommes, selon leurs corps d`armée. Ils seront les premiers dans la marche.
9. Ny tontalin' ny voaisa rehetra teo amin' ny tobin' i Joda dia efajato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy araka ny tafiny. Ireo no lohalalana.
10. On the south side shall be the standard of the camp of Reuben according to their armies: and the captain of the children of Reuben shall be Elizur the son of Shedeur.
10. Au midi, le camp de Ruben, avec sa bannière, et avec ses corps d`armée. Là camperont le prince des fils de Ruben, Élitsur, fils de Schedéur,
10. "Ary ny fanevan' ny tobin' i Robena no eo amin' ny lafiny atsimo araka ny tafiny; ary ny mpifehy ny taranak' i Robena dia Elizora, zanakalahin' i Sedeora;"
11. And his host, and those that were numbered thereof, were forty and six thousand and five hundred.
11. et son corps d`armée composé de quarante-six mille cinq cents hommes, d`après le dénombrement.
11. Ary ny antokony sy ireo izay nisaina teo aminy dia dimanjato amby enina arivo sy efatra alina.
12. And those which pitch by him shall be the tribe of Simeon: and the captain of the children of Simeon shall be Shelumiel the son of Zurishaddai.
12. A ses côtés camperont la tribu de Siméon, le prince des fils de Siméon, Schelumiel, fils de Tsurischaddaï,
12. "Ary ny hitoby eo anilany dia ny fokon' i Simeona; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Simeona dia i Selomiela, zanakalahin' i Zorisaday;"
13. And his host, and those that were numbered of them, were fifty and nine thousand and three hundred.
13. "et son corps d`armée composé de cinquante-neuf mille trois cents hommes, d`après le dénombrement;"
13. Ary ny antokony sy ireo nisaina teo aminy, dia telonjato amby sivy arivo sy dimy alina.
14. Then the tribe of Gad: and the captain of the sons of Gad shall be Eliasaph the son of Reuel.
14. puis la tribu de Gad, le prince des fils de Gad, Éliasaph, fils de Déuel,
14. "Dia vao ny fokon' i Gada; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Gada dia Eliasafa, zanakalahin' i Roela."
15. And his host, and those that were numbered of them, were forty and five thousand and six hundred and fifty.
15. et son corps d`armée composé de quarante-cinq mille six cent cinquante hommes, d`après le dénombrement.
15. Ary ny antokony sy ireo izay voaisa teo aminy dia dimampolo amby eninjato sy dimy arivo sy efatra alina.
16. All that were numbered in the camp of Reuben were an hundred thousand and fifty and one thousand and four hundred and fifty, throughout their armies. And they shall set forth in the second rank.
16. Total pour le camp de Ruben, d`après le dénombrement: cent cinquante et un mille quatre cent cinquante hommes, selon leurs corps d`armée. Ils seront les seconds dans la marche.
16. Izay rehetra voaisa teo amin' ny tobin' i Robena dia dimampolo amby efajato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny tafiny. Ireo dia mandeha faharoa.
17. Then the tabernacle of the congregation shall set forward with the camp of the Levites in the midst of the camp: as they encamp, so shall they set forward, every man in his place by their standards.
17. Ensuite partira la tente d`assignation, avec le camp des Lévites placé au milieu des autres camps: Ils suivront dans la marche l`ordre dans lequel ils auront campé, chacun dans son rang, selon sa bannière.
17. "Dia handroso ny tranolay fihaonana sy ny tobin' ny Levita, eo afovoan' ny toby rehetra; ka araka ny itobiany ihany no handrosoany, samy eo amin' ny filaharany avy, araka ny fanevany."
18. On the west side shall be the standard of the camp of Ephraim according to their armies: and the captain of the sons of Ephraim shall be Elishama the son of Ammihud.
18. A l`occident, le camp d`Éphraïm, avec sa bannière, et avec ses corps d`armée. Là camperont le prince des fils d`Éphraïm, Élischama, fils d`Ammihud,
18. Ary ny fanevan' ny tobin' i Efraima, araka ny tafiny, dia ho eo amin' ny lafiny andrefana, ary ny ho mpifehy ny taranak' i Efraima dia Elisama, zanakalahin' i Amihoda.
19. And his host, and those that were numbered of them, were forty thousand and five hundred.
19. et son corps d`armée composé de quarante mille cinq cents hommes, d`après le dénombrement.
19. Ary ny antokony sy ireo izay voaisa eo aminy dia dimanjato amby efatra alina.
20. And by him shall be the tribe of Manasseh: and the captain of the children of Manasseh shall be Gamaliel the son of Pedahzur.
20. A ses côtés camperont la tribu de Manassé, le prince des fils de Manassé, Gamliel, fils de Pedahtsur,
20. "Ary ny fokon' i Manase no ho eo anilany; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Manase dia i Gamaliela, zanakalahin' i Pedazora."
21. And his host, and those that were numbered of them, were thirty and two thousand and two hundred.
21. "et son corps d`armée composé de trente-deux mille deux cents hommes, d`après le dénombrement;"
21. Ary ny antokony sy ireo voaisa eo aminy dia roanjato amby roa arivo amby telo alina.
22. Then the tribe of Benjamin: and the captain of the sons of Benjamin shall be Abidan the son of Gideoni.
22. puis la tribu de Benjamin, le prince des fils de Benjamin, Abidan, fils de Guideoni,
22. "Dia vao ny fokon' i Benjamina; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Benjamina dia i Abidana, zanakalahin' i Gideony."
23. And his host, and those that were numbered of them, were thirty and five thousand and four hundred.
23. et son corps d`armée composé de trente-cinq mille quatre cents hommes, d`après le dénombrement.
23. Ary ny antokony sy ireo izay voaisa eo aminy dia efajato amby dimy arivo amby telo alina.
24. All that were numbered of the camp of Ephraim were an hundred thousand and eight thousand and an hundred, throughout their armies. And they shall go forward in the third rank.
24. Total pour le camp d`Éphraïm, d`après le dénombrement: cent huit mille et cent hommes, selon leurs corps d`armée. Ils seront les troisièmes dans la marche.
24. Izay rehetra voaisa teo amin' ny tobin' i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy araka ny tafiny. Ireo no mandeha fahatelo.
25. The standard of the camp of Dan shall be on the north side by their armies: and the captain of the children of Dan shall be Ahiezer the son of Ammishaddai.
25. Au nord, le camp de Dan, avec sa bannière, et avec ses corps d`armée. Là camperont le prince des fils de Dan, Ahiézer, fils d`Ammischaddaï,
25. "Ary ny fanevan' ny tobin' i Dana araka ny tafiny, dia ho eo amin' ny lafiny avaratra; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Dana dia i Ahiezera, zanakalahin' i Amisaday;"
26. And his host, and those that were numbered of them, were threescore and two thousand and seven hundred.
26. et son corps d`armée composé de soixante-deux mille sept cents hommes, d`après le dénombrement.
26. Ary ny antokony sy ireo voaisa eo aminy, dia fitonjato amby roa arivo sy enina alina.
27. And those that encamp by him shall be the tribe of Asher: and the captain of the children of Asher shall be Pagiel the son of Ocran.
27. A ses côtés camperont la tribu d`Aser, le prince des fils d`Aser, Paguiel, fils d`Ocran,
27. "Ary ny hitoby eo anilany dia ny fokon' i Asera; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Asera dia Pagiela, zanakalahin' i Okrama."
28. And his host, and those that were numbered of them, were forty and one thousand and five hundred.
28. "et son corps d`armée composé de quarante et un mille cinq cents hommes, d`après le dénombrement;"
28. Ary ny antokony sy izay voaisa eo aminy dia dimanjato amby arivo sy efatra alina.
29. Then the tribe of Naphtali: and the captain of the children of Naphtali shall be Ahira the son of Enan.
29. puis la tribu de Nephthali, le prince des fils de Nephthali, Ahira, fils d`Énan,
29. "Dia vao ny fokon' i Naftaly; ary ny ho mpifehy ny taranak' i Naftaly dia i Ahira, zanakalahin' i Enana."
30. And his host, and those that were numbered of them, were fifty and three thousand and four hundred.
30. et son corps d`armée composé de cinquante-trois mille quatre cents hommes, d`après le dénombrement.
30. Ary ny antokony sy ireo izay voaisa eo aminy dia efajato amby telo arivo sy dimy alina.
31. All they that were numbered in the camp of Dan were an hundred thousand and fifty and seven thousand and six hundred. They shall go hindmost with their standards.
31. Total pour le camp de Dan, d`après le dénombrement: cent cinquante-sept mille six cents hommes. Ils seront les derniers dans la marche, selon leur bannière.
31. Izay rehetra voaisa teo amin' ny tobin' i Dana dia eninjato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy. Ireo no vodi-lalana miaraka amin' ny fanevany.
32. These are those which were numbered of the children of Israel by the house of their fathers: all those that were numbered of the camps throughout their hosts were six hundred thousand and three thousand and five hundred and fifty.
32. Tels sont ceux des enfants d`Israël dont on fit le dénombrement, selon les maisons de leurs pères. Tous ceux dont on fit le dénombrement, et qui formèrent les camps, selon leurs corps d`armée, furent six cent trois mille cinq cent cinquante.
32. " Ireo no nisaina tamin' ny Zanak' Isiraely, araka ny ankohonan' ny rainy; ireo izay voaisa tamin' ny toby araka ny antokony dia dimampolo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy."
33. But the Levites were not numbered among the children of Israel; as the LORD commanded Moses.
33. Les Lévites, suivant l`ordre que l`Éternel avait donné à Moïse, ne firent point partie du dénombrement au milieu des enfants d`Israël.
33. Fa ny Levita dia tsy mba nisaina niaraka tamin' ny Zanak' Isiraely, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy.
34. And the children of Israel did according to all that the LORD commanded Moses: so they pitched by their standards, and so they set forward, every one after their families, according to the house of their fathers.
34. "Et les enfants d`Israël se conformèrent à tous les ordres que l`Éternel avait donnés à Moïse. C`est ainsi qu`ils campaient, selon leurs bannières; et c`est ainsi qu`ils se mettaient en marche, chacun selon sa famille, selon la maison de ses pères."
34. "Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy; ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fianakaviany sy ny ankohonan' ny rainy."
<
>