Land Still to Be Taken

1. Now Joshua was old and stricken in years; and the LORD said unto him, Thou art old and stricken in years, and there remaineth yet very much land to be possessed.
1. Josué était vieux, avancé en âge. L`Éternel lui dit alors: Tu es devenu vieux, tu es avancé en âge, et le pays qui te reste à soumettre est très grand.
1. Ary Josoa dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana, dia hoy Jehovah taminy: Efa zokiolona ianao ka mandroso fahanterana, ary be dia be ny tany sisa tsy mbola azo.
2. This is the land that yet remaineth: all the borders of the Philistines, and all Geshuri,
2. Voici le pays qui reste: tous les districts des Philistins et tout le territoire des Gueschuriens,
2. Izao no tany sisa tsy mbola azo: ny tany rehetra an' ny Filistina sy ny Gesorita rehetra,
3. From Sihor, which is before Egypt, even unto the borders of Ekron northward, which is counted to the Canaanite: five lords of the Philistines; the Gazathites, and the Ashdothites, the Eshkalonites, the Gittites, and the Ekronites; also the Avites:
3. "depuis le Schichor qui coule devant l`Égypte jusqu`à la frontière d`Ékron au nord, contrée qui doit être tenue pour cananéenne, et qui est occupée par les cinq princes des Philistins, celui de Gaza, celui d`Asdod, celui d`Askalon, celui de Gath et celui d`Ékron, et par les Avviens;"
3. Hatrany Sihora, izay tandrifin' i Egypta, ka hatramin' ny fari-tanin' i Ekrona eo avaratra, izay atao ho an' ny Kananita, ireo andriana dimy amin' ny Filistina, dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita koa.
4. From the south, all the land of the Canaanites, and Mearah that is beside the Sidonians unto Aphek, to the borders of the Amorites:
4. "à partir du midi, tout le pays des Cananéens, et Meara qui est aux Sidoniens, jusqu`à Aphek, jusqu`à la frontière des Amoréens;"
4. Any atsimo, dia ny tanin' ny Kananita rehetra sy Meara, izay akaikin' ny Sidoniana, ka hatrany Afeka hatramin' ny faritanin' ny Amorita,
5. And the land of the Giblites, and all Lebanon, toward the sunrising, from Baalgad under mount Hermon unto the entering into Hamath.
5. "le pays des Guibliens, et tout le Liban vers le soleil levant, depuis Baal Gad au pied de la montagne d`Hermon jusqu`à l`entrée de Hamath;"
5. Ary ny tanin' ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo am-bodin' ny tendrombohitra Hermona ka hatramin' ny fidirana any Hamata,
6. All the inhabitants of the hill country from Lebanon unto Misrephothmaim, and all the Sidonians, them will I drive out from before the children of Israel: only divide thou it by lot unto the Israelites for an inheritance, as I have commanded thee.
6. "tous les habitants de la montagne, depuis le Liban jusqu`à Misrephoth Maïm, tous les Sidoniens. Je les chasserai devant les enfants d`Israël. Donne seulement ce pays en héritage par le sort à Israël, comme je te l`ai prescrit;"
6. "Ny mponina rehetra amin' ny tany havoana hatrany Libanona ka hatrany Misrefota-maima, ary ny Sidoniana rehetra, Izaho no handroaka ireny hiala eo anoloan' ny Zanak' Isiraely; kanefa zarao amin' ny antsapaka ho lovan' ny Zanak' Isiraely izy araka izay efa nandidiako anao."
7. Now therefore divide this land for an inheritance unto the nine tribes, and the half tribe of Manasseh,
7. et divise maintenant ce pays par portions entre les neuf tribus et la demi-tribu de Manassé.
7. Ary ankehitriny zarao ity tany ity ho lovan' ny foko sivy sy ny antsasaky ny fokon' i Manase,

Division of the Land East of the Jordan

8. With whom the Reubenites and the Gadites have received their inheritance, which Moses gave them, beyond Jordan eastward, even as Moses the servant of the LORD gave them;
8. Les Rubénites et les Gadites, avec l`autre moitié de la tribu de Manassé, ont reçu leur héritage, que Moïse leur a donné de l`autre côté du Jourdain, à l`orient, comme le leur a donné Moïse, serviteur de l`Éternel:
8. Niaraka tamin' ireo no nahazoan' ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen' i Mosesy azy any an-dafy atsinanan' i Jordana, araka izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah azy,
9. From Aroer, that is upon the bank of the river Arnon, and the city that is in the midst of the river, and all the plain of Medeba unto Dibon;
9. "depuis Aroër sur les bords du torrent de l`Arnon, et depuis la ville qui est au milieu de la vallée, toute la plaine de Médeba, jusqu`à Dibon;"
9. "Dia hatrany Aroera, izay eo amoron' ny renirano Arnona sy ny tanàna izay eo afovoan' ny renirano sy ny tany lemaka rehetra Medeba ka hatrany Dibona;"
10. And all the cities of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, unto the border of the children of Ammon;
10. "toutes les villes de Sihon, roi des Amoréens, qui régnait à Hesbon, jusqu`à la frontière des enfants d`Ammon;"
10. Ary ny tanàna rehetra izay an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin' ny fari-tanin' ny taranak' i Amona.
11. And Gilead, and the border of the Geshurites and Maachathites, and all mount Hermon, and all Bashan unto Salcah;
11. "Galaad, le territoire des Gueschuriens et des Maacathiens, toute la montagne d`Hermon, et tout Basan, jusqu`à Salca;"
11. Ary Gileada sy ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka,
12. All the kingdom of Og in Bashan, which reigned in Ashtaroth and in Edrei, who remained of the remnant of the giants: for these did Moses smite, and cast them out.
12. tout le royaume d`Og en Basan, qui régnait à Aschtaroth et à Édréï, et qui était le seul reste des Rephaïm. Moïse battit ces rois, et les chassa.
12. "Dia ny fanjakana rehetra an' i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy, izay sisa tamin' ny olona goavambe; fa novonoin' i Mosesy ireny ka noroahiny."
13. Nevertheless the children of Israel expelled not the Geshurites, nor the Maachathites: but the Geshurites and the Maachathites dwell among the Israelites until this day.
13. Mais les enfants d`Israël ne chassèrent point les Gueschuriens et les Maacathiens, qui ont habité au milieu d`Israël jusqu`à ce jour.
13. "Kanefa tsy mba noroahin' ny Zanak' Isiraely ny Gesorita sy ny Makatita; fa mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely mandraka androany ny Gesorita sy ny Makatita."
14. Only unto the tribe of Levi he gave none inheritance; the sacrifices of the LORD God of Israel made by fire are their inheritance, as he said unto them.
14. "La tribu de Lévi fut la seule à laquelle Moïse ne donna point d`héritage; les sacrifices consumés par le feu devant l`Éternel, le Dieu d`Israël, tel fut son héritage, comme il le lui avait dit."
14. "Ny fokon' i Levy ihany no tsy nomeny lova; ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany araka izay nolazainy taminy."
15. And Moses gave unto the tribe of the children of Reuben inheritance according to their families.
15. Moïse avait donné à la tribu des fils de Ruben une part selon leurs familles.
15. Ary nomen' i Mosesy lova ny fokon' ny taranak' i Robena araka ny fianakaviany.
16. And their coast was from Aroer, that is on the bank of the river Arnon, and the city that is in the midst of the river, and all the plain by Medeba;
16. Ils eurent pour territoire, à partir d`Aroër sur les bords du torrent d`Arnon, et de la ville qui est au milieu de la vallée, toute la plaine près de Médeba,
16. Ary ny faritaniny dia hatrany Aroera, izay eo amoron' ny reniranon' i Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan' ny renirano sy ny tany lemaka rehetra any Medeba,
17. Heshbon, and all her cities that are in the plain; Dibon, and Bamothbaal, and Bethbaalmeon,
17. Hesbon et toutes ses villes dans la plaine, Dibon, Bamoth Baal, Beth Baal Meon,
17. "Dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin' ny tany lemaka; Dibona sy Bamota-bala sy Beti-bala-meona,"
18. And Jahaza, and Kedemoth, and Mephaath,
18. Jahats, Kedémoth, Méphaath,
18. Sy Jahaza sy Kedemota sy Mefata,
19. And Kirjathaim, and Sibmah, and Zarethshahar in the mount of the valley,
19. Kirjathaïm, Sibma, Tséreth Haschachar sur la montagne de la vallée,
19. Sy Kiriataima sy Sibma sy Zareta-sahara amin' ny tendrombohitra ao an-dohasaha,
20. And Bethpeor, and Ashdothpisgah, and Bethjeshimoth,
20. Beth Peor, les coteaux du Pisga, Beth Jeschimoth,
20. Sy Beti-peora sy Asdoda-pisga ary Beti-jesimota,
21. And all the cities of the plain, and all the kingdom of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, whom Moses smote with the princes of Midian, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, which were dukes of Sihon, dwelling in the country.
21. toutes les villes de la plaine, et tout le royaume de Sihon, roi des Amoréens, qui régnait à Hesbon: Moïse l`avait battu, lui et les princes de Madian, Évi, Rékem, Tsur, Hur et Réba, princes qui relevaient de Sihon et qui habitaient dans le pays.
21. Ary ny tanàna rehetra any amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, ka nasian' i Mosesy izy sy ireo andrianan' ny Midianita dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an' i Sihona sady nitoetra teo amin' ny tany.
22. Balaam also the son of Beor, the soothsayer, did the children of Israel slay with the sword among them that were slain by them.
22. Parmi ceux que tuèrent les enfants d`Israël, ils avaient aussi fait périr avec l`épée le devin Balaam, fils de Beor.
22. Ary Balama koa, zanak' i Beora, mpanao fankatòvana, dia novonoin' ny Zanak' Isiraely tamin' ny sabatra niaraka tamin' izay novonoiny.
23. And the border of the children of Reuben was Jordan, and the border thereof. This was the inheritance of the children of Reuben after their families, the cities and the villages thereof.
23. "Le Jourdain servait de limite au territoire des fils de Ruben. Voilà l`héritage des fils de Ruben selon leurs familles; les villes et leurs villages."
23. Ary ny faritanin' ny taranak' i Robena dia i Jordana sy ny morony. Izany no lovan' ny taranak' i Robena araka ny fianakaviany dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.
24. And Moses gave inheritance unto the tribe of Gad, even unto the children of Gad according to their families.
24. Moïse avait donné à la tribu de Gad, aux fils de Gad, une part selon leurs familles.
24. Ary nomen' i Mosesy lova ny fokon' i Gada dia ny taranak' i Gada araka ny fianakaviany.
25. And their coast was Jazer, and all the cities of Gilead, and half the land of the children of Ammon, unto Aroer that is before Rabbah;
25. Ils eurent pour territoire Jaezer, toutes les villes de Galaad, la moitié du pays des enfants d`Ammon jusqu`à Aroër vis-à-vis de Rabba,
25. Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin' i Raba.
26. And from Heshbon unto Ramathmizpeh, and Betonim; and from Mahanaim unto the border of Debir;
26. depuis Hesbon jusqu`à Ramath Mitspé et Bethonim, depuis Mahanaïm jusqu`à la frontière de Debir,
26. "Ary hatrany Hesbona ka hatrany Ramata-mizpa sy Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatramin' ny faritanin' i Debira;"
27. And in the valley, Betharam, and Bethnimrah, and Succoth, and Zaphon, the rest of the kingdom of Sihon king of Heshbon, Jordan and his border, even unto the edge of the sea of Chinnereth on the other side Jordan eastward.
27. et, dans la vallée, Beth Haram, Beth Nimra, Succoth et Tsaphon, reste du royaume de Sihon, roi de Hesbon, ayant le Jourdain pour limite jusqu`à l`extrémité de la mer de Kinnéreth de l`autre côté du Jourdain, à l`orient.
27. Ary teo amin' ny lohasaha Beti-harama sy Beti-nimra sy Sokota sy Zafona ary ny sisa tamin' ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona, Jordana sy ny morony hatramin' ny amoron' ny Ranomasina Kinereta an-dafy atsinanan' i Jordana.
28. This is the inheritance of the children of Gad after their families, the cities, and their villages.
28. "Voilà l`héritage des fils de Gad selon leurs familles; les villes et leurs villages."
28. Izany no lovan' ny taranak' i Gada araka ny fianakaviany, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.
29. And Moses gave inheritance unto the half tribe of Manasseh: and this was the possession of the half tribe of the children of Manasseh by their families.
29. Moïse avait donné à la demi-tribu de Manassé, aux fils de Manassé, une part selon leurs familles.
29. "Ary nomen' i Mosesy lova ny antsasaky ny fokon' i Manase; ary izao no fananan' ny antsasaky ny fokon' ny taranak' i Manase araka ny fianakaviany."
30. And their coast was from Mahanaim, all Bashan, all the kingdom of Og king of Bashan, and all the towns of Jair, which are in Bashan, threescore cities:
30. Ils eurent pour territoire, à partir de Mahanaïm, tout Basan, tout le royaume d`Og, roi de Basan, et tous les bourgs de Jaïr en Basan, soixante villes.
30. Ary ny faritaniny dia hatrany Mahanaima, Basana rehetra, ny fanjakana rehetra an' i Oga, mpanjakan' i Basana ary ny tanàna rehetra an' i Jaïra izay any Basana, dia tanàna enimpolo.
31. And half Gilead, and Ashtaroth, and Edrei, cities of the kingdom of Og in Bashan, were pertaining unto the children of Machir the son of Manasseh, even to the one half of the children of Machir by their families.
31. La moitié de Galaad, Aschtaroth et Édréï, villes du royaume d`Og en Basan, échurent aux fils de Makir, fils de Manassé, à la moitié des fils de Makir, selon leurs familles.
31. Ary ny antsasak' i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga any Basana, dia an' ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, dia ho an' ny antsasaky ny taranak' i Makira araka ny fianakaviany.
32. These are the countries which Moses did distribute for inheritance in the plains of Moab, on the other side Jordan, by Jericho, eastward.
32. Telles sont les parts que fit Moïse, lorsqu`il était dans les plaines de Moab, de l`autre côté du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho, à l`orient.
32. Ireo no tany izay nozarain' i Mosesy ho lova tany amin' ny tany lemak' i Moaba any an-dafy atsinanan' i Jordana tandrifin' i Jeriko.
33. But unto the tribe of Levi Moses gave not any inheritance: the LORD God of Israel was their inheritance, as he said unto them.
33. "Moïse ne donna point d`héritage à la tribu de Lévi; l`Éternel, le Dieu d`Israël, tel fut son héritage, comme il le lui avait dit."
33. "Fa ny fokon' i Levy tsy mba nomen' i Mosesy lova; Jehovah Andriamanitry ny Isiraely no lovany, araka izay efa nolazainy taminy."
<
>