The Grain Offering

1. And when any will offer a meat offering unto the LORD, his offering shall be of fine flour; and he shall pour oil upon it, and put frankincense thereon:
1. "Lorsque quelqu`un fera à l`Éternel une offrande en don, son offrande sera de fleur de farine; il versera de l`huile dessus, et il y ajoutera de l`encens."
1. "Ary raha misy hanatitra fanatitra hohanina ho an' i Jehovah, dia koba tsara toto no hataony fanatiny; hanidina diloilo amin' izany izy sy hanisy ditin-kazo mani-pofona eo amboniny."
2. And he shall bring it to Aaron's sons the priests: and he shall take thereout his handful of the flour thereof, and of the oil thereof, with all the frankincense thereof; and the priest shall burn the memorial of it upon the altar, to be an offering made by fire, of a sweet savour unto the LORD:
2. "Il l`apportera aux sacrificateurs, fils d`Aaron; le sacrificateur prendra une poignée de cette fleur de farine, arrosée d`huile, avec tout l`encens, et il brûlera cela sur l`autel comme souvenir. C`est une offrande d`une agréable odeur à l`Éternel."
2. "Ary hitondra izany ho amin' ireo mpisorona zanakalahin' i Arona, izy, dia handraofany eran-tanan' ila ny koba sy ny diloilo mbamin' ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; ary hodoran' ny mpisorona ny fahatsiarovana izany eo ambonin' ny alitara, ho fanatitra atao amin' ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah."
3. And the remnant of the meat offering shall be Aaron's and his sons': it is a thing most holy of the offerings of the LORD made by fire.
3. "Ce qui restera de l`offrande sera pour Aaron et pour ses fils; c`est une chose très sainte parmi les offrandes consumées par le feu devant l`Éternel."
3. "Ary ny sisa amin' ny fanatitra hohanina dia ho an' i Arona sy ny zanany lahy; zavatra tena masina indrindra avy amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany."
4. And if thou bring an oblation of a meat offering baken in the oven, it shall be unleavened cakes of fine flour mingled with oil, or unleavened wafers anointed with oil.
4. Si tu fais une offrande de ce qui est cuit au four, qu`on se serve de fleur de farine, et que ce soient des gâteaux sans levain pétris à l`huile et des galettes sans levain arrosées d`huile.
4. Ary raha manatitra fanatitra hohanina natao tamin' ny lafaoro ianao, dia ho mofo tsy misy lalivay izany, atao amin' ny koba tsara toto sady voaharo diloilo, na mofo manify tsy misy lalivay voahoso-diloilo.
5. And if thy oblation be a meat offering baken in a pan, it shall be of fine flour unleavened, mingled with oil.
5. Si ton offrande est un gâteau cuit à la poêle, il sera de fleur de farine pétrie à l`huile, sans levain.
5. Ary raha fanatitra hohanina nandrahoina amin' ny vilany no fanatitrao, dia ho koba tsara toto tsy misy lalivay sady voaharo diloilo izany.
6. Thou shalt part it in pieces, and pour oil thereon: it is a meat offering.
6. "Tu le rompras en morceaux, et tu verseras de l`huile dessus; c`est une offrande."
6. "Hovakivakianao izany ary hanidinanao diloilo; izany dia fanatitra hohanina."
7. And if thy oblation be a meat offering baken in the fryingpan, it shall be made of fine flour with oil.
7. Si ton offrande est un gâteau cuit sur le gril, il sera fait de fleur de farine pétrie à l`huile.
7. Ary raha fanatitra hohanina voaendy amin' ny lapoaly no fanatitrao dia hatao amin' ny koba tsara toto voaharo diloilo izany.
8. And thou shalt bring the meat offering that is made of these things unto the LORD: and when it is presented unto the priest, he shall bring it unto the altar.
8. "Tu apporteras l`offrande qui sera faite à l`Éternel avec ces choses-là; elle sera remise au sacrificateur, qui la présentera sur l`autel."
8. "Ary hoentinao ho an' i Jehovah ny fanatitra hohanina izay atao amin' ireo zavatra ireo; ary rehefa voatitrao eo amin' ny mpisorona izany, dia hoentiny eo amin' ny alitara."
9. And the priest shall take from the meat offering a memorial thereof, and shall burn it upon the altar: it is an offering made by fire, of a sweet savour unto the LORD.
9. Le sacrificateur en prélèvera ce qui doit être offert comme souvenir, et le brûlera sur l`autel. C`est une offrande d`une agréable odeur à l`Éternel.
9. "Ary haka ny fanati-pahatsiarovana ny mpisorona, avy amin' ny fanatitra hohanina, ka handoro izany eo ambony alitara; fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah izany."
10. And that which is left of the meat offering shall be Aaron's and his sons': it is a thing most holy of the offerings of the LORD made by fire.
10. "Ce qui restera de l`offrande sera pour Aaron et pour ses fils; c`est une chose très sainte parmi les offrandes consumées par le feu devant l`Éternel."
10. "Ary izay sisa amin' ny fanatitra hohanina dia ho an' i Arona sy ny zanany lahy; zavatra masina indrindra amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany."
11. No meat offering, which ye shall bring unto the LORD, shall be made with leaven: for ye shall burn no leaven, nor any honey, in any offering of the LORD made by fire.
11. "Aucune des offrandes que vous présenterez à l`Éternel ne sera faite avec du levain; car vous ne brûlerez rien qui contienne du levain ou du miel parmi les offrandes consumées par le feu devant l`Éternel."
11. "Ny fanatitra hohanina rehetra izay aterinareo ho an' i Jehovah dia tsy asiana lalivay; fa tsy hodorana ny lalivay, na ny tantely amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah."
12. As for the oblation of the firstfruits, ye shall offer them unto the LORD: but they shall not be burnt on the altar for a sweet savour.
12. "Vous pourrez en offrir à l`Éternel comme offrande des prémices; mais il n`en sera point présenté sur l`autel comme offrande d`une agréable odeur."
12. "Fa ho fanatitra voaloham-bokatra no hanateranareo ireo ho an' i Jehovah; kanefa tsy hodorana eo ambonin' ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany."
13. And every oblation of thy meat offering shalt thou season with salt; neither shalt thou suffer the salt of the covenant of thy God to be lacking from thy meat offering: with all thine offerings thou shalt offer salt.
13. "Tu mettras du sel sur toutes tes offrandes; tu ne laisseras point ton offrande manquer de sel, signe de l`alliance de ton Dieu; sur toutes tes offrandes tu mettras du sel."
13. "Ary samy asio sira ny fanatitra hohaninao rehetra; ary ny siran' ny faneken' Andriamanitra dia aza atsahatra amin' ny fanatitra hohaninao; fa manatera sira miaraka amin' ny fanatitrao rehetra."
14. And if thou offer a meat offering of thy firstfruits unto the LORD, thou shalt offer for the meat offering of thy firstfruits green ears of corn dried by the fire, even corn beaten out of full ears.
14. Si tu fais à l`Éternel une offrande des prémices, tu présenteras des épis nouveaux, rôtis au feu et broyés, comme offrande de tes prémices.
14. Ary raha manatitra fanatitra hohanina ho an' i Jehovah avy amin' ny voaloham-bokatrao ianao, dia salohim-barimbazaha maitso voaendy amin' ny afo, dia lango voatoto avy amin' ny salohy feno no aterinao.
15. And thou shalt put oil upon it, and lay frankincense thereon: it is a meat offering.
15. "Tu verseras de l`huile dessus, et tu y ajouteras de l`encens; c`est une offrande."
15. Ary hasianao diloilo izany sady hasianao ditin-kazo mani-pofona eo amboniny: fanatitra hohanina izany.
16. And the priest shall burn the memorial of it, part of the beaten corn thereof, and part of the oil thereof, with all the frankincense thereof: it is an offering made by fire unto the LORD.
16. Le sacrificateur brûlera comme souvenir une portion des épis broyés et de l`huile, avec tout l`encens. C`est une offrande consumée par le feu devant l`Éternel.
16. "Ary hodoran' ny mpisorona ny fanati-pahatsiarovana avy amin' ny lango sy avy amin' ny diloilo miaraka amin' ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany."
<
>