Lord of the Sabbath
1. At that time Jesus went on the sabbath day through the corn; and his disciples were an hungred, and began to pluck the ears of corn, and to eat.
1. En ce temps-là, Jésus traversa des champs de blé un jour de sabbat. Ses disciples, qui avaient faim, se mirent à arracher des épis et à manger.
1. "TAMIN’izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanim-barimbazaha tamin’ny andro sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-barimbazaha dia nihinana."
2. But when the Pharisees saw it, they said unto him, Behold, thy disciples do that which is not lawful to do upon the sabbath day.
2. Les pharisiens, voyant cela, lui dirent: Voici, tes disciples font ce qu`il n`est pas permis de faire pendant le sabbat.
2. Fa nony nahita izany ny Fariseo, dia hoy izy taminy: Indro, ny mpianatrao manao izay tsy mety hatao amin’ny andro sabata.
3. But he said unto them, Have ye not read what David did, when he was an hungred, and they that were with him;
3. "Mais Jésus leur répondit: N`avez-vous pas lu ce que fit David, lorsqu`il eut faim, lui et ceux qui étaient avec lui;"
3. Nefa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha noana izy mbamin’izay nanaraka azy,
4. How he entered into the house of God, and did eat the shewbread, which was not lawful for him to eat, neither for them which were with him, but only for the priests?
4. comment il entra dans la maison de Dieu, et mangea les pains de proposition, qu`il ne lui était pas permis de manger, non plus qu`à ceux qui étaient avec lui, et qui étaient réservés aux sacrificateurs seuls?
4. Fa niditra tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo aseho, izay nahadiso raha haniny, na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?
5. Or have ye not read in the law, how that on the sabbath days the priests in the temple profane the sabbath, and are blameless?
5. Ou, n`avez-vous pas lu dans la loi que, les jours de sabbat, les sacrificateurs violent le sabbat dans le temple, sans se rendre coupables?
5. Ary tsy mbola novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny andro sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly manota ny sabata, nefa tsy manan-tsiny?
6. But I say unto you, That in this place is one greater than the temple.
6. Or, je vous le dis, il y a ici quelque chose de plus grand que le temple.
6. Ary lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly.
7. But if ye had known what this meaneth, I will have mercy, and not sacrifice, ye would not have condemned the guiltless.
7. Si vous saviez ce que signifie: Je prends plaisir à la miséricorde, et non aux sacrifices, vous n`auriez pas condamné des innocents.
7. Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: “Famindrampo no sitrako, fa tsy fanatitra” dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.
8. For the Son of man is Lord even of the sabbath day.
8. Car le Fils de l`homme est maître du sabbat.
8. Fa na dia ny andro sabata aza, dia Tompon’izany ny Zanak’olona.
9. And when he was departed thence, he went into their synagogue:
9. Étant parti de là, Jésus entra dans la synagogue.
9. "Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin’ny synagogan' izy ireo;"
10. And, behold, there was a man which had his hand withered. And they asked him, saying, Is it lawful to heal on the sabbath days? that they might accuse him.
10. Et voici, il s`y trouvait un homme qui avait la main sèche. Ils demandèrent à Jésus: Est-il permis de faire une guérison les jours de sabbat? C`était afin de pouvoir l`accuser.
10. Ary, indro, nisy lehilahy nikainkon-tanana teo ary ny olona nanontany Azy hoe: Mety va ny mahasitrana amin’ny andro sabata? mba hiampangany Azy.
11. And he said unto them, What man shall there be among you, that shall have one sheep, and if it fall into a pit on the sabbath day, will he not lay hold on it, and lift it out?
11. Il leur répondit: Lequel d`entre vous, s`il n`a qu`une brebis et qu`elle tombe dans une fosse le jour du sabbat, ne la saisira pour l`en retirer?
11. Ary hoy Izy taminy: Iza moa no olona ao aminareo, raha manana ondry anankiray, ka latsaka any an-kady amin’ny andro sabata, no tsy handray azy sy hampakatra azy?
12. How much then is a man better than a sheep? Wherefore it is lawful to do well on the sabbath days.
12. Combien un homme ne vaut-il pas plus qu`une brebis! Il est donc permis de faire du bien les jours de sabbat.
12. Ary tsy mihoatra lavitra noho ny ondry va ny olona? Koa amin’izany dia mety ny manao soa amin’ny andro sabata.
13. Then saith he to the man, Stretch forth thine hand. And he stretched it forth; and it was restored whole, like as the other.
13. Alors il dit à l`homme: Étends ta main. Il l`étendit, et elle devint saine comme l`autre.
13. Dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tananao. Dia nahinjiny ny tanany ka tafaverina amin' ny laoniny ho tahaka ny anankiray.
14. Then the Pharisees went out, and held a council against him, how they might destroy him.
14. Les pharisiens sortirent, et ils se consultèrent sur les moyens de le faire périr.
14. Ary dia lasa nivoaka ny Fariseo ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.
God's Chosen Servant
15. But when Jesus knew it, he withdrew himself from thence: and great multitudes followed him, and he healed them all;
15. Mais Jésus, l`ayant su, s`éloigna de ce lieu. Une grande foule le suivit. Il guérit tous les malades,
15. "Fa rehefa nahalala izany Jesosy, dia lasa niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy, ka dia nositraniny avokoa izy rehetra;"
16. And charged them that they should not make him known:
16. et il leur recommanda sévèrement de ne pas le faire connaître,
16. Ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,
17. That it might be fulfilled which was spoken by Esaias the prophet, saying,
17. afin que s`accomplît ce qui avait été annoncé par Ésaïe, le prophète:
17. Mba hahatanteraka izay nampilazaina an’Isaia mpaminany hoe:
18. Behold my servant, whom I have chosen; my beloved, in whom my soul is well pleased: I will put my spirit upon him, and he shall shew judgment to the Gentiles.
18. Voici mon serviteur que j`ai choisi, Mon bien-aimé en qui mon âme a pris plaisir. Je mettrai mon Esprit sur lui, Et il annoncera la justice aux nations.
18. "“Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko; ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; hapetrako eo aminy ny Fanahiko; ary haneho fitsarana amin’ny Jentilisa Izy."
19. He shall not strive, nor cry; neither shall any man hear his voice in the streets.
19. Il ne contestera point, il ne criera point, Et personne n`entendra sa voix dans les rues.
19. "Tsy hifanditra, na hiantso mafy Izy; ary tsy hisy handre ny feony eny an-dalana;"
20. A bruised reed shall he not break, and smoking flax shall he not quench, till he send forth judgment unto victory.
20. Il ne brisera point le roseau cassé, Et il n`éteindra point le lumignon qui fume, Jusqu`à ce qu`il ait fait triompher la justice.
20. Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manentona, ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy.
21. And in his name shall the Gentiles trust.
21. Et les nations espéreront en son nom.
21. Ary ny anarany no hitokian’ny Jentilisa”.
Jesus and Beelzebub
22. Then was brought unto him one possessed with a devil, blind, and dumb: and he healed him, insomuch that the blind and dumb both spake and saw.
22. Alors on lui amena un démoniaque aveugle et muet, et il le guérit, de sorte que le muet parlait et voyait.
22. "Dia nentina tany amin’i Jesosy ny lehilahy anankiray azon' ny devoly, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana."
23. And all the people were amazed, and said, Is not this the son of David?
23. Toute la foule étonnée disait: N`est-ce point là le Fils de David?
23. Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Moa tsy Ity va Ilay Zanak’i Davida?
24. But when the Pharisees heard it, they said, This fellow doth not cast out devils, but by Beelzebub the prince of the devils.
24. Les pharisiens, ayant entendu cela, dirent: Cet homme ne chasse les démons que par Béelzébul, prince des démons.
24. Fa nony ren’ny Fariseo izany, dia hoy izy: Tsy misy amoahan’Ilehiny ny devoly, afa-tsy Belzeboba, lohan’ny devoly.
25. And Jesus knew their thoughts, and said unto them, Every kingdom divided against itself is brought to desolation; and every city or house divided against itself shall not stand:
25. Comme Jésus connaissait leurs pensées, il leur dit: Tout royaume divisé contre lui-même est dévasté, et toute ville ou maison divisée contre elle-même ne peut subsister.
25. "Ary Jesosy nahalala ny eritreriny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary tsy haharitra ny tanàna rehetra, na ny trano, izay miady an-trano."
26. And if Satan cast out Satan, he is divided against himself; how shall then his kingdom stand?
26. "Si Satan chasse Satan, il est divisé contre lui-même; comment donc son royaume subsistera-t-il?"
26. "Ary raha Satana no mamoaka an’i Satana, dia miady an-trano izy; ka ahoana no haharetan’ny fanjakany?"
27. And if I by Beelzebub cast out devils, by whom do your children cast them out? therefore they shall be your judges.
27. Et si moi, je chasse les démons par Béelzébul, vos fils, par qui les chassent-ils? C`est pourquoi ils seront eux-mêmes vos juges.
27. Ary raha Belzeboba no amoahako ny devoly, iza kosa no mba amoahan’ny zanakareo azy? Ary noho izany, dia izy ihany no ho mpitsara anareo.
28. But if I cast out devils by the Spirit of God, then the kingdom of God is come unto you.
28. Mais, si c`est par l`Esprit de Dieu que je chasse les démons, le royaume de Dieu est donc venu vers vous.
28. Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako ny devoly, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan’Andriamanitra.
29. Or else how can one enter into a strong man's house, and spoil his goods, except he first bind the strong man? and then he will spoil his house.
29. Ou, comment quelqu`un peut-il entrer dans la maison d`un homme fort et piller ses biens, sans avoir auparavant lié cet homme fort? Alors seulement il pillera sa maison.
29. Fa hataon’ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon’ny mahery handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ny mahery? dia vao handroba ny ao an-tranony izy.
30. He that is not with me is against me; and he that gathereth not with me scattereth abroad.
30. Celui qui n`est pas avec moi est contre moi, et celui qui n`assemble pas avec moi disperse.
30. "Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka."
31. Wherefore I say unto you, All manner of sin and blasphemy shall be forgiven unto men: but the blasphemy against the Holy Ghost shall not be forgiven unto men.
31. C`est pourquoi je vous dis: Tout péché et tout blasphème sera pardonné aux hommes, mais le blasphème contre l`Esprit ne sera point pardonné.
31. "Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hahazo famelan-keloka ny olona amin’ny ota sy ny blasfemia samihafa rehetra; fa tsy hahazo famelan-keloka ny olona amin’ny blasfemia manohitra ny Fanahy Masina."
32. And whosoever speaketh a word against the Son of man, it shall be forgiven him: but whosoever speaketh against the Holy Ghost, it shall not be forgiven him, neither in this world, neither in the world to come.
32. "Quiconque parlera contre le Fils de l`homme, il lui sera pardonné; mais quiconque parlera contre le Saint Esprit, il ne lui sera pardonné ni dans ce siècle ni dans le siècle à venir."
32. "Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak’olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka, na eto amin' izao tontolo izao, na amin’ny tontolo ho avy."
33. Either make the tree good, and his fruit good; or else make the tree corrupt, and his fruit corrupt: for the tree is known by his fruit.
33. "Ou dites que l`arbre est bon et que son fruit est bon, ou dites que l`arbre est mauvais et que son fruit est mauvais; car on connaît l`arbre par le fruit."
33. "Koa ataovy tsara ny hazo dia ho tsara ny voany, na ataovy ratsy ny hazo dia ho ratsy ny voany; fa ny voany no hahafantarana ny hazo."
34. O generation of vipers, how can ye, being evil, speak good things? for out of the abundance of the heart the mouth speaketh.
34. Races de vipères, comment pourriez-vous dire de bonnes choses, méchants comme vous l`êtes? Car c`est de l`abondance du coeur que la bouche parle.
34. Ry taranaky ny menarana! hataonareo, izay ratsy fanahy, ahoana no fahay miteny zavatra tsara? fa avy amin’ny haben’ny ao am-po no itenenan’ny vava.
35. A good man out of the good treasure of the heart bringeth forth good things: and an evil man out of the evil treasure bringeth forth evil things.
35. L`homme bon tire de bonnes choses de son bon trésor, et l`homme méchant tire de mauvaises choses de son mauvais trésor.
35. "Ny rakitra tsaran’ny fo no amoahan’ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy."
36. But I say unto you, That every idle word that men shall speak, they shall give account thereof in the day of judgment.
36. Je vous le dis: au jour du jugement, les hommes rendront compte de toute parole vaine qu`ils auront proférée.
36. Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin’ny andro fitsarana noho ny amin’ny teny foana rehetra izay hataony.
37. For by thy words thou shalt be justified, and by thy words thou shalt be condemned.
37. Car par tes paroles tu seras justifié, et par tes paroles tu seras condamné.
37. Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.
The Sign of Jonah
38. Then certain of the scribes and of the Pharisees answered, saying, Master, we would see a sign from thee.
38. Alors quelques-uns des scribes et des pharisiens prirent la parole, et dirent: Maître, nous voudrions te voir faire un miracle.
38. Ary tamin’izany ny sasany tamin’ny mpanoradalàna sy ny Fariseo namaly Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, te-hahita famantarana avy aminao izahay.
39. But he answered and said unto them, An evil and adulterous generation seeketh after a sign; and there shall no sign be given to it, but the sign of the prophet Jonas:
39. "Il leur répondit: Une génération méchante et adultère demande un miracle; il ne lui sera donné d`autre miracle que celui du prophète Jonas."
39. "Fa namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona mpaminany;"
40. For as Jonas was three days and three nights in the whale's belly; so shall the Son of man be three days and three nights in the heart of the earth.
40. Car, de même que Jonas fut trois jours et trois nuits dans le ventre d`un grand poisson, de même le Fils de l`homme sera trois jours et trois nuits dans le sein de la terre.
40. Fa tahaka ny nitoeran’i Jona hateloan’andro sy hateloan’alina tao an-kibon’ny trozona, dia toy izany no hitoeran’ny Zanak’olona hateloan’andro sy hateloan’alina ao anatin’ny tany.
41. The men of Nineveh shall rise in judgment with this generation, and shall condemn it: because they repented at the preaching of Jonas; and, behold, a greater than Jonas is here.
41. "Les hommes de Ninive se lèveront, au jour du jugement, avec cette génération et la condamneront, parce qu`ils se repentirent à la prédication de Jonas; et voici, il y a ici plus que Jonas."
41. "Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity amin’ny andro fitsarana ka hanameloka azy; fa nibebaka izy tamin’ny nitorian’i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho i Jona eto."
42. The queen of the south shall rise up in the judgment with this generation, and shall condemn it: for she came from the uttermost parts of the earth to hear the wisdom of Solomon; and, behold, a greater than Solomon is here.
42. La reine du Midi se lèvera, au jour du jugement, avec cette génération et la condamnera, parce qu`elle vint des extrémités de la terre pour entendre la sagesse de Salomon, et voici, il y a ici plus que Salomon.
42. "Ny mpanjakavavy avy any atsimo hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity amin’ny andro fitsarana ka hanameloka azy; fa avy tany amin’ny faran’ny tany izy hihaino ny fahendren’i Solomona; nefa, indro, misy lehibe noho i Solomona eto."
43. When the unclean spirit is gone out of a man, he walketh through dry places, seeking rest, and findeth none.
43. Lorsque l`esprit impur est sorti d`un homme, il va par des lieux arides, cherchant du repos, et il n`en trouve point.
43. Raha mivoaka amin’ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana, nefa tsy mahita.
44. Then he saith, I will return into my house from whence I came out; and when he is come, he findeth it empty, swept, and garnished.
44. "Alors il dit: Je retournerai dans ma maison d`où je suis sorti; et, quand il arrive, il la trouve vide, balayée et ornée."
44. "Dia hoy izy: Hody any amin’ny tranoko izay nivoahako aho; ary nony tonga izy, dia hitany fa foana ny trano sady voafafa no voavoatra."
45. Then goeth he, and taketh with himself seven other spirits more wicked than himself, and they enter in and dwell there: and the last state of that man is worse than the first. Even so shall it be also unto this wicked generation.
45. "Il s`en va, et il prend avec lui sept autres esprits plus méchants que lui; ils entrent dans la maison, s`y établissent, et la dernière condition de cet homme est pire que la première. Il en sera de même pour cette génération méchante."
45. "Ary dia mandeha izy ka mitondra fanahy fito hafa koa miaraka aminy izay ratsy noho izy; dia miditra ireo ka mitoetra ao; ary ny faran’izany olona izany dia tonga ratsy noho ny voalohany. Ary dia tahaka izany koa ny ho amin’ity taranaka ratsy fanahy ity."
Jesus' Mother and Brothers
46. While he yet talked to the people, behold, his mother and his brethren stood without, desiring to speak with him.
46. Comme Jésus s`adressait encore à la foule, voici, sa mère et ses frères, qui étaient dehors, cherchèrent à lui parler.
46. Ary raha mbola niteny tamin’ny vahoaka Jesosy, indreo, ny reniny mbamin’ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy.
47. Then one said unto him, Behold, thy mother and thy brethren stand without, desiring to speak with thee.
47. Quelqu`un lui dit: Voici, ta mère et tes frères sont dehors, et ils cherchent à te parler.
47. Ary nisy anankiray nanao taminy hoe: Indreo, ny reninao mbamin’ny rahalahinao mijanona ao ala-trano mitady hiteny aminao.
48. But he answered and said unto him that told him, Who is my mother? and who are my brethren?
48. Mais Jésus répondit à celui qui le lui disait: Qui est ma mère, et qui sont mes frères?
48. Fa namaly Izy ka nanao tamin’ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko?
49. And he stretched forth his hand toward his disciples, and said, Behold my mother and my brethren!
49. Puis, étendant la main sur ses disciples, il dit: Voici ma mère et mes frères.
49. Ary naninjitra ny tanany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!
50. For whosoever shall do the will of my Father which is in heaven, the same is my brother, and sister, and mother.
50. Car, quiconque fait la volonté de mon Père qui est dans les cieux, celui-là est mon frère, et ma soeur, et ma mère.
50. Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.