Jeremiah and Pashhur

1. Now Pashur the son of Immer the priest, who was also chief governor in the house of the LORD, heard that Jeremiah prophesied these things.
1. Paschhur, fils d`Immer, sacrificateur et inspecteur en chef dans la maison de l`Éternel, entendit Jérémie qui prophétisait ces choses.
1. Ary Pasora, zanak' i Imera, mpisorona sady mpiandraikitra ny tranon' i Jehovah, raha nandre an' i Jeremia naminany izany zavatra izany,
2. Then Pashur smote Jeremiah the prophet, and put him in the stocks that were in the high gate of Benjamin, which was by the house of the LORD.
2. Et Paschhur frappa Jérémie, le prophète, et le mit dans la prison qui était à la porte supérieure de Benjamin, dans la maison de l`Éternel.
2. Dia namely an' i Jeremia mpaminany sady namatotra azy tamin' ny boloky hazo izay teo am-bavahadin' i Benjamina, dia ilay eo ambony, eo anilan' ny tranon' i Jehovah.
3. And it came to pass on the morrow, that Pashur brought forth Jeremiah out of the stocks. Then said Jeremiah unto him, The LORD hath not called thy name Pashur, but Magormissabib.
3. Mais le lendemain, Paschhur fit sortir Jérémie de prison. Et Jérémie lui dit: Ce n`est pas le nom de Paschhur que l`Éternel te donne, c`est celui de Magor Missabib.
3. Ary izao no niseho, nony ampitso dia nesorin' i Pasora tamin' ny boloky hazo Jeremia.dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon' i Jehovah hoe: Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba.
4. For thus saith the LORD, Behold, I will make thee a terror to thyself, and to all thy friends: and they shall fall by the sword of their enemies, and thine eyes shall behold it: and I will give all Judah into the hand of the king of Babylon, and he shall carry them captive into Babylon, and shall slay them with the sword.
4. "Car ainsi parle l`Éternel: Voici, je te livrerai à la terreur, toi et tous tes amis; ils tomberont par l`épée de leurs ennemis, et tes yeux le verront. Je livrerai aussi tout Juda entre les mains du roi de Babylone, qui les emmènera captifs à Babylone et les frappera de l`épée."
4. "Fa izao no lazain' i Jehovah: Indro, hataoko fampangorohoroana ho an' ny tenanao sy ny sakaizanao rehetra ianao,ary ho lavon' ny sabatry ny fahavalony ireo, dia ho hitan' ny masonao izany; ary ny Joda rehetra hatolotro eo an-tanan' ny mpanjakan' i Babylona, dia hoentiny ho babo any Babylona izy ka hovonoiny amin' ny sabatra."
5. Moreover I will deliver all the strength of this city, and all the labours thereof, and all the precious things thereof, and all the treasures of the kings of Judah will I give into the hand of their enemies, which shall spoil them, and take them, and carry them to Babylon.
5. Je livrerai toutes les richesses de cette ville, tout le produit de son travail, tout ce qu`elle a de précieux, je livrerai tous les trésors des rois de Juda entre les mains de leurs ennemis, qui les pilleront, les enlèveront et les transporteront à Babylone.
5. Ary ny hery rehetra amin' ity tanàna ity sy ny fisasarana rehetra sy ny zava-tsoany rehetra ary ny rakitry ny mpanjakan' ny Joda rehetra dia samy hatolotro eo an-tanan' ny fahavalony, izay hamabo sy haka azy ireny ka hitondra azy ho any Babylona.
6. And thou, Pashur, and all that dwell in thine house shall go into captivity: and thou shalt come to Babylon, and there thou shalt die, and shalt be buried there, thou, and all thy friends, to whom thou hast prophesied lies.
6. "Et toi, Paschhur, et tous ceux qui demeurent dans ta maison, vous irez en captivité; tu iras à Babylone, et là tu mourras, et là tu seras enterré, toi et tous tes amis auxquels tu as prophétisé le mensonge."
6. "Ary ianao, ry Pasora, sy izay rehetra mitoetra ao an-tranonao dia ho lasan-ko babo; ary ho tonga any Babylona ianao, ka any no hahafatesanao, ary any koa no handevenana anao mbamin' ny sakaizanao rehetra izay efa naminanianao lainga."

Jeremiah's Complaint

7. O LORD, thou hast deceived me, and I was deceived: thou art stronger than I, and hast prevailed: I am in derision daily, every one mocketh me.
7. "Tu m`as persuadé, Éternel, et je me suis laissé persuader; Tu m`as saisi, tu m`as vaincu. Et je suis chaque jour un objet de raillerie, Tout le monde se moque de moi."
7. "Jehovah ô, notaominao aho ka voataona; mahery noho izaho ianao, ka resinao aho; tonga fihomehezana isan' andro aho, izy rehetra dia maneso ahy."
8. For since I spake, I cried out, I cried violence and spoil; because the word of the LORD was made a reproach unto me, and a derision, daily.
8. Car toutes les fois que je parle, il faut que je crie, Que je crie à la violence et à l`oppression! Et la parole de l`Éternel est pour moi Un sujet d`opprobre et de risée chaque jour.
8. "Fa hatramin' izay nitenenako dia nitaraina aho, niantso loza sy fandravana; fa ny tenin' i Jehovah dia atao fanakorana sy fihomehezana ahy isan' andro."
9. Then I said, I will not make mention of him, nor speak any more in his name. But his word was in mine heart as a burning fire shut up in my bones, and I was weary with forbearing, and I could not stay.
9. Si je dis: Je ne ferai plus mention de lui, Je ne parlerai plus en son nom, Il y a dans mon coeur comme un feu dévorant Qui est renfermé dans mes os. Je m`efforce de le contenir, et je ne le puis.
9. Dia hoy aho: Tsy hanonona Azy aho, na hiteny intsony amin' ny anarany. Nefa ny teniny dia toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin' ny taolako, ary sasatra ny niaritra aho ka tsy nahazaka.
10. For I heard the defaming of many, fear on every side. Report, say they, and we will report it. All my familiars watched for my halting, saying, Peradventure he will be enticed, and we shall prevail against him, and we shall take our revenge on him.
10. Car j`apprends les mauvais propos de plusieurs, L`épouvante qui règne à l`entour: Accusez-le, et nous l`accuserons! Tous ceux qui étaient en paix avec moi Observent si je chancelle: Peut-être se laissera-t-il surprendre, Et nous serons maîtres de lui, Nous tirerons vengeance de lui!
10. Fa reko ny endrikendriky ny maro, ny fampitahorana manodidina.Torio, hoy izy ireo, dia hotorintsika izany. Izay rehetra tsara fihavanana amiko dia miandry izay hahalavoako, ka manao hoe: Angamba ho voataona izy, dia horesentsika sy hovaliantsika.
11. But the LORD is with me as a mighty terrible one: therefore my persecutors shall stumble, and they shall not prevail: they shall be greatly ashamed; for they shall not prosper: their everlasting confusion shall never be forgotten.
11. "Mais l`Éternel est avec moi comme un héros puissant; C`est pourquoi mes persécuteurs chancellent et n`auront pas le dessus; Ils seront remplis de confusion pour n`avoir pas réussi: Ce sera une honte éternelle qui ne s`oubliera pas."
11. "Kanefa Jehovah momba ahy toy ny lehilahy mahery sy mahatahotra, ary noho izany dia ho tafintohina ny mpanenjika ahy ka tsy haharesy ahy; ho menatra indrindra izy, satria tsy ambinina; tsy hohadinoina na oviana na oviana ny fahamenarany mandrakizay."
12. But, O LORD of hosts, that triest the righteous, and seest the reins and the heart, let me see thy vengeance on them: for unto thee have I opened my cause.
12. L`Éternel des armées éprouve le juste, Il pénètre les reins et les coeurs. Je verrai ta vengeance s`exercer contre eux, Car c`est à toi que je confie ma cause.
12. Fa Ianao Jehovah, Tompon' ny maro ô, izay mizaha toetra ny marina, ka mahita ny voa sy ny fo, aoka ho hitako ny famalianao azy, fa taminao no namelarako ny adiko.
13. Sing unto the LORD, praise ye the LORD: for he hath delivered the soul of the poor from the hand of evildoers.
13. Chantez à l`Éternel, louez l`Éternel! Car il délivre l`âme du malheureux de la main des méchants.
13. "Mihirà ho an' i Jehovah, miderà an' i Jehovah; fa izy no nanafaka ny fanahin' ny mahantra tamin' ny tanan' ny mpanao ratsy."
14. Cursed be the day wherein I was born: let not the day wherein my mother bare me be blessed.
14. Maudit sois le jour où je suis né! Que le jour où ma mère m`a enfanté Ne soit pas béni!
14. Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahiana anie ny andro izay niterahan' ineny ahy!
15. Cursed be the man who brought tidings to my father, saying, A man child is born unto thee; making him very glad.
15. Maudit soit l`homme qui porta cette nouvelle à mon père: Il t`est né un enfant mâle, Et qui le combla de joie!
15. Ho voaozona anie ny olona izay nitondra teny mahafaly tamin' ikaky nanao hoe: Tera-dahy ianao! ka nahafaly azy indrindra.
16. And let that man be as the cities which the LORD overthrew, and repented not: and let him hear the cry in the morning, and the shouting at noontide;
16. Que cet homme soit comme les villes Que l`Éternel a détruites sans miséricorde! Qu`il entende des gémissements le matin, Et des cris de guerre à midi!
16. "Ary aoka izany lehilahy izany ho toy ny tanàna izay noravan' i Jehovah ka tsy nanenenany; ary aoka izy handre fitarainana nony maraina sy akoralava nony mitataovovonana,"
17. Because he slew me not from the womb; or that my mother might have been my grave, and her womb to be always great with me.
17. Que ne m`a-t-on fait mourir dans le sein de ma mère! Que ne m`a-t-elle servi de tombeau! Que n`est-elle restée éternellement enceinte!
17. Satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy, na hahatonga an' ineny ho fasako, ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony.
18. Wherefore came I forth out of the womb to see labour and sorrow, that my days should be consumed with shame?
18. Pourquoi suis-je sorti du sein maternel Pour voir la souffrance et la douleur, Et pour consumer mes jours dans la honte?
18. Nahoana re aho no nivoaka avy tany an-kibo mba hahita fahoriana sy alahelo, ka ho lany aman-kenatra ny androko?
<
>