The Parable of the Workers in the Vineyard
1. For the kingdom of heaven is like unto a man that is an householder, which went out early in the morning to hire labourers into his vineyard.
1. Car le royaume des cieux est semblable à un maître de maison qui sortit dès le matin, afin de louer des ouvriers pour sa vigne.
1. FA ny fanjakan' ny lanitra dia tahaka ny lehilahy tompon-trano, izay nivoaka maraina koa hanakarama mpiasa ho any an-tanimboalobony.
2. And when he had agreed with the labourers for a penny a day, he sent them into his vineyard.
2. Il convint avec eux d`un denier par jour, et il les envoya à sa vigne.
2. Ary rehefa nifanekeny tamin' ny mpiasa fa ho denaria isan' andro ny karamany, dia nasainy nankany amin' ny tanimboalobony ireny.
3. And he went out about the third hour, and saw others standing idle in the marketplace,
3. Il sortit vers la troisième heure, et il en vit d`autres qui étaient sur la place sans rien faire.
3. Ary nivoaka tamin' ny ora fahatelo izy, dia nahita ny sasany nitoetra foana tany an-tsena,
4. And said unto them; Go ye also into the vineyard, and whatsoever is right I will give you. And they went their way.
4. Il leur dit: Allez aussi à ma vigne, et je vous donnerai ce qui sera raisonnable.
4. Ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo hankany amin' ny tanimboaloboka, fa izay tandrifiny marina dia homeko anareo. Ka dia lasa ireny.
5. Again he went out about the sixth and ninth hour, and did likewise.
5. Et ils y allèrent. Il sortit de nouveau vers la sixième heure et vers la neuvième, et il fit de même.
5. Ary nivoaka tamin' ny ora fahenina sy fahasivy indray izy ka nanao toy izany koa.
6. And about the eleventh hour he went out, and found others standing idle, and saith unto them, Why stand ye here all the day idle?
6. Étant sorti vers la onzième heure, il en trouva d`autres qui étaient sur la place, et il leur dit: Pourquoi vous tenez-vous ici toute la journée sans rien faire?
6. Ary rehefa tokony ho tamin' ny ora fahiraika ambin' ny folo, dia nivoaka izy ka nahita ny sasany mitoetra foana, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mitoetra foana eto mandritra ny andro?
7. They say unto him, Because no man hath hired us. He saith unto them, Go ye also into the vineyard; and whatsoever is right, that shall ye receive.
7. Ils lui répondirent: C`est que personne ne nous a loués. Allez aussi à ma vigne, leur dit-il.
7. Hoy ireo taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin' ny tanimboaloboka, fa izay tandrifiny marina dia horaisinareo.
8. So when even was come, the lord of the vineyard saith unto his steward, Call the labourers, and give them their hire, beginning from the last unto the first.
8. Quand le soir fut venu, le maître de la vigne dit à son intendant: Appelle les ouvriers, et paie-leur le salaire, en allant des derniers aux premiers.
8. Koa rehefa hariva ny andro, dia hoy ny tompon' ny tanimboaloboka tamin' ny mpitandrina ny raharahany: Antsoy ny mpiasa, ka aloavy ny karamany: atombohy amin' ireo taoriana ka hatramin' ireo voalohany.
9. And when they came that were hired about the eleventh hour, they received every man a penny.
9. Ceux de la onzième heure vinrent, et reçurent chacun un denier.
9. Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin' ny ora fahiraika ambin' ny folo, dia nahazo denaria isan' olona izy.
10. But when the first came, they supposed that they should have received more; and they likewise received every man a penny.
10. "Les premiers vinrent ensuite, croyant recevoir davantage; mais ils reçurent aussi chacun un denier."
10. "Fa rehefa tonga ireo voalohany, dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria isan' olona ihany no azony."
11. And when they had received it, they murmured against the goodman of the house,
11. En le recevant, ils murmurèrent contre le maître de la maison,
11. Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin' ny tompon-trano,
12. Saying, These last have wrought but one hour, and thou hast made them equal unto us, which have borne the burden and heat of the day.
12. et dirent: Ces derniers n`ont travaillé qu`une heure, et tu les traites à l`égal de nous, qui avons supporté la fatigue du jour et la chaleur.
12. Ka nanao hoe: Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro.
13. But he answered one of them, and said, Friend, I do thee no wrong: didst not thou agree with me for a penny?
13. "Il répondit à l`un d`eux: Mon ami, je ne te fais pas tort; n`es-tu pas convenu avec moi d`un denier?"
13. "Fa namaly izy ka nanao tamin' ny anankiray amin' ireny hoe: Ry sakaiza, tsy mba manao izay tsy marina aminao aho; tsy efa denaria va no nifanekenao tamiko?"
14. Take that thine is, and go thy way: I will give unto this last, even as unto thee.
14. Prends ce qui te revient, et va-t`en. Je veux donner à ce dernier autant qu`à toi.
14. "Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa."
15. Is it not lawful for me to do what I will with mine own? Is thine eye evil, because I am good?
15. Ne m`est-il pas permis de faire de mon bien ce que je veux? Ou vois-tu de mauvais oeil que je sois bon? -
15. Tsy mahazo manao izay tiako amin' ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho?
16. So the last shall be first, and the first last: for many be called, but few chosen.
16. Ainsi les derniers seront les premiers, et les premiers seront les derniers.
16. Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany, fa maro no antsoina nefa vitsy no fidina.
Jesus Again Predicts His Death
17. And Jesus going up to Jerusalem took the twelve disciples apart in the way, and said unto them,
17. Pendant que Jésus montait à Jérusalem, il prit à part les douze disciples, et il leur dit en chemin:
17. Ary Jesosy, nony niakatra ho any Jerosalema, dia naka mangingina ny mpianatra roa ambin' ny folo lahy teny an-dalana, ka niteny taminy hoe:
18. Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death,
18. Voici, nous montons à Jérusalem, et le Fils de l`homme sera livré aux principaux sacrificateurs et aux scribes. Ils le condamneront à mort,
18. "Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona havadika ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty izy,"
19. And shall deliver him to the Gentiles to mock, and to scourge, and to crucify him: and the third day he shall rise again.
19. "et ils le livreront aux païens, pour qu`ils se moquent de lui, le battent de verges, et le crucifient; et le troisième jour il ressuscitera."
19. "Ka hatolony amin' ny jentilisa mba hataony ho fanesoana sy hokapohina sy hohomboana amin' ny hazofijaliana; ary amin' ny andro fahatelo dia hitsangana indray Izy."
A Mother's Request
20. Then came to him the mother of Zebedee's children with her sons, worshipping him, and desiring a certain thing of him.
20. Alors la mère des fils de Zébédée s`approcha de Jésus avec ses fils, et se prosterna, pour lui faire une demande.
20. Ary tamin' izany dia nanatona an' i Jesosy ny renin' ny zanak' i Zebedio mbamin' ny zanany lahy, dia niankohoka taminy ka nangataka zavatra taminy.
21. And he said unto her, What wilt thou? She saith unto him, Grant that these my two sons may sit, the one on thy right hand, and the other on the left, in thy kingdom.
21. Il lui dit: Que veux-tu? Ordonne, lui dit-elle, que mes deux fils, que voici, soient assis, dans ton royaume, l`un à ta droite et l`autre à ta gauche.
21. Ary hoy Izy taminy: Inona no irinao? Dia hoy ravehivavy taminy: Mandidia mba hipetrahan' ireto zanako roa lahy ireto, ny anankiray ho eo amin' ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin' ny ankavianao, ao amin' ny fanjakanao.
22. But Jesus answered and said, Ye know not what ye ask. Are ye able to drink of the cup that I shall drink of, and to be baptized with the baptism that I am baptized with? They say unto him, We are able.
22. Jésus répondit: Vous ne savez ce que vous demandez. Pouvez-vous boire la coupe que je dois boire? Nous le pouvons, dirent-ils.
22. "Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin' ny kapoaka izay efa hisotroako, ary ny hatao batisa amin' ny batisa izay hanaovana Ahy batisa? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany."
23. And he saith unto them, Ye shall drink indeed of my cup, and be baptized with the baptism that I am baptized with: but to sit on my right hand, and on my left, is not mine to give, but it shall be given to them for whom it is prepared of my Father.
23. "Et il leur répondit: Il est vrai que vous boirez ma coupe; mais pour ce qui est d`être assis à ma droite et à ma gauche, cela ne dépend pas de moi, et ne sera donné qu`à ceux à qui mon Père l`a réservé."
23. "Hoy kosa Izy taminy: Hisotro amin' ny kapoakako tokoa ianareo, ary hatao batisa amin' ny batisa izay hanaovana Ahy batisa; fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana sy eo an-tanako ankavia, dia tsy Ahy ny hanome izany; fa homena izay nanamboaran' ny Raiko izany."
24. And when the ten heard it, they were moved with indignation against the two brethren.
24. Les dix, ayant entendu cela, furent indignés contre les deux frères.
24. Ary nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra noho ny nataon' izy mirahalahy.
25. But Jesus called them unto him, and said, Ye know that the princes of the Gentiles exercise dominion over them, and they that are great exercise authority upon them.
25. Jésus les appela, et dit: Vous savez que les chefs des nations les tyrannisent, et que les grands les asservissent.
25. Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan' ny Jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra.
26. But it shall not be so among you: but whosoever will be great among you, let him be your minister;
26. "Il n`en sera pas de même au milieu de vous. Mais quiconque veut être grand parmi vous, qu`il soit votre serviteur;"
26. "Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia aoka ho mpanompo anareo;"
27. And whosoever will be chief among you, let him be your servant:
27. et quiconque veut être le premier parmi vous, qu`il soit votre esclave.
27. Ary izay te-ho mpifehy aminareo dia aoka ho mpanomponareo.
28. Even as the Son of man came not to be ministered unto, but to minister, and to give his life a ransom for many.
28. C`est ainsi que le Fils de l`homme est venu, non pour être servi, mais pour servir et donner sa vie comme la rançon de plusieurs.
28. Fa tahaka izany, ny Zanak' olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra ho an' ny maro.
Two Blind Men Receive Sight
29. And as they departed from Jericho, a great multitude followed him.
29. Lorsqu`ils sortirent de Jéricho, une grande foule suivit Jésus.
29. Ary raha niala tao Jeriko ireo, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an' i Jesosy.
30. And, behold, two blind men sitting by the way side, when they heard that Jesus passed by, cried out, saying, Have mercy on us, O Lord, thou son of David.
30. Et voici, deux aveugles, assis au bord du chemin, entendirent que Jésus passait, et crièrent: Aie pitié de nous, Seigneur, Fils de David!
30. Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak' i Davida ô!
31. And the multitude rebuked them, because they should hold their peace: but they cried the more, saying, Have mercy on us, O Lord, thou son of David.
31. "La foule les reprenait, pour les faire taire; mais ils crièrent plus fort: Aie pitié de nous, Seigneur, Fils de David!"
31. "Ary ny vahoaka niteny mafy azy ireo, fa tokony hangina izy ireo; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak' i Davida ô!"
32. And Jesus stood still, and called them, and said, What will ye that I shall do unto you?
32. Jésus s`arrêta, les appela, et dit: Que voulez-vous que je vous fasse?
32. Ary nijanona Jesosy, dia niantso azy ireo ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
33. They say unto him, Lord, that our eyes may be opened.
33. Ils lui dirent: Seigneur, que nos yeux s`ouvrent.
33. Hoy izy ireo taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratana ny masonay.
34. So Jesus had compassion on them, and touched their eyes: and immediately their eyes received sight, and they followed him.
34. "Ému de compassion, Jésus toucha leurs yeux; et aussitôt ils recouvrèrent la vue, et le suivirent."
34. "Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin' izay izy ireo, dia nanaraka Azy."