1. For I would that ye knew what great conflict I have for you, and for them at Laodicea, and for as many as have not seen my face in the flesh;
1. Je veux, en effet, que vous sachiez combien est grand le combat que je soutiens pour vous, et pour ceux qui sont à Laodicée, et pour tous ceux qui n`ont pas vu mon visage en la chair,
1. Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin’izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin’ny nofo,
2. That their hearts might be comforted, being knit together in love, and unto all riches of the full assurance of understanding, to the acknowledgement of the mystery of God, and of the Father, and of Christ;
2. afin qu`ils aient le coeur rempli de consolation, qu`ils soient unis dans la charité, et enrichis d`une pleine intelligence pour connaître le mystère de Dieu, savoir Christ,
2. "Mba hampiononina ny fony amin’ny ampiraisana azy amin’ny fitiavana sy ho amin’ny haren’ny fahatokiana be avy amin’ny fahazavan-tsaina, ho amin’ny fahalalana ny zava-miafin’Andriamanitra sady Ray, ary Kristy;"
3. In whom are hid all the treasures of wisdom and knowledge.
3. mystère dans lequel sont cachés tous les trésors de la sagesse et de la science.
3. Izay iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
4. And this I say, lest any man should beguile you with enticing words.
4. Je dis cela afin que personne ne vous trompe par des discours séduisants.
4. Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hamitaka anareo amin’ny teny mahataona.
5. For though I be absent in the flesh, yet am I with you in the spirit, joying and beholding your order, and the stedfastness of your faith in Christ.
5. Car, si je suis absent de corps, je suis avec vous en esprit, voyant avec joie le bon ordre qui règne parmi vous, et la fermeté de votre foi en Christ.
5. Fa na dia tsy manatrika anareo amin’ny nofo aza aho, dia manatrika anareo ihany amin’ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsy fiovan’ny finoanareo an’i Kristy.
6. As ye have therefore received Christ Jesus the Lord, so walk ye in him:
6. Ainsi donc, comme vous avez reçu le Seigneur Jésus Christ, marchez en lui,
6. Koa tahaka ny nandraisanareo an’i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa,
7. Rooted and built up in him, and stablished in the faith, as ye have been taught, abounding therein with thanksgiving.
7. étant enracinés et fondés en lui, et affermis par la foi, d`après les instructions qui vous ont été données, et abondez en actions de grâces.
7. Ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin’ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mitombo amin’izany amin’ny fisaorana.
8. Beware lest any man spoil you through philosophy and vain deceit, after the tradition of men, after the rudiments of the world, and not after Christ.
8. Prenez garde que personne ne fasse de vous sa proie par la philosophie et par une vaine tromperie, s`appuyant sur la tradition des hommes, sur les rudiments du monde, et non sur Christ.
8. Tandremo fandrao misy olona mahalasa anareo ho babony amin’ny filôzôfia sy ny famitahana foana, araka ny fomba amam-panaon' ny olona, araka ny abidim-pianaran’izao tontolo izao, fa tsy araka an’i Kristy.
9. For in him dwelleth all the fulness of the Godhead bodily.
9. Car en lui habite corporellement toute la plénitude de la divinité.
9. " Fa ao aminy no itoeran’ny fahafenoan’ny fomban’Andriamanitra rehetra;"
10. And ye are complete in him, which is the head of all principality and power:
10. Vous avez tout pleinement en lui, qui est le chef de toute domination et de toute autorité.
10. Ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan’ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,
11. In whom also ye are circumcised with the circumcision made without hands, in putting off the body of the sins of the flesh by the circumcision of Christ:
11. Et c`est en lui que vous avez été circoncis d`une circoncision que la main n`a pas faite, mais de la circoncision de Christ, qui consiste dans le dépouillement du corps de la chair:
11. "Ary tao aminy koa no namorana anareo tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ny fanesorana ny tenan’ny ota dia ny nofo tamin’ny famoran’i Kristy;"
12. Buried with him in baptism, wherein also ye are risen with him through the faith of the operation of God, who hath raised him from the dead.
12. ayant été ensevelis avec lui par le baptême, vous êtes aussi ressuscités en lui et avec lui, par la foi en la puissance de Dieu, qui l`a ressuscité des morts.
12. Fa niara-nalevina taminy ianareo tamin’ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan’Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin’ny maty.
13. And you, being dead in your sins and the uncircumcision of your flesh, hath he quickened together with him, having forgiven you all trespasses;
13. "Vous qui étiez morts par vos offenses et par l`incirconcision de votre chair, il vous a rendus à la vie avec lui, en nous faisant grâce pour toutes nos offenses;"
13. Ary ianareo, izay efa matin’ny fahotanareo sy ny tsy fiforan’ny nofonareo, dia novelominy niaraka Aminy, rehefa navelany ny fahadisoanareo rehetra:
14. Blotting out the handwriting of ordinances that was against us, which was contrary to us, and took it out of the way, nailing it to his cross;
14. "il a effacé l`acte dont les ordonnances nous condamnaient et qui subsistait contre nous, et il l`a détruit en le clouant à la croix;"
14. "Ary novonoiny ny sora-tanan’ny didy namely antsika, izay niampanga antsika; dia nesoriny tsy ho eo mihitsy izany ka nohomboany tamin’ny hazofijaliany,"
15. And having spoiled principalities and powers, he made a shew of them openly, triumphing over them in it.
15. il a dépouillé les dominations et les autorités, et les a livrées publiquement en spectacle, en triomphant d`elles par la croix.
15. Ary noreseny ka nobaboiny ny fanapahana sy ny fahefana, ary naneho miharihary ny fitòndrany ireo toy ny fanaon’izay avy nandresy Izy.
16. Let no man therefore judge you in meat, or in drink, or in respect of an holyday, or of the new moon, or of the sabbath days:
16. Que personne donc ne vous juge au sujet du manger ou du boire, ou au sujet d`une fête, d`une nouvelle lune, ou des sabbats:
16. "Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny hanina, na ny fisotro, na ny fanajana ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ireo andro sabata;"
17. Which are a shadow of things to come; but the body is of Christ.
17. c`était l`ombre des choses à venir, mais le corps est en Christ.
17. Aloky ny zavatra ho avy ireny fa ny tenany dia an’i Kristy.
18. Let no man beguile you of your reward in a voluntary humility and worshipping of angels, intruding into those things which he hath not seen, vainly puffed up by his fleshly mind,
18. Qu`aucun homme, sous une apparence d`humilité et par un culte des anges, ne vous ravisse à son gré le prix de la course, tandis qu`il s`abandonne à ses visions et qu`il est enflé d`un vain orgueil par ses pensées charnelles,
18. Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin’ny anjely ka mitompo amin’ny zavatra tsy hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan’ny nofony,
19. And not holding the Head, from which all the body by joints and bands having nourishment ministered, and knit together, increaseth with the increase of God.
19. sans s`attacher au chef, dont tout le corps, assisté et solidement assemblé par des jointures et des liens, tire l`accroissement que Dieu donne.
19. "Ka tsy mihazona ny Loha; Izy no itomboan’ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin’ny famavany sy ny ozatra, araka ny fampitomboan’Andriamanitra."
20. Wherefore if ye be dead with Christ from the rudiments of the world, why, as though living in the world, are ye subject to ordinances,
20. Si vous êtes morts avec Christ aux rudiments du monde, pourquoi, comme si vous viviez dans le monde, vous impose-t-on ces préceptes:
20. Ary raha niara-maty tamin’i Kristy ianareo ka efa afaka tamin’ny abidim-pianaran’izao tontolo izao, nahoana no toa mbola velona amin’izao tontolo izao ihany ianareo ka mety hodidiana hoe:
21. (Touch not; taste not; handle not;
21. Ne prends pas! ne goûte pas! ne touche pas!
21. "(Aza mandray, aza manandrana, aza manendry;"
22. Which all are to perish with the using;) after the commandments and doctrines of men?
22. préceptes qui tous deviennent pernicieux par l`abus, et qui ne sont fondés que sur les ordonnances et les doctrines des hommes?
22. Levona amin’ny fanaovana ihany izany rehetra izany), araka ny didy sy foto-pampianaran’olona.
23. Which things have indeed a shew of wisdom in will worship, and humility, and neglecting of the body; not in any honour to the satisfying of the flesh.
23. Ils ont, à la vérité, une apparence de sagesse, en ce qu`ils indiquent un culte volontaire, de l`humilité, et le mépris du corps, mais ils sont sans aucun mérite et contribuent à la satisfaction de la chair.
23. Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin’ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.