1. And it came to pass, that on one of those days, as he taught the people in the temple, and preached the gospel, the chief priests and the scribes came upon him with the elders,
1. Un de ces jours-là, comme Jésus enseignait le peuple dans le temple et qu`il annonçait la bonne nouvelle, les principaux sacrificateurs et les scribes, avec les anciens, survinrent,
1. Ary izao no niseho, tamin' ny andro anankiray raha nampianatra ny olona teo amin' ny tempoly Jesosy ka nitory ny filazantsara, dia nanatona ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary ny loholona,
2. And spake unto him, saying, Tell us, by what authority doest thou these things? or who is he that gave thee this authority?
2. et lui dirent: Dis-nous, par quelle autorité fais-tu ces choses, ou qui est celui qui t`a donné cette autorité?
2. Ka niteny taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Na iza no nanome Anao izany fahefana izany?
3. And he answered and said unto them, I will also ask you one thing; and answer me:
3. Il leur répondit: Je vous adresserai aussi une question.
3. Ary namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, ka lazao amiko:
4. The baptism of John, was it from heaven, or of men?
4. Dites-moi, le baptême de Jean venait-il du ciel, ou des hommes?
4. Ny batisan' i Jaona, avy tany an-danitra va, sa avy tamin' ny olona?
5. And they reasoned with themselves, saying, If we shall say, From heaven; he will say, Why then believed ye him not?
5. Mais ils raisonnèrent ainsi entre eux: Si nous répondons: Du ciel, il dira: Pourquoi n`avez-vous pas cru en lui?
5. Dia niara-nisaina izy ireo ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra dia hataony hoe: Nahoana no tsy nino azy ianareo?
6. But and if we say, Of men; all the people will stone us: for they be persuaded that John was a prophet.
6. Et si nous répondons: Des hommes, tout le peuple nous lapidera, car il est persuadé que Jean était un prophète.
6. Fa raha holazaintsika kosa hoe: Avy tamin' ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria inoany ho mpaminany Jaona.
7. And they answered, that they could not tell whence it was.
7. Alors ils répondirent qu`ils ne savaient d`où il venait.
7. Dia namaly ireo fa tsy afaka hilaza izay niaviany.
8. And Jesus said unto them, Neither tell I you by what authority I do these things.
8. Et Jésus leur dit: Moi non plus, je ne vous dirai pas par quelle autorité je fais ces choses.
8. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
9. Then began he to speak to the people this parable; A certain man planted a vineyard, and let it forth to husbandmen, and went into a far country for a long time.
9. Il se mit ensuite à dire au peuple cette parabole: Un homme planta une vigne, l`afferma à des vignerons, et quitta pour longtemps le pays.
9. Dia nanomboka nilaza izao fanoharana izao tamin' ny olona Izy ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray namboly tanimboaloboka, ka nahofany tamin' olona mpiasa tany izany,dia nandeha nitoetra ela tany an-tany lavitra izy.
10. And at the season he sent a servant to the husbandmen, that they should give him of the fruit of the vineyard: but the husbandmen beat him, and sent him away empty.
10. Au temps de la récolte, il envoya un serviteur vers les vignerons, pour qu`ils lui donnent une part du produit de la vigne. Les vignerons le battirent, et le renvoyèrent à vide.
10. "Ary tamin' ny fotoana mahamety dia naniraka mpanompo hankany amin' ny mpiasa izy mba handray amin' ny vokatry ny tanimboaloboka; fa ny mpiasa tany nikapoka iny ka nampandeha azy maina."
11. And again he sent another servant: and they beat him also, and entreated him shamefully, and sent him away empty.
11. "Il envoya encore un autre serviteur; ils le battirent, l`outragèrent, et le renvoyèrent à vide."
11. "Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny koa iny sady nalany baràka ka nampandehaniny maina."
12. And again he sent a third: and they wounded him also, and cast him out.
12. "Il en envoya encore un troisième; ils le blessèrent, et le chassèrent."
12. "Dia naniraka anankiray fanintelony koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny."
13. Then said the lord of the vineyard, What shall I do? I will send my beloved son: it may be they will reverence him when they see him.
13. "Le maître de la vigne dit: Que ferai-je? J`enverrai mon fils bien-aimé; peut-être auront-ils pour lui du respect."
13. "Dia hoy ny tompon' ny tanimboaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy, rehefa mahita azy."
14. But when the husbandmen saw him, they reasoned among themselves, saying, This is the heir: come, let us kill him, that the inheritance may be ours.
14. "Mais, quand les vignerons le virent, ils raisonnèrent entre eux, et dirent: Voici l`héritier; tuons-le, afin que l`héritage soit à nous."
14. "Fa raha nahita iny ny mpiasa tany, dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io, mba ho antsika ny lova."
15. So they cast him out of the vineyard, and killed him. What therefore shall the lord of the vineyard do unto them?
15. Et ils le jetèrent hors de la vigne, et le tuèrent. Maintenant, que leur fera le maître de la vigne?
15. Dia namoaka azy tany ivelan' ny tanimboaloboka izy ka namono azy. Hataon' ny tompon' ny tanimboaloboka ahoana moa izy amin' izany?
16. He shall come and destroy these husbandmen, and shall give the vineyard to others. And when they heard it, they said, God forbid.
16. Il viendra, fera périr ces vignerons, et il donnera la vigne à d`autres. Lorsqu`ils eurent entendu cela, ils dirent: A Dieu ne plaise!
16. Hankany izy, dia hamono ireo mpiasa tany ireo, ka homeny olon-kafa ny tanimboaloboka. Ary raha nahare izany ireo, dia hoy izy: Sanatria izany!
17. And he beheld them, and said, What is this then that is written, The stone which the builders rejected, the same is become the head of the corner?
17. Mais, jetant les regards sur eux, Jésus dit: Que signifie donc ce qui est écrit: La pierre qu`ont rejetée ceux qui bâtissaient Est devenue la principale de l`angle?
17. Ary nijery azy Izy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin' ny mpanao trano, dia izy no efa natao fehizoro?
18. Whosoever shall fall upon that stone shall be broken; but on whomsoever it shall fall, it will grind him to powder.
18. Quiconque tombera sur cette pierre s`y brisera, et celui sur qui elle tombera sera écrasé.
18. "Izay rehetra potraka amin' izany vato izany dia ho torotoro; fa na iza na iza no hianjerany dia ho mongomongo ho toy ny vovoka."
19. And the chief priests and the scribes the same hour sought to lay hands on him; and they feared the people: for they perceived that he had spoken this parable against them.
19. Les principaux sacrificateurs et les scribes cherchèrent à mettre la main sur lui à l`heure même, mais ils craignirent le peuple. Ils avaient compris que c`était pour eux que Jésus avait dit cette parabole.
19. "Ary tamin' izany ora izany dia nitady hisambotra Azy ny mpanoradalàna sy ny lohan' ny mpisorona; nefa natahotra ny olona izy, satria fantany fa Izy no nolazainy tamin' io fanoharana io."
20. And they watched him, and sent forth spies, which should feign themselves just men, that they might take hold of his words, that so they might deliver him unto the power and authority of the governor.
20. "Ils se mirent à observer Jésus; et ils envoyèrent des gens qui feignaient d`être justes, pour lui tendre des pièges et saisir de lui quelque parole, afin de le livrer au magistrat et à l`autorité du gouverneur."
20. Ary nizaha taratra an' i Jesosy izy ka naniraka mpitsikilo, izay nody ho marina, mba hamandrika Azy amin' ny teniny, hanolorany Azy ho amin' ny hery sy ny fahefan' ny governora.
21. And they asked him, saying, Master, we know that thou sayest and teachest rightly, neither acceptest thou the person of any, but teachest the way of God truly:
21. Ces gens lui posèrent cette question: Maître, nous savons que tu parles et enseignes droitement, et que tu ne regardes pas à l`apparence, mais que tu enseignes la voie de Dieu selon la vérité.
21. Ary ireo nanontany Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina ianao ka tsy mizaha tavan' olona, fa mampianatra marina ny lalan' Andriamanitra:
22. Is it lawful for us to give tribute unto Caesar, or no?
22. Nous est-il permis, ou non, de payer le tribut à César?
22. Mety va raha mandoa vola hetra ho an' i Kaisara izahay, sa tsia?
23. But he perceived their craftiness, and said unto them, Why tempt ye me?
23. Jésus, apercevant leur ruse, leur répondit: Montrez-moi un denier.
23. Fa nahafantatra ny fihendreny Jesosy ka nanao taminy hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo?
24. Shew me a penny. Whose image and superscription hath it? They answered and said, Caesar's.
24. De qui porte-t-il l`effigie et l`inscription? De César, répondirent-ils.
24. Mampisehoa denaria amiko. An' iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Namaly ireo ka nanao hoe: An' i Kaisara.
25. And he said unto them, Render therefore unto Caesar the things which be Caesar's, and unto God the things which be God's.
25. Alors il leur dit: Rendez donc à César ce qui est à César, et à Dieu ce qui est à Dieu.
25. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an' i Kaisara àry izay an' i Kaisara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra.
26. And they could not take hold of his words before the people: and they marvelled at his answer, and held their peace.
26. "Ils ne purent rien reprendre dans ses paroles devant le peuple; mais, étonnés de sa réponse, ils gardèrent le silence."
26. Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan' ny olona izany teny izany, sady gaga izy ireo noho ny famaliny ka nangina.
27. Then came to him certain of the Sadducees, which deny that there is any resurrection; and they asked him,
27. Quelques-uns des sadducéens, qui disent qu`il n`y a point de résurrection, s`approchèrent, et posèrent à Jésus cette question:
27. Ary ny sasany tamin' ny Sadoseo izay mandà ny fisian' ny fitsanganana amin' ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe:
28. Saying, Master, Moses wrote unto us, If any man's brother die, having a wife, and he die without children, that his brother should take his wife, and raise up seed unto his brother.
28. Maître, voici ce que Moïse nous a prescrit: Si le frère de quelqu`un meurt, ayant une femme sans avoir d`enfants, son frère épousera la femme, et suscitera une postérité à son frère.
28. Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin' ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
29. There were therefore seven brethren: and the first took a wife, and died without children.
29. Or, il y avait sept frères. Le premier se maria, et mourut sans enfants.
29. "Koa nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba."
30. And the second took her to wife, and he died childless.
30. "Le second et le troisième épousèrent la veuve;"
30. Ary ny faharoa nampakatra azy, dia maty momba.
31. And the third took her; and in like manner the seven also: and they left no children, and died.
31. il en fut de même des sept, qui moururent sans laisser d`enfants.
31. "Ary ny fahatelo koa nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon' izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy."
32. Last of all the woman died also.
32. Enfin, la femme mourut aussi.
32. Ary farany dia maty koa ravehivavy.
33. Therefore in the resurrection whose wife of them is she? for seven had her to wife.
33. A la résurrection, duquel d`entre eux sera-t-elle donc la femme? Car les sept l`ont eue pour femme.
33. Koa amin' ny fitsanganan' ny maty, ho vadin' iza moa ravehivavy? fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.
34. And Jesus answering said unto them, The children of this world marry, and are given in marriage:
34. "Jésus leur répondit: Les enfants de ce siècle prennent des femmes et des maris;"
34. Ary namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ny zanak' izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka ampakarina,
35. But they which shall be accounted worthy to obtain that world, and the resurrection from the dead, neither marry, nor are given in marriage:
35. mais ceux qui seront trouvés dignes d`avoir part au siècle à venir et à la résurrection des morts ne prendront ni femmes ni maris.
35. Fa izay atao mendrika hahazo izany tontolo izany sy ny fitsanganana amin' ny maty kosa dia tsy mba mampaka-bady, na avoaka ampakarina.
36. Neither can they die any more: for they are equal unto the angels; and are the children of God, being the children of the resurrection.
36. Car ils ne pourront plus mourir, parce qu`ils seront semblables aux anges, et qu`ils seront fils de Dieu, étant fils de la résurrection.
36. Ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin' ny anjely sady zanak' Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganana amin' ny maty.
37. Now that the dead are raised, even Moses shewed at the bush, when he calleth the Lord the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob.
37. Que les morts ressuscitent, c`est ce que Moïse a fait connaître quand, à propos du buisson, il appelle le Seigneur le Dieu d`Abraham, le Dieu d`Isaac, et le Dieu de Jacob.
37. Ary ny amin' ny ananganana ny maty, na dia Mosesy aza dia nampiseho teo amin' ny voaroy fony izy niantso an' i Jehovah ho Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' Isaka ary Andriamanitr' i Jakoba.
38. For he is not a God of the dead, but of the living: for all live unto him.
38. "Or, Dieu n`est pas Dieu des morts, mais des vivants; car pour lui tous sont vivants."
38. "Fa Izy tsy mba Andriamanitry ny maty, fa an' ny velona; fa velona ho an' Andriamanitra avokoa izy rehetra."
39. Then certain of the scribes answering said, Master, thou hast well said.
39. Quelques-uns des scribes, prenant la parole, dirent: Maître, tu as bien parlé.
39. Ary namaly ny mpanoradalàna sasany ka nanao hoe: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao.
40. And after that they durst not ask him any question at all.
40. Et ils n`osaient plus lui faire aucune question.
40. Fa tsy nisy sahy nanontany Azy intsony ireo.
41. And he said unto them, How say they that Christ is David's son?
41. Jésus leur dit: Comment dit-on que le Christ est fils de David?
41. Ary hoy Jesosy taminy: Ahoana no lazaina fa Kristy no Zanak' i Davida?
42. And David himself saith in the book of Psalms, The LORD said unto my Lord, Sit thou on my right hand,
42. David lui-même dit dans le livre des Psaumes: Le Seigneur a dit à mon Seigneur: Assieds-toi à ma droite,
42. Fa Davida ihany no milaza eo amin' ny bokin' ny Salamo hoe: Jehovah nilaza tamin' ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana,
43. Till I make thine enemies thy footstool.
43. Jusqu`à ce que je fasse de tes ennemis ton marchepied.
43. Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.
44. David therefore calleth him Lord, how is he then his son?
44. "David donc l`appelle Seigneur; comment est-il son fils?"
44. "Davida amin' izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-Zanany Azy?"
45. Then in the audience of all the people he said unto his disciples,
45. Tandis que tout le peuple l`écoutait, il dit à ses disciples:
45. Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany teo anatrehan' ny olona rehetra:
46. Beware of the scribes, which desire to walk in long robes, and love greetings in the markets, and the highest seats in the synagogues, and the chief rooms at feasts;
46. "Gardez-vous des scribes, qui aiment à se promener en robes longues, et à être salués dans les places publiques; qui recherchent les premiers sièges dans les synagogues, et les premières places dans les festins;"
46. "Mitandrema ny amin' ny mpanoradalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava, ary te-hoarahabain' ny olona eny an-tsena, sady tia ny fipetrahana aloha eo amin' ny synagoga sy ny fitoerana aloha eo amin' ny fanasana;"
47. Which devour widows' houses, and for a shew make long prayers: the same shall receive greater damnation.
47. qui dévorent les maisons des veuves, et qui font pour l`apparence de longues prières. Ils seront jugés plus sévèrement.
47. "Ary mandany ny tranon' ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fisehosehoana; ireo dia hahazo fanamelohana mafimafy kokoa."
<
>