The Mountain of the LORD

1. But in the last days it shall come to pass, that the mountain of the house of the LORD shall be established in the top of the mountains, and it shall be exalted above the hills; and people shall flow unto it.
1. Il arrivera, dans la suite des temps, Que la montagne de la maison de l`Éternel Sera fondée sur le sommet des montagnes, Qu`elle s`élèvera par-dessus les collines, Et que les peuples y afflueront.
1. "Ary izao no ho tonga any am-parany: ny tendrombohitry ny tranon' i Jehovah dia haorina eo an-tampon' ny tendrombohitra ary hasandratra ho avo noho ny havoana; ary ny firenena hitanjozotra hankany."
2. And many nations shall come, and say, Come, and let us go up to the mountain of the LORD, and to the house of the God of Jacob; and he will teach us of his ways, and we will walk in his paths: for the law shall go forth of Zion, and the word of the LORD from Jerusalem.
2. Des nations s`y rendront en foule, et diront: Venez, et montons à la montagne de l`Éternel, A la maison du Dieu de Jacob, Afin qu`il nous enseigne ses voies, Et que nous marchions dans ses sentiers. Car de Sion sortira la loi, Et de Jérusalem la parole de l`Éternel.
2. "Ary firenena maro no ho avy ka hanao hoe: Andeha isika hiakatra ho any an-tendrombohitr' i Jehovah, ary ho any an-tranon' Andriamanitr' i Jakoba, mba hampianarany antsika ny lalany, ka handehanantsika amin' ny alehany; fa avy any Ziona no hivoahan' ny lalàna, ary avy any Jerosalema ny tenin' i Jehovah."
3. And he shall judge among many people, and rebuke strong nations afar off; and they shall beat their swords into plowshares, and their spears into pruninghooks: nation shall not lift up a sword against nation, neither shall they learn war any more.
3. "Il sera le juge d`un grand nombre de peuples, L`arbitre de nations puissantes, lointaines. De leurs glaives ils forgeront des hoyaux, Et de leurs lances des serpes; Une nation ne tirera plus l`épée contre une autre, Et l`on n`apprendra plus la guerre."
3. "Ary hitsara firenena maro Izy, ka hananatra firenena mahery hatrany amin' ny lavitra; dia hanefy ny sabany ho fangady ireny, ary ny lefony ho fanetezam-boaloboka, ny firenena tsy hanainga sabatra hamely firenena na hianatra ady intsony."
4. But they shall sit every man under his vine and under his fig tree; and none shall make them afraid: for the mouth of the LORD of hosts hath spoken it.
4. "Ils habiteront chacun sous sa vigne et sous son figuier, Et il n`y aura personne pour les troubler; Car la bouche de l`Éternel des armées a parlé."
4. "Fa samy hipetraka eny ambanin' ny voalobony sy ny hazo aviaviny izy, ary tsy hisy hampahatahotra azy; fa ny vavan' i Jehovah Tompon' ny maro no efa niteny izany."
5. For all people will walk every one in the name of his god, and we will walk in the name of the LORD our God for ever and ever.
5. Tandis que tous les peuples marchent, chacun au nom de son dieu, Nous marcherons, nous, au nom de l`Éternel, notre Dieu, A toujours et à perpétuité.
5. Fa ny olona rehetra samy handeha amin' ny anaran' ny andriamaniny avy, ary isika kosa handeha amin' ny anaran' i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria.

The LORD's Plan

6. In that day, saith the LORD, will I assemble her that halteth, and I will gather her that is driven out, and her that I have afflicted;
6. En ce jour-là, dit l`Éternel, je recueillerai les boiteux, Je rassemblerai ceux qui étaient chassés, Ceux que j`avais maltraités.
6. "Amin' izany andro izany, hoy Jehovah, no hanangonako ny mandringa sy hamoriako izay noroahina mbamin' izay nampahoriako;"
7. And I will make her that halted a remnant, and her that was cast far off a strong nation: and the LORD shall reign over them in mount Zion from henceforth, even for ever.
7. "Des boiteux je ferai un reste, De ceux qui étaient chassés une nation puissante; Et l`Éternel régnera sur eux, à la montagne de Sion, Dès lors et pour toujours."
7. "Ary ny mandringa no hapetrako ho sisa, ary izay noroahina lavitra ho firenena mahery; ary Jehovah hanjaka aminy ao an-tendrombohitra Ziona hatramin' izany ka ho mandrakizay."
8. And thou, O tower of the flock, the strong hold of the daughter of Zion, unto thee shall it come, even the first dominion; the kingdom shall come to the daughter of Jerusalem.
8. Et toi, tour du troupeau, colline de la fille de Sion, A toi viendra, à toi arrivera l`ancienne domination, Le royaume de la fille de Jérusalem.
8. Ary ianao, ry tilikambon' ny andiany, manda mafin' ny zanakavavin' i Ziona, ao aminao no ho tonga izany, eny ny fanapahana voalohany, ny fanjakana dia ho tonga amin' ny zanakavavin' i Jerosalema.
9. Now why dost thou cry out aloud? is there no king in thee? is thy counsellor perished? for pangs have taken thee as a woman in travail.
9. Pourquoi maintenant pousses-tu des cris? N`as-tu point de roi, plus de conseiller, Pour que la douleur te saisisse comme une femme qui accouche?
9. Koa nahoana no mitaraina mafy ianao? Moa tsy misy mpanjaka va ao aminao, sa lany ringana avokoa ny mpanolo-tsainao, no dia azon' ny fanaintainana ianao, toy ny vehivavy raha miteraka?
10. Be in pain, and labour to bring forth, O daughter of Zion, like a woman in travail: for now shalt thou go forth out of the city, and thou shalt dwell in the field, and thou shalt go even to Babylon; there shalt thou be delivered; there the LORD shall redeem thee from the hand of thine enemies.
10. "Fille de Sion, souffre et gémis comme une femme qui accouche! Car maintenant tu sortiras de la ville et tu habiteras dans les champs, Et tu iras jusqu`à Babylone; Là tu seras délivrée, C`est là que l`Éternel te rachètera de la main de tes ennemis."
10. "Ry zanakavavin' i Ziona, mararia, ka manezaha, toy ny vehivavy raha miteraka! Fa ankehitriny dia hivoaka avy any an-tanàna ianao ka hipetraka any an-tsaha, ary dia tonga hatrany Babylona aza; any no hamonjena anao, any no hanavotan' i Jehovah anao ho afaka amin' ny tanan' ny fahavalonao."
11. Now also many nations are gathered against thee, that say, Let her be defiled, and let our eye look upon Zion.
11. Maintenant plusieurs nations se sont rassemblées contre toi: Qu`elle soit profanée, disent-elles, Et que nos yeux se rassasient dans Sion!
11. Ary ankehitriny koa dia tafangona hamely anao ny firenena maro, izay manao hoe: aoka holotoina izy, ary aoka ny masontsika hijery an' i Ziona.
12. But they know not the thoughts of the LORD, neither understand they his counsel: for he shall gather them as the sheaves into the floor.
12. Mais elles ne connaissent pas les pensées de l`Éternel, Elles ne comprennent pas ses desseins, Elles ignorent qu`il les a rassemblées comme des gerbes dans l`aire.
12. "Kanjo tsy fantatr' ireny ny hevitr' i Jehovah, na azony ny fisainany; fa efa hanangona azy toy ny amboara ho ao am-pomoloana Izy."
13. Arise and thresh, O daughter of Zion: for I will make thine horn iron, and I will make thy hoofs brass: and thou shalt beat in pieces many people: and I will consecrate their gain unto the LORD, and their substance unto the Lord of the whole earth.
13. "Fille de Sion, lève-toi et foule! Je te ferai une corne de fer et des ongles d`airain, Et tu broieras des peuples nombreux; Tu consacreras leurs biens à l`Éternel, Leurs richesses au Seigneur de toute la terre."
13. Mitsangàna, ka miveleza, ry zanakavavin' i Ziona fa ny tandrokao hataoko vy, ary ny kitronao hataoko varahina, ka hanorotoro firenena maro ianao, dia hatokako ho an' i Jehovah ny hareny, ary ho an' ny Tompon' ny tany rehetra ny fananany.
<
>