List of Defeated Kings

1. Now these are the kings of the land, which the children of Israel smote, and possessed their land on the other side Jordan toward the rising of the sun, from the river Arnon unto mount Hermon, and all the plain on the east:
1. Voici les rois que les enfants d`Israël battirent, et dont ils possédèrent le pays de l`autre côté du Jourdain, vers le soleil levant, depuis le torrent de l`Arnon jusqu`à la montagne de l`Hermon, avec toute la plaine à l`orient.
1. "Ary izao no mpanjakan' ny tany izay nasian' ny Zanak' Isiraely, ka lasany ny taniny, teny an-dafy atsinanan' i Jordana tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, hatramin' ny reniranon' i Arnona, ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona sy ny tany lemaka rehetra any atsinanana;"
2. Sihon king of the Amorites, who dwelt in Heshbon, and ruled from Aroer, which is upon the bank of the river Arnon, and from the middle of the river, and from half Gilead, even unto the river Jabbok, which is the border of the children of Ammon;
2. "Sihon, roi des Amoréens, qui habitait à Hesbon. Sa domination s`étendait depuis Aroër, qui est au bord du torrent de l`Arnon, et, depuis le milieu du torrent, sur la moitié de Galaad, jusqu`au torrent de Jabbok, frontière des enfants d`Ammon;"
2. Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nonina tany Hesbona ka nanjaka hatrany Aroera, izay eo amoron' ny renirano Arnona, ary hatreo afovoan' ny renirano sy ny antsasak' i Gileada, ka hatramin' ny renirano Jaboka izay fari-tanin' ny taranak' i Amona.
3. And from the plain to the sea of Chinneroth on the east, and unto the sea of the plain, even the salt sea on the east, the way to Bethjeshimoth; and from the south, under Ashdothpisgah:
3. "sur la plaine, jusqu`à la mer de Kinnéreth à l`orient, et jusqu`à la mer de la plaine, la mer Salée, à l`orient vers Beth Jeschimoth; et du côté du midi, sur le pied du Pisga."
3. "Ary hatramin' ny tany lemaka, ka hatramin' ny ranomasina Kinerota ao atsinanana, sy hatreo amin' ny ranomasina amin' ny tany lemaka, dia ny ranomasin-tsira eo atsinanana, dia lalana mankany Beti-jesimota, ary hatrany atsimo eo am-bodin' i Asdoda Pisga;"
4. And the coast of Og king of Bashan, which was of the remnant of the giants, that dwelt at Ashtaroth and at Edrei,
4. Og, roi de Basan, seul reste des Rephaïm, qui habitait à Aschtaroth et à Édréi.
4. Ary ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, izay sisa tamin' ny olona goavambe izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy,
5. And reigned in mount Hermon, and in Salcah, and in all Bashan, unto the border of the Geshurites and the Maachathites, and half Gilead, the border of Sihon king of Heshbon.
5. Sa domination s`étendait sur la montagne de l`Hermon, sur Salca, sur tout Basan jusqu`à la frontière des Gueschuriens et des Maacathiens, et sur la moitié de Galaad, frontière de Sihon, roi de Hesbon.
5. Sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny faritanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona.
6. Them did Moses the servant of the LORD and the children of Israel smite: and Moses the servant of the LORD gave it for a possession unto the Reubenites, and the Gadites, and the half tribe of Manasseh.
6. "Moïse, serviteur de l`Éternel, et les enfants d`Israël, les battirent; et Moïse, serviteur de l`Éternel, donna leur pays en possession aux Rubénites, aux Gadites, et à la moitié de la tribu de Manassé."
6. "Mosesy, mpanompon' i Jehovah sy ny Zanak' Isiraely no namely azy ireo; ary ny taniny nomen' i Mosesy mpanompon' i Jehovah ho fananan' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon' i Manase."
7. And these are the kings of the country which Joshua and the children of Israel smote on this side Jordan on the west, from Baalgad in the valley of Lebanon even unto the mount Halak, that goeth up to Seir; which Joshua gave unto the tribes of Israel for a possession according to their divisions;
7. Voici les rois que Josué et les enfants d`Israël battirent de ce côté-ci du Jourdain, à l`occident, depuis Baal Gad dans la vallée du Liban jusqu`à la montagne nue qui s`élève vers Séir. Josué donna leur pays en possession aux tribus d`Israël, à chacune sa portion,
7. "Ary izao no mpanjakan' ny tany izay novonoin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely taty an-dafy andrefan' i Jordana, hatrany Bala-gada, eo an-dohasahan' i Libanona ka hatramin' ny tendrombohitra Halaka izay fiakarana ho any Seïra, ka ny taniny nomen' i Josoa ireo fokon' ny Isiraely ho fananany, araka ny fizarany;"
8. In the mountains, and in the valleys, and in the plains, and in the springs, and in the wilderness, and in the south country; the Hittites, the Amorites, and the Canaanites, the Perizzites, the Hivites, and the Jebusites:
8. "dans la montagne, dans la vallée, dans la plaine, sur les coteaux, dans le désert, et dans le midi; pays des Héthiens, des Amoréens, des Cananéens, des Phéréziens, des Héviens et des Jébusiens."
8. "Dia ny any an-tendrombohitra sy any an-dohasaha, any amin' ny tany lemaka, ao an-doharano, sy any an' efitra ary any amin' ny tany atsimo; ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita:"
9. The king of Jericho, one; the king of Ai, which is beside Bethel, one;
9. "Le roi de Jéricho, un; le roi d`Aï, près de Béthel, un;"
9. "Ny mpanjakan' i Jeriko, iray; ny mpanjakan' i Ay izay eo anilan' i Betela, iray;"
10. The king of Jerusalem, one; the king of Hebron, one;
10. "le roi de Jérusalem, un; le roi d`Hébron, un;"
10. "Ny mpanjakan' i Jerosalema, iray; ny mpanjakan' i Hebrona, iray;"
11. The king of Jarmuth, one; the king of Lachish, one;
11. "le roi de Jarmuth, un; le roi de Lakis, un;"
11. "Ny mpanjakan' i Jarmota, iray; ny mpanjakan' i Lakisy, iray;"
12. The king of Eglon, one; the king of Gezer, one;
12. "le roi d`Églon, un; le roi de Guézer, un;"
12. "Ny mpanjakan' i Eglona, iray; ny mpanjakan' i Gazera, iray;"
13. The king of Debir, one; the king of Geder, one;
13. "le roi de Debir, un; le roi de Guéder, un;"
13. "Ny mpanjakan' i Debira, iray; ny mpanjakan' i Gadera, iray;"
14. The king of Hormah, one; the king of Arad, one;
14. "le roi de Horma, un; le roi d`Arad, un;"
14. "Ny mpanjakan' i Horma, iray; ny mpanjakan' i Arada, iray;"
15. The king of Libnah, one; the king of Adullam, one;
15. "le roi de Libna, un; le roi d`Adullam, un;"
15. "Ny mpanjakan' i Libna, iray; ny mpanjakan' i Adolama, iray;"
16. The king of Makkedah, one; the king of Bethel, one;
16. "le roi de Makkéda, un; le roi de Béthel, un;"
16. "Ny mpanjakan' i Makeda, iray; ny mpanjakan' i Betela, iray;"
17. The king of Tappuah, one; the king of Hepher, one;
17. "le roi de Tappuach, un; le roi de Hépher, un;"
17. "Ny mpanjakan' i Tapoa, iray; ny mpanjakan' i Hefera, iray;"
18. The king of Aphek, one; the king of Lasharon, one;
18. "le roi d`Aphek, un; le roi de Lascharon, un;"
18. "Ny mpanjakan' i Afeka, iray; ny mpanjakan' i Lasarona, iray;"
19. The king of Madon, one; the king of Hazor, one;
19. "le roi de Madon, un; le roi de Hatsor, un;"
19. "Ny mpanjakan' i Madona, iray; ny mpanjakan' i Hazora, iray;"
20. The king of Shimronmeron, one; the king of Achshaph, one;
20. "le roi de Schimron Meron, un; le roi d`Acschaph, un;"
20. "Ny mpanjakan' i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan' i Aksafa, iray;"
21. The king of Taanach, one; the king of Megiddo, one;
21. "le roi de Taanac, un; le roi de Meguiddo, un;"
21. "Ny mpanjakan' i Tanaka, iray; ny mpanjakan' i Megido, iray;"
22. The king of Kedesh, one; the king of Jokneam of Carmel, one;
22. "le roi de Kédesch, un; le roi de Jokneam, au Carmel, un;"
22. "Ny mpanjakan' i Kadesy, iray; ny mpanjakan' i Jokneama any Karmela, iray;"
23. The king of Dor in the coast of Dor, one; the king of the nations of Gilgal, one;
23. "le roi de Dor, sur les hauteurs de Dor, un; le roi de Gojim, près de Guilgal, un;"
23. "Ny mpanjakan' i Dora amin' ny faritanin' i Dora, iray; ny mpanjakan' ny firenena maro any Gilgala, iray;"
24. The king of Tirzah, one: all the kings thirty and one.
24. le roi de Thirtsa, un. Total des rois: trente et un.
24. Ny mpanjakan' i Tirza, iray. Iraika amby telopolo no isan' ny mpanjaka rehetra.
<
>