Joshua's Farewell to the Leaders

1. And it came to pass a long time after that the LORD had given rest unto Israel from all their enemies round about, that Joshua waxed old and stricken in age.
1. Depuis longtemps l`Éternel avait donné du repos à Israël, en le délivrant de tous les ennemis qui l`entouraient. Josué était vieux, avancé en âge.
1. Ary izao no niseho, fotoana ela taorian' ny nanomezan' i Jehovah fitsaharana ho an' ny Isiraely ho afaka tamin' ny fahavalony rehetra manodidina, dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana Josoa.
2. And Joshua called for all Israel, and for their elders, and for their heads, and for their judges, and for their officers, and said unto them, I am old and stricken in age:
2. Alors Josué convoqua tout Israël, ses anciens, ses chefs, ses juges et ses officiers. Il leur dit: Je suis vieux, je suis avancé en âge.
2. Dia nantsoin' i Josoa ny Isiraely rehetra, dia ny loholony sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka hoy izy taminy: Efa zokiolona aho izao ka mandroso fahanterana,
3. And ye have seen all that the LORD your God hath done unto all these nations because of you; for the LORD your God is he that hath fought for you.
3. "Vous avez vu tout ce que l`Éternel, votre Dieu, a fait à toutes ces nations devant vous; car c`est l`Éternel, votre Dieu, qui a combattu pour vous."
3. "Ary ianareo efa nahita izay rehetra nataon' i Jehovah Andriamanitrareo tamin' ireo firenena rehetra ireo noho ny aminareo; fa Jehovah Andriamanitrareo no niady ho anareo."
4. Behold, I have divided unto you by lot these nations that remain, to be an inheritance for your tribes, from Jordan, with all the nations that I have cut off, even unto the great sea westward.
4. Voyez, je vous ai donné en héritage par le sort, selon vos tribus, ces nations qui sont restées, à partir du Jourdain, et toutes les nations que j`ai exterminées, jusqu`à la grande mer vers le soleil couchant.
4. Indreo, efa voazarako ho anareo tamin' ny antsapaka ireo firenena sisa ireo, ho lova ho an' ny fokonareo, hatrany Jordana, mbamin' ny firenena rehetra izay nofongorako, ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe andrefana.
5. And the LORD your God, he shall expel them from before you, and drive them from out of your sight; and ye shall possess their land, as the LORD your God hath promised unto you.
5. "L`Éternel, votre Dieu, les repoussera devant vous et les chassera devant vous; et vous posséderez leur pays, comme l`Éternel, votre Dieu, vous l`a dit."
5. "Ary Jehovah Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy tsy ho eo imasonareo; ary hahazo ny taniny ianareo, araka izay efa nampanantenain' i Jehovah Andriamanitrareo anareo."
6. Be ye therefore very courageous to keep and to do all that is written in the book of the law of Moses, that ye turn not aside therefrom to the right hand or to the left;
6. Appliquez-vous avec force à observer et à mettre en pratique tout ce qui est écrit dans le livre de la loi de Moïse, sans vous en détourner ni à droite ni à gauche.
6. Dia mahereza tsara ianareo hitandrina sy hanao izay rehetra voasoratra ao amin' ny bokin' ny lalàn' i Mosesy, mba tsy hivilianareo hiala aminy, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia,
7. That ye come not among these nations, these that remain among you; neither make mention of the name of their gods, nor cause to swear by them, neither serve them, nor bow yourselves unto them:
7. "Ne vous mêlez point avec ces nations qui sont restées parmi vous; ne prononcez point le nom de leurs dieux, et ne l`employez point en jurant; ne les servez point, et ne vous prosternez point devant eux."
7. "Mba tsy hankanesanareo eny amin' ireo firenena sisa eo aminareo ireo; ny anaran' ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;"
8. But cleave unto the LORD your God, as ye have done unto this day.
8. Mais attachez-vous à l`Éternel, votre Dieu, comme vous l`avez fait jusqu`à ce jour.
8. Fa Jehovah Andriamanitrareo ihany no ifikiro, araka ny nataonareo mandraka androany.
9. For the LORD hath driven out from before you great nations and strong: but as for you, no man hath been able to stand before you unto this day.
9. "L`Éternel a chassé devant vous des nations grandes et puissantes; et personne, jusqu`à ce jour, n`a pu vous résister."
9. "Fa nandroaka firenena lehibe sy mahery teo anoloanareo Jehovah; fa ny aminareo, dia tsy nisy olona nahajanona teo anoloanareo mandraka androany."
10. One man of you shall chase a thousand: for the LORD your God, he it is that fighteth for you, as he hath promised you.
10. "Un seul d`entre vous en poursuivait mille; car l`Éternel, votre Dieu, combattait pour vous, comme il vous l`a dit."
10. "Ny lehilahy iray aminareo hanenjika ny arivo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no miady ho anareo, araka izay efa nampanantenainy anareo."
11. Take good heed therefore unto yourselves, that ye love the LORD your God.
11. Veillez donc attentivement sur vos âmes, afin d`aimer l`Éternel, votre Dieu.
11. Dia tandremo tsara ny tenanareo mba ho tia an' i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
12. Else if ye do in any wise go back, and cleave unto the remnant of these nations, even these that remain among you, and shall make marriages with them, and go in unto them, and they to you:
12. Si vous vous détournez et que vous vous attachez au reste de ces nations qui sont demeurées parmi vous, si vous vous unissez avec elles par des mariages, et si vous formez ensemble des relations,
12. Fa raha mihemotra kosa ianareo ka miray amin' ireo firenena sisa eo aminareo ireo, dia amin' ireo sisa eo aminareo, ka mifanambady aminy sy miditra ao aminy, ary izy kosa ao aminareo,
13. Know for a certainty that the LORD your God will no more drive out any of these nations from before you; but they shall be snares and traps unto you, and scourges in your sides, and thorns in your eyes, until ye perish from off this good land which the LORD your God hath given you.
13. "soyez certains que l`Éternel, votre Dieu, ne continuera pas à chasser ces nations devant vous; mais elles seront pour vous un filet et un piège, un fouet dans vos côtés et des épines dans vos yeux, jusqu`à ce que vous ayez péri de dessus ce bon pays que l`Éternel, votre Dieu, vous a donné."
13. "Dia fantaro marimarina fa tsy handroaka ireo firenena ireo eo anoloanareo intsony Jehovah Andriamanitrareo; fa ho fandrika sy tonta aminareo ireo, ary ho fanindronana amin' ny tehezanareo sy ho tsilo eo amin' ny masonareo, mandra-pahalany ritranareo tsy ho eto amin' ity tany soa nomen' i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity."
14. And, behold, this day I am going the way of all the earth: and ye know in all your hearts and in all your souls, that not one thing hath failed of all the good things which the LORD your God spake concerning you; all are come to pass unto you, and not one thing hath failed thereof.
14. "Voici, je m`en vais maintenant par le chemin de toute la terre. Reconnaissez de tout votre coeur et de toute votre âme qu`aucune de toutes les bonnes paroles prononcées sur vous par l`Éternel, votre Dieu, n`est restée sans effet; toutes se sont accomplies pour vous, aucune n`est restée sans effet."
14. "Ary indro, handeha ho amin' ny lalana falehan' ny tany rehetra aho izao; ary fantatrareo amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra fa tsy misy latsaka na dia zavatra iray akory aza tamin' ny zava-tsoa rehetra izay nilazan' i Jehovah Andriamanitrareo momba anareo; efa tanteraka taminareo avokoa izy rehetra ary tsy nisy latsaka izany na dia zavatra iray akory aza."
15. Therefore it shall come to pass, that as all good things are come upon you, which the LORD your God promised you; so shall the LORD bring upon you all evil things, until he have destroyed you from off this good land which the LORD your God hath given you.
15. Et comme toutes les bonnes paroles que l`Éternel, votre Dieu, vous avait dites se sont accomplies pour vous, de même l`Éternel accomplira sur vous toutes les paroles mauvaises, jusqu`à ce qu`il vous ait détruits de dessus ce bon pays que l`Éternel, votre Dieu, vous a donné.
15. Koa izao no hiseho, tahaka ny nanatanterahana taminareo ny zava-tsoa rehetra izay nampanantenain' i Jehovah Andriamanitrareo anareo, no hitondran' i Jehovah aminareo kosa ny loza rehetra mandra-pandringany anareo tsy ho eto amin' ity tany soa nomen' i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity,
16. When ye have transgressed the covenant of the LORD your God, which he commanded you, and have gone and served other gods, and bowed yourselves to them; then shall the anger of the LORD be kindled against you, and ye shall perish quickly from off the good land which he hath given unto you.
16. Si vous transgressez l`alliance que l`Éternel, votre Dieu, vous a prescrite, et si vous allez servir d`autres dieux et vous prosterner devant eux, la colère de l`Éternel s`enflammera contre vous, et vous périrez promptement dans le bon pays qu`il vous a donné.
16. Rehefa mivadika ny faneken' i Jehovah Andriamanitrareo izay nandidiany anareo ianareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa, sy miankohoka eo anatrehany, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran' i Jehovah, ary ho lany ringana faingana ianareo tsy ho eo amin' ny tany soa izay nomeny anareo.
<
>