1. If ye then be risen with Christ, seek those things which are above, where Christ sitteth on the right hand of God.
1. Si donc vous êtes ressuscités avec Christ, cherchez les choses d`en haut, où Christ est assis à la droite de Dieu.
1. Koa raha niara-natsangana tamin’i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ny itoeran’i Kristy, Izay mipetraka eo an-tànana ankavanan’Andriamanitra.
2. Set your affection on things above, not on things on the earth.
2. Affectionnez-vous aux choses d`en haut, et non à celles qui sont sur la terre.
2. Tiavo ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany.
3. For ye are dead, and your life is hid with Christ in God.
3. Car vous êtes morts, et votre vie est cachée avec Christ en Dieu.
3. Fa efa maty ianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin’i Kristy ao amin’Andriamanitra.
4. When Christ, who is our life, shall appear, then shall ye also appear with him in glory.
4. Quand Christ, votre vie, paraîtra, alors vous paraîtrez aussi avec lui dans la gloire.
4. Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin’ny voninahitra ianareo.
5. Mortify therefore your members which are upon the earth; fornication, uncleanness, inordinate affection, evil concupiscence, and covetousness, which is idolatry:
5. Faites donc mourir les membres qui sont sur la terre, l`impudicité, l`impureté, les passions, les mauvais désirs, et la cupidité, qui est une idolâtrie.
5. "Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety an-tany, dia fahavetavetana, fahalotoana, filàn-dratsy, fanirian-dratsy, ary fieremana, izay fanompoan-tsampy;"
6. For which things' sake the wrath of God cometh on the children of disobedience:
6. C`est à cause de ces choses que la colère de Dieu vient sur les fils de la rébellion,
6. "Fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana;"
7. In the which ye also walked some time, when ye lived in them.
7. parmi lesquels vous marchiez autrefois, lorsque vous viviez dans ces péchés.
7. Izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.
8. But now ye also put off all these; anger, wrath, malice, blasphemy, filthy communication out of your mouth.
8. Mais maintenant, renoncez à toutes ces choses, à la colère, à l`animosité, à la méchanceté, à la calomnie, aux paroles déshonnêtes qui pourraient sortir de votre bouche.
8. Fa ankehitriny, esory koa ireto rehetra ireto: fahatezerana, fiafonafonana, lolompo, blasfemia, teny maloto avy amin’ny vavanareo.
9. Lie not one to another, seeing that ye have put off the old man with his deeds;
9. Ne mentez pas les uns aux autres, vous étant dépouillés du vieil homme et de ses oeuvres,
9. "Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ilay olona taloha mbamin’ny asany;"
10. And have put on the new man, which is renewed in knowledge after the image of him that created him:
10. et ayant revêtu l`homme nouveau, qui se renouvelle, dans la connaissance, selon l`image de celui qui l`a créé.
10. Ary efa notafianareo ilay olona vaovao, izay havaozina amin’ny fahalalana araka ny endrik’Izay nahary azy.
11. Where there is neither Greek nor Jew, circumcision nor uncircumcision, Barbarian, Scythian, bond nor free: but Christ is all, and in all.
11. "Il n`y a ici ni Grec ni Juif, ni circoncis ni incirconcis, ni barbare ni Scythe, ni esclave ni libre; mais Christ est tout et en tous."
11. Fa amin’izany dia tsy misy Grika sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na baribariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ny rehetra.
12. Put on therefore, as the elect of God, holy and beloved, bowels of mercies, kindness, humbleness of mind, meekness, longsuffering;
12. Ainsi donc, comme des élus de Dieu, saints et bien-aimés, revêtez-vous d`entrailles de miséricorde, de bonté, d`humilité, de douceur, de patience.
12. Koa mitafia famindrampo lalina ao anaty sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin’Andriamanitra sady masina no malala.
13. Forbearing one another, and forgiving one another, if any man have a quarrel against any: even as Christ forgave you, so also do ye.
13. Supportez-vous les uns les autres, et, si l`un a sujet de se plaindre de l`autre, pardonnez-vous réciproquement. De même que Christ vous a pardonné, pardonnez-vous aussi.
13. "Mifandefera, ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana ady amin’olona; tahaka ny namelan’i Kristy ny helokareo, no aoka hamelanareo heloka koa."
14. And above all these things put on charity, which is the bond of perfectness.
14. Mais par-dessus toutes ces choses revêtez-vous de la charité, qui est le lien de la perfection.
14. Ary ambonin’izany rehetra izany, mitafia fitiavana izay fehin’ny fahatanterahana.
15. And let the peace of God rule in your hearts, to the which also ye are called in one body; and be ye thankful.
15. Et que la paix de Christ, à laquelle vous avez été appelés pour former un seul corps, règne dans vos coeurs. Et soyez reconnaissants.
15. "Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan’Andriamanitra, fa ho amin’izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo."
16. Let the word of Christ dwell in you richly in all wisdom; teaching and admonishing one another in psalms and hymns and spiritual songs, singing with grace in your hearts to the Lord.
16. "Que la parole de Christ habite parmi vous abondamment; instruisez-vous et exhortez-vous les uns les autres en toute sagesse, par des psaumes, par des hymnes, par des cantiques spirituels, chantant à Dieu dans vos coeurs sous l`inspiration de la grâce."
16. Aoka ny tenin’i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ny salamo sy ny fihirana ary ny hira ara-panahy, mihira amin’ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ny Tompo.
17. And whatsoever ye do in word or deed, do all in the name of the Lord Jesus, giving thanks to God and the Father by him.
17. Et quoi que vous fassiez, en parole ou en oeuvre, faites tout au nom du Seigneur Jésus, en rendant par lui des actions de grâces à Dieu le Père.
17. Ary na inona na inona ataonareo, na amin’ny teny, na amin’ny asa, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an’Andriamanitra sady Ray amin’ny alalany.
18. Wives, submit yourselves unto your own husbands, as it is fit in the Lord.
18. Femmes, soyez soumises à vos maris, comme il convient dans le Seigneur.
18. Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin’ny Tompo.
19. Husbands, love your wives, and be not bitter against them.
19. Maris, aimez vos femmes, et ne vous aigrissez pas contre elles.
19. Ianareo lehilahy, tiavo ny vadinareo ary aza manao mangidy aminy.
20. Children, obey your parents in all things: for this is well pleasing unto the Lord.
20. Enfants, obéissez en toutes choses à vos parents, car cela est agréable dans le Seigneur.
20. "Ianareo zanaka, mankatoava ny ray sy reninareo amin’ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin’ny Tompo izany."
21. Fathers, provoke not your children to anger, lest they be discouraged.
21. Pères, n`irritez pas vos enfants, de peur qu`ils ne se découragent.
21. Ianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy ireny.
22. Servants, obey in all things your masters according to the flesh; not with eyeservice, as menpleasers; but in singleness of heart, fearing God:
22. Serviteurs, obéissez en toutes choses à vos maîtres selon la chair, non pas seulement sous leurs yeux, comme pour plaire aux hommes, mais avec simplicité de coeur, dans la crainte du Seigneur.
22. "Ianareo mpanompo, mankatoava ny tomponareo araka ny nofo amin’ny zavatra rehetra, tsy amin’ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’olona, fa amin’ny fahatsoram-po matahotra an’Andriamanitra;"
23. And whatsoever ye do, do it heartily, as to the Lord, and not unto men;
23. Tout ce que vous faites, faites-le de bon coeur, comme pour le Seigneur et non pour des hommes,
23. Ary na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin’ny fo, tahaka ny ho an’ny Tompo, fa tsy ho an’olona,
24. Knowing that of the Lord ye shall receive the reward of the inheritance: for ye serve the Lord Christ.
24. sachant que vous recevrez du Seigneur l`héritage pour récompense. Servez Christ, le Seigneur.
24. "Satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an’i Kristy Tompo ianareo."
25. But he that doeth wrong shall receive for the wrong which he hath done: and there is no respect of persons.
25. Car celui qui agit injustement recevra selon son injustice, et il n`y a point d`acception de personnes.
25. "Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan’olona."