Towns for the Levites

1. Then came near the heads of the fathers of the Levites unto Eleazar the priest, and unto Joshua the son of Nun, and unto the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel;
1. Les chefs de famille des Lévites s`approchèrent du sacrificateur Éléazar, de Josué, fils de Nun, et des chefs de famille des tribus des enfants d`Israël.
1. Ary ny lohan' ireo raim-pianakaviana tamin'ny Levita dia nanatona an' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona ary ny lohan' ny raim-pianakaviana amin' ny fokon' i Zanak' Isiraely,
2. And they spake unto them at Shiloh in the land of Canaan, saying, The LORD commanded by the hand of Moses to give us cities to dwell in, with the suburbs thereof for our cattle.
2. Ils leur parlèrent à Silo, dans le pays de Canaan, et dirent: L`Éternel a ordonné par Moïse qu`on nous donnât des villes pour habitation, et leurs banlieues pour notre bétail.
2. Ka niteny taminy tao Silo tao amin' ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an' i Mosesy mba homena tanàna honenana izahay, sy tany manodidina azy ho an' ny biby fiompinay.
3. And the children of Israel gave unto the Levites out of their inheritance, at the commandment of the LORD, these cities and their suburbs.
3. Les enfants d`Israël donnèrent alors aux Lévites, sur leur héritage, les villes suivantes et leurs banlieues, d`après l`ordre de l`Éternel.
3. Dia avy tamin' ny lovany no nanomezan' ny Zanak' Isiraely ny Levita ireny tanàna ireny sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin' i Jehovah.
4. And the lot came out for the families of the Kohathites: and the children of Aaron the priest, which were of the Levites, had by lot out of the tribe of Judah, and out of the tribe of Simeon, and out of the tribe of Benjamin, thirteen cities.
4. "On tira le sort pour les familles des Kehathites; et les Lévites, fils du sacrificateur Aaron, eurent par le sort treize villes de la tribu de Juda, de la tribu de Siméon et de la tribu de Benjamin;"
4. "Dia nahazo loka ny fianakavian' ny Kehatita; ary ny loka azon' ny taranak' i Arona mpisorona isan' ny Levita, dia tanàna telo ambin' ny folo, avy tamin' ny fokon' i Joda sy ny fokon' i Simeona ary ny fokon' i Benjamina."
5. And the rest of the children of Kohath had by lot out of the families of the tribe of Ephraim, and out of the tribe of Dan, and out of the half tribe of Manasseh, ten cities.
5. les autres fils de Kehath eurent par le sort dix villes des familles de la tribu d`Éphraïm, de la tribu de Dan et de la demi-tribu de Manassé.
5. Ary ny loka azon' ny taranak' i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin' ny fianakavian' ny fokon' i Efraima sy ny fokon' i Dana ary ny antsasaky ny fokon' i Manase.
6. And the children of Gershon had by lot out of the families of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the half tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities.
6. Les fils de Guerschon eurent par le sort treize villes des familles de la tribu d`Issacar, de la tribu d`Aser, de la tribu de Nephthali et de la demi-tribu de Manassé en Basan.
6. Ary ny loka azon' ny taranak' i Gersoma dia tanàna telo ambin' ny folo, avy tamin' ny fianakavian' ny fokon' Isakara sy ny fokon' i Asera sy ny fokon' i Naftaly ary avy tamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase any Basana.
7. The children of Merari by their families had out of the tribe of Reuben, and out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun, twelve cities.
7. Les fils de Merari, selon leurs familles, eurent douze villes de la tribu de Ruben, de la tribu de Gad et de la tribu de Zabulon.
7. Ary ny azon' ny taranak' i Merary araka ny fianakaviany dia tanàna roa ambin' ny folo, avy tamin' ny fokon' i Robena sy ny fokon' i Gada ary ny fokon' i Zebolona.
8. And the children of Israel gave by lot unto the Levites these cities with their suburbs, as the LORD commanded by the hand of Moses.
8. Les enfants d`Israël donnèrent aux Lévites, par le sort, ces villes et leurs banlieues, comme l`Éternel l`avait ordonné par Moïse.
8. Dia nomen' ny Zanak' Isiraely ny Levita tamin' ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain' i Jehovah nandidian' i Mosesy.
9. And they gave out of the tribe of the children of Judah, and out of the tribe of the children of Simeon, these cities which are here mentioned by name,
9. Ils donnèrent de la tribu des fils de Juda et de la tribu des fils de Siméon les villes qui vont être nominativement désignées,
9. Dia nomeny avy tamin' ny fokon' i Joda sy ny fokon' ny taranak' i Simeona ireto tanàna izay hotononina anarana ireto:
10. Which the children of Aaron, being of the families of the Kohathites, who were of the children of Levi, had: for theirs was the first lot.
10. et qui furent pour les fils d`Aaron d`entre les familles des Kehathites et des fils de Lévi, car le sort les avait indiqués les premiers.
10. Izay azon' ny fianakavian' ny Kehatita, amin' ny taranak' i Levy, izay taranak' i Arona, fa azy ny loka voalohany:
11. And they gave them the city of Arba the father of Anak, which city is Hebron, in the hill country of Judah, with the suburbs thereof round about it.
11. Ils leur donnèrent Kirjath Arba, qui est Hébron, dans la montagne de Juda, et la banlieue qui l`entoure: Arba était le père d`Anak.
11. Dia nomeny azy ny tanànan' i Arba, rain' i Anaka, Hebrona izany tanàna izany, any amin' ny tany havoan' i Joda, mbamin' ny tany manodidina azy.
12. But the fields of the city, and the villages thereof, gave they to Caleb the son of Jephunneh for his possession.
12. Le territoire de la ville et ses villages furent accordés à Caleb, fils de Jephunné, pour sa possession.
12. Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho fananan' i Kaleba, zanak' i Jefone.
13. Thus they gave to the children of Aaron the priest Hebron with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Libnah with her suburbs,
13. Ils donnèrent donc aux fils du sacrificateur Aaron la ville de refuge pour les meurtriers, Hébron et sa banlieue, Libna et sa banlieue,
13. Dia nomeny ny taranak' i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy,
14. And Jattir with her suburbs, and Eshtemoa with her suburbs,
14. Jatthir et sa banlieue, Eschthlemoa et sa banlieue,
14. Ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy,
15. And Holon with her suburbs, and Debir with her suburbs,
15. Holon et sa banlieue, Debir et sa banlieue,
15. Ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy,
16. And Ain with her suburbs, and Juttah with her suburbs, and Bethshemesh with her suburbs; nine cities out of those two tribes.
16. "Aïn et sa banlieue, Jutta et sa banlieue, et Beth Schémesch et sa banlieue, neuf villes de ces deux tribus;"
16. "Ary Aina sy ny tany manodidina azy, ary Jota sy ny tany manodidina azy, ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy; tanàna sivy avy tamin' ireo foko roa ireo."
17. And out of the tribe of Benjamin, Gibeon with her suburbs, Geba with her suburbs,
17. et de la tribu de Benjamin, Gabaon et sa banlieue, Guéba et sa banlieue,
17. Ary avy tamin' ny fokon' i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy, ary Geba sy ny tany manodidina azy,
18. Anathoth with her suburbs, and Almon with her suburbs; four cities.
18. Anathoth et sa banlieue, et Almon et sa banlieue, quatre villes.
18. Ary Anatota sy ny tany manodidina azy, ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.
19. All the cities of the children of Aaron, the priests, were thirteen cities with their suburbs.
19. Total des villes des sacrificateurs, fils d`Aaron: treize villes, et leurs banlieues.
19. Ny tanàna rehetra an' ny mpisorona, taranak' i Arona, dia tanàna telo ambin' ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
20. And the families of the children of Kohath, the Levites which remained of the children of Kohath, even they had the cities of their lot out of the tribe of Ephraim.
20. Les Lévites appartenant aux familles des autres fils de Kehath eurent par le sort des villes de la tribu d`Éphraïm.
20. Ary ny amin' ny fianakavian' ny taranak' i Kehata, dia ny Levita sisa tamin' ny taranak' i Kehata, ny tanàna azony tamin' ny antsapaka dia avy tamin' ny fokon' i Efraima.
21. For they gave them Shechem with her suburbs in mount Ephraim, to be a city of refuge for the slayer; and Gezer with her suburbs,
21. On leur donna la ville de refuge pour les meurtriers, Sichem et sa banlieue, dans la montagne d`Éphraïm, Guézer et sa banlieue,
21. "Fa nomeny azy Sekema sy ny tany manodidina azy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona; ary Gazera sy ny tany manodidina azy,"
22. And Kibzaim with her suburbs, and Bethhoron with her suburbs; four cities.
22. "Kibtsaïm et sa banlieue, et Beth Horon et sa banlieue, quatre villes;"
22. "Ary Kibzaima sy ny tany manodidina azy, ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;"
23. And out of the tribe of Dan, Eltekeh with her suburbs, Gibbethon with her suburbs,
23. de la tribu de Dan, Eltheké et sa banlieue, Guibbethon et sa banlieue,
23. Ary avy tamin' ny fokon' i Dana dia Elteke sy ny tany manodidina azy, ary Gibetona sy ny tany manodidina azy,
24. Aijalon with her suburbs, Gathrimmon with her suburbs; four cities.
24. "Ajalon et sa banlieue, et Gath Rimmon et sa banlieue, quatre villes;"
24. "Ary Aialona sy ny tany manodidina azy, ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra;"
25. And out of the half tribe of Manasseh, Tanach with her suburbs, and Gathrimmon with her suburbs; two cities.
25. et de la demi-tribu de Manassé, Thaanac et sa banlieue, et Gath Rimmon et sa banlieue, deux villes.
25. "Ary avy tamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy, ary gata-rimona sy ny tany manodidina azy; dia tanàna roa."
26. All the cities were ten with their suburbs for the families of the children of Kohath that remained.
26. Total des villes: dix, et leurs banlieues, pour les familles des autres fils de Kehath.
26. Ny tanàna rehetra azon' ny ankohonan' ny taranak' i Kehata sisa dia folo mbamin' ny tany manodidina azy avy.
27. And unto the children of Gershon, of the families of the Levites, out of the other half tribe of Manasseh they gave Golan in Bashan with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Beeshterah with her suburbs; two cities.
27. "On donna aux fils de Guerschon, d`entre les familles des Lévites: de la demi-tribu de Manassé, la ville de refuge pour les meurtriers, Golan en Basan et sa banlieue, et Beeschthra et sa banlieue, deux villes;"
27. "Ary ho an' ny taranak' i Gersona, fianakavian' ny Levita; avy tamin' ny an-tsasaky ny fokon' i Manase dia nomeny i Golana any Basana mbamin' ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Bestera mbamin' ny tany manodidina azy, dia tanàna roa."
28. And out of the tribe of Issachar, Kishon with her suburbs, Dabareh with her suburbs,
28. de la tribu d`Issacar, Kischjon et sa banlieue, Dabrath et sa banlieue,
28. Ary avy tamin' ny fokon' Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy, ary Daberata sy ny tany manodidina azy,
29. Jarmuth with her suburbs, Engannim with her suburbs; four cities.
29. "Jarmuth et sa banlieue, et En Gannim et sa banlieue, quatre villes;"
29. "Jarmota sy ny tany manodidina azy, ary En-ganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;"
30. And out of the tribe of Asher, Mishal with her suburbs, Abdon with her suburbs,
30. de la tribu d`Aser, Mischeal et sa banlieue, Abdon et sa banlieue,
30. Ary avy tamin' ny fokon' i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy, ary Abdona sy ny tany manodidina azy,
31. Helkath with her suburbs, and Rehob with her suburbs; four cities.
31. "Helkath et sa banlieue, et Rehob et sa banlieue, quatre villes;"
31. "Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy; dia tanàna efatra."
32. And out of the tribe of Naphtali, Kedesh in Galilee with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Hammothdor with her suburbs, and Kartan with her suburbs; three cities.
32. et de la tribu de Nephthali, la ville de refuge pour les meurtriers, Kédesch en Galilée et sa banlieue, Hammoth Dor et sa banlieue, et Karthan et sa banlieue, trois villes.
32. "Ary avy tamin' ny fokon' i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona; ary Hamota-dora sy ny tany manodidina azy, ary Kartana sy ny tany manodidina azy, dia tanàna telo."
33. All the cities of the Gershonites according to their families were thirteen cities with their suburbs.
33. Total des villes des Guerschonites, selon leurs familles: treize villes et leurs banlieues.
33. Ny tanàna rehetra an' ny Gersonita araka ny fianakaviany dia telo ambin' ny folo mbamin' ny tany manodidina azy avy.
34. And unto the families of the children of Merari, the rest of the Levites, out of the tribe of Zebulun, Jokneam with her suburbs, and Kartah with her suburbs,
34. On donna au reste des Lévites, qui appartenaient aux familles des fils de Merari: de la tribu de Zabulon, Jokneam et sa banlieue, Kartha et sa banlieue,
34. Ary ho an' ny fianakavian' ny taranak' i Merary, izay Levita sisa dia: avy tamin' ny fokon' i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy, ary Karta sy ny tany manodidina azy,
35. Dimnah with her suburbs, Nahalal with her suburbs; four cities.
35. "Dimna et sa banlieue, et Nahalal et sa banlieue, quatre villes;"
35. "Dimna sy ny tany manodidina azy, ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;"
36. And out of the tribe of Reuben, Bezer with her suburbs, and Jahazah with her suburbs,
36. de la tribu de Ruben, Betser et sa banlieue, Jahtsa et sa banlieue,
36. Ary avy tamin' ny fokon' i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy, ary Jahaza sy ny tany manodidina azy,
37. Kedemoth with her suburbs, and Mephaath with her suburbs; four cities.
37. "Kedémoth et sa banlieue, et Méphaath et sa banlieue, quatre villes;"
37. Ary Kedemota sy ny tany manodidina azy, ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.
38. And out of the tribe of Gad, Ramoth in Gilead with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Mahanaim with her suburbs,
38. et de la tribu de Gad, la ville de refuge pour les meurtriers, Ramoth en Galaad et sa banlieue, Mahanaïm et sa banlieue,
38. Ary avy tamin' ny fokon' i Gada, dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy,
39. Heshbon with her suburbs, Jazer with her suburbs; four cities in all.
39. Hesbon et sa banlieue, et Jaezer et sa banlieue, en tout quatre villes.
39. Hesbona sy ny tany manodidina azy, Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra.
40. So all the cities for the children of Merari by their families, which were remaining of the families of the Levites, were by their lot twelve cities.
40. Total des villes qui échurent par le sort aux fils de Merari, selon leurs familles, formant le reste des familles des Lévites: douze villes.
40. Koa ny tanàna rehetra an' ny taranak' i Merary araka ny fianakaviany, izay sisa tamin' ny fianakavian' ny Levita, dia tanàna roa ambin' ny folo no loka azony.
41. All the cities of the Levites within the possession of the children of Israel were forty and eight cities with their suburbs.
41. Total des villes des Lévites au milieu des propriétés des enfants d`Israël: quarante-huit villes, et leurs banlieues.
41. Ny tanàna rehetra an' ny Levita ao amin' ny fananan' ny Zanak' Isiraely dia valo amby efapolo sy ny tany manodidina azy avy.
42. These cities were every one with their suburbs round about them: thus were all these cities.
42. "Chacune de ces villes avait sa banlieue qui l`entourait; il en était de même pour toutes ces villes."
42. "Ireo tanàna ireo dia samy manana ny tany manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo."
43. And the LORD gave unto Israel all the land which he sware to give unto their fathers; and they possessed it, and dwelt therein.
43. "C`est ainsi que l`Éternel donna à Israël tout le pays qu`il avait juré de donner à leurs pères; ils en prirent possession et s`y établirent."
43. "Dia nomen' i Jehovah ny Isiraely ny tany rehetra izay efa nianianany homena ny razany; ary azony izany ka nonina tao izy."
44. And the LORD gave them rest round about, according to all that he sware unto their fathers: and there stood not a man of all their enemies before them; the LORD delivered all their enemies into their hand.
44. "L`Éternel leur accorda du repos tout alentour, comme il l`avait juré à leurs pères; aucun de leurs ennemis ne put leur résister, et l`Éternel les livra tous entre leurs mains."
44. "Dia nomen' i Jehovah fitsaharana amin' ny manodidina izy, araka izay rehetra nianianany tamin' ny razany, ka tsy nisy olona tamin' ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr' i Jehovah teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra."
45. There failed not ought of any good thing which the LORD had spoken unto the house of Israel; all came to pass.
45. De toutes les bonnes paroles que l`Éternel avait dites à la maison d`Israël, aucune ne resta sans effet: toutes s`accomplirent.
45. "Tsy nisy latsaka na dia kely akory aza ny zava-tsoa izay nolazain' i Jehovah tamin' ny ankohonan' Isiraely; tanteraka avokoa ny zavatra rehetra."
<
>