Allotment for Judah

1. This then was the lot of the tribe of the children of Judah by their families; even to the border of Edom the wilderness of Zin southward was the uttermost part of the south coast.
1. La part échue par le sort à la tribu des fils de Juda, selon leurs familles, s`étendait vers la frontière d`Édom, jusqu`au désert de Tsin, au midi, à l`extrémité méridionale.
1. "Ary izao no anjaran' ny fokon' ny taranak' i Joda tamin' ny an-tsapaka araka ny fianakaviany; hatramin' ny faritanin' i Edoma, dia ny efitra Zina atsimo no faran' ny faritany atsimo."
2. And their south border was from the shore of the salt sea, from the bay that looketh southward:
2. Ainsi, leur limite méridionale partait de l`extrémité de la mer Salée, de la langue qui fait face au sud.
2. Ary ny faritaniny atsimo dia hatramin' ny faran' ny Ranomasin-tsira dia hatramin' ny helo-drano atsimo,
3. And it went out to the south side to Maalehacrabbim, and passed along to Zin, and ascended up on the south side unto Kadeshbarnea, and passed along to Hezron, and went up to Adar, and fetched a compass to Karkaa:
3. "Elle se prolongeait au midi de la montée d`Akrabbim, passait par Tsin, et montait au midi de Kadès Barnéa; elle passait de là par Hetsron, montait vers Addar, et tournait à Karkaa;"
3. Dia nandroso hatrany atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon' i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona, dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka,
4. From thence it passed toward Azmon, and went out unto the river of Egypt; and the goings out of that coast were at the sea: this shall be your south coast.
4. elle passait ensuite par Atsmon, et continuait jusqu`au torrent d`Égypte, pour aboutir à la mer. Ce sera votre limite au midi.
4. "Hatreo dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny reniranon' i Egypta, ary dia nihatra tamin' ny ranomasina; izany no ho faritaninareo atsimo."
5. And the east border was the salt sea, even unto the end of Jordan. And their border in the north quarter was from the bay of the sea at the uttermost part of Jordan:
5. La limite orientale était la mer Salée jusqu`à l`embouchure du Jourdain. La limite septentrionale partait de la langue qui est à l`embouchure du Jourdain.
5. Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin' ny faran' i Jordana. Ary ny fari-taniny amin' ny lafiny avaratra dia hatramin' ny helo-dranomasina eo amin' ny faran' i Jordana.
6. And the border went up to Bethhogla, and passed along by the north of Betharabah; and the border went up to the stone of Bohan the son of Reuben:
6. "Elle montait vers Beth Hogla, passait au nord de Beth Araba, et s`élevait jusqu`à la pierre de Bohan, fils de Ruben;"
6. Ary ny faritany dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr' i Beti-arba, ary ny faritany dia niakatra hatramin' ny vaton' i Bohana, zanak' i Robena,
7. And the border went up toward Debir from the valley of Achor, and so northward, looking toward Gilgal, that is before the going up to Adummim, which is on the south side of the river: and the border passed toward the waters of Enshemesh, and the goings out thereof were at Enrogel:
7. elle montait à Debir, à quelque distance de la vallée d`Acor, et se dirigeait vers le nord du côté de Guilgal, qui est vis-à-vis de la montée d`Adummim au sud du torrent. Elle passait près des eaux d`En Schémesch, et se prolongeait jusqu`à En Roguel.
7. Ary ny fari-tany dia niakatra ho any Debira hatramin' ny lohasaha Akora ary nianavaratra nanandrify an' i Gileada tandrifin' ny fiakarana Adomina, izay eo amin' ny lafiny atsimon' ny renirano, ary ny fari-tany dia nandroso hatramin' ny rano En-semesy ary nihatra tany En-rogela,
8. And the border went up by the valley of the son of Hinnom unto the south side of the Jebusite; the same is Jerusalem: and the border went up to the top of the mountain that lieth before the valley of Hinnom westward, which is at the end of the valley of the giants northward:
8. Elle montait de là par la vallée de Ben Hinnom au côté méridional de Jebus, qui est Jérusalem, puis s`élevait jusqu`au sommet de la montagne, qui est devant la vallée de Hinnom à l`occident, et à l`extrémité de la vallée des Rephaïm au nord
8. Ary ny faritany dia niakatra teo amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, ho eo amin' ny lafiny atsimon' ny Jebosita, Jerosalema izany, ary ny faritany dia niakatra hatramin' ny tampon' ny tendrombohitra, izay manandrify ny lohasaha Hinoma eo andrefany, amin' ny farany avaratry ny lohasahan' ny olona goavambe.
9. And the border was drawn from the top of the hill unto the fountain of the water of Nephtoah, and went out to the cities of mount Ephron; and the border was drawn to Baalah, which is Kirjathjearim:
9. Du sommet de la montagne elle s`étendait jusqu`à la source des eaux de Nephthoach, continuait vers les villes de la montagne d`Éphron, et se prolongeait par Baala, qui est Kirjath Jearim.
9. Ary ny faritany dia nizotra hatramin' ny tampon' ny havoana ka nihatra tamin' ny loharano Neftoa, dia nahazo ny tanàna tao an-tendrombohitra Efrona, ary ny faritany dia nizotra hatrany Bala dia Kiriata-jearima izany,
10. And the border compassed from Baalah westward unto mount Seir, and passed along unto the side of mount Jearim, which is Chesalon, on the north side, and went down to Bethshemesh, and passed on to Timnah:
10. De Baala elle tournait à l`occident vers la montagne de Séir, traversait le côté septentrional de la montagne de Jearim, à Kesalon, descendait à Beth Schémesch, et passait par Thimna.
10. Ary ny faritany dia niolaka hatrany Bala andrefana ka hatramin' ny tendrombohitra Seïra ka nandroso hatramin' ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima, Kesalona izany, dia nidina hatrany Beti-semesy ka nandroso hatrany Timna.
11. And the border went out unto the side of Ekron northward: and the border was drawn to Shicron, and passed along to mount Baalah, and went out unto Jabneel; and the goings out of the border were at the sea.
11. Elle continuait sur le côté septentrional d`Ékron, s`étendait vers Schicron, passait par la montagne de Baala, et se prolongeait jusqu`à Jabneel, pour aboutir à la mer.
11. Ary ny faritany dia nihatra amin' ny lafiny avaratr' i Ekrona, ary ny faritany dia nizotra hatrany Sikerona ka nandroso hatramin' ny tendrombohitra Bala, ary dia nihatra tamin' i Jabniela, ary dia nihatra tany amin' ny ranomasina.
12. And the west border was to the great sea, and the coast thereof. This is the coast of the children of Judah round about according to their families.
12. La limite occidentale était la grande mer. Telles furent de tous les côtés les limites des fils de Juda, selon leurs familles.
12. Ary ny faritany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe mbamin' ny morony. Izany no faritany manodidina ny anjaran' ny taranak' i Joda araka ny fianakaviany.
13. And unto Caleb the son of Jephunneh he gave a part among the children of Judah, according to the commandment of the LORD to Joshua, even the city of Arba the father of Anak, which city is Hebron.
13. "On donna à Caleb, fils de Jephunné, une part au milieu des fils de Juda, comme l`Éternel l`avait ordonné à Josué; on lui donna Kirjath Arba, qui est Hébron: Arba était le père d`Anak."
13. Ary Kaleba, zanak' i Jefone, dia nomeny anjara teo amin' ny taranak' i Joda, araka ny didin' i Jehovah tamin' i Josoa, dia ny tanànan' i Arba, rain' i Anaka, Hebrona izany.
14. And Caleb drove thence the three sons of Anak, Sheshai, and Ahiman, and Talmai, the children of Anak.
14. Caleb en chassa les trois fils d`Anak: Schéschaï, Ahiman et Talmaï, enfants d`Anak.
14. Dia noroahin' i Kaleba tao izy telo lahy, taranak' i Anaka, dia i Sesay sy Ahimana ary Talmay.
15. And he went up thence to the inhabitants of Debir: and the name of Debir before was Kirjathsepher.
15. De là il monta contre les habitants de Debir: Debir s`appelait autrefois Kirjath Sépher.
15. Dia niakatra avy tao izy hankany amin' ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran' i Debira taloha).
16. And Caleb said, He that smiteth Kirjathsepher, and taketh it, to him will I give Achsah my daughter to wife.
16. Caleb dit: Je donnerai ma fille Acsa pour femme à celui qui battra Kirjath Sépher et qui la prendra.
16. Ary hoy Kaleba: Izay mamely an' i Kiriata-sefera ka mahazo azy, dia homeko azy i Aksa zanako vavy ho vadiny.
17. And Othniel the son of Kenaz, the brother of Caleb, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife.
17. "Othniel, fils de Kenaz, frère de Caleb, s`en empara; et Caleb lui donna pour femme sa fille Acsa."
17. "Ary Otniela, zanak' i Kenaza, rahalahin' i Kaleba, no nahazo azy; ka dia nomeny azy Aksa zanany vavy ho vadiny."
18. And it came to pass, as she came unto him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted off her ass; and Caleb said unto her, What wouldest thou?
18. Lorsqu`elle fut entrée chez Othniel, elle le sollicita de demander à son père un champ. Elle descendit de dessus son âne, et Caleb lui dit: Qu`as-tu?
18. "Ary izao no niseho, rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanetsika an-dralehilahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin' ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao?"
19. Who answered, Give me a blessing; for thou hast given me a south land; give me also springs of water. And he gave her the upper springs, and the nether springs.
19. "Elle répondit: Fais-moi un présent, car tu m`as donné une terre du midi; donne-moi aussi des sources d`eau. Et il lui donna les sources supérieures et les sources inférieures."
19. "Dia namaly izy hoe: Omeo tsodrano aho; fa tany atsimo no efa nomenao ahy, ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomeny azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany."
20. This is the inheritance of the tribe of the children of Judah according to their families.
20. Tel fut l`héritage des fils de Juda, selon leurs familles.
20. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' i Joda araka ny fianakaviany.
21. And the uttermost cities of the tribe of the children of Judah toward the coast of Edom southward were Kabzeel, and Eder, and Jagur,
21. Les villes situées dans la contrée du midi, à l`extrémité de la tribu des fils de Juda, vers la frontière d`Édom, étaient: Kabtseel, Éder, Jagur,
21. Ny tanàna farany amin' ny fokon' ny taranak' i Joda manandrify ny faritanin' i Edoma amin' ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora,
22. And Kinah, and Dimonah, and Adadah,
22. Kina, Dimona, Adada,
22. Sy Kina sy Dimona sy Adada,
23. And Kedesh, and Hazor, and Ithnan,
23. Kédesch, Hatsor, Ithnan,
23. sy Kadesy sy Hazora sy Itnana,
24. Ziph, and Telem, and Bealoth,
24. Ziph, Thélem, Bealoth,
24. Sy Zifa sy Talema sy Bealota,
25. And Hazor, Hadattah, and Kerioth, and Hezron, which is Hazor,
25. Hatsor Hadattha, Kerijoth Hetsron, qui est Hatsor,
25. Sy Hazora, Hadata sy Keriota ary Hezrona, (Hazora izany),
26. Amam, and Shema, and Moladah,
26. Amam, Schema, Molada,
26. Sy Amana sy Sema sy Molada,
27. And Hazargaddah, and Heshmon, and Bethpalet,
27. Hatsar Gadda, Heschmon, Beth Paleth,
27. Sy Hazara-gada sy Hesmona sy Beti-paleta,
28. And Hazarshual, and Beersheba, and Bizjothjah,
28. Hatsar Schual, Beer Schéba, Bizjotnja,
28. Sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia,
29. Baalah, and Iim, and Azem,
29. Baala, Ijjim, Atsem,
29. Sy Bala sy Ie sy Azema,
30. And Eltolad, and Chesil, and Hormah,
30. Eltholad, Kesil, Horma,
30. Sy Eltolada sy Kesila sy Horma,
31. And Ziklag, and Madmannah, and Sansannah,
31. Tsiklag, Madmanna, Sansanna,
31. Sy Ziklaga sy Madmana sy Sansana,
32. And Lebaoth, and Shilhim, and Ain, and Rimmon: all the cities are twenty and nine, with their villages:
32. Lebaoth, Schilhim, Aïn, et Rimmon. Total des villes: vingt-neuf, et leurs villages.
32. Sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona: sivy amby roapolo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.
33. And in the valley, Eshtaol, and Zoreah, and Ashnah,
33. Dans la plaine: Eschthaol, Tsorea, Aschna,
33. Ary teo amin' ny lohasaha, Estaola sy Zora sy Asna,
34. And Zanoah, and Engannim, Tappuah, and Enam,
34. Zanoach, En Gannim, Tappuach, Énam,
34. Sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama,
35. Jarmuth, and Adullam, Socoh, and Azekah,
35. Jarmuth, Adullam, Soco, Azéka,
35. Sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka,
36. And Sharaim, and Adithaim, and Gederah, and Gederothaim; fourteen cities with their villages:
36. "Schaaraïm, Adithaïm, Guedéra, et Guedérothaïm; quatorze villes, et leurs villages."
36. "Sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin' ny folo sy ny zana-bohiny;"
37. Zenan, and Hadashah, and Migdalgad,
37. Tsenan, Hadascha, Migdal Gad,
37. Zenana sy Hadasa ary Migdala-gada,
38. And Dilean, and Mizpeh, and Joktheel,
38. Dilean, Mitspé, Joktheel,
38. "Sy Dilana sy Mizpa ary Joktela;"
39. Lachish, and Bozkath, and Eglon,
39. Lakis, Botskath, Églon,
39. Sy Lakisy sy Bozkata sy Eglona,
40. And Cabbon, and Lahmam, and Kithlish,
40. Cabbon, Lachmas, Kithlisch,
40. Sy Kabona sy Lamama sy Kitlisa,
41. And Gederoth, Bethdagon, and Naamah, and Makkedah; sixteen cities with their villages:
41. "Guedéroth, Beth Dagon, Naama, et Makkéda; seize villes, et leurs villages."
41. Sy Gederota sy Beti-dagona sy Na-ma sy Makeda: tanàna enina ambin' ny folo sy ny zana-bohiny.
42. Libnah, and Ether, and Ashan,
42. Libna, Éther, Aschan,
42. Libna sy atera sy Asana,
43. And Jiphtah, and Ashnah, and Nezib,
43. Jiphtach, Aschna, Netsib,
43. Sy Jifta sy Asna ary Neziba,
44. And Keilah, and Achzib, and Mareshah; nine cities with their villages:
44. "Keïla, Aczib, et Maréscha; neuf villes, et leurs villages."
44. "Sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna sivy sy ny zana-bohiny;"
45. Ekron, with her towns and her villages:
45. "Ékron, les villes de son ressort et ses villages;"
45. "Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny;"
46. From Ekron even unto the sea, all that lay near Ashdod, with their villages:
46. depuis Ékron et à l`occident, toutes les villes près d`Asdod, et leurs villages,
46. Hatrany Ekrona ka hatramin' ny ranomasina dia izay rehetra akaikin' i Asdoda sy ny zana-bohiny,
47. Ashdod with her towns and her villages, Gaza with her towns and her villages, unto the river of Egypt, and the great sea, and the border thereof:
47. "Asdod, les villes de son ressort, et ses villages; Gaza, les villes de son ressort, et ses villages, jusqu`au torrent d`Égypte, et à la grande mer, qui sert de limite."
47. Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin' ny reniranon' i Egypta sy ny Ranomasina Lehibe ary ny morony.
48. And in the mountains, Shamir, and Jattir, and Socoh,
48. Dans la montagne: Schamir, Jatthir, Soco,
48. Ary tany an-tendrombohitra dia Samira sy Jatira sy Soko,
49. And Dannah, and Kirjathsannah, which is Debir,
49. Danna, Kirjath Sanna, qui est Debir,
49. Sy Dana sy Kiriata-sana, (Debira izany),
50. And Anab, and Eshtemoh, and Anim,
50. Anab, Eschthemo, Anim,
50. Sy Anaba sy Estemo sy Anima,
51. And Goshen, and Holon, and Giloh; eleven cities with their villages:
51. Gosen, Holon, et Guilo, onze villes, et leurs villages.
51. "Sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin' ny folo sy ny zana-bohiny;"
52. Arab, and Dumah, and Eshean,
52. Arab, Duma, Éschean,
52. Araba sy Doma sy Esana,
53. And Janum, and Bethtappuah, and Aphekah,
53. Janum, Beth Tappuach, Aphéka,
53. Sy Janoma sy Beti-tapoa sy Afeka,
54. And Humtah, and Kirjatharba, which is Hebron, and Zior; nine cities with their villages:
54. "Humta, Kirjath Arba, qui est Hébron, et Tsior; neuf villes, et leurs villages."
54. "Sy Homta sy Kiriata-arba, (Hebrona izany), ary Ziora; tanàna sivy sy ny zana-bohiny;"
55. Maon, Carmel, and Ziph, and Juttah,
55. Maon, Carmel, Ziph, Juta,
55. Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota,
56. And Jezreel, and Jokdeam, and Zanoah,
56. Jizreel, Jokdeam, Zanoach,
56. Sy Jezirela sy Jokdeama sy Zanoa,
57. Cain, Gibeah, and Timnah; ten cities with their villages:
57. "Kaïn, Guibea, et Thimna; dix villes, et leurs villages."
57. "Sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanàna folo sy ny zana-bohiny;"
58. Halhul, Bethzur, and Gedor,
58. Halhul, Beth Tsur, Guedor,
58. Sy Halola sy Beti-zora sy Gedora,
59. And Maarath, and Bethanoth, and Eltekon; six cities with their villages:
59. "Maarath, Beth Anoth, et Elthekon; six villes, et leurs villages."
59. "Sy Marata sy Beti-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny;"
60. Kirjathbaal, which is Kirjathjearim, and Rabbah; two cities with their villages:
60. "Kirjath Baal, qui est Kirjath Jearim, et Rabba; deux villes, et leurs villages."
60. "Sy Kiriata-bala, Kiriata-jearima izany, sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny."
61. In the wilderness, Betharabah, Middin, and Secacah,
61. Dans le désert: Beth Araba, Middin, Secaca,
61. Tany an' efitra dia Beti-araba sy Midina sy Sekaka,
62. And Nibshan, and the city of Salt, and Engedi; six cities with their villages.
62. "Nibschan, Ir Hammélach, et En Guédi; six villes, et leurs villages."
62. Sy Nibsana sy ilay tanànan-tsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.
63. As for the Jebusites the inhabitants of Jerusalem, the children of Judah could not drive them out: but the Jebusites dwell with the children of Judah at Jerusalem unto this day.
63. Les fils de Juda ne purent pas chasser les Jébusiens qui habitaient à Jérusalem, et les Jébusiens ont habité avec les fils de Juda à Jérusalem jusqu`à ce jour.
63. "Ary ny amin' ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak' i Joda; fa miara-monina amin' ny taranak' i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny."
<
>