Korah, Dathan and Abiram

1. Now Korah, the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, and Dathan and Abiram, the sons of Eliab, and On, the son of Peleth, sons of Reuben, took men:
1. Koré, fils de Jitsehar, fils de Kehath, fils de Lévi, se révolta avec Dathan et Abiram, fils d`Éliab, et On, fils de Péleth, tous trois fils de Ruben.
1. "Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay taranak' i Robena dia nandrendri-bahoaka;"
2. And they rose up before Moses, with certain of the children of Israel, two hundred and fifty princes of the assembly, famous in the congregation, men of renown:
2. Ils se soulevèrent contre Moïse, avec deux cent cinquante hommes des enfants d`Israël, des principaux de l`assemblée, de ceux que l`on convoquait à l`assemblée, et qui étaient des gens de renom.
2. Ka nitsangana teo anatrehan'i Mosesy izy ireo sy ny Zanak' Isiraely dimampolo amby roanjato, izay lohan' ny fiangonana, dia olona be voninahitra sy fanta-daza.
3. And they gathered themselves together against Moses and against Aaron, and said unto them, Ye take too much upon you, seeing all the congregation are holy, every one of them, and the LORD is among them: wherefore then lift ye up yourselves above the congregation of the LORD?
3. Ils s`assemblèrent contre Moïse et Aaron, et leur dirent: C`en est assez! car toute l`assemblée, tous sont saints, et l`Éternel est au milieu d`eux. Pourquoi vous élevez-vous au-dessus de l`assemblée de l`Éternel?
3. Koa niangona hiodina amin' i Mosesy sy Arona izy ireo ka nanao taminy hoe: Mihevi-tena ho zavatra ianareo, fa efa masina avokoa ny fiangonana rehetra sady eo aminy Jehovah, koa nahoana no dia manandra-tena ho ambonin' ny fiangonan' i Jehovah ianareo?
4. And when Moses heard it, he fell upon his face:
4. Quand Moïse eut entendu cela, il tomba sur son visage.
4. "Ary raha nandre izany Mosesy, dia niankohoka izy;"
5. And he spake unto Korah and unto all his company, saying, Even to morrow the LORD will shew who are his, and who is holy; and will cause him to come near unto him: even him whom he hath chosen will he cause to come near unto him.
5. "Il parla à Koré et à toute sa troupe, en disant: Demain, l`Éternel fera connaître qui est à lui et qui est saint, et il le fera approcher de lui; il fera approcher de lui celui qu`il choisira."
5. Ary niteny tamin' i Kora sy ny antokony rehetra ka nanao hoe: Rahampitso dia hasehon' i Jehovah izay Azy sy izay masina ka hampanakekeny Azy, dia izay fidiny no hampanakekeny Azy.
6. This do; Take you censers, Korah, and all his company;
6. Faites ceci. Prenez des brasiers, Koré et toute sa troupe.
6. Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: makà fitondran' afo ianareo,
7. And put fire therein, and put incense in them before the LORD to morrow: and it shall be that the man whom the LORD doth choose, he shall be holy: ye take too much upon you, ye sons of Levi.
7. "Demain, mettez-y du feu, et posez-y du parfum devant l`Éternel; celui que l`Éternel choisira, c`est celui-là qui sera saint. C`en est assez, enfants de Lévi!"
7. "Dia asio afo ao anatiny ka asio ditin-kazo manitra ao aminy eo anatrehan' i Jehovah rahampitso; ary izao no hisy, ny lehilahy izay fidin' i Jehovah, dia izy no ho masina, fa mihevi-tena ho zavatra loatra ianareo, ry taranak' i Levy!"
8. And Moses said unto Korah, Hear, I pray you, ye sons of Levi:
8. Moïse dit à Koré: Écoutez donc, enfants de Lévi:
8. Dia hoy Mosesy tamin' i Kora: Masìna ianareo, ry taranak' i Levy, mihainoa:
9. Seemeth it but a small thing unto you, that the God of Israel hath separated you from the congregation of Israel, to bring you near to himself to do the service of the tabernacle of the LORD, and to stand before the congregation to minister unto them?
9. Est-ce trop peu pour vous que le Dieu d`Israël vous ait choisis dans l`assemblée d`Israël, en vous faisant approcher de lui, afin que vous soyez employés au service du tabernacle de l`Éternel, et que vous vous présentiez devant l`assemblée pour la servir?
9. Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan' Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin' ny fiangonan' ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoana momba ny tabernakelin' i Jehovah sy hijanonanareo eo anatrehan' ny fiangonana hanompo azy?
10. And he hath brought thee near to him, and all thy brethren the sons of Levi with thee: and seek ye the priesthood also?
10. Il vous a fait approcher de lui, toi, et tous tes frères, les enfants de Lévi, et vous voulez encore le sacerdoce!
10. Dia nampanakekeny Azy ianao sy ny rahalahinao taranak' i Levy rehetra miaraka aminao, ary mitady ny asam-pisoronana koa va ianareo?
11. For which cause both thou and all thy company are gathered together against the LORD: and what is Aaron, that ye murmur against him?
11. C`est à cause de cela que toi et toute ta troupe, vous vous assemblez contre l`Éternel! car qui est Aaron, pour que vous murmuriez contre lui?
11. "Ary noho izany ianao sy ny antokonao rehetra dia tafangona hiodina amin' i Jehovah; fa Arona moa no inona, no imonomononanareo?"
12. And Moses sent to call Dathan and Abiram, the sons of Eliab: which said, We will not come up:
12. Moïse envoya appeler Dathan et Abiram, fils d`Éliab. Mais ils dirent: Nous ne monterons pas.
12. Ary Mosesy naniraka nampiantso an' i Datana sy Abìrama, zanakalahin' i Eliaba, izay nanao hoe: tsy hiakatra izahay.
13. Is it a small thing that thou hast brought us up out of a land that floweth with milk and honey, to kill us in the wilderness, except thou make thyself altogether a prince over us?
13. N`est-ce pas assez que tu nous aies fait sortir d`un pays où coulent le lait et le miel pour nous faire mourir au désert, sans que tu continues à dominer sur nous?
13. Moa zavatra kely va ny nitondranao anay niakatra niala tany amin' izay tany tondra-dronono sy tantely hahafaty anay aty an' efitra, no dia manao anao ho lehibenay koa ianao?
14. Moreover thou hast not brought us into a land that floweth with milk and honey, or given us inheritance of fields and vineyards: wilt thou put out the eyes of these men? we will not come up.
14. Et ce n`est pas dans un pays où coulent le lait et le miel que tu nous as menés, ce ne sont pas des champs et des vignes que tu nous as donnés en possession. Penses-tu crever les yeux de ces gens? Nous ne monterons pas.
14. "Ary koa, ianao tsy nitondra anay ho any amin' izay tany tondra-dronono sy tantely tsinona, na nanome anay saha sy tanimboaloboka ho lovanay; hopotsirinao va ny mason' ireto lehilahy ireto? Tsy hiakatra izahay."
15. And Moses was very wroth, and said unto the LORD, Respect not thou their offering: I have not taken one ass from them, neither have I hurt one of them.
15. Moïse fut très irrité, et il dit à l`Éternel: N`aie point égard à leur offrande. Je ne leur ai pas même pris un âne, et je n`ai fait de mal à aucun d`eux.
15. "Dia tezitra indrindra Mosesy ka nanao tamin' i Jehovah hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Ianao; tsy naka na dia boriky iray akory taminy aza aho, ary tsy nanisy ratsy na dia tamin' ny anankiray taminy akory aza."
16. And Moses said unto Korah, Be thou and all thy company before the LORD, thou, and they, and Aaron, to morrow:
16. Moïse dit à Koré: Toi et toute ta troupe, trouvez-vous demain devant l`Éternel, toi et eux, avec Aaron.
16. "Dia hoy Mosesy tamin' i Kora: Aoka ianao sy ny antokonao rehetra ho tonga eo anatrehan' i Jehovah rahampitso, dia ianao sy ireo ary Arona;"
17. And take every man his censer, and put incense in them, and bring ye before the LORD every man his censer, two hundred and fifty censers; thou also, and Aaron, each of you his censer.
17. "Prenez chacun votre brasier, mettez-y du parfum, et présentez devant l`Éternel chacun votre brasier: il y aura deux cent cinquante brasiers; toi et Aaron, vous prendrez aussi chacun votre brasier."
17. "Ary samia maka ny fitondran' afony avy ianareo rehetra, ary asio ditin-kazo manitra eo anatiny, ary samia mitondra ny fitondran' afony avy ianareo rehetra ho eo anatrehan' i Jehovah, dia fitondran' afo dimampolo amby roanjato; dia ianao koa sy Arona samy hitondra ny fitondran' afonareo avy."
18. And they took every man his censer, and put fire in them, and laid incense thereon, and stood in the door of the tabernacle of the congregation with Moses and Aaron.
18. Ils prirent chacun leur brasier, y mirent du feu et y posèrent du parfum, et ils se tinrent à l`entrée de la tente d`assignation, avec Moïse et Aaron.
18. "Ary samy naka ny fitondran' afony avy izy rehetra ka nanisy afo tao anatiny, dia nanisy ditin-kazo manitra tao anatiny; ary nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny tranolay fihaonana izy mbamin' i Mosesy sy Arona."
19. And Korah gathered all the congregation against them unto the door of the tabernacle of the congregation: and the glory of the LORD appeared unto all the congregation.
19. Et Koré convoqua toute l`assemblée contre Moïse et Aaron, à l`entrée de la tente d`assignation. Alors la gloire de l`Éternel apparut à toute l`assemblée.
19. "Ary nanangona ny fiangonana rehetra Kora ho eo anoloan' ny varavaran' ny tranolay fihaonana hanohitra azy roa lahy; dia niseho tamin' ny fiangonana rehetra ny voninahitr' i Jehovah."
20. And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
20. Et l`Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit:
20. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
21. Separate yourselves from among this congregation, that I may consume them in a moment.
21. Séparez-vous du milieu de cette assemblée, et je les consumerai en un seul instant.
21. Mihataha amin' ity fiangonana ity ianareo handringanako azy amin' ny indray mipi-maso monja.
22. And they fell upon their faces, and said, O God, the God of the spirits of all flesh, shall one man sin, and wilt thou be wroth with all the congregation?
22. Ils tombèrent sur leur visage, et dirent: O Dieu, Dieu des esprits de toute chair! un seul homme a péché, et tu t`irriterais contre toute l`assemblée?
22. Dia niankohoka izy roa lahy ka nanao hoe: Andriamanitra ô, Andriamanitry ny fanahin' ny nofo rehetra, olona iray no nanota, ka ho tezitra amin' ny fiangonana rehetra va Ianao?
23. And the LORD spake unto Moses, saying,
23. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
23. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
24. Speak unto the congregation, saying, Get you up from about the tabernacle of Korah, Dathan, and Abiram.
24. Parle à l`assemblée, et dis: Retirez-vous de toutes parts loin de la demeure de Koré, de Dathan et d`Abiram.
24. Mitenena amin' ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain' i Kora sy Datana ary Abìrama.
25. And Moses rose up and went unto Dathan and Abiram; and the elders of Israel followed him.
25. "Moïse se leva, et alla vers Dathan et Abiram; et les anciens d`Israël le suivirent."
25. "Dia nitsangana Mosesy ka nankeo amin' i Datana sy Abìrama; ary nanaraka azy ny loholon' ny Isiraely."
26. And he spake unto the congregation, saying, Depart, I pray you, from the tents of these wicked men, and touch nothing of theirs, lest ye be consumed in all their sins.
26. Il parla à l`assemblée, et dit: Éloignez-vous des tentes de ces méchants hommes, et ne touchez à rien de ce qui leur appartient, de peur que vous ne périssiez en même temps qu`ils seront punis pour tous leurs péchés.
26. Dia niteny tamin' ny fiangonana izy ka nanao hoe: Masìna ianareo, mialà amin' ny lain' ireo olon-dratsy ireo, ka aza mikasika izay azy akory, fandrao haringana koa ianareo noho ny fahotany rehetra.
27. So they gat up from the tabernacle of Korah, Dathan, and Abiram, on every side: and Dathan and Abiram came out, and stood in the door of their tents, and their wives, and their sons, and their little children.
27. Ils se retirèrent de toutes parts loin de la demeure de Koré, de Dathan et d`Abiram. Dathan et Abiram sortirent, et se tinrent à l`entrée de leurs tentes, avec leurs femmes, leurs fils et leurs petits-enfants.
27. "Dia nihataka ny olona mba tsy ho eo akaikin' ny lain' i Kora sy Datana ary Abìrama; ary Datana sy Abìrama nivoaka ka nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny lainy mbamin' ny vadiny sy ny zanany lahy ary ny zanany madinika."
28. And Moses said, Hereby ye shall know that the LORD hath sent me to do all these works; for I have not done them of mine own mind.
28. Moïse dit: A ceci vous connaîtrez que l`Éternel m`a envoyé pour faire toutes ces choses, et que je n`agis pas de moi-même.
28. Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao izao asa rehetra izao, fa tsy avy amin' ny saiko izany:
29. If these men die the common death of all men, or if they be visited after the visitation of all men; then the LORD hath not sent me.
29. "Si ces gens meurent comme tous les hommes meurent, s`ils subissent le sort commun à tous les hommes, ce n`est pas l`Éternel qui m`a envoyé;"
29. Raha maty toy ny fahafatesan' ny olona rehetra ireo olona ireo, na valiana araka ny famaliana ny olona rehetra izy, dia tsy Jehovah no naniraka ahy.
30. But if the LORD make a new thing, and the earth open her mouth, and swallow them up, with all that appertain unto them, and they go down quick into the pit; then ye shall understand that these men have provoked the LORD.
30. mais si l`Éternel fait une chose inouïe, si la terre ouvre sa bouche pour les engloutir avec tout ce qui leur appartient, et qu`ils descendent vivants dans le séjour des morts, vous saurez alors que ces gens ont méprisé l`Éternel.
30. Fa raha hanao zava-baovao kosa Jehovah, ka hisokatra ny tany ary hitelina azy mbamin' izay azy rehetra ka ho latsaka tampoka any amin' ny helo izy, dia ho fantatrareo fa efa nampahatezitra an' i Jehovah ireo lehilahy ireo.
31. And it came to pass, as he had made an end of speaking all these words, that the ground clave asunder that was under them:
31. Comme il achevait de prononcer toutes ces paroles, la terre qui était sous eux se fendit.
31. "Ary izao no niseho, rehefa tapitra voalazany izany teny izany, dia nivava ny tany izay teo ambaniny;"
32. And the earth opened her mouth, and swallowed them up, and their houses, and all the men that appertained unto Korah, and all their goods.
32. La terre ouvrit sa bouche, et les engloutit, eux et leurs maisons, avec tous les gens de Koré et tous leurs biens.
32. Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny lainy mbamin' ny olona rehetra izay an' i Kora ary ny fananany rehetra.
33. They, and all that appertained to them, went down alive into the pit, and the earth closed upon them: and they perished from among the congregation.
33. "Ils descendirent vivants dans le séjour des morts, eux et tout ce qui leur appartenait; la terre les recouvrit, et ils disparurent au milieu de l`assemblée."
33. Dia latsaka velona ho any amin' ny helo izy mbamin' izay azy rehetra, ary ny tany dia nikatona taminy, ka fongotra tsy ho amin' ny fiangonana izy.
34. And all Israel that were round about them fled at the cry of them: for they said, Lest the earth swallow us up also.
34. "Tout Israël, qui était autour d`eux, s`enfuit à leur cri; car ils disaient: Fuyons, de peur que la terre ne nous engloutisse!"
34. "Ary ny Isiraely rehetra izay nanodidina azy dia nandositra noho ny fidradradradrany; fa hoy izy: Andrao hitelina antsika koa ny tany."
35. And there came out a fire from the LORD, and consumed the two hundred and fifty men that offered incense.
35. Un feu sortit d`auprès de l`Éternel, et consuma les deux cent cinquante hommes qui offraient le parfum.
35. Ary nisy afo nivoaka avy tamin' i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimampolo amby roanjato izay nanatitra ditin-kazo manitra.
36. And the LORD spake unto Moses, saying,
36. L`Éternel parla à Moïse, et dit:
36. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
37. Speak unto Eleazar the son of Aaron the priest, that he take up the censers out of the burning, and scatter thou the fire yonder; for they are hallowed.
37. Dis à Éléazar, fils du sacrificateur Aaron, de retirer de l`incendie les brasiers et d`en répandre au loin le feu, car ils sont sanctifiés.
37. Mitenena amin' i Eleazara, zanakalahin' i Arona mpisorona, mba hotsimponiny eo anatin' ny may ny fitondran' afo, ary ny afo dia aelezo lavitra, fa masina ireny.
38. The censers of these sinners against their own souls, let them make them broad plates for a covering of the altar: for they offered them before the LORD, therefore they are hallowed: and they shall be a sign unto the children of Israel.
38. Avec les brasiers de ces gens qui ont péché au péril de leur vie, que l`on fasse des lames étendues dont on couvrira l`autel. Puisqu`ils ont été présentés devant l`Éternel et qu`ils sont sanctifiés, ils serviront de souvenir aux enfants d`Israël.
38. "Ary ny fitondran' afon' ireo mpanota nanimba ny fanahiny ireo, dia aoka hatao takelaka manify hapetaka amin' ny alitara; fa nateriny teo anatrehan' i Jehovah ireny ka masina; ary ho famantarana ho an' ny Zanak' Isiraely ireny."
39. And Eleazar the priest took the brasen censers, wherewith they that were burnt had offered; and they were made broad plates for a covering of the altar:
39. Le sacrificateur Éléazar prit les brasiers d`airain qu`avaient présentés les victimes de l`incendie, et il en fit des lames pour couvrir l`autel.
39. "Ary nalain' i Eleazara mpisorona ny fitondran' afo varahina, izay efa nanateran' ireo olona may ireo, ka nofisahiny ho takelaka hapetraka amin' ny alitara;"
40. To be a memorial unto the children of Israel, that no stranger, which is not of the seed of Aaron, come near to offer incense before the LORD; that he be not as Korah, and as his company: as the LORD said to him by the hand of Moses.
40. C`est un souvenir pour les enfants d`Israël, afin qu`aucun étranger à la race d`Aaron ne s`approche pour offrir du parfum devant l`Éternel et ne soit comme Koré et comme sa troupe, selon ce que l`Éternel avait déclaré par Moïse.
40. "Ho fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely mba tsy hisy vahiny, afa-tsy ny taranak' i Arona ihany no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah; fandrao ho tahaka an' i Kora sy ny antokony izy; dia araka ny tenin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy."
41. But on the morrow all the congregation of the children of Israel murmured against Moses and against Aaron, saying, Ye have killed the people of the LORD.
41. Dès le lendemain, toute l`assemblée des enfants d`Israël murmura contre Moïse et Aaron, en disant: Vous avez fait mourir le peuple de l`Éternel.
41. Fa nony ampitso dia nimonomonona tamin' i Mosesy sy Arona ny fiangonan' ny Zanak' Isiraely rehetra ka nanao hoe: Efa namono ny olon' i Jehovah ianareo.
42. And it came to pass, when the congregation was gathered against Moses and against Aaron, that they looked toward the tabernacle of the congregation: and, behold, the cloud covered it, and the glory of the LORD appeared.
42. Comme l`assemblée se formait contre Moïse et Aaron, et comme ils tournaient les regards vers la tente d`assignation, voici, la nuée la couvrit, et la gloire de l`Éternel apparut.
42. Ary izao no niseho, rehefa niangona hanome tsiny an' i Mosesy sy Arona ny fiangonana, dia nijery ny tranolay fihaonana izy, ka, indro, nanarona azy ny rahona, ary niseho ny voninahitr' i Jehovah.
43. And Moses and Aaron came before the tabernacle of the congregation.
43. Moïse et Aaron arrivèrent devant la tente d`assignation.
43. Ary Mosesy sy Arona dia nankeo anoloan' ny tranolay fihaonana.
44. And the LORD spake unto Moses, saying,
44. Et l`Éternel parla à Moïse, et dit:
44. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe:
45. Get you up from among this congregation, that I may consume them as in a moment. And they fell upon their faces.
45. "Retirez-vous du milieu de cette assemblée, et je les consumerai en un instant. Ils tombèrent sur leur visage;"
45. Mialà amin' io fiangonana io handringanako azy amin' ny indray mipì-maso monja. Dia niankohoka izy roa lahy.
46. And Moses said unto Aaron, Take a censer, and put fire therein from off the altar, and put on incense, and go quickly unto the congregation, and make an atonement for them: for there is wrath gone out from the LORD; the plague is begun.
46. "et Moïse dit à Aaron: Prends le brasier, mets-y du feu de dessus l`autel, poses-y du parfum, va promptement vers l`assemblée, et fais pour eux l`expiation; car la colère de l`Éternel a éclaté, la plaie a commencé."
46. Ary hoy Mosesy tamin' i Arona: Alao ny fitondran' afo, ka asio afo eo ambonin' ny alitara, dia asio ditin-kazo manitra, ka ento faingana eo amin' ny fiangonana, dia manaova fanavotana ho azy, fa efa nivoaka avy tamin' i Jehovah ny fahatezerana, ary efa niantomboka ny areti-mandringana.
47. And Aaron took as Moses commanded, and ran into the midst of the congregation; and, behold, the plague was begun among the people: and he put on incense, and made an atonement for the people.
47. "Aaron prit le brasier, comme Moïse avait dit, et courut au milieu de l`assemblée; et voici, la plaie avait commencé parmi le peuple. Il offrit le parfum, et il fit l`expiation pour le peuple."
47. "Dia nalain' i Arona izany, araka izay nandidian' i Mosesy, ka nihazakazaka ho eo afovoan' ny fiangonana izy; ary, indro, efa niantomboka teo amin' ny olona ny areti-mandringana; ary nandoro ny ditin-kazo manitra teo izy ka nanao fanavotana ho an' ny olona."
48. And he stood between the dead and the living; and the plague was stayed.
48. Il se plaça entre les morts et les vivants, et la plaie fut arrêtée.
48. Dia nijanona teo anelanelan' ny maty sy ny velona izy, ka dia nitsahatra ny areti-mandringana.
49. Now they that died in the plague were fourteen thousand and seven hundred, beside them that died about the matter of Korah.
49. Il y eut quatorze mille sept cents personnes qui moururent de cette plaie, outre ceux qui étaient morts à cause de Koré.
49. Ary izay efa matin' ny areti-mandringana dia fitonjato amby efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin' i Kora.
50. And Aaron returned unto Moses unto the door of the tabernacle of the congregation: and the plague was stayed.
50. Aaron retourna auprès de Moïse, à l`entrée de la tente d`assignation. La plaie était arrêtée.
50. "Ary Arona niverina ho eo amin' i Mosesy teo anoloan' ny varavaran' ny tranolay fihaonana; ary ny areti-mandringana dia nitsahatra."
<
>