1. And it came to pass on the second sabbath after the first, that he went through the corn fields; and his disciples plucked the ears of corn, and did eat, rubbing them in their hands.
1. Il arriva, un jour de sabbat appelé second-premier, que Jésus traversait des champs de blé. Ses disciples arrachaient des épis et les mangeaient, après les avoir froissés dans leurs mains.
1. "Ary izao no niseho, ny sabata faharoa manaraka ny voalohany, dia nandeha namaky ny tanim-barimbazaha Jesosy; ary ny mpianany nanoty salohim-barimbazaha, ka rehefa nokosokosohiny tamin' ny tanany, dia nohaniny."
2. And certain of the Pharisees said unto them, Why do ye that which is not lawful to do on the sabbath days?
2. Quelques pharisiens leur dirent: Pourquoi faites-vous ce qu`il n`est pas permis de faire pendant le sabbat?
2. Fa ny Fariseo sasany nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no manao izay tsy mety hatao amin' ny andro sabata?
3. And Jesus answering them said, Have ye not read so much as this, what David did, when himself was an hungred, and they which were with him;
3. "Jésus leur répondit: N`avez-vous pas lu ce que fit David, lorsqu`il eut faim, lui et ceux qui étaient avec lui;"
3. Ary Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon' i Davida, raha noana izy mbamin' izay nanaraka azy,
4. How he went into the house of God, and did take and eat the shewbread, and gave also to them that were with him; which it is not lawful to eat but for the priests alone?
4. comment il entra dans la maison de Dieu, prit les pains de proposition, en mangea, et en donna à ceux qui étaient avec lui, bien qu`il ne soit permis qu`aux sacrificateurs de les manger?
4. Fa niditra tao an-tranon' Andriamanitra izy ka nandray ny mofo aseho ary nihinana sady nanome ho an' izay nanaraka azy koa, nefa mahadiso raha misy homana izany afa-tsy ny mpisorona ihany?
5. And he said unto them, That the Son of man is Lord also of the sabbath.
5. Et il leur dit: Le Fils de l`homme est maître même du sabbat.
5. Ary hoy Izy taminy: Fa Tompon' ny sabata koa ny Zanak' olona.
6. And it came to pass also on another sabbath, that he entered into the synagogue and taught: and there was a man whose right hand was withered.
6. Il arriva, un autre jour de sabbat, que Jésus entra dans la synagogue, et qu`il enseignait. Il s`y trouvait un homme dont la main droite était sèche.
6. "Ary izao koa no niseho tamin' ny sabata hafa, niditra tao amin' ny synagoga Jesosy ka nampianatra; ary nisy lehilahy anankiray nikainkon-tanana ankavanana tao."
7. And the scribes and Pharisees watched him, whether he would heal on the sabbath day; that they might find an accusation against him.
7. Les scribes et les pharisiens observaient Jésus, pour voir s`il ferait une guérison le jour du sabbat: c`était afin d`avoir sujet de l`accuser.
7. Ary ny mpanoradalàna sy ny Fariseo nizaha taratra Azy, na hahasitrana amin' ny andro sabata Izy, na tsia, mba hahitany izay hiampangana Azy.
8. But he knew their thoughts, and said to the man which had the withered hand, Rise up, and stand forth in the midst. And he arose and stood forth.
8. Mais il connaissait leurs pensées, et il dit à l`homme qui avait la main sèche: Lève-toi, et tiens-toi là au milieu. Il se leva, et se tint debout.
8. Fa Jesosy nahalala ny hevitr' ireo, ka dia niteny tamin-dralehilahy nikainkon-tanana hoe: Mitsangàna, ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.
9. Then said Jesus unto them, I will ask you one thing; Is it lawful on the sabbath days to do good, or to do evil? to save life, or to destroy it?
9. Et Jésus leur dit: Je vous demande s`il est permis, le jour du sabbat, de faire du bien ou de faire du mal, de sauver une personne ou de la tuer.
9. Ary hoy Jesosy tamin' ireo: Hanontany anareo zavatra iray loha aho: Moa ny manao soa va no mety hatao amin' ny andro sabata, sa ny manao ratsy? ny mamonjy aina va, sa ny mahavery azy?
10. And looking round about upon them all, he said unto the man, Stretch forth thy hand. And he did so: and his hand was restored whole as the other.
10. Alors, promenant ses regards sur eux tous, il dit à l`homme: Étends ta main. Il le fit, et sa main fut guérie.
10. Ary nijery azy rehetra manodidina Izy, dia niteny tamin-dralehilahy hoe: Ahinjiro ny tananao. Dia nataony izany, ka niverina sitrana tanteraka tahaka ilay anankiray ny tanany.
11. And they were filled with madness; and communed one with another what they might do to Jesus.
11. Ils furent remplis de fureur, et ils se consultèrent pour savoir ce qu`ils feraient à Jésus.
11. Dia safotry ny hatezerana izy ireo ka nioko ny amin' izay hanaovany an' i Jesosy.
12. And it came to pass in those days, that he went out into a mountain to pray, and continued all night in prayer to God.
12. En ce temps-là, Jésus se rendit sur la montagne pour prier, et il passa toute la nuit à prier Dieu.
12. Ary izao no niseho tamin' izany andro izany, niakatra tany an-tendrombohitra Izy mba hivavaka, sady naharitra nivavaka tamin' Andriamanitra nandritra ny alina.
13. And when it was day, he called unto him his disciples: and of them he chose twelve, whom also he named apostles;
13. Quand le jour parut, il appela ses disciples, et il en choisit douze, auxquels il donna le nom d`apôtres:
13. Ary nony maraina ny andro, dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa ambin' ny folo lahy, izay nataony hoe apostoly,
14. Simon, (whom he also named Peter,) and Andrew his brother, James and John, Philip and Bartholomew,
14. "Simon, qu`il nomma Pierre; André, son frère; Jacques; Jean; Philippe; Barthélemy;"
14. dia Simona, (izay nataony koa hoe: Petera), sy Andrea rahalahiny, sy Jakoba sy Jaona sy Filipo sy Bartolomeo,
15. Matthew and Thomas, James the son of Alphaeus, and Simon called Zelotes,
15. "Matthieu; Thomas; Jacques, fils d`Alphée; Simon, appelé le zélote;"
15. sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Simona, izay atao hoe Zelota,
16. And Judas the brother of James, and Judas Iscariot, which also was the traitor.
16. "Jude, fils de Jacques; et Judas Iscariot, qui devint traître."
16. sy Jodasy, rahalahin' i Jakoba ary Jodasy Iskariota, ilay tonga namadika.
17. And he came down with them, and stood in the plain, and the company of his disciples, and a great multitude of people out of all Judaea and Jerusalem, and from the sea coast of Tyre and Sidon, which came to hear him, and to be healed of their diseases;
17. Il descendit avec eux, et s`arrêta sur un plateau, où se trouvaient une foule de ses disciples et une multitude de peuple de toute la Judée, de Jérusalem, et de la contrée maritime de Tyr et de Sidon. Ils étaient venus pour l`entendre, et pour être guéris de leurs maladies.
17. Ary niara-nidina tamin' ireo Izy, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin' ny vahoaka betsaka avy tany Jodia rehetra sy Jerosalema, ary avy tany amoron-dranomasina any Tyro sy Sidona izay tonga mba hihaino Azy sy hositranina amin' ny aretiny.
18. And they that were vexed with unclean spirits: and they were healed.
18. Ceux qui étaient tourmentés par des esprits impurs étaient guéris.
18. ary izay nampahorin' ny fanahy maloto dia nositranina.
19. And the whole multitude sought to touch him: for there went virtue out of him, and healed them all.
19. Et toute la foule cherchait à le toucher, parce qu`une force sortait de lui et les guérissait tous.
19. Ary ny vahoaka rehetra nitady hanendry Azy, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
20. And he lifted up his eyes on his disciples, and said, Blessed be ye poor: for yours is the kingdom of God.
20. Alors Jésus, levant les yeux sur ses disciples, dit: Heureux vous qui êtes pauvres, car le royaume de Dieu est à vous!
20. Ary nanopy ny masony tamin' ny mpianany Izy ka nanao hoe: Sambatra ianareo mahantra fa anareo ny fanjakan' Andriamanitra.
21. Blessed are ye that hunger now: for ye shall be filled. Blessed are ye that weep now: for ye shall laugh.
21. Heureux vous qui avez faim maintenant, car vous serez rassasiés! Heureux vous qui pleurez maintenant, car vous serez dans la joie!
21. Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana ianareo. Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy ianareo.
22. Blessed are ye, when men shall hate you, and when they shall separate you from their company, and shall reproach you, and cast out your name as evil, for the Son of man's sake.
22. Heureux serez-vous, lorsque les hommes vous haïront, lorsqu`on vous chassera, vous outragera, et qu`on rejettera votre nom comme infâme, à cause du Fils de l`homme!
22. Sambatra ianareo, raha halan' ny olona ka ariany sy haratsìny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin' ny Zanak' olona.
23. Rejoice ye in that day, and leap for joy: for, behold, your reward is great in heaven: for in the like manner did their fathers unto the prophets.
23. "Réjouissez-vous en ce jour-là et tressaillez d`allégresse, parce que votre récompense sera grande dans le ciel; car c`est ainsi que leurs pères traitaient les prophètes."
23. Mifalia ianareo amin' izany andro izany, ka mibitaha, fa indro lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra, fa toy izany no nataon' ny razany tamin'ny mpaminany.
24. But woe unto you that are rich! for ye have received your consolation.
24. Mais, malheur à vous, riches, car vous avez votre consolation!
24. Fa loza ho anareo izay mpanankarena kosa! fa efa azonareo izay nahafa-po anareo.
25. Woe unto you that are full! for ye shall hunger. Woe unto you that laugh now! for ye shall mourn and weep.
25. Malheur à vous qui êtes rassasiés, car vous aurez faim! Malheur à vous qui riez maintenant, car vous serez dans le deuil et dans les larmes!
25. Loza ho anareo izay voky! fa mbola ho noana ianareo.Loza ho anareo izay mihomehy ankehitriny! fa mbola hisaona sy hitomany ianareo.
26. Woe unto you, when all men shall speak well of you! for so did their fathers to the false prophets.
26. Malheur, lorsque tous les hommes diront du bien de vous, car c`est ainsi qu`agissaient leurs pères à l`égard des faux prophètes!
26. Loza ho anareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! fa izany no nataon' ny razany tamin' ny mpaminany sandoka.
27. But I say unto you which hear, Love your enemies, do good to them which hate you,
27. Mais je vous dis, à vous qui m`écoutez: Aimez vos ennemis, faites du bien à ceux qui vous haïssent,
27. "Kanefa hoy Aho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;"
28. Bless them that curse you, and pray for them which despitefully use you.
28. bénissez ceux qui vous maudissent, priez pour ceux qui vous maltraitent.
28. Misaora izay manozona anareo ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anareo.
29. And unto him that smiteth thee on the one cheek offer also the other; and him that taketh away thy cloak forbid not to take thy coat also.
29. Si quelqu`un te frappe sur une joue, présente-lui aussi l`autre. Si quelqu`un prend ton manteau, ne l`empêche pas de prendre encore ta tunique.
29. "Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny ilany; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza."
30. Give to every man that asketh of thee; and of him that taketh away thy goods ask them not again.
30. Donne à quiconque te demande, et ne réclame pas ton bien à celui qui s`en empare.
30. "Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka ny anananao, dia aza manaraka izany aminy."
31. And as ye would that men should do to you, do ye also to them likewise.
31. Ce que vous voulez que les hommes fassent pour vous, faites-le de même pour eux.
31. Ary araka izay tianareo hataon' ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy toy izany kosa.
32. For if ye love them which love you, what thank have ye? for sinners also love those that love them.
32. Si vous aimez ceux qui vous aiment, quel gré vous en saura-t-on? Les pécheurs aussi aiment ceux qui les aiment.
32. Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no sitraka azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.
33. And if ye do good to them which do good to you, what thank have ye? for sinners also do even the same.
33. Si vous faites du bien à ceux qui vous font du bien, quel gré vous en saura-t-on? Les pécheurs aussi agissent de même.
33. Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no sitraka azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.
34. And if ye lend to them of whom ye hope to receive, what thank have ye? for sinners also lend to sinners, to receive as much again.
34. Et si vous prêtez à ceux de qui vous espérez recevoir, quel gré vous en saura-t-on? Les pécheurs aussi prêtent aux pécheurs, afin de recevoir la pareille.
34. Fa raha izay antenainareo fa hamerina ihany no ampisamborinareo, inona no sitraka azonareo? fa na dia ny mpanota aza mampisambotra ny mpanota, handraisany toraka izany indray.
35. But love ye your enemies, and do good, and lend, hoping for nothing again; and your reward shall be great, and ye shall be the children of the Highest: for he is kind unto the unthankful and to the evil.
35. Mais aimez vos ennemis, faites du bien, et prêtez sans rien espérer. Et votre récompense sera grande, et vous serez fils du Très Haut, car il est bon pour les ingrats et pour les méchants.
35. "Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, ka aza manantena valiny indray na inona na inona, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa mora fanahy amin' izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy Izy."
36. Be ye therefore merciful, as your Father also is merciful.
36. Soyez donc miséricordieux, comme votre Père est miséricordieux.
36. Noho izany dia aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.
37. Judge not, and ye shall not be judged: condemn not, and ye shall not be condemned: forgive, and ye shall be forgiven:
37. "Ne jugez point, et vous ne serez point jugés; ne condamnez point, et vous ne serez point condamnés; absolvez, et vous serez absous."
37. " Aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo;"
38. Give, and it shall be given unto you; good measure, pressed down, and shaken together, and running over, shall men give into your bosom. For with the same measure that ye mete withal it shall be measured to you again.
38. "Donnez, et il vous sera donné: on versera dans votre sein une bonne mesure, serrée, secouée et qui déborde; car on vous mesurera avec la mesure dont vous vous serez servis."
38. "Manomeza, dia mba homena ianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka dia mihoatra no homena ho ao am-pofoanareo.Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa."
39. And he spake a parable unto them, Can the blind lead the blind? shall they not both fall into the ditch?
39. Il leur dit aussi cette parabole: Un aveugle peut-il conduire un aveugle? Ne tomberont-ils pas tous deux dans une fosse?
39. Ary Jesosy nanao fanoharana taminy koa hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa?
40. The disciple is not above his master: but every one that is perfect shall be as his master.
40. "Le disciple n`est pas plus que le maître; mais tout disciple accompli sera comme son maître."
40. "Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra azy; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany."
41. And why beholdest thou the mote that is in thy brother's eye, but perceivest not the beam that is in thine own eye?
41. Pourquoi vois-tu la paille qui est dans l`oeil de ton frère, et n`aperçois-tu pas la poutre qui est dans ton oeil?
41. Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin' ny mason' ny rahalahinao, nefa ny andry izay eo amin' ny masonao dia tsy mba tsaroanao akory?
42. Either how canst thou say to thy brother, Brother, let me pull out the mote that is in thine eye, when thou thyself beholdest not the beam that is in thine own eye? Thou hypocrite, cast out first the beam out of thine own eye, and then shalt thou see clearly to pull out the mote that is in thy brother's eye.
42. Ou comment peux-tu dire à ton frère: Frère, laisse-moi ôter la paille qui est dans ton oeil, toi qui ne vois pas la poutre qui est dans le tien? Hypocrite, ôte premièrement la poutre de ton oeil, et alors tu verras comment ôter la paille qui est dans l`oeil de ton frère.
42. Na ahoana no ilazanao amin' ny rahalahinao hoe: Ry rahalahy, aoka hoesoriko ny sombin-kazo eo amin' ny masonao, nefa tsy mba hitanao ny andry eo amin' ny masonao? Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin' ny masonao ary amin' izany dia ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin' ny mason' ny rahalahinao.
43. For a good tree bringeth not forth corrupt fruit; neither doth a corrupt tree bring forth good fruit.
43. Ce n`est pas un bon arbre qui porte du mauvais fruit, ni un mauvais arbre qui porte du bon fruit.
43. Fa tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy, na hazo ratsy mamoa voa tsara.
44. For every tree is known by his own fruit. For of thorns men do not gather figs, nor of a bramble bush gather they grapes.
44. Car chaque arbre se connaît à son fruit. On ne cueille pas des figues sur des épines, et l`on ne vendange pas des raisins sur des ronces.
44. "Fa samy fantatra amin' ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavimbazaha amin' ny tsilo, na voaloboka amin' ny voaroy."
45. A good man out of the good treasure of his heart bringeth forth that which is good; and an evil man out of the evil treasure of his heart bringeth forth that which is evil: for of the abundance of the heart his mouth speaketh.
45. "L`homme bon tire de bonnes choses du bon trésor de son coeur, et le méchant tire de mauvaises choses de son mauvais trésor; car c`est de l`abondance du coeur que la bouche parle."
45. "Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin' ny rakitra tsaran' ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka izay ratsy avy amin' ny rakitra ratsin' ny fony; fa amin' ny haben' ny ao am-po no itenenan' ny vavany."
46. And why call ye me, Lord, Lord, and do not the things which I say?
46. Pourquoi m`appelez-vous Seigneur, Seigneur! et ne faites-vous pas ce que je dis?
46. Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay zavatra lazaiko?
47. Whosoever cometh to me, and heareth my sayings, and doeth them, I will shew you to whom he is like:
47. Je vous montrerai à qui est semblable tout homme qui vient à moi, entend mes paroles, et les met en pratique.
47. Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka manatanteraka azy, dia hasehoko aminareo izay tahaka azy:
48. He is like a man which built an house, and digged deep, and laid the foundation on a rock: and when the flood arose, the stream beat vehemently upon that house, and could not shake it: for it was founded upon a rock.
48. Il est semblable à un homme qui, bâtissant une maison, a creusé, creusé profondément, et a posé le fondement sur le roc. Une inondation est venue, et le torrent s`est jeté contre cette maison, sans pouvoir l`ébranler, parce qu`elle était bien bâtie.
48. Tahaka ny olona nanao trano izy, izay nihady lalina ary nanisy fanorenana teo ambonin' ny vatolampy ary nony tondraka ny rano, dia namely mafy izany trano izany ny riaka nefa tsy nahahozongozona azy satria naorina teo ambonin' ny vatolampy izy.
49. But he that heareth, and doeth not, is like a man that without a foundation built an house upon the earth; against which the stream did beat vehemently, and immediately it fell; and the ruin of that house was great.
49. Mais celui qui entend, et ne met pas en pratique, est semblable à un homme qui a bâti une maison sur la terre, sans fondement. Le torrent s`est jeté contre elle: aussitôt elle est tombée, et la ruine de cette maison a été grande.
49. "Fa izay mandre fa tsy manatanteraka dia tahaka ny olona izay nanao trano teo ambonin' ny tany, fa tsy nanisy fanorenana; dia namely azy mafy ny riaka, ka dia nirodana niaraka tamin' izay izy; ary loza ny naharavan' izany trano izany."
<
>