1. Moreover Job continued his parable, and said,
1. Job prit de nouveau la parole sous forme sentencieuse et dit:
1. Dia mbola nandroso nanao ny oha-teny ihany Joba ka niteny hoe:
2. As God liveth, who hath taken away my judgment; and the Almighty, who hath vexed my soul;
2. Dieu qui me refuse justice est vivant! Le Tout Puissant qui remplit mon âme d`amertume est vivant!
2. "Raha velona koa Andriamanitra, Izay efa nanaisotra ny rariny tamiko ary ny Tsitoha Izay nampahory ny fanahiko;"
3. All the while my breath is in me, and the spirit of God is in my nostrils;
3. Aussi longtemps que j`aurai ma respiration, Et que le souffle de Dieu sera dans mes narines,
3. Fa mbola ao anatiko ihany ny aiko, ary eo am-bavoroko ny Fanahin' Andriamanitra,
4. My lips shall not speak wickedness, nor my tongue utter deceit.
4. Mes lèvres ne prononceront rien d`injuste, Ma langue ne dira rien de faux.
4. Dia tsy hiteny faharatsiana ny molotro, ary tsy hamorom-pitaka ny lelako.
5. God forbid that I should justify you: till I die I will not remove mine integrity from me.
5. "Loin de moi la pensée de vous donner raison! Jusqu`à mon dernier soupir je défendrai mon innocence;"
5. "Sanatria raha hanamarina anareo aho; mandra-pahafatiko dia tsy hampialaiko amiko ny tsy fananako tsiny."
6. My righteousness I hold fast, and will not let it go: my heart shall not reproach me so long as I live.
6. "Je tiens à me justifier, et je ne faiblirai pas; Mon coeur ne me fait de reproche sur aucun de mes jours."
6. "Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy havotsotro; ny foko tsy hanome tsiny ahy akory raha mbola velona koa aho."
7. Let mine enemy be as the wicked, and he that riseth up against me as the unrighteous.
7. Que mon ennemi soit comme le méchant, Et mon adversaire comme l`impie!
7. Aoka ho tahaka ny ratsy fanahy ny fahavaloko ary ho toy ny tsy marina izay mitsangana hanohitra ahy.
8. For what is the hope of the hypocrite, though he hath gained, when God taketh away his soul?
8. Quelle espérance reste-t-il à l`impie, Quand Dieu coupe le fil de sa vie, Quand il lui retire son âme?
8. Fa inona no fanantenan' ny mpihatsaravelatsihy, na dia mahazo tombony aza izy, rehefa tsoahin' Andriamanitra ny fanahiny?
9. Will God hear his cry when trouble cometh upon him?
9. Est-ce que Dieu écoute ses cris, Quand l`angoisse vient l`assaillir?
9. Hihaino ny fitarainany va Andriamanitra, raha ozoim-pahoriana izy?
10. Will he delight himself in the Almighty? will he always call upon God?
10. Fait-il du Tout Puissant ses délices? Adresse-t-il en tout temps ses prières à Dieu?
10. Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an' Andriamanitra mandrakariva va izy?
11. I will teach you by the hand of God: that which is with the Almighty will I not conceal.
11. Je vous enseignerai les voies de Dieu, Je ne vous cacherai pas les desseins du Tout Puissant.
11. "Hampianatra anareo amin' ny alalan' ny tanan' Andriamanitra aho; izay ao amin' ny Tsitoha dia tsy hafeniko."
12. Behold, all ye yourselves have seen it; why then are ye thus altogether vain?
12. "Mais vous les connaissez, et vous êtes d`accord; Pourquoi donc vous laisser aller à de vaines pensées?"
12. "Indreo, ianareo rehetra efa nahita izany; koa nahoana ianareo no manao hevi-poana?"
13. This is the portion of a wicked man with God, and the heritage of oppressors, which they shall receive of the Almighty.
13. Voici la part que Dieu réserve au méchant, L`héritage que le Tout Puissant destine à l`impie.
13. Izao no anjaran' ny ratsy fanahy avy amin' Andriamanitra, ary lovan' ny lozabe horaisiny avy amin' ny Tsitoha:
14. If his children be multiplied, it is for the sword: and his offspring shall not be satisfied with bread.
14. "S`il a des fils en grand nombre, c`est pour le glaive, Et ses rejetons manquent de pain;"
14. "Raha mihamaro ny zanany, dia ho an' ny sabatra izany; ary ny taranany tsy ho voky hanina."
15. Those that remain of him shall be buried in death: and his widows shall not weep.
15. Ceux qui échappent sont enterrés par la peste, Et leurs veuves ne les pleurent pas.
15. "Ireo izay sisa avy aminy dia halevina noho ny fahafatesana; ary tsy hitomany ny mpitondratenany."
16. Though he heap up silver as the dust, and prepare raiment as the clay;
16. S`il amasse l`argent comme la poussière, S`il entasse les vêtements comme la boue,
16. Na dia mahary volafotsy hoatra ny vovoka aza izy, ary mahangona fitafiana hoatra ny tanimanga,
17. He may prepare it, but the just shall put it on, and the innocent shall divide the silver.
17. C`est lui qui entasse, mais c`est le juste qui se revêt, C`est l`homme intègre qui a l`argent en partage.
17. "Afaka manangona ihany izy, nefa ny marina no hitafy izany, ary ny tsy manan-tsiny no hizara ny volafotsy;"
18. He buildeth his house as a moth, and as a booth that the keeper maketh.
18. Sa maison est comme celle que bâtit la teigne, Comme la cabane que fait un gardien.
18. "Manao ny tranony tahaka ny an' ny lolofotsy izy, ary tahaka ny trano rantsankazo ataon' ny mpiandry voly;"
19. The rich man shall lie down, but he shall not be gathered: he openeth his eyes, and he is not.
19. "Il se couche riche, et il meurt dépouillé; Il ouvre les yeux, et tout a disparu."
19. "Handry ny manankarena nefa tsy ho tafatoetra; hahirany ny masony nefa tsy hisy intsony ao."
20. Terrors take hold on him as waters, a tempest stealeth him away in the night.
20. "Les terreurs le surprennent comme des eaux; Un tourbillon l`enlève au milieu de la nuit."
20. "Ny fampahatahorana mahatratra azy tahaka ny riaka; nony alina dia paohin' ny tafio-drivotra izy;"
21. The east wind carrieth him away, and he departeth: and as a storm hurleth him out of his place.
21. "Le vent d`orient l`emporte, et il s`en va; Il l`arrache violemment de sa demeure."
21. "Ny rivotra avy any atsinanana mampiainga sy mahalasa azy; ary tahaka ny tafiotra izay mipaoka azy hiala amin' ny fitoerany;"
22. For God shall cast upon him, and not spare: he would fain flee out of his hand.
22. Dieu lance sans pitié des traits contre lui, Et le méchant voudrait fuir pour les éviter.
22. "Fa hasian' Andriamanitra izy ka tsy iantrany, ary mandositra dia mandositra ho afaka amin' ny tanany izy;"
23. Men shall clap their hands at him, and shall hiss him out of his place.
23. On bat des mains à sa chute, Et on le siffle à son départ.
23. Hotehafin' ny olona tanana izy sady hihisitrisirany ka hampialàny amin' ny fonenany.
<
>