Jesus and John the Baptist
1. And it came to pass, when Jesus had made an end of commanding his twelve disciples, he departed thence to teach and to preach in their cities.
1. Lorsque Jésus eut achevé de donner ses instructions à ses douze disciples, il partit de là, pour enseigner et prêcher dans les villes du pays.
1. Ary izao no niseho, rehefa vitan’i Jesosy ny nandidiany ny mpianany roa ambin’ny folo lahy, dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any an-tanànan’ny olona.
2. Now when John had heard in the prison the works of Christ, he sent two of his disciples,
2. Jean, ayant entendu parler dans sa prison des oeuvres du Christ, lui fit dire par ses disciples:
2. Ary rehefa ren’i Jaona tao an-tranomaizina ny asa nataon’i Kristy, dia naniraka roa tamin' ny mpianany izy,
3. And said unto him, Art thou he that should come, or do we look for another?
3. Es-tu celui qui doit venir, ou devons-nous en attendre un autre?
3. Ka niteny taminy hoe: Ianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
4. Jesus answered and said unto them, Go and shew John again those things which ye do hear and see:
4. Jésus leur répondit: Allez rapporter à Jean ce que vous entendez et ce que vous voyez:
4. Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ka ambarao amin’i Jaona indray izao zavatra renareo sy hitanareo izao:
5. The blind receive their sight, and the lame walk, the lepers are cleansed, and the deaf hear, the dead are raised up, and the poor have the gospel preached to them.
5. les aveugles voient, les boiteux marchent, les lépreux sont purifiés, les sourds entendent, les morts ressuscitent, et la bonne nouvelle est annoncée aux pauvres.
5. "Mahiratra ny jamba, ary mandeha ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny mahantra dia itoriana ny filazantsara."
6. And blessed is he, whosoever shall not be offended in me.
6. Heureux celui pour qui je ne serai pas une occasion de chute!
6. Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny amiko.
7. And as they departed, Jesus began to say unto the multitudes concerning John, What went ye out into the wilderness to see? A reed shaken with the wind?
7. Comme ils s`en allaient, Jésus se mit à dire à la foule, au sujet de Jean: Qu`êtes-vous allés voir au désert? un roseau agité par le vent?
7. Ary nony lasa ireny, dia vao nilaza an’i Jaona tamin’ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Hizaha inona no nivoahanareo nankany an’efitra? Volotara hozongozonin’ny rivotra va?
8. But what went ye out for to see? A man clothed in soft raiment? behold, they that wear soft clothing are in kings' houses.
8. Mais, qu`êtes-vous allés voir? un homme vêtu d`habits précieux? Voici, ceux qui portent des habits précieux sont dans les maisons des rois.
8. Sa hizaha inona no nivoahanareo? Olona mitafy akanjo soa va? Indro, ny mitafy akanjo soa dia ao an-tranon’ny mpanjaka.
9. But what went ye out for to see? A prophet? yea, I say unto you, and more than a prophet.
9. Qu`êtes-vous donc allés voir? un prophète? Oui, vous dis-je, et plus qu`un prophète.
9. Sa hizaha inona no nivoahanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Aho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
10. For this is he, of whom it is written, Behold, I send my messenger before thy face, which shall prepare thy way before thee.
10. Car c`est celui dont il est écrit: Voici, j`envoie mon messager devant ta face, Pour préparer ton chemin devant toi.
10. Izy no ilay voasoratra hoe: “Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, izay hamboatra ny lalanao eo alohanao”.
11. Verily I say unto you, Among them that are born of women there hath not risen a greater than John the Baptist: notwithstanding he that is least in the kingdom of heaven is greater than he.
11. Je vous le dis en vérité, parmi ceux qui sont nés de femmes, il n`en a point paru de plus grand que Jean Baptiste. Cependant, le plus petit dans le royaume des cieux est plus grand que lui.
11. "Lazaiko aminareo marina tokoa: Amin’izay nateraky ny vehivavy tsy mbola nisy nitsangana izay lehibe noho i Jaona Mpanao-batisa; nefa ny kely indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra dia lehibe noho izy."
12. And from the days of John the Baptist until now the kingdom of heaven suffereth violence, and the violent take it by force.
12. Depuis le temps de Jean Baptiste jusqu`à présent, le royaume des cieux est forcé, et ce sont les violents qui s`en s`emparent.
12. Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao-batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny.
13. For all the prophets and the law prophesied until John.
13. "Car tous les prophètes et la loi ont prophétisé jusqu`à Jean;"
13. Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’i Jaona.
14. And if ye will receive it, this is Elias, which was for to come.
14. et, si vous voulez le comprendre, c`est lui qui est l`Élie qui devait venir.
14. Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
15. He that hath ears to hear, let him hear.
15. Que celui qui a des oreilles pour entendre entende.
15. Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
16. But whereunto shall I liken this generation? It is like unto children sitting in the markets, and calling unto their fellows,
16. A qui comparerai-je cette génération? Elle ressemble à des enfants assis dans des places publiques, et qui, s`adressant à d`autres enfants,
16. Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany,
17. And saying, We have piped unto you, and ye have not danced; we have mourned unto you, and ye have not lamented.
17. "disent: Nous vous avons joué de la flûte, et vous n`avez pas dansé; nous avons chanté des complaintes, et vous ne vous êtes pas lamentés."
17. Ka manao hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo, efa nanao feo fisaonana izahay, nefa tsy niteha-tratra ianareo.
18. For John came neither eating nor drinking, and they say, He hath a devil.
18. Car Jean est venu, ne mangeant ni ne buvant, et ils disent: Il a un démon.
18. Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana devoly izy.
19. The Son of man came eating and drinking, and they say, Behold a man gluttonous, and a winebibber, a friend of publicans and sinners. But wisdom is justified of her children.
19. Le Fils de l`homme est venu, mangeant et buvant, et ils disent: C`est un mangeur et un buveur, un ami des publicains et des gens de mauvaise vie. Mais la sagesse a été justifiée par ses oeuvres.
19. "Tonga ny Zanak’olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan’ny mpamory hetra sy ny mpanota; fa ny fahendrena dia hamarinin’ny zanany."
Woe on Unrepentant Cities
20. Then began he to upbraid the cities wherein most of his mighty works were done, because they repented not:
20. Alors il se mit à faire des reproches aux villes dans lesquelles avaient eu lieu la plupart de ses miracles, parce qu`elles ne s`étaient pas repenties.
20. Ary tamin’izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan’ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe:
21. Woe unto thee, Chorazin! woe unto thee, Bethsaida! for if the mighty works, which were done in you, had been done in Tyre and Sidon, they would have repented long ago in sackcloth and ashes.
21. Malheur à toi, Chorazin! malheur à toi, Bethsaïda! car, si les miracles qui ont été faits au milieu de vous avaient été faits dans Tyr et dans Sidon, il y a longtemps qu`elles se seraient repenties, en prenant le sac et la cendre.
21. Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin’ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny.
22. But I say unto you, It shall be more tolerable for Tyre and Sidon at the day of judgment, than for you.
22. C`est pourquoi je vous le dis: au jour du jugement, Tyr et Sidon seront traitées moins rigoureusement que vous.
22. Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Tyro sy Sidona amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
23. And thou, Capernaum, which art exalted unto heaven, shalt be brought down to hell: for if the mighty works, which have been done in thee, had been done in Sodom, it would have remained until this day.
23. "Et toi, Capernaüm, seras-tu élevée jusqu`au ciel? Non. Tu seras abaissée jusqu`au séjour des morts; car, si les miracles qui ont été faits au milieu de toi avaient été faits dans Sodome, elle subsisterait encore aujourd`hui."
23. "Ary ianao, ry Kapernaomy, izay hasandratra hatrany an-danitra, hietry hatrany amin’ny helo ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naharitra ambaraka androany izy."
24. But I say unto you, That it shall be more tolerable for the land of Sodom in the day of judgment, than for thee.
24. C`est pourquoi je vous le dis: au jour du jugement, le pays de Sodome sera traité moins rigoureusement que toi.
24. Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminao.
Rest for the Weary
25. At that time Jesus answered and said, I thank thee, O Father, Lord of heaven and earth, because thou hast hid these things from the wise and prudent, and hast revealed them unto babes.
25. En ce temps-là, Jésus prit la parole, et dit: Je te loue, Père, Seigneur du ciel et de la terre, de ce que tu as caché ces choses aux sages et aux intelligents, et de ce que tu les as révélées aux enfants.
25. Tamin’izany fotoana izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Ray ô, Tompon’ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin’ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin’ny zaza madinika.
26. Even so, Father: for so it seemed good in thy sight.
26. Oui, Père, je te loue de ce que tu l`as voulu ainsi.
26. Eny, Ray, fa izany no sitraponao.
27. All things are delivered unto me of my Father: and no man knoweth the Son, but the Father; neither knoweth any man the Father, save the Son, and he to whomsoever the Son will reveal him.
27. "Toutes choses m`ont été données par mon Père, et personne ne connaît le Fils, si ce n`est le Père; personne non plus ne connaît le Père, si ce n`est le Fils et celui à qui le Fils veut le révéler."
27. "Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hanehoana Azy."
28. Come unto me, all ye that labour and are heavy laden, and I will give you rest.
28. Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos.
28. Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
29. Take my yoke upon you, and learn of me; for I am meek and lowly in heart: and ye shall find rest unto your souls.
29. "Prenez mon joug sur vous et recevez mes instructions, car je suis doux et humble de coeur; et vous trouverez du repos pour vos âmes."
29. "Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo ianareo."
30. For my yoke is easy, and my burden is light.
30. Car mon joug est doux, et mon fardeau léger.
30. Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako.