Allotment for Simeon

1. And the second lot came forth to Simeon, even for the tribe of the children of Simeon according to their families: and their inheritance was within the inheritance of the children of Judah.
1. La seconde part échut par le sort à Siméon, à la tribu des fils de Siméon, selon leurs familles. Leur héritage était au milieu de l`héritage des fils de Juda.
1. "Ary ny loka faharoa dia azon' i Simeona, dia an' ny fokon' ny taranak' i Simeona isam-pianakaviany; ary ny lovany dia tao anatin' ny lovan' ny taranak' i Joda."
2. And they had in their inheritance Beersheba, and Sheba, and Moladah,
2. Ils eurent dans leur héritage: Beer Schéba, Schéba, Molada,
2. Ary izao no azony ho lovany: Beri-sheba, sy Seba sy Molada,
3. And Hazarshual, and Balah, and Azem,
3. Hatsar Schual, Bala, Atsem,
3. Sy Hazara-soala sy Bala sy Azema,
4. And Eltolad, and Bethul, and Hormah,
4. Eltholad, Bethul, Horma,
4. Sy Eltolada sy Betola sy Horma,
5. And Ziklag, and Bethmarcaboth, and Hazarsusah,
5. Tsiklag, Beth Marcaboth, Hatsar Susa,
5. Sy Ziklaga sy Beti-markabota sy Hazara-sosa,
6. And Bethlebaoth, and Sharuhen; thirteen cities and their villages:
6. "Beth Lebaoth et Scharuchen, treize villes, et leurs villages;"
6. "Sy Beti-lebaota ary Sarohena; tanàna telo ambin' ny folo sy ny zana-bohiny;"
7. Ain, Remmon, and Ether, and Ashan; four cities and their villages:
7. "Aïn, Rimmon, Éther, et Aschan, quatre villes, et leurs villages;"
7. "Aina sy Rimona sy Etera sy Asana; tanàna efatra sy ny zana-bohiny;"
8. And all the villages that were round about these cities to Baalathbeer, Ramath of the south. This is the inheritance of the tribe of the children of Simeon according to their families.
8. et tous les villages aux environs de ces villes, jusqu`à Baalath Beer, qui est Ramath du midi. Tel fut l`héritage de la tribu des fils de Siméon, selon leurs familles.
8. Ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin' ny tany atsimo. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' i Simeona araka ny fianakaviany.
9. Out of the portion of the children of Judah was the inheritance of the children of Simeon: for the part of the children of Judah was too much for them: therefore the children of Simeon had their inheritance within the inheritance of them.
9. "L`héritage des fils de Siméon fut pris sur la portion des fils de Juda; car la portion des fils de Juda était trop grande pour eux, et c`est au milieu de leur héritage que les fils de Siméon reçurent le leur."
9. "Avy amin' ny anjaran' ny taranak' i Joda no lovan' ny taranak' i Simeona; fa lehibe loatra taminy ny anjaran' ny taranak' i Joda, koa izany no nahazoan' ny taranak' i Simeona ny lovany teo amin' ny azy."

Allotment for Zebulun

10. And the third lot came up for the children of Zebulun according to their families: and the border of their inheritance was unto Sarid:
10. La troisième part échut par le sort aux fils de Zabulon, selon leurs familles.
10. "Ary ny loka fahatelo dia azon' ny taranak' i Zebolona araka ny fianakaviany ary ny faritry ny lovany dia hatrany Sarida;"
11. And their border went up toward the sea, and Maralah, and reached to Dabbasheth, and reached to the river that is before Jokneam;
11. La limite de leur héritage s`étendait jusqu`à Sarid. Elle montait à l`occident vers Mareala, et touchait à Dabbéscheth, puis au torrent qui coule devant Jokneam.
11. Ary ny faritany dia niakatra hatrany amin' ny ranomasina sy Marala, dia nahazo an' i Dabeseta ka nihatra amin' ny renirano tandrifin' i Jokneama,
12. And turned from Sarid eastward toward the sunrising unto the border of Chislothtabor, and then goeth out to Daberath, and goeth up to Japhia,
12. De Sarid elle tournait à l`orient, vers le soleil levant, jusqu`à la frontière de Kisloth Thabor, continuait à Dabrath, et montait à Japhia.
12. Dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin' ny faritanin' i Kislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia,
13. And from thence passeth on along on the east to Gittahhepher, to Ittahkazin, and goeth out to Remmonmethoar to Neah;
13. De là elle passait à l`orient par Guittha Hépher, par Ittha Katsin, continuait à Rimmon, et se prolongeait jusqu`à Néa.
13. Ary hatreo dia nandroso niantsinanana hatrany Gata-hefera sy Ita-kazina ka nandroso hatrany Rimona, izay mipaka an' i Nea,
14. And the border compasseth it on the north side to Hannathon: and the outgoings thereof are in the valley of Jiphthahel:
14. Elle tournait ensuite du côté du nord vers Hannathon, et aboutissait à la vallée de Jiphthach El.
14. Ary ny faritany dia niolaka eo avaratr' iny ka nahazo an' i Hanatona, dia nihatra tamin' ny lohasaha Jifta-ela,
15. And Kattath, and Nahallal, and Shimron, and Idalah, and Bethlehem: twelve cities with their villages.
15. De plus, Katthath, Nahalal, Schimron, Jideala, Bethléhem. Douze villes, et leurs villages.
15. Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny.
16. This is the inheritance of the children of Zebulun according to their families, these cities with their villages.
16. Tel fut l`héritage des fils de Zabulon, selon leurs familles, ces villes-là et leurs villages.
16. Izany no lovan' ny taranak' i Zebolona araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Allotment for Issachar

17. And the fourth lot came out to Issachar, for the children of Issachar according to their families.
17. La quatrième part échut par le sort à Issacar, aux fils d`Issacar, selon leurs familles.
17. Ary ny loka fahefatra dia azon' Isakara, dia an' ny taranak' Isakara araka ny fianakaviany.
18. And their border was toward Jezreel, and Chesulloth, and Shunem,
18. Leur limite passait par Jizreel, Kesulloth, Sunem,
18. Ary ny faritaniny dia hatrany Jezirela sy Kesolota sy Sonema,
19. And Haphraim, and Shihon, and Anaharath,
19. Hapharaïm, Schion, Anacharath,
19. Sy Hafraima sy Siona sy Anaharata,
20. And Rabbith, and Kishion, and Abez,
20. Rabbith, Kischjon, Abets,
20. Sy Rabita sy Kisiona sy Abeza,
21. And Remeth, and Engannim, and Enhaddah, and Bethpazzez;
21. "Rémeth, En Gannim, En Hadda, et Beth Patsets;"
21. Sy Rameta sy Enganima sy En-hada ary Beti-pazeza.
22. And the coast reacheth to Tabor, and Shahazimah, and Bethshemesh; and the outgoings of their border were at Jordan: sixteen cities with their villages.
22. elle touchait à Thabor, à Schachatsima, à Beth Schémesch, et aboutissait au Jourdain. Seize villes, et leurs villages.
22. "Ary ny faritaniny dia nahazo an' i Tabara sy Sahazoma sy Beti-semesy, ka dia nihatra tany Jordana; tanàna enina ambin' ny folo sy ny zana-bohiny."
23. This is the inheritance of the tribe of the children of Issachar according to their families, the cities and their villages.
23. Tel fut l`héritage de la tribu des fils d`Issacar, selon leurs familles, ces villes-là et leurs villages.
23. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' Isakara araka ny fianakaviany, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Allotment for Asher

24. And the fifth lot came out for the tribe of the children of Asher according to their families.
24. La cinquième part échut par le sort à la tribu des fils d`Aser, selon leurs familles.
24. Ary ny loka fahadimy dia azon' ny fokon' ny taranak' i Asera araka ny fianakaviany.
25. And their border was Helkath, and Hali, and Beten, and Achshaph,
25. Leur limite passait par Helkath, Hali, Béthen, Acschaph,
25. Ary ny faritaniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa,
26. And Alammelech, and Amad, and Misheal; and reacheth to Carmel westward, and to Shihorlibnath;
26. "Allammélec, Amead et Mischeal; elle touchait, vers l`occident, au Carmel et au Schichor Libnath;"
26. Sy Alameleka sy Amada sy Misala, dia nihatra any Karmela eo andrefana sy Sihora-libnata,
27. And turneth toward the sunrising to Bethdagon, and reacheth to Zebulun, and to the valley of Jiphthahel toward the north side of Bethemek, and Neiel, and goeth out to Cabul on the left hand,
27. puis elle tournait du côté de l`orient à Beth Dagon, atteignait Zabulon et la vallée de Jiphthach El au nord de Beth Émek et de Neïel, et se prolongeait vers Cabul, à gauche,
27. Dia nitodika niantsinanana ho any Beti-dagona ka nihatra any Zebolona sy ny lohasaha Jifta-ela any avaratr' i Beti-emeka sy Neiela, ka dia nihatra any Kabola eo ankavia,
28. And Hebron, and Rehob, and Hammon, and Kanah, even unto great Zidon;
28. et vers Ébron, Rehob, Hammon et Kana, jusqu`à Sidon la grande.
28. Ary Hebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ka hatrany Sidona lehibe,
29. And then the coast turneth to Ramah, and to the strong city Tyre; and the coast turneth to Hosah; and the outgoings thereof are at the sea from the coast to Achzib:
29. Elle tournait ensuite vers Rama jusqu`à la ville forte de Tyr, et vers Hosa, pour aboutir à la mer, par la contrée d`Aczib.
29. Ary ny faritany dia nitodika hatrany Rama sy Tyro, tanàna mimanda, ary ny faritany dia nitodika hatrany Hosa, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina teo akaikin' ny tany Akziba:
30. Ummah also, and Aphek, and Rehob: twenty and two cities with their villages.
30. De plus, Umma, Aphek et Rehob. Vingt-deux villes, et leurs villages.
30. Ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roapolo sy ny zana-bohiny.
31. This is the inheritance of the tribe of the children of Asher according to their families, these cities with their villages.
31. Tel fut l`héritage de la tribu des fils d`Aser, selon leurs familles, ces villes-là et leurs villages.
31. Izany no lovan' ny foko taranak' i Asera araka ny fianakaviany, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Allotment for Naphtali

32. The sixth lot came out to the children of Naphtali, even for the children of Naphtali according to their families.
32. La sixième part échut par le sort aux fils de Nephthali, selon leurs familles.
32. Ary ny loka fahenina dia an' ny taranak' i Naftaly, an' ny taranak' i Naftaly araka ny fianakaviany.
33. And their coast was from Heleph, from Allon to Zaanannim, and Adami, Nekeb, and Jabneel, unto Lakum; and the outgoings thereof were at Jordan:
33. Leur limite s`étendait depuis Héleph, depuis Allon, par Tsaanannim, Adami Nékeb et Jabneel, jusqu`à Lakkum, et elle aboutissait au Jourdain.
33. "Ary ny faritaniny dia hatrany Halefa ka hatrany alona ary zananima sy Adami, Nebeka sy Jabniela ka hatrany Lakoma; ka dia nihatra hatrany Jordana;"
34. And then the coast turneth westward to Aznothtabor, and goeth out from thence to Hukkok, and reacheth to Zebulun on the south side, and reacheth to Asher on the west side, and to Judah upon Jordan toward the sunrising.
34. "Elle tournait vers l`occident à Aznoth Thabor, et de là continuait à Hukkok; elle touchait à Zabulon du côté du midi, à Aser du côté de l`occident, et à Juda; le Jourdain était du côté de l`orient."
34. Dia nitodika niankandrefana ny faritany hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hakoka ary nihatra an' i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron' i Jordana eo atsinanana.
35. And the fenced cities are Ziddim, Zer, and Hammath, Rakkath, and Chinnereth,
35. Les villes fortes étaient: Tsiddim, Tser, Hammath, Rakkath, Kinnéreth,
35. Ary ny tanàna mimanda dia Zidima sy Zera sy Hamata sy Rakata sy Kinereta,
36. And Adamah, and Ramah, and Hazor,
36. Adama, Rama, Hatsor,
36. Sy Adama sy Rama sy Hazora,
37. And Kedesh, and Edrei, and Enhazor,
37. Kédesch, Édréï, En Hatsor,
37. Sy Kadesy sy Edrehy sy Enhazora,
38. And Iron, and Migdalel, Horem, and Bethanath, and Bethshemesh; nineteen cities with their villages.
38. Jireon, Migdal El, Horem, Beth Anath et Beth Schémesch. Dix-neuf villes, et leurs villages.
38. Sy Irona sy Migdal-ela sy Horema sy Beti-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin' ny folo sy ny zana-bohiny.
39. This is the inheritance of the tribe of the children of Naphtali according to their families, the cities and their villages.
39. Tel fut l`héritage de la tribu des fils de Nephthali, selon leurs familles, ces villes-là et leurs villages.
39. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' i Naftaly araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Allotment for Dan

40. And the seventh lot came out for the tribe of the children of Dan according to their families.
40. La septième part échut par le sort à la tribu des fils de Dan, selon leurs familles.
40. Ary ny loka fahafito dia azon' ny fokon' ny taranak' i Dana araka ny fianakaviany.
41. And the coast of their inheritance was Zorah, and Eshtaol, and Irshemesh,
41. La limite de leur héritage comprenait Tsorea, Eschthaol, Ir Schémesch,
41. Ary ny faritanin' ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy,
42. And Shaalabbin, and Ajalon, and Jethlah,
42. Schaalabbin, Ajalon, Jithla,
42. Sy Salabina sy Aialona sy Jitla,
43. And Elon, and Thimnathah, and Ekron,
43. Élon, Thimnatha, Ékron,
43. Sy Elona sy Timnata sy Ekrona,
44. And Eltekeh, and Gibbethon, and Baalath,
44. Eltheké, Guibbethon, Baalath,
44. Sy Elteke sy Gibetona sy Baleta,
45. And Jehud, and Beneberak, and Gathrimmon,
45. Jehud, Bené Berak, Gath Rimmon,
45. Sy Jehoda sy Bene-beraka sy Gata-rimona,
46. And Mejarkon, and Rakkon, with the border before Japho.
46. Mé Jarkon et Rakkon, avec le territoire vis-à-vis de Japho.
46. Sy Me-jarkona sy Rakona ary ny faritany tandrifin' i Jopa.
47. And the coast of the children of Dan went out too little for them: therefore the children of Dan went up to fight against Leshem, and took it, and smote it with the edge of the sword, and possessed it, and dwelt therein, and called Leshem, Dan, after the name of Dan their father.
47. "Le territoire des fils de Dan s`étendait hors de chez eux. Les fils de Dan montèrent et combattirent contre Léschem; ils s`en emparèrent et la frappèrent du tranchant de l`épée; ils en prirent possession, s`y établirent, et l`appelèrent Dan, du nom de Dan, leur père."
47. "Ary ny faritanin' ny taranak' i Dana dia tonga kely loatra ho an' ireo, noho izany ny taranak' i Dana dia niakatra hiady amin' i Lesema ka nahafaka azy ary namely azy tamin' ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran' i Lesema dia nataony hoe Dana araka ny anaran' i Dana rainy."
48. This is the inheritance of the tribe of the children of Dan according to their families, these cities with their villages.
48. Tel fut l`héritage de la tribu des fils de Dan, selon leurs familles, ces villes-là et leurs villages.
48. "Izany no lovan' ny fokon' i taranak' i Dana araka ny fianakaviany; ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny."

Allotment for Joshua

49. When they had made an end of dividing the land for inheritance by their coasts, the children of Israel gave an inheritance to Joshua the son of Nun among them:
49. Lorsqu`ils eurent achevé de faire le partage du pays, d`après ses limites, les enfants d`Israël donnèrent à Josué, fils de Nun, une possession au milieu d`eux.
49. Rehefa vitany ny nizarana ny tany ho lovany araka ny faritaniny, dia nomen' ny Zanak' Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak' i Nona,
50. According to the word of the LORD they gave him the city which he asked, even Timnathserah in mount Ephraim: and he built the city, and dwelt therein.
50. Selon l`ordre de l`Éternel, ils lui donnèrent la ville qu`il demanda, Thimnath Sérach, dans la montagne d`Éphraïm. Il rebâtit la ville, et y fit sa demeure.
50. "Araka ny tenin' i Jehovah dia nomeny azy ny tanàna izay nangatahiny, dia Timnata-sera any an-tendrombohitr' i Efraima; dia nanamboatra ny tanàna izy ka nitoetra tao."
51. These are the inheritances, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, divided for an inheritance by lot in Shiloh before the LORD, at the door of the tabernacle of the congregation. So they made an end of dividing the country.
51. Tels sont les héritages que le sacrificateur Éléazar, Josué, fils de Nun, et les chefs de famille des tribus des enfants d`Israël, distribuèrent par le sort devant l`Éternel à Silo, à l`entrée de la tente d`assignation. Ils achevèrent ainsi le partage du pays.
51. Ireo no lova izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona ary ny lohan' ny fianakavian' ireo fokon' ny taranak' Isiraely tao Silo teo anatrehan' i Jehovah, dia teo am-baravaran' ny tranolay fihaonana tamin' ny antsapaka. Dia vitany ny fizarana ny tany.
<
>