1. Is there not an appointed time to man upon earth? are not his days also like the days of an hireling?
1. Le sort de l`homme sur la terre est celui d`un soldat, Et ses jours sont ceux d`un mercenaire.
1. Tsy voatendry va ny fotoana ho an' ny olona ety ambonin' ny tany? ary tsy tahaka ny andron' ny mpikarama va ny androny?
2. As a servant earnestly desireth the shadow, and as an hireling looketh for the reward of his work:
2. Comme l`esclave soupire après l`ombre, Comme l`ouvrier attend son salaire,
2. "Toy ny mpanompo maniry alokaloka fatratra ary toy ny mpikarama miandry ny karaman' ny asany;"
3. So am I made to possess months of vanity, and wearisome nights are appointed to me.
3. Ainsi j`ai pour partage des mois de douleur, J`ai pour mon lot des nuits de souffrance.
3. Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy.
4. When I lie down, I say, When shall I arise, and the night be gone? and I am full of tossings to and fro unto the dawning of the day.
4. Je me couche, et je dis: Quand me lèverai-je? quand finira la nuit? Et je suis rassasié d`agitations jusqu`au point du jour.
4. Raha mandry aho, dia miteny hoe: rahoviana re aho no hifoha, ary rahoviana no ho lasa ny alina? Ary mivadibadika aho mandra-pahazavan' ny andro.
5. My flesh is clothed with worms and clods of dust; my skin is broken, and become loathsome.
5. Mon corps se couvre de vers et d`une croûte terreuse, Ma peau se crevasse et se dissout.
5. "Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; vakivaky ny hoditro ary tonga maharikoriko."
6. My days are swifter than a weaver's shuttle, and are spent without hope.
6. Mes jours sont plus rapides que la navette du tisserand, Ils s`évanouissent: plus d`espérance!
6. Faingana noho ny famahanan-tenona ny androko ka lany tsy misy fanantenana.
7. O remember that my life is wind: mine eye shall no more see good.
7. Souviens-toi que ma vie est un souffle! Mes yeux ne reverront pas le bonheur.
7. "Tsarovy fa rivotra ny aiko; ary tsy hahita soa intsony ny masoko."
8. The eye of him that hath seen me shall see me no more: thine eyes are upon me, and I am not.
8. "L`oeil qui me regarde ne me regardera plus; Ton oeil me cherchera, et je ne serai plus."
8. Tsy hahita ahy intsony ny mason' izay nijery ahy: ny masonao hizaha ahy fa tsy ho ao aho.
9. As the cloud is consumed and vanisheth away: so he that goeth down to the grave shall come up no more.
9. "Comme la nuée se dissipe et s`en va, Celui qui descend au séjour des morts ne remontera pas;"
9. Tahaka ny rahona misava ka levona dia tahaka izany izay midina any am-pasana, fa tsy mba hiakatra intsony.
10. He shall return no more to his house, neither shall his place know him any more.
10. Il ne reviendra plus dans sa maison, Et le lieu qu`il habitait ne le connaîtra plus.
10. Tsy hiverina any an-tranony intsony izy, ary tsy hahalala azy intsony ny fonenany.
11. Therefore I will not refrain my mouth; I will speak in the anguish of my spirit; I will complain in the bitterness of my soul.
11. C`est pourquoi je ne retiendrai point ma bouche, Je parlerai dans l`angoisse de mon coeur, Je me plaindrai dans l`amertume de mon âme.
11. Ary izaho dia tsy hamehy vava, fa hiteny noho ny fahorian' ny fanahiko sy hitaraina noho ny fangidian' ny fanahiko.
12. Am I a sea, or a whale, that thou settest a watch over me?
12. Suis-je une mer, ou un monstre marin, Pour que tu établisses des gardes autour de moi?
12. Ranomasina va aho, na trozona, no dia asianao fiambenana?
13. When I say, My bed shall comfort me, my couch shall ease my complaint;
13. Quand je dis: Mon lit me soulagera, Ma couche calmera mes douleurs,
13. Raha hoy aho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandriako,
14. Then thou scarest me with dreams, and terrifiest me through visions:
14. C`est alors que tu m`effraies par des songes, Que tu m`épouvantes par des visions.
14. "Dia mampitahotra ahy amin' ny nofy Ianao ary mampihorohoro ahy amin' ny tsindrimandry;"
15. So that my soul chooseth strangling, and death rather than my life.
15. Ah! je voudrais être étranglé! Je voudrais la mort plutôt que ces os!
15. Ka dia aleon' ny fanahiko ny fanakendana sy ny fahafatesana, toy izay ny aiko.
16. I loathe it; I would not live alway: let me alone; for my days are vanity.
16. Je les méprise!... je ne vivrai pas toujours... Laisse-moi, car ma vie n`est qu`un souffle.
16. "Maharikoriko ahy izao, tsy tiako ny ho velona ela; avelao aho, fa zava-poana ny androko."
17. What is man, that thou shouldest magnify him? and that thou shouldest set thine heart upon him?
17. Qu`est-ce que l`homme, pour que tu en fasses tant de cas, Pour que tu daignes prendre garde à lui,
17. Inona moa ny olona no ekenao ho lehibe ka ametrahanao ny fonao?
18. And that thou shouldest visit him every morning, and try him every moment?
18. Pour que tu le visites tous les matins, Pour que tu l`éprouves à tous les instants?
18. Sady vanginao isa-maraina izy sy zahanao toetra amin' ny fotoana rehetra?
19. How long wilt thou not depart from me, nor let me alone till I swallow down my spittle?
19. Quand cesseras-tu d`avoir le regard sur moi? Quand me laisseras-tu le temps d`avaler ma salive?
19. Mandra-pahoviana re vao hihodina tsy hijery ahy Ianao, ka mba hiala amiko mandra-piteliko rora?
20. I have sinned; what shall I do unto thee, O thou preserver of men? why hast thou set me as a mark against thee, so that I am a burden to myself?
20. Si j`ai péché, qu`ai-je pu te faire, gardien des hommes? Pourquoi me mettre en butte à tes traits? Pourquoi me rendre à charge à moi-même?
20. Efa nanota aho, inona no hataoko Aminao, ry mpiaro ny olombelona ô? Nahoana no dia nataonao fikendry aho, ka efa tonga enta-mavesatra amiko aho?
21. And why dost thou not pardon my transgression, and take away mine iniquity? for now shall I sleep in the dust; and thou shalt seek me in the morning, but I shall not be.
21. "Que ne pardonnes-tu mon péché, Et que n`oublies-tu mon iniquité? Car je vais me coucher dans la poussière; Tu me chercheras, et je ne serai plus."
21. "Ary nahoana no tsy mamela ny fahadisoako sy manaisotra ny heloko Ianao? Fa izao dia handry amin' ny vovoka aho; ary hitady ahy Ianao amin' ny maraina fa tsy ho ao aho."
<
>