Jesus Sends Out the Twelve
1. And when he had called unto him his twelve disciples, he gave them power against unclean spirits, to cast them out, and to heal all manner of sickness and all manner of disease.
1. Puis, ayant appelé ses douze disciples, il leur donna le pouvoir de chasser les esprits impurs, et de guérir toute maladie et toute infirmité.
1. ARY rehefa niantso ny mpianany roa ambin’ny folo lahy hankeo aminy Jesosy dia nanome azy fahefana hanohitra ny fanahy maloto sy hamoaka azy ary hahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ny rofy rehetra.
2. Now the names of the twelve apostles are these; The first, Simon, who is called Peter, and Andrew his brother; James the son of Zebedee, and John his brother;
2. "Voici les noms des douze apôtres. Le premier, Simon appelé Pierre, et André, son frère; Jacques, fils de Zébédée, et Jean, son frère;"
2. "Ary izao ny anaran’ny apostoly roa ambin’ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, sy Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny;"
3. Philip, and Bartholomew; Thomas, and Matthew the publican; James the son of Alphaeus, and Lebbaeus, whose surname was Thaddaeus;
3. "Philippe, et Barthélemy; Thomas, et Matthieu, le publicain; Jacques, fils d`Alphée, et Thaddée;"
3. "Filipo sy Bartolomeo; Tomasy sy Matio mpamory hetra; Jakoba zanak’i Alfeo, sy Lebeo izay atao hoe Tadeo;"
4. Simon the Canaanite, and Judas Iscariot, who also betrayed him.
4. Simon le Cananite, et Judas l`Iscariot, celui qui livra Jésus.
4. Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy koa.
5. These twelve Jesus sent forth, and commanded them, saying, Go not into the way of the Gentiles, and into any city of the Samaritans enter ye not:
5. "Tels sont les douze que Jésus envoya, après leur avoir donné les instructions suivantes: N`allez pas vers les païens, et n`entrez pas dans les villes des Samaritains;"
5. Ireo roa ambin’ny folo lahy ireo dia nirahin’i Jesosy ka nodidiany hoe: Aza mandeha any amin’ny lalan’ny jentilisa, ary aza miditra amin’izay tanànan’ny Samaritana,
6. But go rather to the lost sheep of the house of Israel.
6. allez plutôt vers les brebis perdues de la maison d`Israël.
6. Fa aleo mankany amin’ny ondry very amin’ny taranak’Isiraely.
7. And as ye go, preach, saying, The kingdom of heaven is at hand.
7. Allez, prêchez, et dites: Le royaume des cieux est proche.
7. Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: efa mby akaiky ny fanjakan’ny lanitra.
8. Heal the sick, cleanse the lepers, raise the dead, cast out devils: freely ye have received, freely give.
8. Guérissez les malades, ressuscitez les morts, purifiez les lépreux, chassez les démons. Vous avez reçu gratuitement, donnez gratuitement.
8. "Sitrano ny marary, diovy ny boka, atsangano ny maty, avoahy ny devoly; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana."
9. Provide neither gold, nor silver, nor brass in your purses,
9. "Ne prenez ni or, ni argent, ni monnaie, dans vos ceintures;"
9. Aza mitady volamena, na volafotsy, na varahina, ho ao anatin’ny kitapom-bolanareo,
10. Nor scrip for your journey, neither two coats, neither shoes, nor yet staves: for the workman is worthy of his meat.
10. "ni sac pour le voyage, ni deux tuniques, ni souliers, ni bâton; car l`ouvrier mérite sa nourriture."
10. "Na kitapom-batsy ho amin’izay halehanareo, na akanjo roa, na kapa, na tehina; fa ny mpiasa dia mendrika hahazo ny haniny."
11. And into whatsoever city or town ye shall enter, enquire who in it is worthy; and there abide till ye go thence.
11. "Dans quelque ville ou village que vous entriez, informez-vous s`il s`y trouve quelque homme digne de vous recevoir; et demeurez chez lui jusqu`à ce que vous partiez."
11. "Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay mendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo."
12. And when ye come into an house, salute it.
12. "En entrant dans la maison, saluez-la;"
12. Ary raha vao miditra ao amin’ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao.
13. And if the house be worthy, let your peace come upon it: but if it be not worthy, let your peace return to you.
13. "et, si la maison en est digne, que votre paix vienne sur elle; mais si elle n`en est pas digne, que votre paix retourne à vous."
13. "Koa raha mendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy mendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo."
14. And whosoever shall not receive you, nor hear your words, when ye depart out of that house or city, shake off the dust of your feet.
14. Lorsqu`on ne vous recevra pas et qu`on n`écoutera pas vos paroles, sortez de cette maison ou de cette ville et secouez la poussière de vos pieds.
14. Ary izay tsy handray anareo, na tsy hihaino ny teninareo, raha miala amin’izany trano na tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo.
15. Verily I say unto you, It shall be more tolerable for the land of Sodom and Gomorrha in the day of judgment, than for that city.
15. Je vous le dis en vérité: au jour du jugement, le pays de Sodome et de Gomorrhe sera traité moins rigoureusement que cette ville-là.
15. Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana noho ny ho amin’izany tanàna izany.
16. Behold, I send you forth as sheep in the midst of wolves: be ye therefore wise as serpents, and harmless as doves.
16. Voici, je vous envoie comme des brebis au milieu des loups. Soyez donc prudents comme les serpents, et simples comme les colombes.
16. "Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala."
17. But beware of men: for they will deliver you up to the councils, and they will scourge you in their synagogues;
17. "Mettez-vous en garde contre les hommes; car ils vous livreront aux tribunaux, et ils vous battront de verges dans leurs synagogues;"
17. "Ary mitandrema ianareo noho ny amin’ny olona; fa hatolony ho amin’ny Synedriona sy hokapohiny ao amin’ny synagogany ianareo;"
18. And ye shall be brought before governors and kings for my sake, for a testimony against them and the Gentiles.
18. vous serez menés, à cause de moi, devant des gouverneurs et devant des rois, pour servir de témoignage à eux et aux païens.
18. Ary hoentiny eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny mpanjaka ianareo noho ny amiko, ho vavolombelona aminy sy amin’ny Jentilisa.
19. But when they deliver you up, take no thought how or what ye shall speak: for it shall be given you in that same hour what ye shall speak.
19. "Mais, quand on vous livrera, ne vous inquiétez ni de la manière dont vous parlerez ni de ce que vous direz: ce que vous aurez à dire vous sera donné à l`heure même;"
19. "Fa raha manolotra anareo izy, dia aza manahy ny amin’izay fomba hitenenanareo, na izay holazainareo; fa homena anareo amin’izany ora izany izay holazainareo."
20. For it is not ye that speak, but the Spirit of your Father which speaketh in you.
20. car ce n`est pas vous qui parlerez, c`est l`Esprit de votre Père qui parlera en vous.
20. Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin’ny Rainareo no miteny ao anatinareo.
21. And the brother shall deliver up the brother to death, and the father the child: and the children shall rise up against their parents, and cause them to be put to death.
21. "Le frère livrera son frère à la mort, et le père son enfant; les enfants se soulèveront contre leurs parents, et les feront mourir."
21. "Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahy mba ho faty, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy sy ny reniny ka hahafaty azy."
22. And ye shall be hated of all men for my name's sake: but he that endureth to the end shall be saved.
22. "Vous serez haïs de tous, à cause de mon nom; mais celui qui persévérera jusqu`à la fin sera sauvé."
22. "Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin’ny farany no hovonjena."
23. But when they persecute you in this city, flee ye into another: for verily I say unto you, Ye shall not have gone over the cities of Israel, till the Son of man be come.
23. Quand on vous persécutera dans une ville, fuyez dans une autre. Je vous le dis en vérité, vous n`aurez pas achevé de parcourir les villes d`Israël que le Fils de l`homme sera venu.
23. "Ary raha manenjika anareo amin’ny tanàna anankiray ny olona, dia mandosira ho any amin’ny tanàna hafa; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy hahatapitra ny tanànan’ny Isiraely ianareo tsy akory mandra-pahatongan’ny Zanak’olona."
24. The disciple is not above his master, nor the servant above his lord.
24. Le disciple n`est pas plus que le maître, ni le serviteur plus que son seigneur.
24. Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra azy, na ny mpanompo noho ny tompony.
25. It is enough for the disciple that he be as his master, and the servant as his lord. If they have called the master of the house Beelzebub, how much more shall they call them of his household?
25. Il suffit au disciple d`être traité comme son maître, et au serviteur comme son seigneur. S`ils ont appelé le maître de la maison Béelzébul, à combien plus forte raison appelleront-ils ainsi les gens de sa maison!
25. Fa ampy amin’ny mpianatra, raha tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ny mpanompo, raha tonga tahaka ny tompony. Raha ny tompon-trano no nataony hoe Belzeboba, tsy mainka va ny ankohonany?
26. Fear them not therefore: for there is nothing covered, that shall not be revealed; and hid, that shall not be known.
26. "Ne les craignez donc point; car il n`y a rien de caché qui ne doive être découvert, ni de secret qui ne doive être connu."
26. "Koa amin’izany, aza matahotra azy ianareo; fa tsy misy afenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra."
27. What I tell you in darkness, that speak ye in light: and what ye hear in the ear, that preach ye upon the housetops.
27. "Ce que je vous dis dans les ténèbres, dites-le en plein jour; et ce qui vous est dit à l`oreille, prêchez-le sur les toits."
27. Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina, dia ambarao eo amin’ny mazava, ary izay ren’ny sofinareo, dia torio eo ambonin’ny tampon-trano.
28. And fear not them which kill the body, but are not able to kill the soul: but rather fear him which is able to destroy both soul and body in hell.
28. "Ne craignez pas ceux qui tuent le corps et qui ne peuvent tuer l`âme; craignez plutôt celui qui peut faire périr l`âme et le corps dans la géhenne."
28. "Ary aza matahotra izay mamono ny tena, nefa tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy sy ny tena ao amin’ny helo."
29. Are not two sparrows sold for a farthing? and one of them shall not fall on the ground without your Father.
29. Ne vend-on pas deux passereaux pour un sou? Cependant, il n`en tombe pas un à terre sans la volonté de votre Père.
29. Tsy asaria ihany va no vidin’ny tsintsina roa? nefa tsy misy na dia iray akory aza amin’ireny ho latsaka amin’ny tany, raha tsy avelan’ny Rainareo.
30. But the very hairs of your head are all numbered.
30. Et même les cheveux de votre tête sont tous comptés.
30. Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa.
31. Fear ye not therefore, ye are of more value than many sparrows.
31. Ne craignez donc point: vous valez plus que beaucoup de passereaux.
31. "Koa aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo."
32. Whosoever therefore shall confess me before men, him will I confess also before my Father which is in heaven.
32. "C`est pourquoi, quiconque me confessera devant les hommes, je le confesserai aussi devant mon Père qui est dans les cieux;"
32. Ary amin’izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan’ny olona, dia hekeko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko Izay any an-danitra.
33. But whosoever shall deny me before men, him will I also deny before my Father which is in heaven.
33. mais quiconque me reniera devant les hommes, je le renierai aussi devant mon Père qui est dans les cieux.
33. Fa na zovy na zovy no handà Ahy eo anatrehan' ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan' ny Raiko Izay any an-danitra.
34. Think not that I am come to send peace on earth: I came not to send peace, but a sword.
34. "Ne croyez pas que je sois venu apporter la paix sur la terre; je ne suis pas venu apporter la paix, mais l`épée."
34. "Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin’ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra."
35. For I am come to set a man at variance against his father, and the daughter against her mother, and the daughter in law against her mother in law.
35. "Car je suis venu mettre la division entre l`homme et son père, entre la fille et sa mère, entre la belle-fille et sa belle-mère;"
35. "Fa tonga Aho hampifandrafy lehilahy amin’ny rainy, ary ny zanakavavy amin-dreniny, ary ny vinantovavy amin’ny rafozany vavy;"
36. And a man's foes shall be they of his own household.
36. et l`homme aura pour ennemis les gens de sa maison.
36. Ary ny ankohonan’ny olona ihany no ho fahavalony.
37. He that loveth father or mother more than me is not worthy of me: and he that loveth son or daughter more than me is not worthy of me.
37. "Celui qui aime son père ou sa mère plus que moi n`est pas digne de moi, et celui qui aime son fils ou sa fille plus que moi n`est pas digne de moi;"
37. Izay tia ray na reny mihoatra noho Izaho dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanany lahy na ny zanany vavy mihoatra noho Izaho dia tsy mendrika ho Ahy.
38. And he that taketh not his cross, and followeth after me, is not worthy of me.
38. celui qui ne prend pas sa croix, et ne me suit pas, n`est pas digne de moi.
38. Ary izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
39. He that findeth his life shall lose it: and he that loseth his life for my sake shall find it.
39. Celui qui conservera sa vie la perdra, et celui qui perdra sa vie à cause de moi la retrouvera.
39. "Izay miaro ny ainy no hamery azy; ary izay mamery ny ainy noho ny amiko dia hahazo azy."
40. He that receiveth you receiveth me, and he that receiveth me receiveth him that sent me.
40. Celui qui vous reçoit me reçoit, et celui qui me reçoit, reçoit celui qui m`a envoyé.
40. "Izay mandray anareo dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy."
41. He that receiveth a prophet in the name of a prophet shall receive a prophet's reward; and he that receiveth a righteous man in the name of a righteous man shall receive a righteous man's reward.
41. Celui qui reçoit un prophète en qualité de prophète recevra une récompense de prophète, et celui qui reçoit un juste en qualité de juste recevra une récompense de juste.
41. "Izay mandray mpaminany, satria mpaminany izy, dia handray ny valim-pitian’ny mpaminany; ary izay mandray olona marina, satria olona marina izy, dia handray ny valim-pitian’ny olona marina."
42. And whosoever shall give to drink unto one of these little ones a cup of cold water only in the name of a disciple, verily I say unto you, he shall in no wise lose his reward.
42. Et quiconque donnera seulement un verre d`eau froide à l`un de ces petits parce qu`il est mon disciple, je vous le dis en vérité, il ne perdra point sa récompense.
42. Ary na zovy na zovy no manome rano mangatsiaka na dia eran’ny kaopy ihany aza hosotroin’ny anankiray amin’ireo madinika ireo, satria mpianatra izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.