Divorce

1. And it came to pass, that when Jesus had finished these sayings, he departed from Galilee, and came into the coasts of Judaea beyond Jordan;
1. Lorsque Jésus eut achevé ces discours, il quitta la Galilée, et alla dans le territoire de la Judée, au delà du Jourdain.
1. ARY izao no niseho, rehefa vitan' i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin' i Jordana, dia tonga tany amin' ny sisin-tanin' i Jodia.
2. And great multitudes followed him; and he healed them there.
2. Une grande foule le suivit, et là il guérit les malades.
2. Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
3. The Pharisees also came unto him, tempting him, and saying unto him, Is it lawful for a man to put away his wife for every cause?
3. Les pharisiens l`abordèrent, et dirent, pour l`éprouver: Est-il permis à un homme de répudier sa femme pour un motif quelconque?
3. Ary nanatona Azy koa ny Fariseo dia naka fanahy Azy sy niteny taminy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra iampangany azy na inona na inona?
4. And he answered and said unto them, Have ye not read, that he which made them at the beginning made them male and female,
4. Il répondit: N`avez-vous pas lu que le créateur, au commencement, fit l`homme et la femme
4. Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa izay namboatra azy tamin' ny voalohany dia nanao azy ho lahy sy vavy,
5. And said, For this cause shall a man leave father and mother, and shall cleave to his wife: and they twain shall be one flesh?
5. et qu`il dit: C`est pourquoi l`homme quittera son père et sa mère, et s`attachera à sa femme, et les deux deviendront une seule chair?
5. "ka nanao hoe: Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin' ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa?"
6. Wherefore they are no more twain, but one flesh. What therefore God hath joined together, let not man put asunder.
6. Ainsi ils ne sont plus deux, mais ils sont une seule chair. Que l`homme donc ne sépare pas ce que Dieu a joint.
6. Ka dia tsy roa intsony izy ireo, fa nofo iray ihany. Koa amin' izany, izay nampiraisin' Andriamanitra, dia aoka tsy hampisarahin' olona.
7. They say unto him, Why did Moses then command to give a writing of divorcement, and to put her away?
7. Pourquoi donc, lui dirent-ils, Moïse a-t-il prescrit de donner à la femme une lettre de divorce et de la répudier?
7. Hoy ireo taminy: Nahoana àry Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?
8. He saith unto them, Moses because of the hardness of your hearts suffered you to put away your wives: but from the beginning it was not so.
8. "Il leur répondit: C`est à cause de la dureté de votre coeur que Moïse vous a permis de répudier vos femmes; au commencement, il n`en était pas ainsi."
8. "Ary hoy Izy taminy: Noho ny hamafin' ny fonareo no namelan' i Mosesy anareo hisao-bady; fa tsy mba toy izany tany am-piandohana."
9. And I say unto you, Whosoever shall put away his wife, except it be for fornication, and shall marry another, committeth adultery: and whoso marrieth her which is put away doth commit adultery.
9. Mais je vous dis que celui qui répudie sa femme, sauf pour infidélité, et qui en épouse une autre, commet un adultère.
9. "Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fahavetavetana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga."
10. His disciples say unto him, If the case of the man be so with his wife, it is not good to marry.
10. Ses disciples lui dirent: Si telle est la condition de l`homme à l`égard de la femme, il n`est pas avantageux de se marier.
10. Dia hoy ny mpianany taminy: Raha izany no toetry ny lehilahy amin' ny vadiny, dia aleo tsy manambady.
11. But he said unto them, All men cannot receive this saying, save they to whom it is given.
11. Il leur répondit: Tous ne comprennent pas cette parole, mais seulement ceux à qui cela est donné.
11. "Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;"
12. For there are some eunuchs, which were so born from their mother's womb: and there are some eunuchs, which were made eunuchs of men: and there be eunuchs, which have made themselves eunuchs for the kingdom of heaven's sake. He that is able to receive it, let him receive it.
12. "Car il y a des eunuques qui le sont dès le ventre de leur mère; il y en a qui le sont devenus par les hommes; et il y en a qui se sont rendus tels eux-mêmes, à cause du royaume des cieux. Que celui qui peut comprendre comprenne."
12. "Fa misy ionoka, izay teraka ionoka hatrany an-kibon-dreniny; ary misy ionoka, izay nataon' ny olona ionoka; ary misy ionoka, izay nanao ny tenany ionoka noho ny fanjakan' ny lanitra. Aoka handray izany izay mahay mandray."

The Little Children and Jesus

13. Then were there brought unto him little children, that he should put his hands on them, and pray: and the disciples rebuked them.
13. Alors on lui amena des petits enfants, afin qu`il leur imposât les mains et priât pour eux. Mais les disciples les repoussèrent.
13. "Ary tamin' izany dia nisy ankizy madinika nentina teo Aminy, mba hametrahany ny tanany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny."
14. But Jesus said, Suffer little children, and forbid them not, to come unto me: for of such is the kingdom of heaven.
14. "Et Jésus dit: Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi; car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent."
14. "Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny ankizy madinika, ary aza raràna tsy hanatona Ahy ireo; fa an' ny toa azy ny fanjakan' ny lanitra."
15. And he laid his hands on them, and departed thence.
15. Il leur imposa les mains, et il partit de là.
15. Ary nametra-tanana tamin' ireo Izy, vao niala teo.

The Rich Young Man

16. And, behold, one came and said unto him, Good Master, what good thing shall I do, that I may have eternal life?
16. Et voici, un homme s`approcha, et dit à Jésus: Maître, que dois-je faire de bon pour avoir la vie éternelle?
16. Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra Tsara ô, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?
17. And he said unto him, Why callest thou me good? there is none good but one, that is, God: but if thou wilt enter into life, keep the commandments.
17. Il lui répondit: Pourquoi m`interroges-tu sur ce qui est bon? Un seul est le bon. Si tu veux entrer dans la vie, observe les commandements. Lesquels? lui dit-il.
17. "Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra; fa raha te-hiditra any amin' ny fiainana ianao, tandremo ny didy."
18. He saith unto him, Which? Jesus said, Thou shalt do no murder, Thou shalt not commit adultery, Thou shalt not steal, Thou shalt not bear false witness,
18. "Et Jésus répondit: Tu ne tueras point; tu ne commettras point d`adultère; tu ne déroberas point; tu ne diras point de faux témoignage; honore ton père et ta mère;"
18. Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: “Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, Aza milaza vavolombelona tsy marina”,
19. Honour thy father and thy mother: and, Thou shalt love thy neighbour as thyself.
19. et: tu aimeras ton prochain comme toi-même.
19. "“Manajà ny rainao sy ny reninao”; ary: “Tiava ny namanao tahaka ny tenanao."
20. The young man saith unto him, All these things have I kept from my youth up: what lack I yet?
20. "Le jeune homme lui dit: J`ai observé toutes ces choses; que me manque-t-il encore?"
20. "Hoy ilay zatovo taminy: Izany rehetra izany efa voatandriko avokoa hatramin' ny fahazazako; fa inona no mbola tsy ampy amiko?"
21. Jesus said unto him, If thou wilt be perfect, go and sell that thou hast, and give to the poor, and thou shalt have treasure in heaven: and come and follow me.
21. Jésus lui dit: Si tu veux être parfait, va, vends ce que tu possèdes, donne-le aux pauvres, et tu auras un trésor dans le ciel. Puis viens, et suis-moi.
21. "Dia hoy Jesosy taminy: Raha tia ho tanteraka ianao, mandehana, amidio ny fanananao, ka omeo ny mahantra, dia hanana tahiry sarobidy any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy."
22. But when the young man heard that saying, he went away sorrowful: for he had great possessions.
22. "Après avoir entendu ces paroles, le jeune homme s`en alla tout triste; car il avait de grands biens."
22. Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia niala tamin' alahelo izy satria nanana fananana be.
23. Then said Jesus unto his disciples, Verily I say unto you, That a rich man shall hardly enter into the kingdom of heaven.
23. Jésus dit à ses disciples: Je vous le dis en vérité, un riche entrera difficilement dans le royaume des cieux.
23. Dia hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran' ny mpanankarena amin' ny fanjakan' ny lanitra.
24. And again I say unto you, It is easier for a camel to go through the eye of a needle, than for a rich man to enter into the kingdom of God.
24. Je vous le dis encore, il est plus facile à un chameau de passer par le trou d`une aiguille qu`à un riche d`entrer dans le royaume de Dieu.
24. Ary hoy Aho aminareo indray: Ho moramora kokoa ny hidiran' ny rameva amin' ny vodifanjaitra noho ny hidiran' ny mpanankarena amin' ny fanjakan' Andriamanitra.
25. When his disciples heard it, they were exceedingly amazed, saying, Who then can be saved?
25. Les disciples, ayant entendu cela, furent très étonnés, et dirent: Qui peut donc être sauvé?
25. Ary nony nandre izany ny mpianany, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena?
26. But Jesus beheld them, and said unto them, With men this is impossible; but with God all things are possible.
26. Jésus les regarda, et leur dit: Aux hommes cela est impossible, mais à Dieu tout est possible.
26. Ary Jesosy nijery azy ireo ka nanao taminy hoe: Amin' ny olona dia tsy hay atao izany, fa amin' Andriamanitra dia hay atao ny zavatra rehetra.
27. Then answered Peter and said unto him, Behold, we have forsaken all, and followed thee; what shall we have therefore?
27. "Pierre, prenant alors la parole, lui dit: Voici, nous avons tout quitté, et nous t`avons suivi; qu`en sera-t-il pour nous?"
27. "Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona àry no ho azonay?"
28. And Jesus said unto them, Verily I say unto you, That ye which have followed me, in the regeneration when the Son of man shall sit in the throne of his glory, ye also shall sit upon twelve thrones, judging the twelve tribes of Israel.
28. Jésus leur répondit: Je vous le dis en vérité, quand le Fils de l`homme, au renouvellement de toutes choses, sera assis sur le trône de sa gloire, vous qui m`avez suivi, vous serez de même assis sur douze trônes, et vous jugerez les douze tribus d`Israël.
28. Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa, fa rehefa mby amin' ny fanavaozana, ka hipetraka amin' ny sezafiandrianan' ny voninahiny ny Zanak' olona, ianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin' ny sezafiandrianana roa ambin' ny folo ka hitsara ny fokon' Isiraely roa ambin' ny folo.
29. And every one that hath forsaken houses, or brethren, or sisters, or father, or mother, or wife, or children, or lands, for my name's sake, shall receive an hundredfold, and shall inherit everlasting life.
29. Et quiconque aura quitté, à cause de mon nom, ses frères, ou ses soeurs, ou son père, ou sa mère, ou sa femme, ou ses enfants, ou ses terres, ou ses maisons, recevra le centuple, et héritera la vie éternelle.
29. Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na vady, na zanaka, na tany, noho ny anarako dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.
30. But many that are first shall be last; and the last shall be first.
30. Plusieurs des premiers seront les derniers, et plusieurs des derniers seront les premiers.
30. Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary ny farany no ho voalohany.
<
>