Eastern Tribes Return Home

1. Then Joshua called the Reubenites, and the Gadites, and the half tribe of Manasseh,
1. Alors Josué appela les Rubénites, les Gadites et la demi-tribu de Manassé.
1. Dia nantsoin' i Josoa ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny fokon' i Manase,
2. And said unto them, Ye have kept all that Moses the servant of the LORD commanded you, and have obeyed my voice in all that I commanded you:
2. Il leur dit: Vous avez observé tout ce que vous a prescrit Moïse, serviteur de l`Éternel, et vous avez obéi à ma voix dans tout ce que je vous ai ordonné.
2. "Ka hoy izy taminy: Ianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah anareo sady efa nankatò ny feoko tamin' izay rehetra nandidiako anareo;"
3. Ye have not left your brethren these many days unto this day, but have kept the charge of the commandment of the LORD your God.
3. "Vous n`avez point abandonné vos frères, depuis un long espace de temps jusqu`à ce jour; et vous avez gardé les ordres, les commandements de l`Éternel, votre Dieu."
3. Tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin' izany andro maro izany ka mandraka androany, fa notandremanareo ny lalàna nasain' i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.
4. And now the LORD your God hath given rest unto your brethren, as he promised them: therefore now return ye, and get you unto your tents, and unto the land of your possession, which Moses the servant of the LORD gave you on the other side Jordan.
4. Maintenant que l`Éternel, votre Dieu, a accordé du repos à vos frères, comme il le leur avait dit, retournez et allez vers vos tentes, dans le pays qui vous appartient, et que Moïse, serviteur de l`Éternel, vous a donné de l`autre côté du Jourdain.
4. "Ary ankehitriny, dia efa nomen' i Jehovah Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nampanantenainy azy; koa modia ankehitriny, ka mankanesa any amin' ny lainareo avy, ho any amin' ny tany azonareo, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo any an-dafin' i Jordana."
5. But take diligent heed to do the commandment and the law, which Moses the servant of the LORD charged you, to love the LORD your God, and to walk in all his ways, and to keep his commandments, and to cleave unto him, and to serve him with all your heart and with all your soul.
5. Ayez soin seulement d`observer et de mettre en pratique les ordonnances et les lois que vous a prescrites Moïse, serviteur de l`Éternel: aimez l`Éternel, votre Dieu, marchez dans toutes ses voies, gardez ses commandements, attachez-vous à lui, et servez-le de tout votre coeur et de toute votre âme.
5. Kanefa mitandrema tsara mba hanatanteraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy, ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra.
6. So Joshua blessed them, and sent them away: and they went unto their tents.
6. Et Josué les bénit et les renvoya, et ils s`en allèrent vers leurs tentes.
6. "Dia nitsodrano azy Josoa ka nampody azy; dia lasa nankany amin' ny lainy avy izy."
7. Now to the one half of the tribe of Manasseh Moses had given possession in Bashan: but unto the other half thereof gave Joshua among their brethren on this side Jordan westward. And when Joshua sent them away also unto their tents, then he blessed them,
7. Moïse avait donné à une moitié de la tribu de Manassé un héritage en Basan, et Josué donna à l`autre moitié un héritage auprès de ses frères en deçà du Jourdain, à l`occident. Lorsque Josué les renvoya vers leurs tentes, il les bénit,
7. "Ary ny antsasaky ny fokon' i Manase efa nomen' i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa dia nomen' i Josoa teo amin' ny rahalahiny ety an-dafy andrefan' i Jordana. Ary raha nampodin' i Josoa ho any amin' ny lainy koa ireo, dia notsofiny rano izy,"
8. And he spake unto them, saying, Return with much riches unto your tents, and with very much cattle, with silver, and with gold, and with brass, and with iron, and with very much raiment: divide the spoil of your enemies with your brethren.
8. et leur dit: Vous retournerez à vos tentes avec de grandes richesses, avec des troupeaux fort nombreux, et avec une quantité considérable d`argent, d`or, d`airain, de fer, et de vêtements. Partagez avec vos frères le butin de vos ennemis.
8. "Ary niteny taminy izy nanao hoe: Modia ho any amin' ny lainareo avy ianareo, mitondra harena be sy biby fiompy be indrindra, sy volafotsy sy volamena sy varahina sy vy mbamin' ny fitafiana be dia be; zarao amin' ny rahalahinareo ny babo azo tamin' ny fahavalonareo."
9. And the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh returned, and departed from the children of Israel out of Shiloh, which is in the land of Canaan, to go unto the country of Gilead, to the land of their possession, whereof they were possessed, according to the word of the LORD by the hand of Moses.
9. Les fils de Ruben, les fils de Gad, et la demi-tribu de Manassé, s`en retournèrent, après avoir quitté les enfants d`Israël à Silo, dans le pays de Canaan, pour aller dans le pays de Galaad, qui était leur propriété et où ils s`étaient établis comme l`Éternel l`avait ordonné par Moïse.
9. Dia nody ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase ka nandao ny Zanak' Isiraely tao Silo, izay ao amin' ny tany Kanana, hankany amin' ny tany Gileada ho any amin' ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin' i Jehovah teo an-tanan' i Mosesy.
10. And when they came unto the borders of Jordan, that are in the land of Canaan, the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh built there an altar by Jordan, a great altar to see to.
10. Quand ils furent arrivés aux districts du Jourdain qui appartiennent au pays de Canaan, les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé, y bâtirent un autel sur le Jourdain, un autel dont la grandeur frappait les regards.
10. Ary raha tonga teo amoron' i Jordana eo amin' ny tany Kanana ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, dia nanorina alitara teo amoron' i Jordana izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.
11. And the children of Israel heard say, Behold, the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh have built an altar over against the land of Canaan, in the borders of Jordan, at the passage of the children of Israel.
11. Les enfants d`Israël apprirent que l`on disait: Voici, les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé, ont bâti un autel en face du pays de Canaan, dans les districts du Jourdain, du côté des enfants d`Israël.
11. Ary ny Zanak' Isiraely nahare hoe: Indreo, ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase efa nanorina alitara eo am-pitan' ny tany Kanana, eo amoron' i Jordana eo amin' ny lalan' ny Zanak' Isiraely.
12. And when the children of Israel heard of it, the whole congregation of the children of Israel gathered themselves together at Shiloh, to go up to war against them.
12. Lorsque les enfants d`Israël eurent appris cela, toute l`assemblée des enfants d`Israël se réunit à Silo, pour monter contre eux et leur faire la guerre.
12. Ary nony ren' ny Zanak' Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonan' ny Zanak' Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy.
13. And the children of Israel sent unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, into the land of Gilead, Phinehas the son of Eleazar the priest,
13. Les enfants d`Israël envoyèrent auprès des fils de Ruben, des fils de Gad et de la demi-tribu de Manassé, au pays de Galaad, Phinées, fils du sacrificateur Éléazar,
13. Dia naniraka an' i Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, ny Zanak' Isiraely ho any amin' ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase tany amin' ny tany Gileada.
14. And with him ten princes, of each chief house a prince throughout all the tribes of Israel; and each one was an head of the house of their fathers among the thousands of Israel.
14. "et dix princes avec lui, un prince par maison paternelle pour chacune des tribus d`Israël; tous étaient chefs de maison paternelle parmi les milliers d`Israël."
14. "Ary mpanapaka folo lahy no niaraka taminy, dia mpanapaka iray isam-pokon' ny Isiraely rehetra; samy lohan' ny fianakaviany tamin' ny arivon' ny Isiraely ireo."
15. And they came unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, unto the land of Gilead, and they spake with them, saying,
15. Ils se rendirent auprès des fils de Ruben, des fils de Gad et de la demi-tribu de Manassé, au pays de Galaad, et ils leur adressèrent la parole, en disant:
15. Dia tonga tany amin' ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase tany amin' ny tanin' i Gileada ireo ka niteny taminy hoe:
16. Thus saith the whole congregation of the LORD, What trespass is this that ye have committed against the God of Israel, to turn away this day from following the LORD, in that ye have builded you an altar, that ye might rebel this day against the LORD?
16. Ainsi parle toute l`assemblée de l`Éternel: Que signifie cette infidélité que vous avez commise envers le Dieu d`Israël, et pourquoi vous détournez-vous maintenant de l`Éternel, en vous bâtissant un autel pour vous révolter aujourd`hui contre l`Éternel?
16. Izao no lazain' ny fiangonan' i Jehovah rehetra: Inona izao fahotana nataonareo tamin' Andriamanitry ny Isiraely izao, no niala tamin' ny fanarahana an' i Jehovah ianareo androany tamin' ny nanorenanareo alitara ho anareo ka niodina amin' i Jehovah ankehitriny?
17. Is the iniquity of Peor too little for us, from which we are not cleansed until this day, although there was a plague in the congregation of the LORD,
17. Regardons-nous comme peu de chose le crime de Peor, dont nous n`avons pas jusqu`à présent enlevé la tache de dessus nous, malgré la plaie qu`il attira sur l`assemblée de l`Éternel?
17. Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin' i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin' izany mandraka androany, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin' ny fiangonan' i Jehovah,
18. But that ye must turn away this day from following the LORD? and it will be, seeing ye rebel to day against the LORD, that to morrow he will be wroth with the whole congregation of Israel.
18. Et vous vous détournez aujourd`hui de l`Éternel! Si vous vous révoltez aujourd`hui contre l`Éternel, demain il s`irritera contre toute l`assemblée d`Israël.
18. No dia mihodina miala amin' ny fanarahana an' i Jehovah ianareo anio? Ary izao no hiseho, raha miodina amin' i Jehovah ianareo anio, dia ho tezitra amin' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra Izy rahampitso.
19. Notwithstanding, if the land of your possession be unclean, then pass ye over unto the land of the possession of the LORD, wherein the LORD's tabernacle dwelleth, and take possession among us: but rebel not against the LORD, nor rebel against us, in building you an altar beside the altar of the LORD our God.
19. "Si vous tenez pour impur le pays qui est votre propriété, passez dans le pays qui est la propriété de l`Éternel, où est fixée la demeure de l`Éternel, et établissez-vous au milieu de nous; mais ne vous révoltez pas contre l`Éternel et ne vous séparez pas de nous, en vous bâtissant un autel, outre l`autel de l`Éternel, notre Dieu."
19. "Kanefa raha maloto ny taninareo, dia mità ho any amin' ny tany anjaran' i Jehovah, izay itoeran' ny tabernakelin' i Jehovah ka makà fonenana any aminay; fa aza miodina amin' i Jehovah, na miodina aminay, amin' ny anorenanareo alitara ankoatry ny alitaran' i Jehovah Andriamanitsika."
20. Did not Achan the son of Zerah commit a trespass in the accursed thing, and wrath fell on all the congregation of Israel? and that man perished not alone in his iniquity.
20. Acan, fils de Zérach, ne commit-il pas une infidélité au sujet des choses dévouées par interdit, et la colère de l`Éternel ne s`enflamma-t-elle pas contre toute l`assemblée d`Israël? Il ne fut pas le seul qui périt à cause de son crime.
20. Tsy nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona va Akana, zanak' i Zera, ka nisy fahatezerana nahatratra ny fiangonan' ny Isiraely rehetra? Ary tsy io lehilahy io ihany no maty tamin' izany helony izany.
21. Then the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh answered, and said unto the heads of the thousands of Israel,
21. Les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé, répondirent ainsi aux chefs des milliers d`Israël:
21. Dia namaly ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase ka nanao tamin' ny mpifehy arivo tamin' ny Isiraely hoe:
22. The LORD God of gods, the LORD God of gods, he knoweth, and Israel he shall know; if it be in rebellion, or if in transgression against the LORD, (save us not this day,)
22. Dieu, Dieu, l`Éternel, Dieu, Dieu, l`Éternel le sait, et Israël le saura! Si c`est par rébellion et par infidélité envers l`Éternel, ne viens point à notre aide en ce jour!
22. "Jehovah Andriamanitry ny andriamanitra, Jehovah Andriamanitry ny andriamanitra, Izy no mahalala, ary ny Isiraely hahalala koa; raha fiodinana na fandikàn-dalàna amin' i Jehovah (aza mba mamonjy anay akory Ianao anio),"
23. Raha izany no nanorenanay alitara, m
23. That we have built us an altar to turn from following the LORD, or if to offer thereon burnt offering or meat offering, or if to offer peace offerings thereon, let the LORD himself require it;
23. Si nous nous sommes bâti un autel pour nous détourner de l`Éternel, si c`est pour y présenter des holocaustes et des offrandes, et si c`est pour y faire des sacrifices d`actions de grâces, que l`Éternel en demande compte!
24. And if we have not rather done it for fear of this thing, saying, In time to come your children might speak unto our children, saying, What have ye to do with the LORD God of Israel?
24. C`est bien plutôt par une sorte d`inquiétude que nous avons fait cela, en pensant que vos fils diraient un jour à nos fils: Qu`y a-t-il de commun entre vous et l`Éternel, le Dieu d`Israël?
24. Raha tsy tahotra tokoa no anton' ny nanaovanay izao, fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy Jehovah Andriamanitry ny Isiraely?
25. For the LORD hath made Jordan a border between us and you, ye children of Reuben and children of Gad; ye have no part in the LORD: so shall your children make our children cease from fearing the LORD.
25. "L`Éternel a mis le Jourdain pour limite entre nous et vous, fils de Ruben et fils de Gad; vous n`avez point de part à l`Éternel! Et vos fils seraient ainsi cause que nos fils cesseraient de craindre l`Éternel."
25. "Fa Jordana no nataon' i Jehovah ho faritra eo anelanelantsika, ry taranak' i Robena sy taranak' i Gada; tsy manana anjara amin' i Jehovah ianareo; ka dia hampitsaharin' ny taranakareo tsy hatahotra an' i Jehovah ny taranakay."
26. Therefore we said, Let us now prepare to build us an altar, not for burnt offering, nor for sacrifice:
26. C`est pourquoi nous avons dit: Bâtissons-nous donc un autel, non pour des holocaustes et pour des sacrifices,
26. "Noho izany, dia hoy izahay: Aoka isika hiomana hanorina alitara ho antsika, tsy hanaterana fanatitra dorana anefa, na fanatitra hafa;"
27. But that it may be a witness between us, and you, and our generations after us, that we might do the service of the LORD before him with our burnt offerings, and with our sacrifices, and with our peace offerings; that your children may not say to our children in time to come, Ye have no part in the LORD.
27. mais comme un témoin entre nous et vous, entre nos descendants et les vôtres, que nous voulons servir l`Éternel devant sa face par nos holocaustes et par nos sacrifices d`expiation et d`actions de grâces, afin que vos fils ne disent pas un jour à nos fils: Vous n`avez point de part à l`Éternel!
27. Fa mba ho vavolombelona ho aminay sy ho aminareo ary ny taranatsika mandimby antsika, hanaovanay ny fanompoana an' i Jehovah eo anatrehany amin' ny hanateranay fanatitra dorana sy fanatitra hafa ary fanati-pihavanana mba tsy holazain' ny taranakareo amin' ny taranakay rahatrizay hoe: Tsy manana anjara amin' i Jehovah ianareo.
28. Therefore said we, that it shall be, when they should so say to us or to our generations in time to come, that we may say again, Behold the pattern of the altar of the LORD, which our fathers made, not for burnt offerings, nor for sacrifices; but it is a witness between us and you.
28. Nous avons dit: S`ils tiennent dans l`avenir ce langage à nous ou à nos descendants, nous répondrons: Voyez la forme de l`autel de l`Éternel, qu`ont fait nos pères, non pour des holocaustes et pour des sacrifices, mais comme témoin entre nous et vous.
28. Ary hoy izahay: Raha tàhiny lazainy aminay, na ny taranakay izany rahatrizay, dia hataonay kosa hoe: Jereo ny endriky ny alitaran' i Jehovah, izay nataon' ny razanay, tsy hanaterana fanatitra dorana anefa, na hanaterana fanatitra hafa, fa mba ho vavolombelona ho aminay sy ho aminareo.
29. God forbid that we should rebel against the LORD, and turn this day from following the LORD, to build an altar for burnt offerings, for meat offerings, or for sacrifices, beside the altar of the LORD our God that is before his tabernacle.
29. Loin de nous la pensée de nous révolter contre l`Éternel et de nous détourner aujourd`hui de l`Éternel, en bâtissant un autel pour des holocaustes, pour des offrandes et pour des sacrifices, outre l`autel de l`Éternel, notre Dieu, qui est devant sa demeure!
29. Sanatria aminay raha hiodina amin' i Jehovah ka hiala anio amin' ny fanarahana an' i Jehovah, hanorina alitara hanaterana fanatitra dorana, na fanatitra hohanina, na fanatitra hafa ankoatra ny alitaran' i Jehovah Andriamanitsika, izay eo anoloan' ny tabernakeliny.
30. And when Phinehas the priest, and the princes of the congregation and heads of the thousands of Israel which were with him, heard the words that the children of Reuben and the children of Gad and the children of Manasseh spake, it pleased them.
30. Lorsque le sacrificateur Phinées, et les princes de l`assemblée, les chefs des milliers d`Israël, qui étaient avec lui, eurent entendu les paroles que prononcèrent les fils de Ruben, les fils de Gad et les fils de Manassé, ils furent satisfaits.
30. Ary rehefa ren' i Finehasa mpisorona sy ny lohan' ny fiangonana sy ny mpifehy arivo tamin' ny Isiraely, izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain' ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny taranak' i Manase, dia sitrany izany.
31. And Phinehas the son of Eleazar the priest said unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the children of Manasseh, This day we perceive that the LORD is among us, because ye have not committed this trespass against the LORD: now ye have delivered the children of Israel out of the hand of the LORD.
31. "Et Phinées, fils du sacrificateur Éléazar, dit aux fils de Ruben, aux fils de Gad, et aux fils de Manassé: Nous reconnaissons maintenant que l`Éternel est au milieu de nous, puisque vous n`avez point commis cette infidélité contre l`Éternel; vous avez ainsi délivré les enfants d`Israël de la main de l`Éternel."
31. "Ary hoy Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, tamin' ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny taranak' i Manase: Fantatray anio fa eto amintsika Jehovah, satria tsy nanao izany fahadisoana izany tamin' i Jehovah ianareo; ary amin' izany dia efa namonjy ny Zanak' Isiraely avy tamin' ny tanan' i Jehovah ianareo."
32. And Phinehas the son of Eleazar the priest, and the princes, returned from the children of Reuben, and from the children of Gad, out of the land of Gilead, unto the land of Canaan, to the children of Israel, and brought them word again.
32. Phinées, fils du sacrificateur Éléazar, et les princes, quittèrent les fils de Ruben et les fils de Gad, et revinrent du pays de Galaad dans le pays de Canaan, auprès des enfants d`Israël, auxquels ils firent un rapport.
32. Ary Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, sy ny loholona dia niverina nandao ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada tany amin' ny tany Gileada ka nankany amin' ny tany Kanana ho any amin' ny Zanak' Isiraely ary nitondra valin-teny ho any aminy.
33. And the thing pleased the children of Israel; and the children of Israel blessed God, and did not intend to go up against them in battle, to destroy the land wherein the children of Reuben and Gad dwelt.
33. "Les enfants d`Israël furent satisfaits; ils bénirent Dieu, et ne parlèrent plus de monter en armes pour ravager le pays qu`habitaient les fils de Ruben et les fils de Gad."
33. "Ary sitraky ny Zanak' Isiraely izany zavatra izany; dia nisaotra an' Andriamanitra ny Zanak' Isiraely ka tsy nihevitra hiakatra hiady aminy intsony handrava ny tany izay nonenan' ny taranak' i Robena sy Gada."
34. And the children of Reuben and the children of Gad called the altar Ed: for it shall be a witness between us that the LORD is God.
34. Les fils de Ruben et les fils de Gad appelèrent l`autel Ed, car, dirent-ils, il est témoin entre nous que l`Éternel est Dieu.
34. "Dia nasian' ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada anarana ilay alitara hoe: Eda; mba ho vavolombelona ho amintsika izany fa Jehovah no Andriamanitra."
<
>